{"id":57,"count":63,"description":"<h2 class=\"subtitle\"><strong><span style=\"color: #ff6600\">Tonga soa ato amin\u2019ny sita Joseph Wresinski nohavaozina<\/span><\/strong><\/h2>\r\nNoho ny fankalazana ny fahazato taona nahaterahan\u2019i Joseph Wresinski, ny 12 febroary 1917 tao Angers, ilay sita noforonin\u2019ny Foibe Joseph Wresinski mba hanapariahana sy hampahafantarana ny fiainany sy ny asa soa vitany ary ny hevitry ny mpamorona ny Fikambanana ATD Quart Monde dia nohatsaraina ka atolotra anao mirakitra harena bebe kokoa: ankoatra ny lahatsoratra manomboka izao dia hisy koa sary sy sarivelona ary horonampeo.\r\n\r\nVaovao koa ny milina fikarohana ka ho mora kokoa ho anao ny hahita ny zavatra tadiavinao.\r\n\r\nHisy ezaka goavana hatao mba ho tahirin-kevitra faran\u2019izay betsaka amin\u2019ny fiteny maro samy hafa no ho hitanao ao. Hisy amin\u2019ny teny (azo isafidianana poloney, portogey, Malagasy, kreoly\u2026). Mbola tsy afaka mamelatra tanteraka ny sita izahay amin\u2019izao fotoana izao fa efa afaka manolotra ho anao kosa takila manokana izay hohatevenina ombieny ombieny, ary manantena ny fandraisanao anjara amin\u2019izany koa izahay raha misy ny azonao atao. Aza mihambahamba ny hampahafantatra sy hanome anay izay dikanteny misy kanefa tsy voatery ho fantatray.","link":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/category\/other-languages\/malagasy\/","name":"MALAGASY","slug":"malagasy","taxonomy":"category","parent":159,"meta":[],"acf":[],"yoast_head":"<!-- This site is optimized with the Yoast SEO plugin v27.5 - https:\/\/yoast.com\/product\/yoast-seo-wordpress\/ -->\n<title>MALAGASY Archives - Joseph Wresinski EN<\/title>\n<meta name=\"robots\" content=\"index, follow, max-snippet:-1, max-image-preview:large, max-video-preview:-1\" \/>\n<link rel=\"canonical\" href=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/category\/other-languages\/malagasy\/\" \/>\n<meta property=\"og:locale\" content=\"en_US\" \/>\n<meta property=\"og:type\" content=\"article\" \/>\n<meta property=\"og:title\" content=\"MALAGASY Archives - Joseph Wresinski EN\" \/>\n<meta property=\"og:description\" content=\"Tonga soa ato amin\u2019ny sita Joseph Wresinski nohavaozina Noho ny fankalazana ny fahazato taona nahaterahan\u2019i Joseph Wresinski, ny 12 febroary 1917 tao Angers, ilay sita noforonin\u2019ny Foibe Joseph Wresinski mba hanapariahana sy hampahafantarana ny fiainany sy ny asa soa vitany ary ny hevitry ny mpamorona ny Fikambanana ATD Quart Monde dia nohatsaraina ka atolotra anao mirakitra harena bebe kokoa: ankoatra ny lahatsoratra manomboka izao dia hisy koa sary sy sarivelona ary horonampeo. Vaovao koa ny milina fikarohana ka ho mora kokoa ho anao ny hahita ny zavatra tadiavinao. Hisy ezaka goavana hatao mba ho tahirin-kevitra faran\u2019izay betsaka amin\u2019ny fiteny maro samy hafa no ho hitanao ao. Hisy amin\u2019ny teny (azo isafidianana poloney, portogey, Malagasy, kreoly\u2026). Mbola tsy afaka mamelatra tanteraka ny sita izahay amin\u2019izao fotoana izao fa efa afaka manolotra ho anao kosa takila manokana izay hohatevenina ombieny ombieny, ary manantena ny fandraisanao anjara amin\u2019izany koa izahay raha misy ny azonao atao. Aza mihambahamba ny hampahafantatra sy hanome anay izay dikanteny misy kanefa tsy voatery ho fantatray.\" \/>\n<meta property=\"og:url\" content=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/category\/other-languages\/malagasy\/\" \/>\n<meta property=\"og:site_name\" content=\"Joseph Wresinski EN\" \/>\n<meta name=\"twitter:card\" content=\"summary_large_image\" \/>\n<script type=\"application\/ld+json\" class=\"yoast-schema-graph\">{\"@context\":\"https:\\\/\\\/schema.org\",\"@graph\":[{\"@type\":\"CollectionPage\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/category\\\/other-languages\\\/malagasy\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/category\\\/other-languages\\\/malagasy\\\/\",\"name\":\"MALAGASY Archives - Joseph Wresinski EN\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#website\"},\"breadcrumb\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/category\\\/other-languages\\\/malagasy\\\/#breadcrumb\"},\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"BreadcrumbList\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/category\\\/other-languages\\\/malagasy\\\/#breadcrumb\",\"itemListElement\":[{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":1,\"name\":\"Home\",\"item\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/\"},{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":2,\"name\":\"Other languages\",\"item\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/category\\\/other-languages\\\/\"},{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":3,\"name\":\"MALAGASY\"}]},{\"@type\":\"WebSite\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#website\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/\",\"name\":\"Joseph Wresinski EN\",\"description\":\"A website coordinated by the Joseph Wresinski Centre\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"SearchAction\",\"target\":{\"@type\":\"EntryPoint\",\"urlTemplate\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/?s={search_term_string}\"},\"query-input\":{\"@type\":\"PropertyValueSpecification\",\"valueRequired\":true,\"valueName\":\"search_term_string\"}}],\"inLanguage\":\"en-US\"}]}<\/script>\n<!-- \/ Yoast SEO plugin. -->","yoast_head_json":{"title":"MALAGASY Archives - Joseph Wresinski EN","robots":{"index":"index","follow":"follow","max-snippet":"max-snippet:-1","max-image-preview":"max-image-preview:large","max-video-preview":"max-video-preview:-1"},"canonical":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/category\/other-languages\/malagasy\/","og_locale":"en_US","og_type":"article","og_title":"MALAGASY Archives - Joseph Wresinski EN","og_description":"Tonga soa ato amin\u2019ny sita Joseph Wresinski nohavaozina Noho ny fankalazana ny fahazato taona nahaterahan\u2019i Joseph Wresinski, ny 12 febroary 1917 tao Angers, ilay sita noforonin\u2019ny Foibe Joseph Wresinski mba hanapariahana sy hampahafantarana ny fiainany sy ny asa soa vitany ary ny hevitry ny mpamorona ny Fikambanana ATD Quart Monde dia nohatsaraina ka atolotra anao mirakitra harena bebe kokoa: ankoatra ny lahatsoratra manomboka izao dia hisy koa sary sy sarivelona ary horonampeo. Vaovao koa ny milina fikarohana ka ho mora kokoa ho anao ny hahita ny zavatra tadiavinao. Hisy ezaka goavana hatao mba ho tahirin-kevitra faran\u2019izay betsaka amin\u2019ny fiteny maro samy hafa no ho hitanao ao. Hisy amin\u2019ny teny (azo isafidianana poloney, portogey, Malagasy, kreoly\u2026). Mbola tsy afaka mamelatra tanteraka ny sita izahay amin\u2019izao fotoana izao fa efa afaka manolotra ho anao kosa takila manokana izay hohatevenina ombieny ombieny, ary manantena ny fandraisanao anjara amin\u2019izany koa izahay raha misy ny azonao atao. Aza mihambahamba ny hampahafantatra sy hanome anay izay dikanteny misy kanefa tsy voatery ho fantatray.","og_url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/category\/other-languages\/malagasy\/","og_site_name":"Joseph Wresinski EN","twitter_card":"summary_large_image","schema":{"@context":"https:\/\/schema.org","@graph":[{"@type":"CollectionPage","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/category\/other-languages\/malagasy\/","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/category\/other-languages\/malagasy\/","name":"MALAGASY Archives - Joseph Wresinski EN","isPartOf":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#website"},"breadcrumb":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/category\/other-languages\/malagasy\/#breadcrumb"},"inLanguage":"en-US"},{"@type":"BreadcrumbList","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/category\/other-languages\/malagasy\/#breadcrumb","itemListElement":[{"@type":"ListItem","position":1,"name":"Home","item":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/"},{"@type":"ListItem","position":2,"name":"Other languages","item":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/category\/other-languages\/"},{"@type":"ListItem","position":3,"name":"MALAGASY"}]},{"@type":"WebSite","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#website","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/","name":"Joseph Wresinski EN","description":"A website coordinated by the Joseph Wresinski Centre","potentialAction":[{"@type":"SearchAction","target":{"@type":"EntryPoint","urlTemplate":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/?s={search_term_string}"},"query-input":{"@type":"PropertyValueSpecification","valueRequired":true,"valueName":"search_term_string"}}],"inLanguage":"en-US"}]}},"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/categories\/57","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/categories"}],"about":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/taxonomies\/category"}],"up":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/categories\/159"}],"wp:post_type":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts?categories=57"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}