Search Results for:
Teraka avy tamin’ny fandavana iray sy ny fanamby iray ny adintsika.
Rehefa niaraka tamin’ireo fianakaviana tao amin’ny Tobin’i Noisy le Grand izahay tamin’ny volana Jolay 1956, dia nianiana fa foana hatreo (…) Read more
Ho mpanompo
Rehefa nohamasinina ho pretra aho dia nanontaniana hoe: “Inona no andalan-tsoratra masina izay mitarika ny fiainanao? “. Namaly avy hatrany (…) Read more
Fanantenana, anjara tokana ho an’ireo tena sahirana
Ny fanantenana kristiana dia ny tsy fiheverana fa tsy ho lavo na oviana na oviana ny olona, na ny fandavana (…) Read more
Amin’izao fotoanan’ny Krismasy izao
Fony aho mbola kely, 4 hatramin’ny 13 taona teo, dia nandeha tany amin-dry masera Mpiandry Ondry Tsara aho isaky ny (…) Read more
Ny fihetsika maneho fitiavana rehetra dia fototry ny fanantenan’ny mahantra avokoa.
Manodidina an’i Georgette ny ankizy, mitampifipify eo aminy izy ireo, tahaka ireny voninavoko misitrika any anaty bozaka ireny.
Zaza iraika ambin’ny (…) Read more
Averina any amin’ny firahalahiana ny tantara.
“Sahala amin’ny milentika ao anatin’ny tantara toy ny jamba marenina sy moana very fanahy mitady ny lalany ny zanak’olombelona. Tsy (…) Read more
Ny niandohan’ny 17 Oktobra: manamarika ny firosoan’ny fisainana momba ny Zon’olombelona.
( … ) Tato ho ato, ny hasotriana , ny fahantrana lalina, dia lasa tena mampitaraina mihitsy, hany ka tsy (…) Read more
Fotoanan’ny fifanakalozam-pahalalana izao
“Manery ny oniversite hitodika any amin’ny Vahoaka sahirana ny andraikitra ara-moraly sy ara-politika ary ny fihenjanan’ny siansa, tsy ny hampianatra (…) Read more
Ny asa ahazoana voninahitra
Na dia ny asa izay horahan’ny olona aza dia afaka manome ho an’izay manatanteraka azy fahatsapana fahasoavana sy fahamendrehana ho (…) Read more
Ny fahamarinana hafahafa
Raha eo amin’ny tranga miovaova foana ny tena, manano sarotra ihany ny fitantanan-kevitra, raha miaina ny tena eo amin’ny faribohitra (…) Read more