{"id":3921,"date":"2021-11-09T12:22:01","date_gmt":"2021-11-09T11:22:01","guid":{"rendered":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/?p=3921"},"modified":"2021-11-09T12:37:04","modified_gmt":"2021-11-09T11:37:04","slug":"ny-ray-aman-dreniko-heverina-ho-toy-ny-ankizy","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-ray-aman-dreniko-heverina-ho-toy-ny-ankizy\/","title":{"rendered":"Ny ray aman-dreniko heverina ho toy ny ankizy"},"content":{"rendered":"<p>Tontolo iray makarakara,<br \/>\nka azon&#8217;ny olon-drehetra atao ny miditra hanoro, hibedy, handrahona&#8230;<br \/>\nazon&#8217;ny olon-drehetra atao ny mitsofoka amin&#8217;itsy sy ho an&#8217;iroa :<br \/>\nny asa, ny fahasalamana, ny toe-bolan&#8217;ny mpianakavy,<br \/>\nny isan&#8217;ny ankizy&#8230;<br \/>\nizay tafiditra ao, avy dia mihevi-tena ho mpiandraikitra ny fanahy, ny vatana sy ny fo.<\/p>\n<p>Jeren&#8217;ny ankizy daholo ireny olona rehetra<br \/>\nmifandimby miditra ao aminy ireny,<br \/>\nny sasany mitrerona ny rainy, ny sasany manoro hevitra ny reniny,<br \/>\nny sasany mandrahona an&#8217;izy mivady:<br \/>\n\u201cIanao mampirafy\u201d, \u201cIanao mandany vola loatra\u201d,<br \/>\nary mandrakariva dia miampy ny hoe:<br \/>\n\u201c&#8230;tsy ho ahy akory izany, tsy raharahako mihitsy&#8230;.<br \/>\nfa ho an&#8217;ny zanakareo.<br \/>\nRaha tsy miova ianareo dia hotsoahina aminareo ireo&#8230;\u201d<\/p>\n<p>Amin&#8217;io ny ankizy dia mahatsapa tena ho voarohirohy&#8230;<br \/>\nFantany fa any aminy no miantefa ny fandrahonana<br \/>\nary, mba tsy hiheverany izany ho vazivazy,<br \/>\ndia hisy tanana hipetraka eo an-dohany ary hisy hiteny aminy hoe:<br \/>\n\u201cTianao ve ny hametrahana anao any amin&#8217;ny Fiahiam-Panjakana?\u201d<\/p>\n<p style=\"text-align: center\">****<\/p>\n<p>Tamin&#8217;io andro io ilay zaza dia nijery<br \/>\ntamin&#8217;ny masony navandravandran&#8217;ny tebiteby ,<br \/>\nmaso vonton&#8217;izay rehetra nozakainy tao anatiny tao,<br \/>\nteny mampivarahontsana,\u00a0 zavatra efa hitany&#8230;<br \/>\nTsy nitomany izy, tsy mitomany intsony izy.<br \/>\nSady angaha moa izy tsy efa lehibe ka tsy tokony hitomany intsony?<br \/>\nTsy fantany angaha fa tahaka izany foana<br \/>\nno fitenin&#8217;ny lehibe amin&#8217;ny ray aman-dreniny?<br \/>\nSaingy misy zavatra anankiray tsy azony mihitsy:<br \/>\nnahoana \u00e0ry ireny olona ireny no tsy mba miteny tahaka izany<br \/>\namin&#8217;ilay ramatoa mpivarotra enta-madinika,<br \/>\namin&#8217;ingahy mpampianatra,\u00a0 amin&#8217;ilay ramatoa mpivaro-mofo<br \/>\nna amin&#8217;i Mompera?<br \/>\nIndray andro, reny mihitsy ny resaka hoe<br \/>\ntahaka ny ankizy ny ray aman-dreniny&#8230;<br \/>\nIzay angamba ve no anaovana azy ireo\u00a0 tahaka izany?<\/p>\n<p style=\"text-align: center\">* **<\/p>\n<p>Nilalao baolina ilay zaza&#8230;<br \/>\nIo zaza io, tsy iza fa i Elisabeth, 8 taona.<br \/>\nNianjera izy fa tsy nikiakiaka.<br \/>\nNisy nikasika ny sandriny, fa tamin&#8217;izay, mbola tsy nitomany ihany izy,<br \/>\nsaingy lalina loatra ny fikonainainany hany ka<br \/>\nhitan&#8217;ny olona rehetra fa tapaka mihitsy ny sandriny.<br \/>\nTaitra ny renibeny, nalainy ilay zaza<br \/>\nary, avy hatrany dia nentin&#8217;ny mpiaramonina tany amin&#8217;ny hopitaly.<br \/>\nTsy nitomany mihitsy i Elisabeth teny an-dalana.<br \/>\nTsy mahazo mitomany fa efa 8 taona.<\/p>\n<p style=\"text-align: center\">***<\/p>\n<p>Ny hopitaly&#8230; ny efitrano fotsifotsy&#8230; ilay ramatoa miakanjo fotsy&#8230;<br \/>\nMadio ! Madio anie izany !<br \/>\nTeny mamy vitsivitsy ataon&#8217;ilay ramatoa miakanjo fotsy:<br \/>\n\u201cIza ny anaranao?\u201d \u201cAiza ianao no mipetraka?\u201d \u201cHay ve&#8230;\u201d<br \/>\nDia fahanginana.<br \/>\nHitany tampoka ny tanan&#8217;ilay zaza,<br \/>\ntanana izay hadinon&#8217;ny renibeny ny nanasa azy talohan&#8217;ny handeha,<br \/>\nnoho ny hatairana<br \/>\ntsy tsikariny io tanana io raha tsy efa fantany<br \/>\nfa avy ao amin&#8217;ilay kartie tsizarizary etsy akaiky etsy i Elisabeth.<br \/>\nDia niova feo ilay ramatoa tsara fanahy tery am-boalohany:<br \/>\n\u201c&#8217;ity lotonao e! Tsy mahamenatra ve<br \/>\nny manana tanana maloto tahaka izao?\u201d<br \/>\n\u201cTsy mahagaga!, hoy ilay ramatoa vao niditra, niakanjo fotsy,<br \/>\nmitovy daholo ry zareo avy eny, samy voretra daholo.<br \/>\nTena mahonena ny manana ray aman-dreny tahaka ireny!\u201d<\/p>\n<p>Teo kosa i Elisabeth<br \/>\nizay mbola tsy nitomany mihitsy hatramin&#8217;ny nianjerany<br \/>\ndia nanomboka nifokofoko&#8230;<br \/>\nNy hakelezan\u2019ny taonany,\u00a0\u00a0 ny sandriny izay naharary azy,<br \/>\nny masony toy ny masom-boronkely kaodikaody&#8230;<br \/>\nNanjavona daholo izany rehetra izany<br \/>\nmanoloana ilay tanan-jaza maloto<br \/>\navy etsy amin&#8217;ny kartie tsizarizary<br \/>\nary satria \u00a0nitomany ihany rakalakely nony farany<br \/>\ndia mbola nisy tanana indray napetraka teo amin&#8217;ny lohany<br \/>\ndia nisy niteny hoe:<br \/>\n\u201cMampalahelo ilay zazavavy kely!\u201d<br \/>\nNefa anie tsy zaza mijaly i Elisabeth.<br \/>\nEo ny reniny, eo ny rainy, samy tia azy daholo.<br \/>\nMisinkim-ponitra izy mba hampiadana azy\u2026<\/p>\n<p style=\"text-align: center\">***<\/p>\n<p>Tamin&#8217;ny krismasy, nolokoin&#8217;ny dadany ho an&#8217;ny saribakoliny<br \/>\nilay posety kely<br \/>\nAry indraindray, ny harivan&#8217;ny fandraisany vola,<br \/>\ndia mitondra vatomamy ho azy izy.<br \/>\nMatetika ny reniny no mihafy<br \/>\namin&#8217;izay izy sy ny anadahiny mba mihinan-kena,<br \/>\nsatria matahotra izy sao mandraiki-marary eo koa ry zareo.<br \/>\nKoa nahoana \u00e0ry ilay indray mandeha iry izy no nandre ramatoa niteny<br \/>\nmomba ny rainy sy ny reniny\u00a0 hoe:<br \/>\n\u201cIreny olona ireny ve! Tahaka ny&#8230;..<br \/>\nMiteraka betsaka izy amin&#8217;izay mahazo vola.\u201d<br \/>\nTsy azony mihitsy ilay hoe\u00a0 mihafy\u00a0 ny reniny noho izy<br \/>\nnefa koa mahazo vola noho izy.<\/p>\n<p>Efa henony koa tamin&#8217;ny fotoana nankarary an-drainy<br \/>\nfa nisy olona nitsara azy ho kamolahy .<br \/>\nTsy namaly ny rainy na dia kely aza, fa nony hariva ny andro,<br \/>\nalina be izy vao nody, sady nivazavaza, nivazavaza mafy dia mafy.<br \/>\nDia mba nivazavaza koa ny reniny :<br \/>\nnivazavaza tamin&#8217;ilay mpiara-monina avy any Alzeria,<br \/>\nizay tsy tokony ho niala tany mihitsy, satria io no nampisotro ny vadiny.<\/p>\n<p>Ny namany no nahalalan&#8217;i Elisabeth ny ampitson&#8217;iny<br \/>\nfa tany amin-dry zareo ny dadany no naha alina azy<br \/>\nary niara-nitomany tao izy roalahy.<br \/>\nTohina ianao rehefa mandre hoe lehilahy lehibe no mitomany.<br \/>\nNy ankizy ihany no noheveriny ho mitomany.<br \/>\nAngamba marina ihany ilay hoe zaza ny rainy!<\/p>\n<p>Manahirana ka! Lehilahy lehibe io&#8230; nefa dia zaza.<br \/>\nMihafy izy ho an-janany&#8230;<br \/>\nary noho izy ireo no ahazoany vola.<\/p>\n<p style=\"text-align: center\">***<\/p>\n<p>Indray mandeha koa,\u00a0 tao ambadiky ny tamboho, nisy vehivay roa niresaka<br \/>\nary nisy ampahan-dresaka nipaka tany an-tsofiny :<br \/>\n\u201c Ireny olona ireny! Tsy mba tia ny zanany,<br \/>\nTsy misy\u00a0 ifamatorany aminy afa-tsy ny kibony,<br \/>\ntena fitiavam-biby.\u201d<br \/>\nNokarohina foana izy nandritra ny andro,<br \/>\nary tsy niteny tsy nivolana nony nody ny hariva, nilanja loha.<br \/>\nMbola nangina indray koa izy.<br \/>\nNony tao am-pandriana dia henony\u00a0 tsara ny reniny<br \/>\nniteny tamin-drainy hoe:<br \/>\n\u201cTsia, tadidionao tsara, fony ianao tany amin&#8217;ny Fiahian&#8217;ny Fanjakana,<br \/>\nfahoriana tahaka ny inona moa no niaretanao tany&#8230;<br \/>\nTsia, manana ny reniny ny zanatsika;<br \/>\ntsy tiako izy handeha hilasy amin&#8217;ny fialan-tsasatra&#8230;\u201d<br \/>\nAvy eo dia nolazainy ihany ny tena antony marina:<br \/>\n\u201craha ohatra \u00e0ry izy ka tsy haveriny amintsika intsony eo?&#8230;\u201d<br \/>\nResin-tory i Elisabeth.<br \/>\nTao amin&#8217;ny nofiny, nokarohiny izay endriky ny reny tena reny,<br \/>\nnolazain&#8217;ilay ramatoa mantsy fa tsy tena izy ilay azy.<\/p>\n<p style=\"text-align: center\">***<\/p>\n<p style=\"text-align: left\">Nandeha nilasy ihany anefa i Elisabeth tamin&#8217;ny fialantsasatra.<br \/>\nTafaverina avy any Angletera niaraka tamin&#8217;ny ankizy rehetra izy.<br \/>\nTany anaty lamasinina,\u00a0 tsy nikasika sakafo izy nandritra ny andro,<br \/>\nnotahiriziny daholo na mofo , na gat\u00f4 , na vatomamy :<br \/>\n\u201chomena an&#8217;i Neny ireto.\u201d<br \/>\nNihaniadana ny fandehan&#8217;ny lamasina<br \/>\nnihovitrovitra kely dia nijanona.<br \/>\nTeny\u00a0 an-tanany, nifangaroharo daholo ny sakafo keliny&#8230;<br \/>\n\u201c Neny, hoy ny antsoantsony, Neny!\u201d.<br \/>\nNy ankizy rehetra efa teny amin&#8217;ny reniny daholo.<br \/>\nFa i Elisabeth kosa nandroso kely dia nijanona.<br \/>\nNanjoretra tampoka\u00a0 izy,\u00a0 tsy mba teo ny reniny.<br \/>\nReraka tokoa mantsy ny reniny,\u00a0 lanaky ny fitondrana vohoka fanineniny,<br \/>\ndia niditra roa volana tany amin&#8217;ny Foibe Pauline Rolland,<br \/>\ntena tsy afa-nanoatra.<br \/>\nNefa tsy fantatr\u2019 i Elisabeth izany.<br \/>\nDia natolony an&#8217;ilay vehivavy mpanabe nanaraka an-dry zareo<br \/>\nny vatomamy, ny gat\u00f4, ny mofo,<br \/>\nizay rehetra nokajiany ho an-dreniny:<br \/>\n\u201cIreto, ento ho anao\u2026\u201d<\/p>\n<p style=\"text-align: center\">\u00a0***<\/p>\n<p>Tao amin&#8217;ilay sady fiara no\u00a0 fonenan-dry zareo,<br \/>\ndia nisy ramatoa tonga nitsidika an&#8217;i Elisabeth sy ny reniny.<br \/>\nAry hoy ity ramatoa ity tamiko kelikely taorian&#8217;izay:<br \/>\n\u201cMahatsiravina, halan&#8217;io kalakely io ny reniny.\u201d<br \/>\nTsy novaliako izy. Tsy ilaina tsinona izany!<br \/>\nTena sarotra loatra ny manakatra ny hevitry ny zavatra sasany!<\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Tontolo iray makarakara, ka azon&#8217;ny olon-drehetra atao ny miditra hanoro, hibedy, handrahona&#8230; azon&#8217;ny olon-drehetra atao ny mitsofoka amin&#8217;itsy sy ho (&#8230;) <a class=\"more-link\" href=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-ray-aman-dreniko-heverina-ho-toy-ny-ankizy\/\">Read more <span class=\"meta-nav\">&rarr;<\/span><\/a><\/p>\n","protected":false},"author":4,"featured_media":3209,"comment_status":"open","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"_acf_changed":false,"ep_exclude_from_search":false,"footnotes":""},"categories":[134,57],"tags":[],"class_list":["post-3921","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-ecrits-malgache","category-malagasy"],"acf":[],"yoast_head":"<!-- This site is optimized with the Yoast SEO plugin v27.5 - https:\/\/yoast.com\/product\/yoast-seo-wordpress\/ -->\n<title>Ny ray aman-dreniko heverina ho toy ny ankizy - Joseph Wresinski EN<\/title>\n<meta name=\"robots\" content=\"index, follow, max-snippet:-1, max-image-preview:large, max-video-preview:-1\" \/>\n<link rel=\"canonical\" href=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-ray-aman-dreniko-heverina-ho-toy-ny-ankizy\/\" \/>\n<meta property=\"og:locale\" content=\"en_US\" \/>\n<meta property=\"og:type\" content=\"article\" \/>\n<meta property=\"og:title\" content=\"Ny ray aman-dreniko heverina ho toy ny ankizy - Joseph Wresinski EN\" \/>\n<meta property=\"og:description\" content=\"Tontolo iray makarakara, ka azon&#8217;ny olon-drehetra atao ny miditra hanoro, hibedy, handrahona&#8230; azon&#8217;ny olon-drehetra atao ny mitsofoka amin&#8217;itsy sy ho (...) Read more &rarr;\" \/>\n<meta property=\"og:url\" content=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-ray-aman-dreniko-heverina-ho-toy-ny-ankizy\/\" \/>\n<meta property=\"og:site_name\" content=\"Joseph Wresinski EN\" \/>\n<meta property=\"article:published_time\" content=\"2021-11-09T11:22:01+00:00\" \/>\n<meta property=\"article:modified_time\" content=\"2021-11-09T11:37:04+00:00\" \/>\n<meta property=\"og:image\" content=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2013\/06\/trento-longaretti-famiglia-del-musicante.jpg\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:width\" content=\"480\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:height\" content=\"356\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:type\" content=\"image\/jpeg\" \/>\n<meta name=\"author\" content=\"Jean Tonglet\" \/>\n<meta name=\"twitter:card\" content=\"summary_large_image\" \/>\n<meta name=\"twitter:label1\" content=\"Written by\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data1\" content=\"Jean Tonglet\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:label2\" content=\"Est. reading time\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data2\" content=\"5 minutes\" \/>\n<script type=\"application\/ld+json\" class=\"yoast-schema-graph\">{\"@context\":\"https:\\\/\\\/schema.org\",\"@graph\":[{\"@type\":\"Article\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-ray-aman-dreniko-heverina-ho-toy-ny-ankizy\\\/#article\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-ray-aman-dreniko-heverina-ho-toy-ny-ankizy\\\/\"},\"author\":{\"name\":\"Jean Tonglet\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\"},\"headline\":\"Ny ray aman-dreniko heverina ho toy ny ankizy\",\"datePublished\":\"2021-11-09T11:22:01+00:00\",\"dateModified\":\"2021-11-09T11:37:04+00:00\",\"mainEntityOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-ray-aman-dreniko-heverina-ho-toy-ny-ankizy\\\/\"},\"wordCount\":1136,\"commentCount\":0,\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-ray-aman-dreniko-heverina-ho-toy-ny-ankizy\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2013\\\/06\\\/trento-longaretti-famiglia-del-musicante.jpg\",\"articleSection\":[\"Asasoratra\",\"MALAGASY\"],\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"CommentAction\",\"name\":\"Comment\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-ray-aman-dreniko-heverina-ho-toy-ny-ankizy\\\/#respond\"]}]},{\"@type\":\"WebPage\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-ray-aman-dreniko-heverina-ho-toy-ny-ankizy\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-ray-aman-dreniko-heverina-ho-toy-ny-ankizy\\\/\",\"name\":\"Ny ray aman-dreniko heverina ho toy ny ankizy - Joseph Wresinski EN\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#website\"},\"primaryImageOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-ray-aman-dreniko-heverina-ho-toy-ny-ankizy\\\/#primaryimage\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-ray-aman-dreniko-heverina-ho-toy-ny-ankizy\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2013\\\/06\\\/trento-longaretti-famiglia-del-musicante.jpg\",\"datePublished\":\"2021-11-09T11:22:01+00:00\",\"dateModified\":\"2021-11-09T11:37:04+00:00\",\"author\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\"},\"breadcrumb\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-ray-aman-dreniko-heverina-ho-toy-ny-ankizy\\\/#breadcrumb\"},\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"ReadAction\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-ray-aman-dreniko-heverina-ho-toy-ny-ankizy\\\/\"]}]},{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-ray-aman-dreniko-heverina-ho-toy-ny-ankizy\\\/#primaryimage\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2013\\\/06\\\/trento-longaretti-famiglia-del-musicante.jpg\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2013\\\/06\\\/trento-longaretti-famiglia-del-musicante.jpg\",\"width\":480,\"height\":356},{\"@type\":\"BreadcrumbList\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-ray-aman-dreniko-heverina-ho-toy-ny-ankizy\\\/#breadcrumb\",\"itemListElement\":[{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":1,\"name\":\"Home\",\"item\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/\"},{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":2,\"name\":\"Ny ray aman-dreniko heverina ho toy ny ankizy\"}]},{\"@type\":\"WebSite\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#website\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/\",\"name\":\"Joseph Wresinski EN\",\"description\":\"A website coordinated by the Joseph Wresinski Centre\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"SearchAction\",\"target\":{\"@type\":\"EntryPoint\",\"urlTemplate\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/?s={search_term_string}\"},\"query-input\":{\"@type\":\"PropertyValueSpecification\",\"valueRequired\":true,\"valueName\":\"search_term_string\"}}],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"Person\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\",\"name\":\"Jean Tonglet\",\"image\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"url\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"caption\":\"Jean Tonglet\"},\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/author\\\/jean\\\/\"}]}<\/script>\n<!-- \/ Yoast SEO plugin. -->","yoast_head_json":{"title":"Ny ray aman-dreniko heverina ho toy ny ankizy - Joseph Wresinski EN","robots":{"index":"index","follow":"follow","max-snippet":"max-snippet:-1","max-image-preview":"max-image-preview:large","max-video-preview":"max-video-preview:-1"},"canonical":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-ray-aman-dreniko-heverina-ho-toy-ny-ankizy\/","og_locale":"en_US","og_type":"article","og_title":"Ny ray aman-dreniko heverina ho toy ny ankizy - Joseph Wresinski EN","og_description":"Tontolo iray makarakara, ka azon&#8217;ny olon-drehetra atao ny miditra hanoro, hibedy, handrahona&#8230; azon&#8217;ny olon-drehetra atao ny mitsofoka amin&#8217;itsy sy ho (...) Read more &rarr;","og_url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-ray-aman-dreniko-heverina-ho-toy-ny-ankizy\/","og_site_name":"Joseph Wresinski EN","article_published_time":"2021-11-09T11:22:01+00:00","article_modified_time":"2021-11-09T11:37:04+00:00","og_image":[{"width":480,"height":356,"url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2013\/06\/trento-longaretti-famiglia-del-musicante.jpg","type":"image\/jpeg"}],"author":"Jean Tonglet","twitter_card":"summary_large_image","twitter_misc":{"Written by":"Jean Tonglet","Est. reading time":"5 minutes"},"schema":{"@context":"https:\/\/schema.org","@graph":[{"@type":"Article","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-ray-aman-dreniko-heverina-ho-toy-ny-ankizy\/#article","isPartOf":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-ray-aman-dreniko-heverina-ho-toy-ny-ankizy\/"},"author":{"name":"Jean Tonglet","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0"},"headline":"Ny ray aman-dreniko heverina ho toy ny ankizy","datePublished":"2021-11-09T11:22:01+00:00","dateModified":"2021-11-09T11:37:04+00:00","mainEntityOfPage":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-ray-aman-dreniko-heverina-ho-toy-ny-ankizy\/"},"wordCount":1136,"commentCount":0,"image":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-ray-aman-dreniko-heverina-ho-toy-ny-ankizy\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2013\/06\/trento-longaretti-famiglia-del-musicante.jpg","articleSection":["Asasoratra","MALAGASY"],"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"CommentAction","name":"Comment","target":["https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-ray-aman-dreniko-heverina-ho-toy-ny-ankizy\/#respond"]}]},{"@type":"WebPage","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-ray-aman-dreniko-heverina-ho-toy-ny-ankizy\/","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-ray-aman-dreniko-heverina-ho-toy-ny-ankizy\/","name":"Ny ray aman-dreniko heverina ho toy ny ankizy - Joseph Wresinski EN","isPartOf":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#website"},"primaryImageOfPage":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-ray-aman-dreniko-heverina-ho-toy-ny-ankizy\/#primaryimage"},"image":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-ray-aman-dreniko-heverina-ho-toy-ny-ankizy\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2013\/06\/trento-longaretti-famiglia-del-musicante.jpg","datePublished":"2021-11-09T11:22:01+00:00","dateModified":"2021-11-09T11:37:04+00:00","author":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0"},"breadcrumb":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-ray-aman-dreniko-heverina-ho-toy-ny-ankizy\/#breadcrumb"},"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"ReadAction","target":["https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-ray-aman-dreniko-heverina-ho-toy-ny-ankizy\/"]}]},{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-ray-aman-dreniko-heverina-ho-toy-ny-ankizy\/#primaryimage","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2013\/06\/trento-longaretti-famiglia-del-musicante.jpg","contentUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2013\/06\/trento-longaretti-famiglia-del-musicante.jpg","width":480,"height":356},{"@type":"BreadcrumbList","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-ray-aman-dreniko-heverina-ho-toy-ny-ankizy\/#breadcrumb","itemListElement":[{"@type":"ListItem","position":1,"name":"Home","item":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/"},{"@type":"ListItem","position":2,"name":"Ny ray aman-dreniko heverina ho toy ny ankizy"}]},{"@type":"WebSite","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#website","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/","name":"Joseph Wresinski EN","description":"A website coordinated by the Joseph Wresinski Centre","potentialAction":[{"@type":"SearchAction","target":{"@type":"EntryPoint","urlTemplate":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/?s={search_term_string}"},"query-input":{"@type":"PropertyValueSpecification","valueRequired":true,"valueName":"search_term_string"}}],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"Person","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0","name":"Jean Tonglet","image":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","url":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","contentUrl":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","caption":"Jean Tonglet"},"url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/author\/jean\/"}]}},"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/3921","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/users\/4"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=3921"}],"version-history":[{"count":2,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/3921\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":3924,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/3921\/revisions\/3924"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/media\/3209"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=3921"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=3921"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=3921"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}