{"id":3810,"date":"2021-09-17T00:00:25","date_gmt":"2021-09-16T22:00:25","guid":{"rendered":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/?p=3810"},"modified":"2021-09-17T00:22:23","modified_gmt":"2021-09-16T22:22:23","slug":"rariny-ao-am-po","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/rariny-ao-am-po\/","title":{"rendered":"Rariny ao am-po"},"content":{"rendered":"<p><em>Iray volana marina sisa dia ho tonga ny 17 oktobra, \u00ab\u00a0Andro maneran-tany ho fandavana ny fahantrana lalina\u00a0\u00bb, ity kabarin\u2019i mompera Joseph Wresinski itydia mampahatsiahy antsika ny hevitra nomeny ilay fihetsiketsehana natao tany Paris, ny 17 oktobra 1987. Ny mpikambana tao amin\u2019ny Firohotana tany Pays-bas, nivory tao Heerlen, tamin\u2019ny 15 novambra 1986, no nitenenany ary nohazavainy tamin\u2019izany ny antony nanosika azy\u00a0 hanolotra ho an\u2019ny Firohotana ilay tarigetra hoe \u00ab\u00a0Rariny ao am-po\u00a0\u00bb, ho an\u2019ny taom-pikatrohana 1987 ho fanamarihana ny faha 30 taonan\u2019ny namoronana azy. Ny fikatrohana izay hifarana tamin\u2019ny fitokanana, ny 17 oktobra 1987, teo amin\u2019ny tokotaniben\u2019ny\u00a0 Fahafahana sy ny Zon\u2019ny Olombelona, ny takelabato iray ho fanajana <\/em><em>ny olona ianjadian\u2019ny fahantrana lalina\u00a0<\/em><\/p>\n<p><em>\u00a0<\/em>\u00ab\u00a0 Ahoana \u00e0ry no ataon\u2019ny olona mba tsy hahatorotoro ny fony raha mahita ny zanako mijaly any an-tsekoly\u00a0?\u00a0\u00bb\u2026 \u00ab\u00a0Ahoana no ataon\u2019ny mpampiasa mba tsy hananany fo antra ka hahasahiany mandroaka ny vadiko\u00a0?\u00a0\u00bb\u2026 \u00ab\u00a0Ahoana no ataon\u2019ny mpanampy ara-tsosialy mba hahamafy ny fony sy hanao ny tsy rariny ka hiampanga ahy tsy ho reny tsara. Ny tena hiakan\u2019ny fianakaviana, ny hiakanareo, ianareo fianakaviana aty Pays-Bas, angaha moa tsy io\u00a0 indrindra aloha\u00a0? \u00ab\u00a0Ahoana no nataony mba hananana fo handratra antsika, hanao tsinontsinona antsika,hanambany antsika, hampahatsiahy antsika tsy an-kijanona fa isika dia tsy misy il\u00e0na antsika na kely aza\u00a0?<\/p>\n<p>\u00ab\u00a0Tsy rariny, izany mihitsy aloha no tsy rariny,\u00a0\u00bb hoy ianareo matetika rehefa tafahaona any amin\u2019ny toeram-piompiana any Wijhe isika. Ny tsy rariny voalohany, ilay tsy maintsy atsahatra voalohany, dia ny tsy rariny ao amin\u2019ny fo.Io no tsy rariny mahatsiravina indrindra izay mahatonga ny olona hihevi-tena ho ambony noho ny olona iray hafa, hihevitra ny tenany ho manan-jo hanao tsinontsinona azy.<\/p>\n<p>Tsaroako ilay reny holandezy avy ao Coevorden izay nitantara tamiko fa fony izy mbola zaza, zatovo vavy,\u00a0 dia tao anaty lakambe no niara-nipetraka tamin\u2019ny ray aman-dreniny. \u00ab\u00a0Ny tao aminay tsara, nadio\u00a0\u00bb, hoy izy tamiko, fa tsy nino izany ny olona tany an-tan\u00e0n-dehibe. Nataony tsinontsinona izahay, noheveriny izahay fa tsy madio ary ny ankizy niara-nianatra tamiko\u00a0 dia tsy afaka tonga nilalao niaraka tamiko teo amin\u2019ilay lakambe\u00a0\u00bb.<\/p>\n<p>Io tsy rariny ao am-po io, io tsy rariny eo amin\u2019ny mason\u2019ny manodidina izay nahatonga an\u2019ilay zazavavy, lasa vady sy reny koa taty aoriana,\u00a0 hahalala ny tsy rariny hafa rehetra dia ny tsy rariny amin\u2019ny lal\u00e0na. Fantany ankehitriny\u00a0 hoe nahoana izy, miaraka amin\u2019ny fianakaviany no voatery hipetraka any amin\u2019ny ampahan\u2019ny tranobe efa ho folo taona izao no miandry fanavaozana.Miandry izy isan-taona\u00a0 satria tsy maintsy mitsitsy ny tan\u00e0na. Nefa dia tsy maintsy ilay tranobe ipetrahany foana no voafafa ao amin\u2019ny toebolan\u2019ny tan\u00e0na.<\/p>\n<p>Tsy rariny mivandravandra satria misy fianakaviana tsara fidiram-bola mahazo fonenana mendrika avy amin\u2019ny tan\u00e0na.Fa ilay reny kosa dia mahalala hoe avy aiza io tsy rariny eo amin\u2019ny fitantanana ny tan\u00e0na io.Ny fonksionera mikarakara an\u2019io antontan-taratasy io any amin\u2019ny biraon\u2019ny Lapan\u2019ny Tan\u00e0na dia mbola zaza tamin\u2019izy zazavavy. Ary vao tany an-tsekoly dia nolazaina tamin-dry zareo fa teny amin\u2019ny lakambe dia nisy olona, nisy ankizy tsy madio nipetraka ka tsy azo atao ny miara-milalao aminy. Tamin\u2019ny mbola ankizy ireny fonksionera ireny dia tsy mba nianatra ilay rariny ao am-po izay milaza fa ny anikzy hafa rehetra dia mpiray tamp\u00f2, namana.<\/p>\n<p>Noho izany, ankehitriny, ahoana moa no hisian\u2019ny rariny any amin\u2019ny antontan-taratasiny, any amin\u2019ny lal\u00e0nany\u00a0?<\/p>\n<p>Io reny noteneniko taminareo io, izay nitantara izany rehetra izany tam-pahatsorana tanteraka, dia niteny tamiko koa hoe\u00a0:\u00a0\u00ab\u00a0Izany rehetra izany, ela dia ela aho no tsy afaka niteny azy taman\u2019olona. Fa androany, eto , dia afaka milaza izay niainako aho, satria eto, mahita olona azo iresahana\u00a0\u00bb.<\/p>\n<p>Ny zon\u2019olombelona aloha dia raharahan\u2019olombelona voalohany indrindra.\u00a0\u00ab\u00a0Olona azo iresahana\u00a0\u00bb hoy ilay renim-pianakaviana.Ary izany daholo no lazain\u2019ny fianakaviana tonga tao amin\u2019ny toeram-piompiana tao Wijhe. \u00ab\u00a0Eto mahita olona azo iresahana\u00a0\u00bb.<\/p>\n<p>Nahoana moa no afaka miresaka aminy\u00a0? Satria manana faniriana lalina izy , mahery vaika, hihaino, hahalala, hizara. Satria ny rariny tsy ao an-dohany fotsiny na any amin\u2019ny teniny, fa ao amin\u2019ny fony. Io rariny io no mahatonga anao handre maharary koa raha marary ilay iray. Raha voahosihosy ilay iray dia mahatsiaro tena ho voahosihosy koa ianao.<\/p>\n<p>Misy teny kely holazaiko anareo momba ireny mpirotsaka an-tsitrapo \u00ab\u00a0azo iresahana\u00a0\u00bb ireny, ireo rariny tokoa raha antsoinareo hoe \u00ab\u00a0maharitra\u00a0\u00bb Maharitra, maharitra amin\u2019ny inona izy\u00a0? Maharitry ny rariny ao am-poka mahatonga azy hiasa, hihetsika, hiaina miaraka amin\u2019ny fianakaviana amin\u2019ny antoandro , aryamin\u2019ny alina izy dia mbola mifoha, matahotra soa mbolatsy ampy izay vitany.Matahotraizay tokony ho tanteraka rahampitso mba hampipetraka ny rariny ao am-pon\u2019ny olombelona. Amin\u2019izay mantsy izy dia mba hipetraka koa any amin\u2019ny lal\u00e0na.<\/p>\n<p>Ireny \u00ab\u00a0maharitra\u00a0\u00bb ireny, ireny mpirotsaka an-tsitrapo ireny dia nianatra avy amin\u2019ny fianakavian\u2019ny Quart Monde fa ny fahantrana lalina dia fanitsakitsahana tanteraka ny Zon\u2019ny olombelona<\/p>\n<p>Ao amin\u2019ny Quart Monde mantsy dia tsy misy na ny zo hahazo fahalalana, na ny zo hanana asa. Tsy misy na ny fahafahana misafidy ny fonenana, na ny fitaovana entina miditra malalaka ao anatin\u2019ny fikambanana tian\u2019ny tena.<\/p>\n<p>\u00ab\u00a0Tsy mahita anao ny hafa, ohatra ireny tsy misy ireny izahay\u00a0\u00bb, hoy ny fianakaviana. Ary ireo tsy misy ireo, inona moa ny toerana ho azy any amin\u2019ny sendik\u00e0ntsika na ny antoko politikantsika, any amin\u2019ny Fiangonantsika na any amin\u2019ny fikambanantsika\u00a0?<\/p>\n<p>Ny fahantrana lalina dia fandavana ny zo rehetra an\u2019ny Olombelona, na ara-politika izany, na ara-toekarena, na ara-tsosialy, na ara-kolontsaina. Ny fianakavian\u2019ny Quart Monde sy ny mpirotsaka an-tsitrapo dia nianatra , nahatakatra izany, niaraka. Ary ianareo koa, namana, izay tonga\u00a0 nanatona azy, dia nahatakatra izany koa ianareo. Araka izany, tao anatin\u2019ny telopolo taona dia nitombo sy nihanatanjaka ny Firohotana ATD Quart Monde, Firohotana ho an\u2019ny zon\u2019ny Olombelona.Fa ny fikambanana miaro ny zon\u2019ny Olombelona dia maro be manerana ny tany. Samy hafa amin\u2019ireny ve isika\u00a0? Mino aho fa noho ianareo, ianareo fianakavian\u2019ny Quart Monde, dia fikambanana tsy mitovy tanteraka amin\u2019ny hafa ny antsika.\u00a0 Nahoana\u00a0? Satria ho antsika,\u00a0 ny zon\u2019ny olombelona dia tsy misy raha tsy voaantoka hatrany amin\u2019ny fianakaviana faran\u2019izay fadiranovana, hadino tanteraka, faran\u2019izay nakipily, faran\u2019izay nofotsifotsiana.Ary satria ko ho antsika, ny zon\u2019olombelona dia voaantoka, voaaro mandavan-taona raha toa izy ka tsy any amin\u2019ny lal\u00e0na fotsiny fa ao am-po aloha voalohany indrindra ary ao amin\u2019ny fiainan\u2019ny olona tsirairay.<\/p>\n<p>Hatramin\u2019ny nivoahana tamin\u2019ny ady Lehibe faharoa, aty amin\u2019ny firenentsika aty Eoropa Andrefana dia nahavita dingan-dava isikaraha ny momba ny Zon\u2019ny Olombelona. Tsy misy afaka mand\u00e0 izany. Vitan\u2019ny firenentsika ny namorona lal\u00e0na tsara. Saingy ny Holandey,ny Belza, ny Alem\u00e0, ny Britanika, dia tsy nahatahiry intsony ny idealin\u2019 ilay rariny ao am-po. Tsikelikely teny izy ireo dia resy lahatra fa ny rariny dia azo fintinina fotsiny ho raharahan-dal\u00e0na.<\/p>\n<p>Saingy nitsimoka tao am-pon\u2019ny olona kosa ny Zon\u2019ny Olombelona. Nisy olona niady ho an\u2019izany, satria natoky ny toetra sy ny soatoavina tokana ananan\u2019ny olona rehetra ny fony.<\/p>\n<p>Ary tsikelikely teny, tsy tsikaritsika akory, avy amin\u2019io raharahan\u2019olona ho an\u2019ny olona io, avy amin\u2019io raharahan\u2019ny finoana sy ny fo io isika dia nahavita raharahan\u2019ny rafitra politika sy ara-pitsarana fotsiny sisa ho an\u2019ny fiarahamonintsika.<\/p>\n<p>Izany no nahatonga ny fotsika tsy hitenyintsonyrehefa mahita fianakaviana mipetraka amin\u2019ny fisoko, ankizy mijaly tanteraka, akifika any amin\u2019ny lakilasy ho an\u2019ny fampianarana manokana.Tsy nipetrahan\u2019ny rariny intsony ny fontsika hany ka tantintsika ny fisian\u2019ny ray aman-dreny, ankizy, mpiasa milona anaty fahoriana. Ny niafarantsika dia nahavita nanamavo azy noho ny fahoriany. Nomelohintsika izy satria tsy nahazo tombony tamin\u2019ny lal\u00e0nantsika\u00a0;<\/p>\n<p>Ny ATD Quart Monde dia nantsoina hampahatsiahy ny tena tantara marin\u2019ny Zon\u2019ny Olombelona. Ny fianakavian\u2019ny Quart Monde dia mampahatsiahy antsika fa tsy maintsy miverina amin\u2019ny fizotran\u2019io tantaran\u2019ny idealy teraka tao am\u2019pon\u2019ny olombelona io isika noho izy tia ny zanak\u2019olombelona. Ny Zon\u2019ny Olombelon raharahan\u2019ny fo, ny finoana, raharahan\u2019ny sivilizasiona. Raharahan\u2019ny olona tsirairay\u00a0: Lehilahy sy vehivavy mino fa raharahany izany, izany no anton\u2019ny fiainany, ireny no mpirotsaka an-tsitrapo heverin\u2019ny fianakaviana fa azo ilazana ny zava-drehetra momba ny fijaliana ateraky ny tsy rariny ao am-po, mihoatra lavitra ny fampijaliana mety hateraky ny tsy rariny amin\u2019ny lal\u00e0na fotsiny.<\/p>\n<p><sup>1<\/sup> Lahatsoratra mbola tsy nivoaka. Fonds ATD-CJW 0779\/40<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Iray volana marina sisa dia ho tonga ny 17 oktobra, \u00ab\u00a0Andro maneran-tany ho fandavana ny fahantrana lalina\u00a0\u00bb, ity kabarin\u2019i mompera (&#8230;) <a class=\"more-link\" href=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/rariny-ao-am-po\/\">Read more <span class=\"meta-nav\">&rarr;<\/span><\/a><\/p>\n","protected":false},"author":4,"featured_media":3808,"comment_status":"open","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"_acf_changed":false,"ep_exclude_from_search":false,"footnotes":""},"categories":[134,57],"tags":[],"class_list":["post-3810","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-ecrits-malgache","category-malagasy"],"acf":[],"yoast_head":"<!-- This site is optimized with the Yoast SEO plugin v27.5 - https:\/\/yoast.com\/product\/yoast-seo-wordpress\/ -->\n<title>Rariny ao am-po - Joseph Wresinski EN<\/title>\n<meta name=\"robots\" content=\"index, follow, max-snippet:-1, max-image-preview:large, max-video-preview:-1\" \/>\n<link rel=\"canonical\" href=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/rariny-ao-am-po\/\" \/>\n<meta property=\"og:locale\" content=\"en_US\" \/>\n<meta property=\"og:type\" content=\"article\" \/>\n<meta property=\"og:title\" content=\"Rariny ao am-po - Joseph Wresinski EN\" \/>\n<meta property=\"og:description\" content=\"Iray volana marina sisa dia ho tonga ny 17 oktobra, \u00ab\u00a0Andro maneran-tany ho fandavana ny fahantrana lalina\u00a0\u00bb, ity kabarin\u2019i mompera (...) Read more &rarr;\" \/>\n<meta property=\"og:url\" content=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/rariny-ao-am-po\/\" \/>\n<meta property=\"og:site_name\" content=\"Joseph Wresinski EN\" \/>\n<meta property=\"article:published_time\" content=\"2021-09-16T22:00:25+00:00\" \/>\n<meta property=\"article:modified_time\" content=\"2021-09-16T22:22:23+00:00\" \/>\n<meta property=\"og:image\" content=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2019\/12\/AR0300126006.jpg\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:width\" content=\"775\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:height\" content=\"1100\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:type\" content=\"image\/jpeg\" \/>\n<meta name=\"author\" content=\"Jean Tonglet\" \/>\n<meta name=\"twitter:card\" content=\"summary_large_image\" \/>\n<meta name=\"twitter:label1\" content=\"Written by\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data1\" content=\"Jean Tonglet\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:label2\" content=\"Est. reading time\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data2\" content=\"6 minutes\" \/>\n<script type=\"application\/ld+json\" class=\"yoast-schema-graph\">{\"@context\":\"https:\\\/\\\/schema.org\",\"@graph\":[{\"@type\":\"Article\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/rariny-ao-am-po\\\/#article\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/rariny-ao-am-po\\\/\"},\"author\":{\"name\":\"Jean Tonglet\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\"},\"headline\":\"Rariny ao am-po\",\"datePublished\":\"2021-09-16T22:00:25+00:00\",\"dateModified\":\"2021-09-16T22:22:23+00:00\",\"mainEntityOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/rariny-ao-am-po\\\/\"},\"wordCount\":1403,\"commentCount\":0,\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/rariny-ao-am-po\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2019\\\/12\\\/AR0300126006.jpg\",\"articleSection\":[\"Asasoratra\",\"MALAGASY\"],\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"CommentAction\",\"name\":\"Comment\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/rariny-ao-am-po\\\/#respond\"]}]},{\"@type\":\"WebPage\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/rariny-ao-am-po\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/rariny-ao-am-po\\\/\",\"name\":\"Rariny ao am-po - Joseph Wresinski EN\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#website\"},\"primaryImageOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/rariny-ao-am-po\\\/#primaryimage\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/rariny-ao-am-po\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2019\\\/12\\\/AR0300126006.jpg\",\"datePublished\":\"2021-09-16T22:00:25+00:00\",\"dateModified\":\"2021-09-16T22:22:23+00:00\",\"author\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\"},\"breadcrumb\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/rariny-ao-am-po\\\/#breadcrumb\"},\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"ReadAction\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/rariny-ao-am-po\\\/\"]}]},{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/rariny-ao-am-po\\\/#primaryimage\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2019\\\/12\\\/AR0300126006.jpg\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2019\\\/12\\\/AR0300126006.jpg\",\"width\":775,\"height\":1100},{\"@type\":\"BreadcrumbList\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/rariny-ao-am-po\\\/#breadcrumb\",\"itemListElement\":[{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":1,\"name\":\"Home\",\"item\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/\"},{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":2,\"name\":\"Rariny ao am-po\"}]},{\"@type\":\"WebSite\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#website\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/\",\"name\":\"Joseph Wresinski EN\",\"description\":\"A website coordinated by the Joseph Wresinski Centre\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"SearchAction\",\"target\":{\"@type\":\"EntryPoint\",\"urlTemplate\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/?s={search_term_string}\"},\"query-input\":{\"@type\":\"PropertyValueSpecification\",\"valueRequired\":true,\"valueName\":\"search_term_string\"}}],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"Person\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\",\"name\":\"Jean Tonglet\",\"image\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"url\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"caption\":\"Jean Tonglet\"},\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/author\\\/jean\\\/\"}]}<\/script>\n<!-- \/ Yoast SEO plugin. -->","yoast_head_json":{"title":"Rariny ao am-po - Joseph Wresinski EN","robots":{"index":"index","follow":"follow","max-snippet":"max-snippet:-1","max-image-preview":"max-image-preview:large","max-video-preview":"max-video-preview:-1"},"canonical":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/rariny-ao-am-po\/","og_locale":"en_US","og_type":"article","og_title":"Rariny ao am-po - Joseph Wresinski EN","og_description":"Iray volana marina sisa dia ho tonga ny 17 oktobra, \u00ab\u00a0Andro maneran-tany ho fandavana ny fahantrana lalina\u00a0\u00bb, ity kabarin\u2019i mompera (...) Read more &rarr;","og_url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/rariny-ao-am-po\/","og_site_name":"Joseph Wresinski EN","article_published_time":"2021-09-16T22:00:25+00:00","article_modified_time":"2021-09-16T22:22:23+00:00","og_image":[{"width":775,"height":1100,"url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2019\/12\/AR0300126006.jpg","type":"image\/jpeg"}],"author":"Jean Tonglet","twitter_card":"summary_large_image","twitter_misc":{"Written by":"Jean Tonglet","Est. reading time":"6 minutes"},"schema":{"@context":"https:\/\/schema.org","@graph":[{"@type":"Article","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/rariny-ao-am-po\/#article","isPartOf":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/rariny-ao-am-po\/"},"author":{"name":"Jean Tonglet","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0"},"headline":"Rariny ao am-po","datePublished":"2021-09-16T22:00:25+00:00","dateModified":"2021-09-16T22:22:23+00:00","mainEntityOfPage":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/rariny-ao-am-po\/"},"wordCount":1403,"commentCount":0,"image":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/rariny-ao-am-po\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2019\/12\/AR0300126006.jpg","articleSection":["Asasoratra","MALAGASY"],"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"CommentAction","name":"Comment","target":["https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/rariny-ao-am-po\/#respond"]}]},{"@type":"WebPage","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/rariny-ao-am-po\/","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/rariny-ao-am-po\/","name":"Rariny ao am-po - Joseph Wresinski EN","isPartOf":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#website"},"primaryImageOfPage":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/rariny-ao-am-po\/#primaryimage"},"image":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/rariny-ao-am-po\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2019\/12\/AR0300126006.jpg","datePublished":"2021-09-16T22:00:25+00:00","dateModified":"2021-09-16T22:22:23+00:00","author":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0"},"breadcrumb":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/rariny-ao-am-po\/#breadcrumb"},"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"ReadAction","target":["https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/rariny-ao-am-po\/"]}]},{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/rariny-ao-am-po\/#primaryimage","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2019\/12\/AR0300126006.jpg","contentUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2019\/12\/AR0300126006.jpg","width":775,"height":1100},{"@type":"BreadcrumbList","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/rariny-ao-am-po\/#breadcrumb","itemListElement":[{"@type":"ListItem","position":1,"name":"Home","item":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/"},{"@type":"ListItem","position":2,"name":"Rariny ao am-po"}]},{"@type":"WebSite","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#website","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/","name":"Joseph Wresinski EN","description":"A website coordinated by the Joseph Wresinski Centre","potentialAction":[{"@type":"SearchAction","target":{"@type":"EntryPoint","urlTemplate":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/?s={search_term_string}"},"query-input":{"@type":"PropertyValueSpecification","valueRequired":true,"valueName":"search_term_string"}}],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"Person","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0","name":"Jean Tonglet","image":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","url":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","contentUrl":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","caption":"Jean Tonglet"},"url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/author\/jean\/"}]}},"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/3810","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/users\/4"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=3810"}],"version-history":[{"count":2,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/3810\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":3813,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/3810\/revisions\/3813"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/media\/3808"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=3810"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=3810"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=3810"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}