{"id":4041,"date":"2022-01-12T14:04:18","date_gmt":"2022-01-12T13:04:18","guid":{"rendered":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/?p=4041"},"modified":"2022-01-13T15:42:14","modified_gmt":"2022-01-13T14:42:14","slug":"fantany-fa-nifankatia-ny-ray-aman-dreniny","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/fantany-fa-nifankatia-ny-ray-aman-dreniny\/","title":{"rendered":"Fantany fa nifankatia ny ray aman-dreniny"},"content":{"rendered":"<p>Efa niotrika tao volana maromaro ity zavatra ity<br \/>\nEfa tena lasa navesatra loatra ny fiainana<br \/>\nka tsy zakan&#8217;ilay lehilahy intsony,<br \/>\nsatria\u00a0\u00a0 ny tsy fananana asa,\u00a0 ny hanoanana,\u00a0 ny tokantrano ravarava dia nahamenatra azy.<br \/>\nIndray andro lasa izy, ary, efa ho telo herinandro\u00a0 izao no<br \/>\ntany ivelany tany, \u201cmiaraka amina vehivavy hafa\u201d hoy ny mpiray tan\u00e0na; \u201ctsy izany kosa angamba\u201d, hoy ramatoa vadiny.<\/p>\n<p>Io takariva io, dia tonga izy haka ny entany.<br \/>\nNilazan&#8217;ny mpiara-monina aho dia nandeha ary tonga tao,<br \/>\nnijaridina, teo afovoan&#8217;ny efitra feno korontana.<br \/>\nTsy nisy niteny.<br \/>\nNy ankizy nihanika teny ambony seza lava efa goaka, mifanositosika,<br \/>\nmitsingidina amin&#8217;ny tany\u00a0\u00a0 dia mamerina indray.<br \/>\nilay rainy amin\u2019izany, mangorona ny akanjony, tsy avalona akory,<br \/>\nao anaty valizy roa napetrany teo ambony latabatra.<br \/>\nOhatra ny mahatsikaiky avokoa izay rehetra jerena: ny sezalava, ny ankizy, ilay ray, ny latabatra, ny valizy, ny akanjo.<\/p>\n<p>Tsy nahita teny holazaina taminy hifanentana amin&#8217;ny fahamenarany sy ny loza mihatra amin-dry zareo aho.<br \/>\nFantatro fa io fandehanany io dia tsy\u00a0\u00a0 lalana tokony hivoahana.<br \/>\nAzoko antoka tsara fa ny nantenainy dia ny vadiny sy ny zanany<br \/>\nhangataka ny hijanonany<br \/>\nFa tahaka anay koa ry zareo ireo, tsy nisy sahy niteny taminy.<br \/>\nManana tsindrimandry izahay mahantra itony<br \/>\nfa manova zavatra ny fitenenana, mampihena ny lanjan&#8217;ny fihetsehampo,<br \/>\nary saika mandrakariva manimba azy.<\/p>\n<p>Tamin&#8217;ny farany, novelariko ny tanako<br \/>\ndia nofihiniko teo an-tratrako mafy izy, faran&#8217;izay mafy&#8230;<br \/>\nNataoko tsapany tsara fa lehibe ny fitiavanay azy.<br \/>\nAry tamin&#8217;izay ilay vadiny izay\u00a0 niafina tao anaty haizina tao,<br \/>\nvao nivoaka avy ao amin&#8217;ilay efitra tao ambadika.<br \/>\nTahaka ireny biby naratra ireny izy niafina tao<br \/>\nmba hanakonana ny alahelony, ny maha singany irery azy, ny fahoriany.<br \/>\nOhatra ny vain&#8217;afo ny tarehiny, mibontsina, simba, nefa mahafatifaty,<br \/>\ntahaka ny hoe rehefa ao anaty fahoriana<br \/>\nny tarehin&#8217;ny olona fadiranovana dia<br \/>\nmitahiry karazana hambo,<br \/>\nsy faniriana hiaina sy hitia.<\/p>\n<p>Dia notondroiny ny ankizy ary izao no teniny:<br \/>\n\u201cTelo andro izay no efa foana ny tahirintsakafo&#8230;<br \/>\nTsy nangataka na inona na inona na tamin&#8217;iza na tamin&#8217;iza aho.\u201d<br \/>\nNy zavamisy sy ny fahoriana no niadiany<br \/>\ntamina teny fohy sy hentitra.<br \/>\n\u201cTonga haka ny entany izy. Handeha izy,<br \/>\ndia inona no hiafaranay?\u201d<br \/>\nTsy izaho velively no nitenenany,<br \/>\nfa niteny an-kolaka tamin-drangahy izy.<br \/>\nMbola nofihiniko hatrany ny sandrin&#8217;ny lahy.<br \/>\nMbola samy nanao izay nataony tery an-tsisiny tery hatrany izy fito mianadahy.<br \/>\nTeo amin&#8217;ny manodidina an&#8217;ity latabatra ity no hanapahana ny hoavin&#8217;ilay fianakaviana,<br \/>\nmety hitera-doza hatrany izay atao rehetra:<br \/>\nilay ramatoa mitaraina, ny ankizy tsy miraharaha<br \/>\nilay rangahy mangina fa safotry ny henatra&#8230;<\/p>\n<p>\u201cHijanona izy, hoy aho, fa raha tsy izany izy tsy ho niverina teto.\u201d<br \/>\nDia notarihiko nankany an-dakozia daholo izy ireo,<br \/>\ntsy nahitana na inona na inona azo nohanina tao, tsy nisy fofon-tsakafo noketrehina.<br \/>\nAndro vitsivitsy mialoha an&#8217;io dia efa nofaohin&#8217;ny ankizy daholo izay tao, efa nokaohiny hatrany amin&#8217;ny vody vilany,<br \/>\nny nihafarany moa dia tsy tao aminy intsony ry zareo no nihinana<br \/>\nfa lasa tany amin&#8217;ny mpifanolo-bodirindrina taminy.<br \/>\nNifandimby nandray azy moa ry zareo ireo<br \/>\nka nanome sakafo azy sady nimenomenona noho ilay rangahy nandeha.<\/p>\n<p>Indraindray ny andaniny no omeny tsiny, indraindray ny ankilany,<br \/>\nohatra ireny ilay hoe tsy misy ireny ny tsy fananana asa,<br \/>\nohatra ireny ilay hoe tsy miketoka ny tsinainy ireny ny hanoanana,<br \/>\nohatra ireny ilay hoe tsy tonga ireny ny fahafaham-baraka.<\/p>\n<p>Tapaka ny fahanginana izao.<br \/>\nTeo izahay, ny iray nipetraka, ny iray nitsangana:<br \/>\n\u201c Izaho koa nijaly\u201d, hoy ny lahy.<br \/>\n\u201cAry izahay?\u201d, hoy ny vavy.<br \/>\n\u201cNiasa aho\u201d, hoy ny lahy.<br \/>\n\u201cManam-bola izany ianao?\u201d Tsy namaly izy.<br \/>\nTamin&#8217;izay dia fantany tsara fa raha mandeha indray izy,<br \/>\ndia ho tavela eo ry zareo, tsy hanam-bola,<br \/>\ndia ho voatery hitalaho izy , na inona na inona teneniny,<br \/>\ndia ho voatery hangataka, na dia nolaviny mafy aza izany,<br \/>\nmba hihinanan&#8217;ny ankizy.<br \/>\nHany ka nifokofoko nitomany izy sady nivaky hoe:<br \/>\n\u201c Fantatrao ve fa nivarotra boatina petipo\u00e0 aho mba hanoratako ho anao?\u201d<br \/>\nIo boaty io dia famantarana, hiakan&#8217;ny fahakiviana,<br \/>\nmariky ny fanampian&#8217;ny manodidina izay nanome azy an&#8217;ilay izy.<br \/>\nNy nivarotra an&#8217;iny dia fanehoana fitiavana tsy hita fetra<br \/>\nizay nanosika ny hanoanana, ny fijaliana, ny fahafaham-baraka hankany aoriana indrindra.<\/p>\n<p>Dia samy tsy nisy niteny intsony izahay.<br \/>\nEfa voalaza daholo ny zava-drehetra. Tsy nilaina intsony ny fitenenana.<br \/>\nNony lasa aho dia fantatro tsara fa tsy handeha intsony ilay rangahy<br \/>\nfa efa nahazo tanjaka izy ankehitriny<br \/>\nhoentiny misedra ny esoeson&#8217;ny mpiara-monina,<br \/>\nsatria samy nifanolotra fitiavana indray izy mivady.<\/p>\n<p>Teo an-tokonam-baravarana,<br \/>\nnotazomin&#8217;ilay vavikely fito taona ny tanako,<br \/>\ndia nopotsipotseriny tahaka ny te hiteny hoe \u201cmisaotra\u201d.<br \/>\nIzaho kosa, lasa tany amin&#8217;ilay boatina petipo\u00e0 ny saiko,<br \/>\nnamidy nihoatra kelin&#8217;ny roapolo ariary mba hividianana hajia,<br \/>\nmba hanoratana any amin&#8217;ilay lehilahy nandositra ny ankohonany,<br \/>\nmba hilazana aminy hiverina fa mbola tiana foana izy.<br \/>\nIo famborahana fitiavana io ve mba ren&#8217;ny ankizy?<\/p>\n<p>Mino izany aho.<br \/>\nSady tsy mila an&#8217; io porofo io koa anie ry zareo:<br \/>\nEfa fantany, efa hainy hatramin&#8217;izay,<br \/>\nfa mifankatia ny ray aman-dreniny.<\/p>\n<p>Inona ny tsiambaratelo kobonin&#8217;ny fon&#8217;ny mahantra,<br \/>\nka tsy azontsika veroka?<br \/>\nFitiavana tahaka ny inona no mampifamatotra azy toy izany?<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Efa niotrika tao volana maromaro ity zavatra ity Efa tena lasa navesatra loatra ny fiainana ka tsy zakan&#8217;ilay lehilahy intsony, (&#8230;) <a class=\"more-link\" href=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/fantany-fa-nifankatia-ny-ray-aman-dreniny\/\">Read more <span class=\"meta-nav\">&rarr;<\/span><\/a><\/p>\n","protected":false},"author":4,"featured_media":4042,"comment_status":"open","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"_acf_changed":false,"ep_exclude_from_search":false,"footnotes":""},"categories":[134,57,159],"tags":[],"class_list":["post-4041","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-ecrits-malgache","category-malagasy","category-other-languages"],"acf":[],"yoast_head":"<!-- This site is optimized with the Yoast SEO plugin v27.5 - https:\/\/yoast.com\/product\/yoast-seo-wordpress\/ -->\n<title>Fantany fa nifankatia ny ray aman-dreniny - Joseph Wresinski EN<\/title>\n<meta name=\"robots\" content=\"index, follow, max-snippet:-1, max-image-preview:large, max-video-preview:-1\" \/>\n<link rel=\"canonical\" href=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/fantany-fa-nifankatia-ny-ray-aman-dreniny\/\" \/>\n<meta property=\"og:locale\" content=\"en_US\" \/>\n<meta property=\"og:type\" content=\"article\" \/>\n<meta property=\"og:title\" content=\"Fantany fa nifankatia ny ray aman-dreniny - Joseph Wresinski EN\" \/>\n<meta property=\"og:description\" content=\"Efa niotrika tao volana maromaro ity zavatra ity Efa tena lasa navesatra loatra ny fiainana ka tsy zakan&#8217;ilay lehilahy intsony, (...) Read more &rarr;\" \/>\n<meta property=\"og:url\" content=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/fantany-fa-nifankatia-ny-ray-aman-dreniny\/\" \/>\n<meta property=\"og:site_name\" content=\"Joseph Wresinski EN\" \/>\n<meta property=\"article:published_time\" content=\"2022-01-12T13:04:18+00:00\" \/>\n<meta property=\"article:modified_time\" content=\"2022-01-13T14:42:14+00:00\" \/>\n<meta property=\"og:image\" content=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2022\/01\/29953885-petits-pois-en-boite-de-conserve-266x400-1.jpg\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:width\" content=\"266\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:height\" content=\"400\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:type\" content=\"image\/jpeg\" \/>\n<meta name=\"author\" content=\"Jean Tonglet\" \/>\n<meta name=\"twitter:card\" content=\"summary_large_image\" \/>\n<meta name=\"twitter:label1\" content=\"Written by\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data1\" content=\"Jean Tonglet\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:label2\" content=\"Est. reading time\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data2\" content=\"4 minutes\" \/>\n<script type=\"application\/ld+json\" class=\"yoast-schema-graph\">{\"@context\":\"https:\\\/\\\/schema.org\",\"@graph\":[{\"@type\":\"Article\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/fantany-fa-nifankatia-ny-ray-aman-dreniny\\\/#article\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/fantany-fa-nifankatia-ny-ray-aman-dreniny\\\/\"},\"author\":{\"name\":\"Jean Tonglet\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\"},\"headline\":\"Fantany fa nifankatia ny ray aman-dreniny\",\"datePublished\":\"2022-01-12T13:04:18+00:00\",\"dateModified\":\"2022-01-13T14:42:14+00:00\",\"mainEntityOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/fantany-fa-nifankatia-ny-ray-aman-dreniny\\\/\"},\"wordCount\":854,\"commentCount\":0,\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/fantany-fa-nifankatia-ny-ray-aman-dreniny\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2022\\\/01\\\/29953885-petits-pois-en-boite-de-conserve-266x400-1.jpg\",\"articleSection\":[\"Asasoratra\",\"MALAGASY\",\"Other languages\"],\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"CommentAction\",\"name\":\"Comment\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/fantany-fa-nifankatia-ny-ray-aman-dreniny\\\/#respond\"]}]},{\"@type\":\"WebPage\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/fantany-fa-nifankatia-ny-ray-aman-dreniny\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/fantany-fa-nifankatia-ny-ray-aman-dreniny\\\/\",\"name\":\"Fantany fa nifankatia ny ray aman-dreniny - Joseph Wresinski EN\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#website\"},\"primaryImageOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/fantany-fa-nifankatia-ny-ray-aman-dreniny\\\/#primaryimage\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/fantany-fa-nifankatia-ny-ray-aman-dreniny\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2022\\\/01\\\/29953885-petits-pois-en-boite-de-conserve-266x400-1.jpg\",\"datePublished\":\"2022-01-12T13:04:18+00:00\",\"dateModified\":\"2022-01-13T14:42:14+00:00\",\"author\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\"},\"breadcrumb\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/fantany-fa-nifankatia-ny-ray-aman-dreniny\\\/#breadcrumb\"},\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"ReadAction\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/fantany-fa-nifankatia-ny-ray-aman-dreniny\\\/\"]}]},{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/fantany-fa-nifankatia-ny-ray-aman-dreniny\\\/#primaryimage\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2022\\\/01\\\/29953885-petits-pois-en-boite-de-conserve-266x400-1.jpg\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2022\\\/01\\\/29953885-petits-pois-en-boite-de-conserve-266x400-1.jpg\",\"width\":266,\"height\":400},{\"@type\":\"BreadcrumbList\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/fantany-fa-nifankatia-ny-ray-aman-dreniny\\\/#breadcrumb\",\"itemListElement\":[{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":1,\"name\":\"Home\",\"item\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/\"},{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":2,\"name\":\"Fantany fa nifankatia ny ray aman-dreniny\"}]},{\"@type\":\"WebSite\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#website\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/\",\"name\":\"Joseph Wresinski EN\",\"description\":\"A website coordinated by the Joseph Wresinski Centre\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"SearchAction\",\"target\":{\"@type\":\"EntryPoint\",\"urlTemplate\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/?s={search_term_string}\"},\"query-input\":{\"@type\":\"PropertyValueSpecification\",\"valueRequired\":true,\"valueName\":\"search_term_string\"}}],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"Person\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\",\"name\":\"Jean Tonglet\",\"image\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"url\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"caption\":\"Jean Tonglet\"},\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/author\\\/jean\\\/\"}]}<\/script>\n<!-- \/ Yoast SEO plugin. -->","yoast_head_json":{"title":"Fantany fa nifankatia ny ray aman-dreniny - Joseph Wresinski EN","robots":{"index":"index","follow":"follow","max-snippet":"max-snippet:-1","max-image-preview":"max-image-preview:large","max-video-preview":"max-video-preview:-1"},"canonical":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/fantany-fa-nifankatia-ny-ray-aman-dreniny\/","og_locale":"en_US","og_type":"article","og_title":"Fantany fa nifankatia ny ray aman-dreniny - Joseph Wresinski EN","og_description":"Efa niotrika tao volana maromaro ity zavatra ity Efa tena lasa navesatra loatra ny fiainana ka tsy zakan&#8217;ilay lehilahy intsony, (...) Read more &rarr;","og_url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/fantany-fa-nifankatia-ny-ray-aman-dreniny\/","og_site_name":"Joseph Wresinski EN","article_published_time":"2022-01-12T13:04:18+00:00","article_modified_time":"2022-01-13T14:42:14+00:00","og_image":[{"width":266,"height":400,"url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2022\/01\/29953885-petits-pois-en-boite-de-conserve-266x400-1.jpg","type":"image\/jpeg"}],"author":"Jean Tonglet","twitter_card":"summary_large_image","twitter_misc":{"Written by":"Jean Tonglet","Est. reading time":"4 minutes"},"schema":{"@context":"https:\/\/schema.org","@graph":[{"@type":"Article","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/fantany-fa-nifankatia-ny-ray-aman-dreniny\/#article","isPartOf":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/fantany-fa-nifankatia-ny-ray-aman-dreniny\/"},"author":{"name":"Jean Tonglet","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0"},"headline":"Fantany fa nifankatia ny ray aman-dreniny","datePublished":"2022-01-12T13:04:18+00:00","dateModified":"2022-01-13T14:42:14+00:00","mainEntityOfPage":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/fantany-fa-nifankatia-ny-ray-aman-dreniny\/"},"wordCount":854,"commentCount":0,"image":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/fantany-fa-nifankatia-ny-ray-aman-dreniny\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2022\/01\/29953885-petits-pois-en-boite-de-conserve-266x400-1.jpg","articleSection":["Asasoratra","MALAGASY","Other languages"],"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"CommentAction","name":"Comment","target":["https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/fantany-fa-nifankatia-ny-ray-aman-dreniny\/#respond"]}]},{"@type":"WebPage","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/fantany-fa-nifankatia-ny-ray-aman-dreniny\/","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/fantany-fa-nifankatia-ny-ray-aman-dreniny\/","name":"Fantany fa nifankatia ny ray aman-dreniny - Joseph Wresinski EN","isPartOf":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#website"},"primaryImageOfPage":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/fantany-fa-nifankatia-ny-ray-aman-dreniny\/#primaryimage"},"image":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/fantany-fa-nifankatia-ny-ray-aman-dreniny\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2022\/01\/29953885-petits-pois-en-boite-de-conserve-266x400-1.jpg","datePublished":"2022-01-12T13:04:18+00:00","dateModified":"2022-01-13T14:42:14+00:00","author":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0"},"breadcrumb":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/fantany-fa-nifankatia-ny-ray-aman-dreniny\/#breadcrumb"},"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"ReadAction","target":["https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/fantany-fa-nifankatia-ny-ray-aman-dreniny\/"]}]},{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/fantany-fa-nifankatia-ny-ray-aman-dreniny\/#primaryimage","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2022\/01\/29953885-petits-pois-en-boite-de-conserve-266x400-1.jpg","contentUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2022\/01\/29953885-petits-pois-en-boite-de-conserve-266x400-1.jpg","width":266,"height":400},{"@type":"BreadcrumbList","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/fantany-fa-nifankatia-ny-ray-aman-dreniny\/#breadcrumb","itemListElement":[{"@type":"ListItem","position":1,"name":"Home","item":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/"},{"@type":"ListItem","position":2,"name":"Fantany fa nifankatia ny ray aman-dreniny"}]},{"@type":"WebSite","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#website","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/","name":"Joseph Wresinski EN","description":"A website coordinated by the Joseph Wresinski Centre","potentialAction":[{"@type":"SearchAction","target":{"@type":"EntryPoint","urlTemplate":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/?s={search_term_string}"},"query-input":{"@type":"PropertyValueSpecification","valueRequired":true,"valueName":"search_term_string"}}],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"Person","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0","name":"Jean Tonglet","image":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","url":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","contentUrl":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","caption":"Jean Tonglet"},"url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/author\/jean\/"}]}},"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/4041","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/users\/4"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=4041"}],"version-history":[{"count":4,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/4041\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":4053,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/4041\/revisions\/4053"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/media\/4042"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=4041"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=4041"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=4041"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}