Asasoratra
Avy amin’ny asa ankapobeny mankany amin’ny asa manokana
Ampiasaina ny mahantra hanao an’izao rehetra izao, na inona io na inona, fa ny hany tadiavina dia ny hilàna azy, (…) Read more
Ny fahasalamana : tena tebiteby tokoa any amin’ny tontolon’ny fahantrana lalina.
Any amin’ny tontolon’ny fahantrana lalina, (…) ny fahasalamana dia tena mampivadika atidoha mihitsy ; io firariantsoa atao momba azy tsy an-kijanona (…) Read more
Na oviana na oviana tsy ho vorona maty intsony no mariky ny loza mahazo
Nisy toe-javatra iray nitranga tamin’ny fahazazako
tena nitondra akony lalina teo amin’ny fiainako.
Tamin’ny fotoana nisian’ny fahoriana nianjady taminay.
Inona no antony?
Tsy fantatro (…) Read more
Averina amin’ny fadiranovana ny tantarany
Tsy mba ampitaina ny tantaran’ny fadiranovana raha tsy rehefa mahakasika kely ny fiainan’ny olona tsy mahantra : amin’ny fotoanan’ny ady, ny (…) Read more
Mitondra ny fanantenan’ny mahantra fadiranovana
Rehefa tonga tao amin’ny tobin’i Noisy-le-Grand aho dia tafahaona tamina fianakaviana tsy nahomby, fianakaviana izay nitondra ny teny hoe : fijaliana, (…) Read more
Ho hafa ny rahampitso…
Ahoana ny fomba hilazana aminareo ny fitaintainan’ireny fianakaviana ireny
amin’ny fotoanan’ny ririnina
rehefa tapahin’ny fitondrana ny jiro sy ny gazy,
ka tsy misy (…) Read more
Fitiavana lalina ny zanak’olombelona
Navoaka ho matoan-dahatsoratra tao amin’ny gazety-boky Igloos, lah 44, ny janoary-febroary 1969, ity lahatsoratra ity dia nambara ho toy ny (…) Read more
Toran’ny hehy ny fahantrana
Noho izy miankina amin’ny olon-dehibe sy ny tontolo iainany,
dia mahantra daholo ny ankizy rehetra eran-tany.
Na zanaky ny mpanana izy na (…) Read more
Fantany fa nifankatia ny ray aman-dreniny
Efa niotrika tao volana maromaro ity zavatra ity
Efa tena lasa navesatra loatra ny fiainana
ka tsy zakan’ilay lehilahy intsony,
satria ny tsy (…) Read more
Tompo ô, matahotra Anao aho
Matahotra ny hifatotra aminao aho,
ny hametraka ny fiainako eo am-pelatananao,
satria matahotra ny fijaliana aho,
matahotra ny tsy rariny sy ny hanirery.
Noho (…) Read more