{"id":4028,"date":"2022-01-10T16:49:19","date_gmt":"2022-01-10T15:49:19","guid":{"rendered":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/?p=4028"},"modified":"2022-01-13T15:48:54","modified_gmt":"2022-01-13T14:48:54","slug":"talohanizay-zoma-izay-tao-jerosalema","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/talohanizay-zoma-izay-tao-jerosalema\/","title":{"rendered":"Talohan&#8217;\u2019izay zoma izay tao Jerosalema&#8230;"},"content":{"rendered":"<p>Tao ho ao, eto ambony fandriako ato amin&#8217;ny hopitaly,<br \/>\ndia lasa saina mafy aho mieritreritra ny tsy fananana asa,<br \/>\nny toe-karena mikororosy fahana sy ny fahoriana aterak&#8217;izany.<br \/>\nTahaka ny nandeha ho azy koa ,<br \/>\nfa dia natambatro tamin&#8217;izany tao ny \u201cgoulag\u201d sy ny fandoroana olona velona,<br \/>\nny fanagadrana any amin&#8217;ny trano fitsaboana adala,<br \/>\nny fampitokana-monina ny relijiozy any Romania<br \/>\nizay hitako maso, natrehiko mivantana,<br \/>\nny fampijaliana nataon&#8217;i Pinochet, ny fampodiana avy any Vietnam,<br \/>\nny firotsahana tany Angola.<br \/>\nSatria na dia samy manana ny lanjany aza ireo dia mitovy ihany ny antony:<br \/>\nny tsy fahalalana izay mitarika any amin&#8217;ny fanaovana tsinontsinona ny olona.<\/p>\n<p>Rehefa mandinika izany rehetra izany, rehefa mandinika ny ny fiainan&#8217;ny tany<br \/>\nizay atolotra antsika mifintina dia mifintina,<br \/>\nany amin&#8217;ny fahitalavitra, any amin&#8217;ny gazety,<br \/>\ndia nieritreritra aho fa izany no anjaran&#8217;ny zanak&#8217;olombelona,<br \/>\nmandritra ny taona mifandimby, ny kolontsaina mifandimby,<br \/>\nfa anjara tsy azo nihodivirana tsy maintsy niainana izany,<br \/>\ntalohan&#8217;izay zoma izay tany Jerosalema.<\/p>\n<p>Noheveriko fa ny olona rehetra, hatrizay hatrizay,<br \/>\ndia nanao tsinontsinona ny fiainana sy ny hasin&#8217;ny mahantra sy ny resy.<br \/>\nIzany no nahatonga ity lehilahy mahantra iray,<br \/>\nvao maty noho ny lozam-pifamoivoizana ny vadiny,<br \/>\nhamerina izay nampianarin&#8217;ny olona azy ka hiteny hoe:<br \/>\n\u201cmihena anankiray aloha izay ny \u201cfaikan&#8217;olona\u201d eto an-tany.\u201d<br \/>\nNaveriny fotsiny ny lesona natao tsianjery,<br \/>\nna izy aza nanadino fa renin-jaza sivy anie io vadiny io,<br \/>\nary azy ny roa tamin&#8217;ireo.<br \/>\nHadinony fa hisy zaza sivy tsy hahazo tambitamby intsony,<br \/>\nzaza sivy manomboka izao no<br \/>\ntsy hanana reny miari-tory sy hitebiteby ny aminy intsony.<\/p>\n<p>Noheveriko fa izany foana ny olombelona hatrizay hatrizay,<br \/>\ntalohan&#8217;izay Zoma iray izay tao Jerosalema.<br \/>\nSatria, io tenin&#8217;ilay mahantra io dia famerenana ny teny novazavazaina<br \/>\nmba hanompana sy hanivaivana ny andevo taloha,<br \/>\nmba hanosihosena ny mahantra an-tapitrisany hatrizay.<br \/>\nDia hoy koa aho hoe: \u201c fa anjara ratsy tsy azo nivalozana inona<br \/>\nno nahazo ny olona sasany ho tonga hatramin&#8217;izany?<br \/>\nAhoana no hahafahany mampiditra<br \/>\ntahotra sy tebiteby be dia be toy izany ao am-pon&#8217;ny olona hafa,<br \/>\nfahoriana be dia be ao amin&#8217;ny fiainany, fakana an-keriny be dia be,<br \/>\nsy fisarahana be dia be, ranomaso be dia be, fangirifiriana be dia be?<br \/>\nAhoana no nahafahany tonga hatrany amin&#8217;ny<br \/>\nfanangonana faty maro be, sady tsy misy anarana no tsy misy hasiny?<\/p>\n<p>Nazava tamiko fa ny henatry ny zanak&#8217;olombelona<br \/>\ndia noho izy voatery hatrany hatrany hangalatra ny fiainan&#8217;ny<br \/>\nmahantra sy ny resy, hangalatra ny fahafahany,<br \/>\nhamorona\u00a0 ny tsy rariny mba hanakanana azy tsy hitia,<br \/>\ntsy hahatakatra, tsy haniry, ary tsy hizara.<br \/>\nNazava tamiko\u00a0 hoe naninona ny olona sasany no voatery<br \/>\nhaka na hangalatra ny fiainana, ny fahafahana,<br \/>\nny rariny ary ny fahamarinana,<br \/>\nhatreo amin&#8217;io indray zoma tao Jerosalema io.<\/p>\n<p>Tamin&#8217;io andro io,<br \/>\nnisy izay lehilahy izay, ambony noho ny anarana hafa rehetra\u00a0 ny anarany,<br \/>\nnijoro nanoloana ny zanak&#8217;olombelona\u00a0 nanome ny ainy<br \/>\nmba hanoherana sy handavana<br \/>\nny haratsiam-panahin&#8217;ny olona tsy azo ivalozana,<br \/>\nny anjara ratsy noho ny ady,<br \/>\nny fangejana, ny fampijaliana,<br \/>\nny fandaingana sy ny fahatahorana.<\/p>\n<p>Io lehilahy io moa dia efa nanomana ny fahafatesany,<br \/>\nmbola tany alohan&#8217;io zoma tao Jerosalema io.<br \/>\nNy faniriany mantsy dia hampitovy tanteraka ny fiainany<br \/>\namin&#8217;ny an&#8217;ny mahantra sy ny resy.<br \/>\nMbola tany alohan&#8217;io zoma tao Jerosalema io izy<br \/>\ndia efa nisafidy an-tsitrapo hiaina<br \/>\nsy ho faty eo anivon&#8217;izy ireny.<\/p>\n<p>Vao nanomboka ny fiainany tokoa mantsy izy<br \/>\ndia efa anisan&#8217;ireny andian&#8217;olon-dratsy,<br \/>\nirony vahoaka feno olona lasa ratsy endrika,<br \/>\nirony kepaky ny hanoanana, irony mitafy vorokitsay,<br \/>\nirony feno tebiteby, irony feno ahiahy,<br \/>\nirony any amin&#8217;ny fandoroana olona sy ny \u201cgoulags\u201d<br \/>\nomaly sy androany,<br \/>\nny tsy an&#8217;asa sy tsy manan-kialofana,<br \/>\nmba hiantso ny olona rehetra hiombona,<br \/>\nmba hanatrarana ny famerenana ny fiainana<br \/>\namin&#8217;ny mahantra sy ny resy.<\/p>\n<p>Tahaka azy ireny, izy koa dia natositosiky ny tatsy, nahiboky ny taroa,<br \/>\nombieny ombieny, tetsy sy teroa,<br \/>\nnohararaotina sy nampiasain&#8217;ny olon-drehetra.<\/p>\n<p>Hatrizay ka hatrizao izy dia ilay olona tsy nahita vato hanondanana ny lohany&#8230;,<br \/>\ntsy misy mafy hametrahany ny tongony,<br \/>\nmivenjivenjy sy enjehina tahaka ny mafy ady.<br \/>\nVoatery hifandray tendro amin&#8217;ireny olona ireny.<br \/>\nNohelohina ho tia miaina miaraka amin&#8217;ireny izy, ary marina izany!<br \/>\nNohelohina ho\u00a0 manahaka azy ireo izy, ho miray tsikombakomba amin&#8217;ny mpangalatra,<br \/>\nny mpivaro-tena, ny jiolahy, ny fakofakon&#8217;olona.<br \/>\nNohelohina ho mihosina amin&#8217;ireo vahoaka ireo izy,<br \/>\nmanary tena ao amin&#8217;io vahoaka mitrongy vao homana io,<br \/>\ntsy manam-piahy, tsy manan-tanjona, tsy manam-pikasana, tsy manana Andriamanitra ary tsy manam-pitiavana.<\/p>\n<p>Nitaona azy ny mpanao politika,<br \/>\nny olona rehetra nanana fahefana,\u00a0 ny avy amin&#8217;ny firehan-kevitra samihafa,<br \/>\nfa tsy nanaiky ho resin&#8217;ny mena miraviravy izy,<br \/>\nmba hahatonga ny hasina maha olona azy sy ny fahafahany tsy\u00a0 ho voatohintohina.<br \/>\nNiainany ny tebiteby ny amin&#8217;izay havoakan&#8217;ny ampitso.<br \/>\nNy hevitra hitan&#8217;i Maria reniny no namelona azy,<br \/>\nizy sy ny namany, teny an-dalana.<br \/>\nNofinganina teny afovoam-bahoaka izy, najoro tahaka ny sariolona hampitahotra voronkely<br \/>\namin&#8217;izay mantsy rehefa miendaka aminy ny mahantra<br \/>\ndia miala aminy koa ny anton&#8217;ny fisiany.<\/p>\n<p>Fa mbola tany alohan&#8217;io zoma tao Jerosalema io,<br \/>\nnatao ohatra ny fanao amin&#8217;ny mpanakorontana izy, mpamitaka, mpitabataba.<br \/>\nHo an&#8217;ny olona ambony dia naseho ho toy ny olona mitondra loza<br \/>\nho an&#8217;izay manao kitapo miara-peno aminy izy,<br \/>\nmifandray amin&#8217;i Belzeboba, , tondroina ho zanak&#8217;i Belzeboba,<br \/>\namin&#8217;izay mantsy, na dia misy maty tafatsangana noho ny fitiavany aza,<br \/>\ndia mbola tsy horaharahaina ihany izy, hatao tsinontsinona, resy.<br \/>\nNatao nitovy torosy tamin&#8217;ny mahantra izy,<br \/>\nny mahantra sy ny resy rehetra izay, isan&#8217;andro vaky,<br \/>\nmbola mamelona ny zanany<br \/>\namin&#8217;ny alalan&#8217;ny fikirizany hizara fitiavana<br \/>\nmbola tavela ao aminy foana,<br \/>\nna inona na inona ezaka ataon&#8217;izao tontolo izao hanendahana azy aminy.<br \/>\nFa tsy misy dikany izany rehetra izany,<br \/>\ntsy misy dikany ny fahagagana vitany, ny faharetany sy ny hamoram-panahiny.<br \/>\nInona loatra moa ny tombon-tsoa ara-toekarena, sosialy, politika,<br \/>\neny fa na dia ara-pinoana aza,<br \/>\nmety ho azo avy amin&#8217;izany?<\/p>\n<p>Indray andro mialoha an&#8217;io zoma io, tany ivelan&#8217;i Jerosalema,<br \/>\nnanirery sy nitebiteby mafy tao Getsemania,<br \/>\nrakotry ny hatsembohana mangatsiaka, nilona tamin&#8217;ny ra nateraky ny hodiny,<br \/>\ngodron&#8217;ny horohoro noho ny amin&#8217;ny havany, ny amin&#8217;ny fiainany,<br \/>\nny amin&#8217;ny tsy hanalana aminy ny ainy, ny hamelana azy ho velona,<br \/>\nny amin&#8217;ny hamelana ny havany ho velona!<br \/>\nGetsemania, ny famadihan&#8217;ny namana, ny famadihan&#8217;ny mahantra!<br \/>\nTsy nahazaka intsony ny vsatra nentiny ny namany,<br \/>\ntsy nahatanty intsony, dia\u00a0 nitoroka,<br \/>\nnanondro, ary nanantena fa amin&#8217;izay dia\u00a0 mbaho afa-patorana.<\/p>\n<p>Andian&#8217;olona nodorana sy goulags, olona nampijalian&#8217;i Pinochet,<br \/>\nolona natoka-monina tany Romania, tsy an&#8217;asa sy voahosihosy! Nahoana?<br \/>\nNahoana, na inona na inona mitranga,<br \/>\nny zanak&#8217;olombelona no mbola enjehin&#8217;ny eritreriny foana<br \/>\nrehefa <em><u>kianina ny fisianareo<\/u><\/em><br \/>\nNahoana izy no mahatsiaro tena ho diso taminareo,<br \/>\nho afa-baraka,<br \/>\nho tompon&#8217;andraikitry ny anjara ratsinareo sy ny fahafatesanareo?<br \/>\nNahoana ianareo no\u00a0 tsy ekeny ho sisam-paty<br \/>\nna dia lazain&#8217;ny mpitarika ny sainy sy ny asany aza<br \/>\nfa olona tsinontsinona ianareo, fa lasa olona tsy misy ianareo,<br \/>\nfa tsy inona akory ianareo fa laharana fotsiny?<br \/>\nAhoana no hanazavana fa\u00a0 ho an&#8217;ny zanak&#8217;olombelona,<br \/>\ndia olona ianareo, mijanona ary mbola hijanona ho olona?<\/p>\n<p>Moa ve tsy noho ilay tamin&#8217;ny roa arivo taona lasa izay,<br \/>\nilay indray zoma tao Jerosalema, nisy lehilahy,<br \/>\nZanak&#8217;Andriamanitra ho an&#8217;ny Mpino&#8230;.<br \/>\nMoa ve tsy noho ilay mbola\u00a0 amin&#8217;izao\u00a0 ankehitriny izao,<br \/>\nio lehilahy io, Jesoa -Kristy, niantsoroka ary mbola miantsoroka<br \/>\nny maha ianareo anareo manontolo,<br \/>\nny zavatra rehetra iainanareo na henatra na tebiteby?<br \/>\nTsy amin&#8217;izay koa ve\u00a0 Andriamanitra Ray, mandrakizay,<br \/>\ndia mba hiaina ny fahantranareo, sy ny fahakivinareo,<br \/>\nary tsy ho afaka hanadino azy,<br \/>\ntahaka ny somisika ao amin&#8217;ny maha Andriamanitra azy?<\/p>\n<p>Moa ve tsy noho ilay tamin&#8217;ny roa arivo taona lasa izay,<br \/>\nilay indray zoma tao Jerosalema, nisy lehilahy,<br \/>\nmpaminany na mpitarika olona ho an&#8217;ny tsy mpino,<br \/>\nnanery ny olona rehetra, rehefa nahita anareo,<br \/>\nhanohitra fa tsy lahatra<br \/>\nny tsy fananana asa, ny fidinan&#8217;ny sandam-bola, ny goulag sy ny doro olona,<br \/>\nny trano fitsaboana adala, ny fanokana-monina, ny fampijaliana&#8230;<br \/>\nAmin&#8217;izay ny olona dia ho tonga saina ny amin&#8217;ny<br \/>\ntany aloha sy taty aorian&#8217;io zoma tao Jerosalema io.<br \/>\nAmin&#8217;izay ny olona, rehefa mahita ny tenany ao amin&#8217;ny mahantra sy ny resy,<br \/>\ndia hiandraikitra , eo amin&#8217;ny fiainany sy ny fahafatesany,<br \/>\nny fahafahana, ny rariny, ary ny fahamarinana.<\/p>\n<p>Noheveriko fa hatramin&#8217;izay ny olona<br \/>\ndia nanosihosy, nanao tsinotsinona, nangalatra,<br \/>\nny fiainana sy ny voninahitry ny mahantra sy ny resy,<br \/>\nnoho ny tsy fahalalany ny toetran&#8217;ny olombelona.<\/p>\n<p>Hatrizay hatrizay , dia natao tahaka ny anjara ratsy<br \/>\nmandra-pahatongan&#8217;io zoma anankiray io.<br \/>\nMandra-pahatongan&#8217;ilay zoma tao Jerosalema,<br \/>\nizay nahitana lehilahy nijoro, nanatrika ny olombelona rehetra,<br \/>\nmba hanohitra sy hand\u00e0 na dia hihatra amin&#8217;ny ainy aza izany.<br \/>\nNisafidy izy, an-tsitrapo tanteraka,<br \/>\nny hiaina sy ho faty tahaka azy ireo,<br \/>\nireo mahantra sy ireo resy.<br \/>\nTahaka azy ireo, tsy nisy mpankasitraka, nahetry, resy,<br \/>\namin&#8217;izay mantsy ny Ray dia tsy hanadino mihitsy na oviana na oviana,<br \/>\namin&#8217;izay ny olona dia tsy afaka hanaiky intsony fa hoe anjara ratsy<br \/>\nny fahakiviany sy ny fahamenarany.<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Tao ho ao, eto ambony fandriako ato amin&#8217;ny hopitaly, dia lasa saina mafy aho mieritreritra ny tsy fananana asa, ny (&#8230;) <a class=\"more-link\" href=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/talohanizay-zoma-izay-tao-jerosalema\/\">Read more <span class=\"meta-nav\">&rarr;<\/span><\/a><\/p>\n","protected":false},"author":4,"featured_media":4029,"comment_status":"open","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"_acf_changed":false,"ep_exclude_from_search":false,"footnotes":""},"categories":[134,57,159],"tags":[],"class_list":["post-4028","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-ecrits-malgache","category-malagasy","category-other-languages"],"acf":[],"yoast_head":"<!-- This site is optimized with the Yoast SEO plugin v27.5 - https:\/\/yoast.com\/product\/yoast-seo-wordpress\/ -->\n<title>Talohan&#039;\u2019izay zoma izay tao Jerosalema... - Joseph Wresinski EN<\/title>\n<meta name=\"robots\" content=\"index, follow, max-snippet:-1, max-image-preview:large, max-video-preview:-1\" \/>\n<link rel=\"canonical\" href=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/talohanizay-zoma-izay-tao-jerosalema\/\" \/>\n<meta property=\"og:locale\" content=\"en_US\" \/>\n<meta property=\"og:type\" content=\"article\" \/>\n<meta property=\"og:title\" content=\"Talohan&#039;\u2019izay zoma izay tao Jerosalema... - Joseph Wresinski EN\" \/>\n<meta property=\"og:description\" content=\"Tao ho ao, eto ambony fandriako ato amin&#8217;ny hopitaly, dia lasa saina mafy aho mieritreritra ny tsy fananana asa, ny (...) Read more &rarr;\" \/>\n<meta property=\"og:url\" content=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/talohanizay-zoma-izay-tao-jerosalema\/\" \/>\n<meta property=\"og:site_name\" content=\"Joseph Wresinski EN\" \/>\n<meta property=\"article:published_time\" content=\"2022-01-10T15:49:19+00:00\" \/>\n<meta property=\"article:modified_time\" content=\"2022-01-13T14:48:54+00:00\" \/>\n<meta property=\"og:image\" content=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2022\/01\/Frank-Brangwyn-1867-1956-La-deposition-533x400-1.jpg\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:width\" content=\"533\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:height\" content=\"400\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:type\" content=\"image\/jpeg\" \/>\n<meta name=\"author\" content=\"Jean Tonglet\" \/>\n<meta name=\"twitter:card\" content=\"summary_large_image\" \/>\n<meta name=\"twitter:label1\" content=\"Written by\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data1\" content=\"Jean Tonglet\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:label2\" content=\"Est. reading time\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data2\" content=\"7 minutes\" \/>\n<script type=\"application\/ld+json\" class=\"yoast-schema-graph\">{\"@context\":\"https:\\\/\\\/schema.org\",\"@graph\":[{\"@type\":\"Article\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/talohanizay-zoma-izay-tao-jerosalema\\\/#article\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/talohanizay-zoma-izay-tao-jerosalema\\\/\"},\"author\":{\"name\":\"Jean Tonglet\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\"},\"headline\":\"Talohan&#8217;\u2019izay zoma izay tao Jerosalema&#8230;\",\"datePublished\":\"2022-01-10T15:49:19+00:00\",\"dateModified\":\"2022-01-13T14:48:54+00:00\",\"mainEntityOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/talohanizay-zoma-izay-tao-jerosalema\\\/\"},\"wordCount\":1518,\"commentCount\":0,\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/talohanizay-zoma-izay-tao-jerosalema\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2022\\\/01\\\/Frank-Brangwyn-1867-1956-La-deposition-533x400-1.jpg\",\"articleSection\":[\"Asasoratra\",\"MALAGASY\",\"Other languages\"],\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"CommentAction\",\"name\":\"Comment\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/talohanizay-zoma-izay-tao-jerosalema\\\/#respond\"]}]},{\"@type\":\"WebPage\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/talohanizay-zoma-izay-tao-jerosalema\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/talohanizay-zoma-izay-tao-jerosalema\\\/\",\"name\":\"Talohan'\u2019izay zoma izay tao Jerosalema... - Joseph Wresinski EN\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#website\"},\"primaryImageOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/talohanizay-zoma-izay-tao-jerosalema\\\/#primaryimage\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/talohanizay-zoma-izay-tao-jerosalema\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2022\\\/01\\\/Frank-Brangwyn-1867-1956-La-deposition-533x400-1.jpg\",\"datePublished\":\"2022-01-10T15:49:19+00:00\",\"dateModified\":\"2022-01-13T14:48:54+00:00\",\"author\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\"},\"breadcrumb\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/talohanizay-zoma-izay-tao-jerosalema\\\/#breadcrumb\"},\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"ReadAction\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/talohanizay-zoma-izay-tao-jerosalema\\\/\"]}]},{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/talohanizay-zoma-izay-tao-jerosalema\\\/#primaryimage\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2022\\\/01\\\/Frank-Brangwyn-1867-1956-La-deposition-533x400-1.jpg\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2022\\\/01\\\/Frank-Brangwyn-1867-1956-La-deposition-533x400-1.jpg\",\"width\":533,\"height\":400},{\"@type\":\"BreadcrumbList\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/talohanizay-zoma-izay-tao-jerosalema\\\/#breadcrumb\",\"itemListElement\":[{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":1,\"name\":\"Home\",\"item\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/\"},{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":2,\"name\":\"Talohan&#8217;\u2019izay zoma izay tao Jerosalema&#8230;\"}]},{\"@type\":\"WebSite\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#website\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/\",\"name\":\"Joseph Wresinski EN\",\"description\":\"A website coordinated by the Joseph Wresinski Centre\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"SearchAction\",\"target\":{\"@type\":\"EntryPoint\",\"urlTemplate\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/?s={search_term_string}\"},\"query-input\":{\"@type\":\"PropertyValueSpecification\",\"valueRequired\":true,\"valueName\":\"search_term_string\"}}],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"Person\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\",\"name\":\"Jean Tonglet\",\"image\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"url\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"caption\":\"Jean Tonglet\"},\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/author\\\/jean\\\/\"}]}<\/script>\n<!-- \/ Yoast SEO plugin. -->","yoast_head_json":{"title":"Talohan'\u2019izay zoma izay tao Jerosalema... - Joseph Wresinski EN","robots":{"index":"index","follow":"follow","max-snippet":"max-snippet:-1","max-image-preview":"max-image-preview:large","max-video-preview":"max-video-preview:-1"},"canonical":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/talohanizay-zoma-izay-tao-jerosalema\/","og_locale":"en_US","og_type":"article","og_title":"Talohan'\u2019izay zoma izay tao Jerosalema... - Joseph Wresinski EN","og_description":"Tao ho ao, eto ambony fandriako ato amin&#8217;ny hopitaly, dia lasa saina mafy aho mieritreritra ny tsy fananana asa, ny (...) Read more &rarr;","og_url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/talohanizay-zoma-izay-tao-jerosalema\/","og_site_name":"Joseph Wresinski EN","article_published_time":"2022-01-10T15:49:19+00:00","article_modified_time":"2022-01-13T14:48:54+00:00","og_image":[{"width":533,"height":400,"url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2022\/01\/Frank-Brangwyn-1867-1956-La-deposition-533x400-1.jpg","type":"image\/jpeg"}],"author":"Jean Tonglet","twitter_card":"summary_large_image","twitter_misc":{"Written by":"Jean Tonglet","Est. reading time":"7 minutes"},"schema":{"@context":"https:\/\/schema.org","@graph":[{"@type":"Article","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/talohanizay-zoma-izay-tao-jerosalema\/#article","isPartOf":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/talohanizay-zoma-izay-tao-jerosalema\/"},"author":{"name":"Jean Tonglet","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0"},"headline":"Talohan&#8217;\u2019izay zoma izay tao Jerosalema&#8230;","datePublished":"2022-01-10T15:49:19+00:00","dateModified":"2022-01-13T14:48:54+00:00","mainEntityOfPage":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/talohanizay-zoma-izay-tao-jerosalema\/"},"wordCount":1518,"commentCount":0,"image":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/talohanizay-zoma-izay-tao-jerosalema\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2022\/01\/Frank-Brangwyn-1867-1956-La-deposition-533x400-1.jpg","articleSection":["Asasoratra","MALAGASY","Other languages"],"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"CommentAction","name":"Comment","target":["https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/talohanizay-zoma-izay-tao-jerosalema\/#respond"]}]},{"@type":"WebPage","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/talohanizay-zoma-izay-tao-jerosalema\/","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/talohanizay-zoma-izay-tao-jerosalema\/","name":"Talohan'\u2019izay zoma izay tao Jerosalema... - Joseph Wresinski EN","isPartOf":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#website"},"primaryImageOfPage":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/talohanizay-zoma-izay-tao-jerosalema\/#primaryimage"},"image":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/talohanizay-zoma-izay-tao-jerosalema\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2022\/01\/Frank-Brangwyn-1867-1956-La-deposition-533x400-1.jpg","datePublished":"2022-01-10T15:49:19+00:00","dateModified":"2022-01-13T14:48:54+00:00","author":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0"},"breadcrumb":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/talohanizay-zoma-izay-tao-jerosalema\/#breadcrumb"},"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"ReadAction","target":["https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/talohanizay-zoma-izay-tao-jerosalema\/"]}]},{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/talohanizay-zoma-izay-tao-jerosalema\/#primaryimage","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2022\/01\/Frank-Brangwyn-1867-1956-La-deposition-533x400-1.jpg","contentUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2022\/01\/Frank-Brangwyn-1867-1956-La-deposition-533x400-1.jpg","width":533,"height":400},{"@type":"BreadcrumbList","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/talohanizay-zoma-izay-tao-jerosalema\/#breadcrumb","itemListElement":[{"@type":"ListItem","position":1,"name":"Home","item":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/"},{"@type":"ListItem","position":2,"name":"Talohan&#8217;\u2019izay zoma izay tao Jerosalema&#8230;"}]},{"@type":"WebSite","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#website","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/","name":"Joseph Wresinski EN","description":"A website coordinated by the Joseph Wresinski Centre","potentialAction":[{"@type":"SearchAction","target":{"@type":"EntryPoint","urlTemplate":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/?s={search_term_string}"},"query-input":{"@type":"PropertyValueSpecification","valueRequired":true,"valueName":"search_term_string"}}],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"Person","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0","name":"Jean Tonglet","image":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","url":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","contentUrl":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","caption":"Jean Tonglet"},"url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/author\/jean\/"}]}},"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/4028","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/users\/4"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=4028"}],"version-history":[{"count":4,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/4028\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":4055,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/4028\/revisions\/4055"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/media\/4029"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=4028"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=4028"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=4028"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}