{"id":3935,"date":"2021-11-19T00:00:01","date_gmt":"2021-11-18T23:00:01","guid":{"rendered":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/?p=3935"},"modified":"2021-11-18T15:00:09","modified_gmt":"2021-11-18T14:00:09","slug":"ny-hamehana-ho-anny-ankizy","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-hamehana-ho-anny-ankizy\/","title":{"rendered":"Ny hamehana ho an\u2019ny Ankizy"},"content":{"rendered":"<p><em>Nanomboka ny faran\u2019ny taona 1970, ary indrindra ny taona natokana ho an\u2019ny ankizy tamin\u2019ny 1979, ny Firohotana ATD Quart Monde dia nampiroborobo ny fifamatorany tamin\u2019ny UNICEF. Izany no nampisy fifandraisana tena mafy teo amin\u2019ny Tale Jeneralin\u2019ny UNICEF, James Grant, sy i mompera Joseph Wresinski. Ho an\u2019ity farany, zava-dehibe ny tokony hitaran\u2019ny asan\u2019ny UNICEF mankany amin\u2019ny ankizy rehetra manerana an\u2019izao tontolo izao, na any Avaratra na any Atsimo, ary tokony hisy ezaka manokana atao mba hipaka hatrany amin\u2019ny mahantra indrindra mba tsy hanaovana azy an-kilabao. Ho fanatanterahana izany no nandraisany tamin-kafaliana ny namoronan\u2019ny UNICEF, tamin\u2019ny 1987, ilay Fiombonana Lehibe ho an\u2019ny ankizy izay voafaritra toy izao ao amin\u2019ny tatitra E\/ICEF\/1988\/2 (fizarana II) nataon\u2019ny Talen\u2019ny UNICEF tamin\u2019ny Fivoriamben\u2019ny Firenena Mikambana\u00a0:\u00a0\u00ab\u00a0Ity fiombonana lehibe ity dia nateraky ny hetsika goavana ho an\u2019ny firaisan-kina izay nijoro nandritra ny taona nankalazana ny fahefapolo taonan\u2019ny UNICEF. Mba hampandrosoana an\u2019io \u00ab\u00a0Fiombonana Lehibe\u00a0\u00bb io ny UNICEF dia nampitodika ny ezaka nataony nankany amin\u2019ny fanamafisana ny fatorana teo amin\u2019ny mpanapa-kevitra sy ny mpitady hevitra, nankany amin\u2019ny fandalinana ny fifanakalozan-kevitra tamin\u2019ny parlemantera, nankany amin\u2019ny fiaraha-miasa amin\u2019ny ONG manana ny lanjany tsy mitsaha-mitombo, ary nankany amin\u2019ny fanolorana tan-tsoroka ho an\u2019ny filazam-baovao mba hanamora ny asany eo amin\u2019ny sehatry mikasika ny olana sy ny laharam-pahamehana ho an\u2019ny ankizy\u00a0\u00bb. Niaraka tamin\u2019ireo izay noforonina tao amin\u2019ny foiben\u2019ny UNICEF tany New York dia nisy fifamatorana niforona tany amin\u2019ny firenena maro, anisan\u2019izay i Frantsa, niaraka tamin\u2019ny komitim-pirenena ho an\u2019ny UNICEF. Taorian\u2019io fiarafha-miasa io no niantsoan\u2019ny UNICEF an\u2019i mompera Joseph handray fitenenana tamin\u2019ny valan-dresaka ho an\u2019ny mpanao gazety tamin\u2019ny fotoana namoahana ny Tatitra momba ny toe-piainan\u2019ny ankizy teto amin\u2019izao tontolo izao tamin\u2019ny 1988.<\/em><\/p>\n<p>Misy eritreritra vitsivitsy tiako hozaraina aminareo, ary tandremako tsara ny tsy hanavahana ny fianakaviana avy any amin\u2019ny\u00a0 tany eo an-an-dalam-pandrosoana amin\u2019ireo\u00a0 izay monina any amin\u2019ny tany efa mandroso.Ny fianakaviana any New York na Chicago mantsy izay miafina any amin\u2019ny araben\u2019ny tan\u00e0nany, ny fianakaviana any Frantsa izay misitrika any amin\u2019ny fiarabe efa tsy mihetsika intsony,\u00a0\u00a0 mipetraka eny amin\u2019ny fanariam-pako na eny amin\u2019ny lalam-be migodana sy ny fasana, dia mitovy ny hafatra alefany amintsika tsy misy hafa amin\u2019ny an\u2019ny fianakaviana mamikitra eny amin\u2019ny tehezan-tendrombohitra, eo amoron-tevana na eo ambonin\u2019ny tany fotaka mandrevo manamorona ny helodrano any amin\u2019ny tany eo an-dalam-pandrosoana.<\/p>\n<p>Ireny fianakaviana rehetra ireny dia tsy vitan\u2019ny hoe natosika fotsiny hanalavitra ny faritra misy fonenana mendrika. Ny tena loza dia tsy misy toerana ho azy ireo akory any amin\u2019ny site na ny kartie mitsipozipozy na ny kartien\u2019ny trano bongo. Ny marina dia izao : atosika any ivelan\u2019ireny faritry ny fahantrana ireny izy ireo, atoka-monina ao anatin\u2019ny fahantrana lalina noho izy mahantra fadiranovana. Noho izany tsy misy tan\u00e0na na iray aza mahalala izay tena isany marina. Ny tena loza aza diamatetika izy ireny no tsy hita akory ao amin\u2019ny rejistry ny fitondrana na any amin\u2019ny antontan\u2019isam-pirenena. Tsy misy toerana ho azy ireo any amin\u2019ny laharam-pahamehan\u2019ny tompon\u2019andraikitra politika.Raha ny izy dia tsy misy izy ho an\u2019ny olona. Ny vokatr\u2019izany dia izao, ny zanak\u2019ireny fianakaviana faran\u2019izay mahantra tsy heverina ho misy akory na any amin\u2019ny firenena mandroso na any amin\u2019ny tany eo an-dalam-pandrosoana, dia samytsy manana ny hoaviny.<\/p>\n<p><em><span class=\"Y2IQFc\" lang=\"mg\">Alaivo ny antontan-taratasy feno<\/span><\/em><\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Nanomboka ny faran\u2019ny taona 1970, ary indrindra ny taona natokana ho an\u2019ny ankizy tamin\u2019ny 1979, ny Firohotana ATD Quart Monde (&#8230;) <a class=\"more-link\" href=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-hamehana-ho-anny-ankizy\/\">Read more <span class=\"meta-nav\">&rarr;<\/span><\/a><\/p>\n","protected":false},"author":4,"featured_media":3929,"comment_status":"open","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"_acf_changed":false,"ep_exclude_from_search":false,"footnotes":""},"categories":[134,57],"tags":[186],"class_list":["post-3935","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-ecrits-malgache","category-malagasy","tag-worldchildrensday"],"acf":[],"yoast_head":"<!-- This site is optimized with the Yoast SEO plugin v27.5 - https:\/\/yoast.com\/product\/yoast-seo-wordpress\/ -->\n<title>Ny hamehana ho an\u2019ny Ankizy - Joseph Wresinski EN<\/title>\n<meta name=\"robots\" content=\"index, follow, max-snippet:-1, max-image-preview:large, max-video-preview:-1\" \/>\n<link rel=\"canonical\" href=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-hamehana-ho-anny-ankizy\/\" \/>\n<meta property=\"og:locale\" content=\"en_US\" \/>\n<meta property=\"og:type\" content=\"article\" \/>\n<meta property=\"og:title\" content=\"Ny hamehana ho an\u2019ny Ankizy - Joseph Wresinski EN\" \/>\n<meta property=\"og:description\" content=\"Nanomboka ny faran\u2019ny taona 1970, ary indrindra ny taona natokana ho an\u2019ny ankizy tamin\u2019ny 1979, ny Firohotana ATD Quart Monde (...) Read more &rarr;\" \/>\n<meta property=\"og:url\" content=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-hamehana-ho-anny-ankizy\/\" \/>\n<meta property=\"og:site_name\" content=\"Joseph Wresinski EN\" \/>\n<meta property=\"article:published_time\" content=\"2021-11-18T23:00:01+00:00\" \/>\n<meta property=\"og:image\" content=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2021\/11\/Slide-Journee-des-enfants.png\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:width\" content=\"1602\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:height\" content=\"712\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:type\" content=\"image\/png\" \/>\n<meta name=\"author\" content=\"Jean Tonglet\" \/>\n<meta name=\"twitter:card\" content=\"summary_large_image\" \/>\n<meta name=\"twitter:label1\" content=\"Written by\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data1\" content=\"Jean Tonglet\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:label2\" content=\"Est. reading time\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data2\" content=\"3 minutes\" \/>\n<script type=\"application\/ld+json\" class=\"yoast-schema-graph\">{\"@context\":\"https:\\\/\\\/schema.org\",\"@graph\":[{\"@type\":\"Article\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-hamehana-ho-anny-ankizy\\\/#article\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-hamehana-ho-anny-ankizy\\\/\"},\"author\":{\"name\":\"Jean Tonglet\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\"},\"headline\":\"Ny hamehana ho an\u2019ny Ankizy\",\"datePublished\":\"2021-11-18T23:00:01+00:00\",\"mainEntityOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-hamehana-ho-anny-ankizy\\\/\"},\"wordCount\":598,\"commentCount\":0,\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-hamehana-ho-anny-ankizy\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2021\\\/11\\\/Slide-Journee-des-enfants.png\",\"keywords\":[\"#WorldChildrensDay\"],\"articleSection\":[\"Asasoratra\",\"MALAGASY\"],\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"CommentAction\",\"name\":\"Comment\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-hamehana-ho-anny-ankizy\\\/#respond\"]}]},{\"@type\":\"WebPage\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-hamehana-ho-anny-ankizy\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-hamehana-ho-anny-ankizy\\\/\",\"name\":\"Ny hamehana ho an\u2019ny Ankizy - Joseph Wresinski EN\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#website\"},\"primaryImageOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-hamehana-ho-anny-ankizy\\\/#primaryimage\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-hamehana-ho-anny-ankizy\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2021\\\/11\\\/Slide-Journee-des-enfants.png\",\"datePublished\":\"2021-11-18T23:00:01+00:00\",\"author\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\"},\"breadcrumb\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-hamehana-ho-anny-ankizy\\\/#breadcrumb\"},\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"ReadAction\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-hamehana-ho-anny-ankizy\\\/\"]}]},{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-hamehana-ho-anny-ankizy\\\/#primaryimage\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2021\\\/11\\\/Slide-Journee-des-enfants.png\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2021\\\/11\\\/Slide-Journee-des-enfants.png\",\"width\":1602,\"height\":712},{\"@type\":\"BreadcrumbList\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-hamehana-ho-anny-ankizy\\\/#breadcrumb\",\"itemListElement\":[{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":1,\"name\":\"Home\",\"item\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/\"},{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":2,\"name\":\"Ny hamehana ho an\u2019ny Ankizy\"}]},{\"@type\":\"WebSite\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#website\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/\",\"name\":\"Joseph Wresinski EN\",\"description\":\"A website coordinated by the Joseph Wresinski Centre\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"SearchAction\",\"target\":{\"@type\":\"EntryPoint\",\"urlTemplate\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/?s={search_term_string}\"},\"query-input\":{\"@type\":\"PropertyValueSpecification\",\"valueRequired\":true,\"valueName\":\"search_term_string\"}}],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"Person\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\",\"name\":\"Jean Tonglet\",\"image\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"url\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"caption\":\"Jean Tonglet\"},\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/author\\\/jean\\\/\"}]}<\/script>\n<!-- \/ Yoast SEO plugin. -->","yoast_head_json":{"title":"Ny hamehana ho an\u2019ny Ankizy - Joseph Wresinski EN","robots":{"index":"index","follow":"follow","max-snippet":"max-snippet:-1","max-image-preview":"max-image-preview:large","max-video-preview":"max-video-preview:-1"},"canonical":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-hamehana-ho-anny-ankizy\/","og_locale":"en_US","og_type":"article","og_title":"Ny hamehana ho an\u2019ny Ankizy - Joseph Wresinski EN","og_description":"Nanomboka ny faran\u2019ny taona 1970, ary indrindra ny taona natokana ho an\u2019ny ankizy tamin\u2019ny 1979, ny Firohotana ATD Quart Monde (...) Read more &rarr;","og_url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-hamehana-ho-anny-ankizy\/","og_site_name":"Joseph Wresinski EN","article_published_time":"2021-11-18T23:00:01+00:00","og_image":[{"width":1602,"height":712,"url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2021\/11\/Slide-Journee-des-enfants.png","type":"image\/png"}],"author":"Jean Tonglet","twitter_card":"summary_large_image","twitter_misc":{"Written by":"Jean Tonglet","Est. reading time":"3 minutes"},"schema":{"@context":"https:\/\/schema.org","@graph":[{"@type":"Article","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-hamehana-ho-anny-ankizy\/#article","isPartOf":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-hamehana-ho-anny-ankizy\/"},"author":{"name":"Jean Tonglet","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0"},"headline":"Ny hamehana ho an\u2019ny Ankizy","datePublished":"2021-11-18T23:00:01+00:00","mainEntityOfPage":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-hamehana-ho-anny-ankizy\/"},"wordCount":598,"commentCount":0,"image":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-hamehana-ho-anny-ankizy\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2021\/11\/Slide-Journee-des-enfants.png","keywords":["#WorldChildrensDay"],"articleSection":["Asasoratra","MALAGASY"],"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"CommentAction","name":"Comment","target":["https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-hamehana-ho-anny-ankizy\/#respond"]}]},{"@type":"WebPage","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-hamehana-ho-anny-ankizy\/","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-hamehana-ho-anny-ankizy\/","name":"Ny hamehana ho an\u2019ny Ankizy - Joseph Wresinski EN","isPartOf":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#website"},"primaryImageOfPage":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-hamehana-ho-anny-ankizy\/#primaryimage"},"image":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-hamehana-ho-anny-ankizy\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2021\/11\/Slide-Journee-des-enfants.png","datePublished":"2021-11-18T23:00:01+00:00","author":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0"},"breadcrumb":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-hamehana-ho-anny-ankizy\/#breadcrumb"},"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"ReadAction","target":["https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-hamehana-ho-anny-ankizy\/"]}]},{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-hamehana-ho-anny-ankizy\/#primaryimage","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2021\/11\/Slide-Journee-des-enfants.png","contentUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2021\/11\/Slide-Journee-des-enfants.png","width":1602,"height":712},{"@type":"BreadcrumbList","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-hamehana-ho-anny-ankizy\/#breadcrumb","itemListElement":[{"@type":"ListItem","position":1,"name":"Home","item":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/"},{"@type":"ListItem","position":2,"name":"Ny hamehana ho an\u2019ny Ankizy"}]},{"@type":"WebSite","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#website","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/","name":"Joseph Wresinski EN","description":"A website coordinated by the Joseph Wresinski Centre","potentialAction":[{"@type":"SearchAction","target":{"@type":"EntryPoint","urlTemplate":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/?s={search_term_string}"},"query-input":{"@type":"PropertyValueSpecification","valueRequired":true,"valueName":"search_term_string"}}],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"Person","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0","name":"Jean Tonglet","image":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","url":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","contentUrl":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","caption":"Jean Tonglet"},"url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/author\/jean\/"}]}},"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/3935","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/users\/4"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=3935"}],"version-history":[{"count":2,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/3935\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":3938,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/3935\/revisions\/3938"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/media\/3929"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=3935"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=3935"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=3935"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}