{"id":3690,"date":"2021-06-22T00:00:07","date_gmt":"2021-06-21T22:00:07","guid":{"rendered":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/?p=3690"},"modified":"2021-06-22T09:03:22","modified_gmt":"2021-06-22T07:03:22","slug":"fahazato-taona-nahaterahani-a-de-vos-van-steenwijk","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/fahazato-taona-nahaterahani-a-de-vos-van-steenwijk\/","title":{"rendered":"22 jona 2021, fahazato taona nahaterahan\u2019i Alwine de Vos van Steenwijk"},"content":{"rendered":"<h1><strong>\u00ab\u00a0Manaova fikarohana momba ny fahantrana\u00a0!\u00bb<\/strong><\/h1>\n<p><em>Ho feno zatotaona i Alwine de Vos van Steenwijk ny 22 jona 2021 izao. Fanararaotra ny tsingerin-taona toa izao mba hahatsiarovana an\u2019io diplomaty holandey io, niasa tao Paris tamin\u2019ny faran\u2019ny taona 50, solotena maharitry ny fireneny, Holandy,\u00a0 tao amin\u2019ny OCDE. Reny ny fisian\u2019ny toby ho an\u2019ny tsy manan-kialofana Noisy-le-Grand, tao am-baravaran\u2019i Paris dia lasa izy nankany. Nitsimbadika tanteraka ny fiainany rehefa nihaona tamin\u2019i mompera Josefa izy. Taty aoriana kely dia nialany ny asa maha diplomaty azy ary nanolo-tena izy hiara-miasa amin\u2019io lehilahy miara-mitolona amin\u2019ny fianakaviana vitsivitsy efa nailiky ny olona rehetra, tsy nisy mpiraharaha.Nangatahin\u2019i Mompera Jozefa izy dia nanaiky hirotsaka tamin\u2019ny fikarohana mba hampahafantatra sy hampanekena ny mahantra fadiranovana, ao Frantsa, any Eoropa,\u00a0 ary manerana an\u2019izao tontolo izao. Filohan\u2019ny Firohotana Iraisam-pirenena ATD Quart Monde izy ny 1974 hatramin\u2019ny 2002, izy no nampisy mpihaino an\u2019i mompera Josefa sy nahafahany nitondra ny tenin\u2019ny Quart Monde hatrany amin\u2019ny fara tampon\u2019ny rafitra iraisam-pirenena. Rehefa nodimandry ilay nanorina ny Firohotana dia sady nanatanteraka hatrany ny asa nankinina taminy tany amin\u2019ny rafitra iraisam-pirenena izy no angady nananana ny namoronana ny Trano Joseph Wresinski, zokin\u2019ny Foibe Joseph Wresinski ankehitriny, mba tsy hisy ho very na kely aza ny lova navelan\u2019ny mpanorina ny Firohotana ary mba hahazoan\u2019ny olona maro be mandeha ao. Nodimandry tamin\u2019ny janoary 2012 tany Holandy izy.<\/em><\/p>\n<p><em>Toy izao ny fitantaran\u2019i mompera Josefa ny fihaonan-dry zareo voalohany, ao amin\u2019ny bokiny hoe \u00ab Ny mahantra no Fiangonana \u00bb<span id='easy-footnote-1-3690' class='easy-footnote-margin-adjust'><\/span><span class='easy-footnote'><a href='https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/fahazato-taona-nahaterahani-a-de-vos-van-steenwijk\/#easy-footnote-bottom-1-3690' title='Notsongaina tamin\u2019ny boky, \u00ab Les pauvres sont l\u2019Eglise \u00bb, Le Centurion, Paris, 1983; Le Cerf, Paris, 2011, ; 173-174 de l&amp;#8217;\u00e9dition en malagasy, Foi et Justice, 2019, nadikan\u2019i Ars\u00e8ne Razanatsimba'><sup>1<\/sup><\/a><\/span>.<\/em><\/p>\n<p>&#8220;Vavolombelona, izany hoe vavolombelon&#8217;izay niainan&#8217;ny fianakaviana, izay nanerena azy, izay nampijaly azy ary nolaviny. Taty aoriana vao tonga ny finiavana hiventy ny fanantenany sy ny fahaizany. Ny nampitebiteby ahy aloha dia ny handresy lahatra ny manampahefana sy ny besinimaro fa tsy rariny ny zavamisy ara-tsosialy sy ara-tantara niaraha-nahita. Izaho anefa tsy nahavita fianarana, ny miasa avy hatrany no tiako fa tsy naharototra ahy firy ny fianarana. Nanandrana nanery ny tenako hisaina sy hanefy ny fahaizako aho, saingy nila ny mihoatra an&#8217;izany izahay, nila fiantohana tena siantifika. Rehefa tonga i Alwine de vos, ny faha-10 janoary, tamin&#8217;ny atiririnina indrindra, dia nifantina akanjo no nasaiko nataony. Fa rehefa nanontany ahy kosa izy hoe : Inona indray no hatao izao ? \u00bb, dia fianarana no nasaiko nataony. Tafintohina izy, tahaka ny nahatafintohina an\u2019i Andr\u00e9 Etesse nasaiko nikarakara lehilahy efa maty, nefa lasa talem-pikambanana, raha hanatitra lamba fotsiny no nahatongavany. Lasa vinany i Alwine, sady izay izy nasaiko nandinika izay mitranga any amin&#8217;ny firenen-kafa noho izy diplaomaty. Ny ampitson&#8217;iny, nasaiko nanampy ahy handray mpanao gazety holandey izy, noho izy holandey. Dia takany fa rehafa manazava amin&#8217;ny hafa sy te handresy lahatra azy dia tsy maintsy mahalala tsara ny momba ny tena aloha. Teo no nahaterahan&#8217;ny Foibem-Pikarohana, sambany mba nisy fikambanana frantsay miady amin&#8217;ny fahantrana nanangana an&#8217;izany.<\/p>\n<p>Niorina ny Foibe, tsikelikely, nampihafy sady nampirotsa-dranomaso ary tsy nisy na iza na iza nahalala izay dikany. Nampanonta taratasy fanoratana misy andohany hoe \u201cBiraom-Pikarohana ara-tsosialy\u201c i Alwine, dia nanomboka nampihatra ny traikefa azony tamin&#8217;ny asany teo aloha : namorona fifandraisana tamin&#8217;ny fanjakana, niditra tao amin&#8217;ny UNESCO, nandrindra diafibeazana ho any Holandy, ary nanatontosa fikaonandoha iraisam-pirenena. Nisy manam-pahaizana manokana nasainy ka tsy maintsy noraisinay tao amin&#8217;ny Tobin&#8217;i Noisy. Nisy andiana mpiasa niandry tao amin&#8217;ny trano tsizarizary iray, kidoro nampifanaingenina no nipetrahanay.<\/p>\n<p>Manao fikarohana momba ny fahantrana, marina ny anao mampahatsiahy an\u2019izany, tsy dia tsara loatra ny fahitana izany teto Frantsa tamin&#8217;ny 1960. Na dia ilay teny hoe fahantrana fotsiny aza dia efa tsy tiana. Tao amin&#8217;ny Foiben&#8217;ny Tahirim-bola Fanampiana ny fianakaviana tao Parisy, naleony nampiasa ny hoe Olona tsy mahay miara-monina, ary ny filazany ny mpirotsaka an-tsitrapo tato aminay dia hoe azo antoka fa ramatoa mbola manao ba foana ho an&#8217;ny mahantrany ireo. Nisy koa nilaza fa ny mikaroka dia midika ho manararaotra ny fianakaviana. Ireny fanaratsiana sy fanoherana ireny dia mainka koa nanamafy ny firaisan&#8217;ny Mpirotsaka an-tsitrapo izay tena mbola vitsy kely tokoa&#8221;.<\/p>\n<p><em>I Alwine de Vos van Steenwjik dia nanoratra boky betsaka ary namoaka lahatsoratra maro be. \u00ab Ny fihantsian\u2019ny mpitrongy vao homana \u00bb, boky voalohany nosoratany tamin\u2019ny 1972 izay nisy fiantraikany lehibe dia lehibe. Ny namaranany azy dia takila roa mitondra ny lohateny hoe : \u00ab Ho famaranana \u00bb izay averinay etoana<span id='easy-footnote-2-3690' class='easy-footnote-margin-adjust'><\/span><span class='easy-footnote'><a href='https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/fahazato-taona-nahaterahani-a-de-vos-van-steenwijk\/#easy-footnote-bottom-2-3690' title='Alwine de Vos van Steenwijk, La Provocation sous-prol\u00e9tarienne, Editions Quart Monde, Pierrelaye, 1972; pp.299-301'><sup>2<\/sup><\/a><\/span>.<\/em><strong>\u00a0<\/strong><\/p>\n<p>&#8220;Mazava loatra fa misy antony tsotsotra kokoa tsy maintsy ankatoavana ny olom-pirenena faran\u2019izay mahandra indrindra ho rahalahy sy tompo. Tsotra loatra ilay izy ho an\u2019ny sasany satria tsy misy maha revolisionera azy ary tsy manana tetikasa mahatalanjona aty am-piandohana. Nefa, araka ny hevitray, izy no tena marina, izy no antomotra indrindra, izy no manaja indrindra ny maha olona. Ny mpikatroka azo antoka indrindra hitanay nandritra ny ady mba hisian\u2019ny fiarahamonina manivana<span id='easy-footnote-3-3690' class='easy-footnote-margin-adjust'><\/span><span class='easy-footnote'><a href='https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/fahazato-taona-nahaterahani-a-de-vos-van-steenwijk\/#easy-footnote-bottom-3-3690' title='Io hevitra hoe fiarahamonina manivana io dia mitodika any amin\u2019ny finiavana hametraka ny mahantra fadiranovana\u00a0 sy ny lavitra dia lavitra ny zolazaina fa ananan\u2019ny olombelona rehetra eo amin\u2019ny laharam-pahamehana. Io fitenynampiasaina tao amin\u2019io boky tamin\u2019\u2019ny 1972 io dia nialana ary nosoloina fiteny hafa, toy ny hoe \u00ab ny laharam-pahamehana ho an\u2019ny mahantra fadoranovana \u00bb \u00ab\u00a0 tonga any amin\u2019ny mahantra indrindra \u00bb na \u00ab tsy mamela na iza na iza an-jorom-bala \u00bb'><sup>3<\/sup><\/a><\/span> vaovao dia ireo izay nandeha tany amin\u2019ny faritra maizimaizina, tsotra fotsiny ny antony, satriatany no nahitany fahoriana tsy hay lazaina ary tena tsy nahazaka izany izy. Nandeha tany izy, tamin\u2019ny nahim-pony ary matetika tsy manana fandaharanasa, tsy fantant na hahomby izy na tsia,\u00a0 tsotra ny antony\u00a0: vahoaka mijaly loatra no hitany ka amin\u2019izay dia fara faharatsiny izy ireo mba tsy ho irery miatrika ny fahoriany. Lalim-paka loatra ny fanajana tao anatin\u2019izy ireo ka tsy mety aminy ny avy hatrany dia hitsofoka tsy misy fotony ao amin\u2019ny fiainany\u00a0: ny fanirinay voalohany dia ny hahalala azy ireo ka hitarika azy ho namana. Ny namana dianiteraka tsikelikely ny fahalalana, ary ny tetikasa avy hatrany sy antonony ezaka ary farany ny tetikasa momba ny sivilizasiona. Ary noho izy\u00a0 olona mivelona ao anatin\u2019ny vanim-potoanany dia teraka koa ny faniriana hifandamina, hihatsara kokoa, hianatra asa vaovao, handrafitra fomba fanabeazana, hahay mandrefy ny vokany, hampiasa ordinatera ho an\u2019izany, raha fintinina, hahomby.<\/p>\n<p>Tonga araka ny nil\u00e0na azy izany rehetra izany, fa ankoatra izany nisy teo am-piaingana ny fanirina marina hiara-dalana amin\u2019ny olona sady tena hihaino azy tokoa.<\/p>\n<p>Ny mahantra, hono, dia tompo tsara. Avy amin-dry zareo no nahazoanay izay nandramanay nosoratana ato amin\u2019ity boky ity. Raha be loatra ny tsinin\u2019ny fomba nitateranay azy, dia satria tsy afaka nanampy anay ny tomponay tamin\u2019io lafiny io. Ho tsara lavitra ny nhitenenany azy\u00a0 rehefa izy no hiteny, aorian\u2019ny hanomezantsika azy ny fomba manivana, ny fitoviana vintana amin\u2019ny hafa ka hiditra eny amin\u2019ny Oniversite&#8221;.<\/p>\n<p><em>Sary: Mey 1985, Gen\u00e8ve : i mompera Joseph Wresinski sy Alwine de Vos van Steenwjik, tamin\u2019ny fihaonamben\u2019ny tanora tao amin\u2019ny BIT, noho ny taona iraisam-pirenena hoan\u2019ny tanora<\/em><\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>\u00ab\u00a0Manaova fikarohana momba ny fahantrana\u00a0!\u00bb Ho feno zatotaona i Alwine de Vos van Steenwijk ny 22 jona 2021 izao. Fanararaotra (&#8230;) <a class=\"more-link\" href=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/fahazato-taona-nahaterahani-a-de-vos-van-steenwijk\/\">Read more <span class=\"meta-nav\">&rarr;<\/span><\/a><\/p>\n","protected":false},"author":4,"featured_media":3688,"comment_status":"open","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"_acf_changed":false,"ep_exclude_from_search":false,"footnotes":""},"categories":[134,57],"tags":[],"class_list":["post-3690","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-ecrits-malgache","category-malagasy"],"acf":[],"yoast_head":"<!-- This site is optimized with the Yoast SEO plugin v27.5 - https:\/\/yoast.com\/product\/yoast-seo-wordpress\/ -->\n<title>22 jona 2021, fahazato taona nahaterahan\u2019i Alwine de Vos van Steenwijk - Joseph Wresinski EN<\/title>\n<meta name=\"robots\" content=\"index, follow, max-snippet:-1, max-image-preview:large, max-video-preview:-1\" \/>\n<link rel=\"canonical\" href=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/fahazato-taona-nahaterahani-a-de-vos-van-steenwijk\/\" \/>\n<meta property=\"og:locale\" content=\"en_US\" \/>\n<meta property=\"og:type\" content=\"article\" \/>\n<meta property=\"og:title\" content=\"22 jona 2021, fahazato taona nahaterahan\u2019i Alwine de Vos van Steenwijk - Joseph Wresinski EN\" \/>\n<meta property=\"og:description\" content=\"\u00ab\u00a0Manaova fikarohana momba ny fahantrana\u00a0!\u00bb Ho feno zatotaona i Alwine de Vos van Steenwijk ny 22 jona 2021 izao. Fanararaotra (...) Read more &rarr;\" \/>\n<meta property=\"og:url\" content=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/fahazato-taona-nahaterahani-a-de-vos-van-steenwijk\/\" \/>\n<meta property=\"og:site_name\" content=\"Joseph Wresinski EN\" \/>\n<meta property=\"article:published_time\" content=\"2021-06-21T22:00:07+00:00\" \/>\n<meta property=\"article:modified_time\" content=\"2021-06-22T07:03:22+00:00\" \/>\n<meta property=\"og:image\" content=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2021\/06\/PJW_SEL119.jpg\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:width\" content=\"838\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:height\" content=\"1291\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:type\" content=\"image\/jpeg\" \/>\n<meta name=\"author\" content=\"Jean Tonglet\" \/>\n<meta name=\"twitter:card\" content=\"summary_large_image\" \/>\n<meta name=\"twitter:label1\" content=\"Written by\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data1\" content=\"Jean Tonglet\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:label2\" content=\"Est. reading time\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data2\" content=\"5 minutes\" \/>\n<script type=\"application\/ld+json\" class=\"yoast-schema-graph\">{\"@context\":\"https:\\\/\\\/schema.org\",\"@graph\":[{\"@type\":\"Article\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/fahazato-taona-nahaterahani-a-de-vos-van-steenwijk\\\/#article\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/fahazato-taona-nahaterahani-a-de-vos-van-steenwijk\\\/\"},\"author\":{\"name\":\"Jean Tonglet\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\"},\"headline\":\"22 jona 2021, fahazato taona nahaterahan\u2019i Alwine de Vos van Steenwijk\",\"datePublished\":\"2021-06-21T22:00:07+00:00\",\"dateModified\":\"2021-06-22T07:03:22+00:00\",\"mainEntityOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/fahazato-taona-nahaterahani-a-de-vos-van-steenwijk\\\/\"},\"wordCount\":1207,\"commentCount\":0,\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/fahazato-taona-nahaterahani-a-de-vos-van-steenwijk\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2021\\\/06\\\/PJW_SEL119.jpg\",\"articleSection\":[\"Asasoratra\",\"MALAGASY\"],\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"CommentAction\",\"name\":\"Comment\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/fahazato-taona-nahaterahani-a-de-vos-van-steenwijk\\\/#respond\"]}]},{\"@type\":\"WebPage\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/fahazato-taona-nahaterahani-a-de-vos-van-steenwijk\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/fahazato-taona-nahaterahani-a-de-vos-van-steenwijk\\\/\",\"name\":\"22 jona 2021, fahazato taona nahaterahan\u2019i Alwine de Vos van Steenwijk - Joseph Wresinski EN\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#website\"},\"primaryImageOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/fahazato-taona-nahaterahani-a-de-vos-van-steenwijk\\\/#primaryimage\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/fahazato-taona-nahaterahani-a-de-vos-van-steenwijk\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2021\\\/06\\\/PJW_SEL119.jpg\",\"datePublished\":\"2021-06-21T22:00:07+00:00\",\"dateModified\":\"2021-06-22T07:03:22+00:00\",\"author\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\"},\"breadcrumb\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/fahazato-taona-nahaterahani-a-de-vos-van-steenwijk\\\/#breadcrumb\"},\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"ReadAction\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/fahazato-taona-nahaterahani-a-de-vos-van-steenwijk\\\/\"]}]},{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/fahazato-taona-nahaterahani-a-de-vos-van-steenwijk\\\/#primaryimage\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2021\\\/06\\\/PJW_SEL119.jpg\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2021\\\/06\\\/PJW_SEL119.jpg\",\"width\":838,\"height\":1291},{\"@type\":\"BreadcrumbList\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/fahazato-taona-nahaterahani-a-de-vos-van-steenwijk\\\/#breadcrumb\",\"itemListElement\":[{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":1,\"name\":\"Home\",\"item\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/\"},{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":2,\"name\":\"22 jona 2021, fahazato taona nahaterahan\u2019i Alwine de Vos van Steenwijk\"}]},{\"@type\":\"WebSite\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#website\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/\",\"name\":\"Joseph Wresinski EN\",\"description\":\"A website coordinated by the Joseph Wresinski Centre\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"SearchAction\",\"target\":{\"@type\":\"EntryPoint\",\"urlTemplate\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/?s={search_term_string}\"},\"query-input\":{\"@type\":\"PropertyValueSpecification\",\"valueRequired\":true,\"valueName\":\"search_term_string\"}}],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"Person\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\",\"name\":\"Jean Tonglet\",\"image\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"url\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"caption\":\"Jean Tonglet\"},\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/author\\\/jean\\\/\"}]}<\/script>\n<!-- \/ Yoast SEO plugin. -->","yoast_head_json":{"title":"22 jona 2021, fahazato taona nahaterahan\u2019i Alwine de Vos van Steenwijk - Joseph Wresinski EN","robots":{"index":"index","follow":"follow","max-snippet":"max-snippet:-1","max-image-preview":"max-image-preview:large","max-video-preview":"max-video-preview:-1"},"canonical":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/fahazato-taona-nahaterahani-a-de-vos-van-steenwijk\/","og_locale":"en_US","og_type":"article","og_title":"22 jona 2021, fahazato taona nahaterahan\u2019i Alwine de Vos van Steenwijk - Joseph Wresinski EN","og_description":"\u00ab\u00a0Manaova fikarohana momba ny fahantrana\u00a0!\u00bb Ho feno zatotaona i Alwine de Vos van Steenwijk ny 22 jona 2021 izao. Fanararaotra (...) Read more &rarr;","og_url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/fahazato-taona-nahaterahani-a-de-vos-van-steenwijk\/","og_site_name":"Joseph Wresinski EN","article_published_time":"2021-06-21T22:00:07+00:00","article_modified_time":"2021-06-22T07:03:22+00:00","og_image":[{"width":838,"height":1291,"url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2021\/06\/PJW_SEL119.jpg","type":"image\/jpeg"}],"author":"Jean Tonglet","twitter_card":"summary_large_image","twitter_misc":{"Written by":"Jean Tonglet","Est. reading time":"5 minutes"},"schema":{"@context":"https:\/\/schema.org","@graph":[{"@type":"Article","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/fahazato-taona-nahaterahani-a-de-vos-van-steenwijk\/#article","isPartOf":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/fahazato-taona-nahaterahani-a-de-vos-van-steenwijk\/"},"author":{"name":"Jean Tonglet","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0"},"headline":"22 jona 2021, fahazato taona nahaterahan\u2019i Alwine de Vos van Steenwijk","datePublished":"2021-06-21T22:00:07+00:00","dateModified":"2021-06-22T07:03:22+00:00","mainEntityOfPage":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/fahazato-taona-nahaterahani-a-de-vos-van-steenwijk\/"},"wordCount":1207,"commentCount":0,"image":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/fahazato-taona-nahaterahani-a-de-vos-van-steenwijk\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2021\/06\/PJW_SEL119.jpg","articleSection":["Asasoratra","MALAGASY"],"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"CommentAction","name":"Comment","target":["https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/fahazato-taona-nahaterahani-a-de-vos-van-steenwijk\/#respond"]}]},{"@type":"WebPage","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/fahazato-taona-nahaterahani-a-de-vos-van-steenwijk\/","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/fahazato-taona-nahaterahani-a-de-vos-van-steenwijk\/","name":"22 jona 2021, fahazato taona nahaterahan\u2019i Alwine de Vos van Steenwijk - Joseph Wresinski EN","isPartOf":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#website"},"primaryImageOfPage":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/fahazato-taona-nahaterahani-a-de-vos-van-steenwijk\/#primaryimage"},"image":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/fahazato-taona-nahaterahani-a-de-vos-van-steenwijk\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2021\/06\/PJW_SEL119.jpg","datePublished":"2021-06-21T22:00:07+00:00","dateModified":"2021-06-22T07:03:22+00:00","author":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0"},"breadcrumb":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/fahazato-taona-nahaterahani-a-de-vos-van-steenwijk\/#breadcrumb"},"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"ReadAction","target":["https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/fahazato-taona-nahaterahani-a-de-vos-van-steenwijk\/"]}]},{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/fahazato-taona-nahaterahani-a-de-vos-van-steenwijk\/#primaryimage","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2021\/06\/PJW_SEL119.jpg","contentUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2021\/06\/PJW_SEL119.jpg","width":838,"height":1291},{"@type":"BreadcrumbList","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/fahazato-taona-nahaterahani-a-de-vos-van-steenwijk\/#breadcrumb","itemListElement":[{"@type":"ListItem","position":1,"name":"Home","item":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/"},{"@type":"ListItem","position":2,"name":"22 jona 2021, fahazato taona nahaterahan\u2019i Alwine de Vos van Steenwijk"}]},{"@type":"WebSite","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#website","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/","name":"Joseph Wresinski EN","description":"A website coordinated by the Joseph Wresinski Centre","potentialAction":[{"@type":"SearchAction","target":{"@type":"EntryPoint","urlTemplate":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/?s={search_term_string}"},"query-input":{"@type":"PropertyValueSpecification","valueRequired":true,"valueName":"search_term_string"}}],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"Person","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0","name":"Jean Tonglet","image":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","url":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","contentUrl":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","caption":"Jean Tonglet"},"url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/author\/jean\/"}]}},"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/3690","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/users\/4"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=3690"}],"version-history":[{"count":7,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/3690\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":3697,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/3690\/revisions\/3697"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/media\/3688"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=3690"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=3690"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=3690"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}