{"id":4077,"date":"2022-02-14T00:00:13","date_gmt":"2022-02-13T23:00:13","guid":{"rendered":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/?p=4077"},"modified":"2022-02-14T10:53:02","modified_gmt":"2022-02-14T09:53:02","slug":"mitondra-ny-fanantenanny-mahantra-fadiranovana","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/mitondra-ny-fanantenanny-mahantra-fadiranovana\/","title":{"rendered":"Mitondra ny fanantenan\u2019ny mahantra fadiranovana"},"content":{"rendered":"<p>Rehefa tonga tao amin\u2019ny tobin\u2019i Noisy-le-Grand aho dia tafahaona tamina fianakaviana tsy nahomby, fianakaviana izay nitondra ny teny hoe\u00a0: fijaliana, fahantrana lalina, voasikotra tamin\u2019ny vy mena mivaivay teo amin\u2019ny fony.<\/p>\n<p>Ny eritreritro dia ny hilevina ao amin\u2019ny mponina toy ny pretra rehetra tamin\u2019izany fotoana izany. Naniry ny hiaina miaraka amin\u2019ny mponina aho, eo anivon-dry zareo,\u00a0 mba ho lasa toy ny lalivay, ho toy ny voa madinikaizay hitombo tsimoramora. Voa madinika tondrahan\u2019ny ranomason\u2019ny olona, nefa koa hafanain\u2019ny fitiavana, ny fitiavana ny fianakaviana. Izany no nofinofisiko hatao ary mbola ataoko foana.<\/p>\n<p>Tsikelikely aho dia lasa olona be mpahalala tsy fidiny, fa ny hafaliana lehibe indrindra ho ahy dia ilay izaho teo anivon\u2019ny fianakaviana, satria teo aminay sy izy dia nisy zavatra\u00a0 nifandraisana hatrany. Omaly hariva aho dia tany amin\u2019ny ankohonam-piainana katolika iray 15 km miala an\u2019i Dakar ary nihaino ny lehilahy sy vehivavy tafavory teo, dia ry zareo indray no nihaino ahy niteny, ary hoy aho anakampo hoe\u00a0: tena magaga loatra ny fitovianay, tena mitovy koa amin\u2019ny fianakavian\u2019i Noisy-le-grand , ny fianakavian\u2019i New York na i New Delhi, ny fianakaviana rehetra fantatro sy hitako manerana an\u2019izao tontolo izao.<\/p>\n<p>Ny marina dia\u00a0 tena feta mitovy no ilevenanay, fanantenana mitovy no entinay ary ny zarainay dia ny fitadiavana hampitepo mafy ny fitiavana ao am-pon\u2019ny olona mba hampiova ny zavatra.\u00a0?<\/p>\n<p>Nirahin\u2019ny evekako aho hihaona amin\u2019ny tontolon\u2019ny fahantrana lalina fa ny hitako tao dia ny tontolon\u2019ny fanantenana, ny tontolon\u2019ny fitiavana, ary araka izany aho dia nizara tamin\u2019ireny lehilahy,\u00a0 ireny vehivavy,\u00a0 ireny ankizy ireny\u00a0 ny fiainako rehetra amin\u2019ny maha olombelona ahy sy ny fiainako amin\u2019ny maha pretra ahy. Tsy maintsy hajaina lalina ireo izay mijaly ary tsy manery na oviana na oviana hampanaiky an\u2019ilay Andriamanitra izay mamelona anao. Fantatr\u2019ireny fianakaviana ireny tsara fa pretra aho, hitan-dry zareo izany. Fantany koa fa ny faniriako indrindra dia tsy ny hampibebaka azy fa ny hitondra ho azy ny fifanakalozana amin\u2019Andriamanitra.Ny hitondra ho azy, tsy voatery ho ny teny foana, satria ny teny mety ho fanonerana,\u00a0 fa ny fisian\u2019ny lehilahy iray fotsiny, lehilahy nitarika mpirotsaka an-tsitrapo hanaraka azy, mpirotsaka an-tsitrapo izay tonga tonga eo fotsiny satria tsy tantiny ny fahantrana lalina.<\/p>\n<p>Amin\u2019ny alalan\u2019io fandavana ny fahantrana lalina io no ifandraisan\u2019ny mpirotsaka an-tsitrapo amin\u2019ny fandavan\u2019ny fianakaviana izay miaina an\u2019io fahantrana lalina io. Fa te hilaza koa aho fa tsy ny fandavana ny fahantrana lalina fotsiny no mampifamatotra anay fa indrindra indrindra ilay fanantenana lehibe fa hiova ny zavatra indray andro any, ary tsy afaka ny tsy hiova io.<\/p>\n<p>Indray andro nisy zazalahy nilaza an\u2019izao tamiko\u00a0: \u00ab\u00a0Azonao, ny tokony hatao dia mba mipetraka andro vitsivitsy fotsiny amin\u2019ny tranonay ny mpanankarena, ary izahay kosa hipetraka any amin\u2019ny tranony. Avy eo dia haverinay aminy ny tranony, aorian\u2019izany dia tsy misalasala aho fa tsy hoekeny intsony ny hivelomanay mahantra fiainana tahaka izao fiainanay izao\u00a0\u00bb.<\/p>\n<p>Ho ahy, ny zava-dehibe dia ny hisian\u2019ny lehilahy sy ny vehivavy afaka miteny amin\u2019izao tontolo izao, indrindra amin\u2019ny mpino na inona na inona finoany, hoe : &#8220;Misy fiainana terenareo hiainanay, ankatoavinareo ny fiainana iainanay ka izao no lazainay aminareo : izao ny zavatra iainanay. Izao no fahantranay lalina. Io fahantrana lalina lavinay io, ianareo koa tokony hand\u00e0 azy miaraka aminay. Tsy azonareo atao ny mbola hivavaka amin\u2019ilay Andriamanitra tsy mitsahatravoatevateva noho ny fiainana terena iainanay, noho ny fahoriana tsy hay lazaina iainanay isan\u2019andro tsy tapaka mandritra ny androm-piainanay. Ny fahoriana zakainay, tsy ny tsy fisian\u2019ny mofo, na dia zava-dehibe aza ny fananana mofo, ny resahinay dia ny fahoriana izay tsy inona fa ny fahafaham-baraka andentehanareo anay tsy an-kijanona&#8221;.<\/p>\n<p>Nandritra izay taona maro izay, ny fianakaviana dia matetika no nilaza na tamin\u2019ny mpirotsaka an-tsitrapo, na tamin\u2019ny tenako mivantana : &#8220;Nisy zavatra nataonareo niaraka taminay izay tsy ho novinavinainay na oviana na oviana, tsy dia nahaliana anay loatra mantsy izany : ny vaky boky, ny akanin-jaza, ny tranom-pianakaviana, ny lasapely. Noana izahay, saingy ny tena nilaina no nomenareo anay, voaverinareo ny voninahitray. Rehefa nandinika izahay taty aoriana, dia heverinay fa marina ny anareo. Satria rehefa mamerina ny voninahitray ianareo dia namerina taminay ny hoavy, ary rehefa namerina ny hoavy ianareo\u00a0 dia namerina taminay ny herimpo hanao hoe tsia. Naverinareo taminay io herimpo hanambara ampahibemaso an\u2019io tsia io, tsy tsia ao anatin\u2019ny fankahalana fa milaza kosa hoe : izao ny fahorianay, vitanareo ve ny manaiky\u00a0 an\u2019izao ?&#8221;<\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Rehefa tonga tao amin\u2019ny tobin\u2019i Noisy-le-Grand aho dia tafahaona tamina fianakaviana tsy nahomby, fianakaviana izay nitondra ny teny hoe\u00a0: fijaliana, (&#8230;) <a class=\"more-link\" href=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/mitondra-ny-fanantenanny-mahantra-fadiranovana\/\">Read more <span class=\"meta-nav\">&rarr;<\/span><\/a><\/p>\n","protected":false},"author":4,"featured_media":4075,"comment_status":"open","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"_acf_changed":false,"ep_exclude_from_search":false,"footnotes":""},"categories":[134,57,159],"tags":[],"class_list":["post-4077","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-ecrits-malgache","category-malagasy","category-other-languages"],"acf":[],"yoast_head":"<!-- This site is optimized with the Yoast SEO plugin v27.5 - https:\/\/yoast.com\/product\/yoast-seo-wordpress\/ -->\n<title>Mitondra ny fanantenan\u2019ny mahantra fadiranovana - Joseph Wresinski EN<\/title>\n<meta name=\"robots\" content=\"index, follow, max-snippet:-1, max-image-preview:large, max-video-preview:-1\" \/>\n<link rel=\"canonical\" href=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/mitondra-ny-fanantenanny-mahantra-fadiranovana\/\" \/>\n<meta property=\"og:locale\" content=\"en_US\" \/>\n<meta property=\"og:type\" content=\"article\" \/>\n<meta property=\"og:title\" content=\"Mitondra ny fanantenan\u2019ny mahantra fadiranovana - Joseph Wresinski EN\" \/>\n<meta property=\"og:description\" content=\"Rehefa tonga tao amin\u2019ny tobin\u2019i Noisy-le-Grand aho dia tafahaona tamina fianakaviana tsy nahomby, fianakaviana izay nitondra ny teny hoe\u00a0: fijaliana, (...) Read more &rarr;\" \/>\n<meta property=\"og:url\" content=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/mitondra-ny-fanantenanny-mahantra-fadiranovana\/\" \/>\n<meta property=\"og:site_name\" content=\"Joseph Wresinski EN\" \/>\n<meta property=\"article:published_time\" content=\"2022-02-13T23:00:13+00:00\" \/>\n<meta property=\"article:modified_time\" content=\"2022-02-14T09:53:02+00:00\" \/>\n<meta property=\"og:image\" content=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2022\/01\/2021-02-11-PEPs-ArtSi-CJW-Dessin_MDeWilde-AR0200601002-3.jpg\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:width\" content=\"675\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:height\" content=\"495\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:type\" content=\"image\/jpeg\" \/>\n<meta name=\"author\" content=\"Jean Tonglet\" \/>\n<meta name=\"twitter:card\" content=\"summary_large_image\" \/>\n<meta name=\"twitter:label1\" content=\"Written by\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data1\" content=\"Jean Tonglet\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:label2\" content=\"Est. reading time\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data2\" content=\"4 minutes\" \/>\n<script type=\"application\/ld+json\" class=\"yoast-schema-graph\">{\"@context\":\"https:\\\/\\\/schema.org\",\"@graph\":[{\"@type\":\"Article\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/mitondra-ny-fanantenanny-mahantra-fadiranovana\\\/#article\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/mitondra-ny-fanantenanny-mahantra-fadiranovana\\\/\"},\"author\":{\"name\":\"Jean Tonglet\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\"},\"headline\":\"Mitondra ny fanantenan\u2019ny mahantra fadiranovana\",\"datePublished\":\"2022-02-13T23:00:13+00:00\",\"dateModified\":\"2022-02-14T09:53:02+00:00\",\"mainEntityOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/mitondra-ny-fanantenanny-mahantra-fadiranovana\\\/\"},\"wordCount\":753,\"commentCount\":0,\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/mitondra-ny-fanantenanny-mahantra-fadiranovana\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2022\\\/01\\\/2021-02-11-PEPs-ArtSi-CJW-Dessin_MDeWilde-AR0200601002-3.jpg\",\"articleSection\":[\"Asasoratra\",\"MALAGASY\",\"Other languages\"],\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"CommentAction\",\"name\":\"Comment\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/mitondra-ny-fanantenanny-mahantra-fadiranovana\\\/#respond\"]}]},{\"@type\":\"WebPage\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/mitondra-ny-fanantenanny-mahantra-fadiranovana\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/mitondra-ny-fanantenanny-mahantra-fadiranovana\\\/\",\"name\":\"Mitondra ny fanantenan\u2019ny mahantra fadiranovana - Joseph Wresinski EN\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#website\"},\"primaryImageOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/mitondra-ny-fanantenanny-mahantra-fadiranovana\\\/#primaryimage\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/mitondra-ny-fanantenanny-mahantra-fadiranovana\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2022\\\/01\\\/2021-02-11-PEPs-ArtSi-CJW-Dessin_MDeWilde-AR0200601002-3.jpg\",\"datePublished\":\"2022-02-13T23:00:13+00:00\",\"dateModified\":\"2022-02-14T09:53:02+00:00\",\"author\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\"},\"breadcrumb\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/mitondra-ny-fanantenanny-mahantra-fadiranovana\\\/#breadcrumb\"},\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"ReadAction\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/mitondra-ny-fanantenanny-mahantra-fadiranovana\\\/\"]}]},{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/mitondra-ny-fanantenanny-mahantra-fadiranovana\\\/#primaryimage\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2022\\\/01\\\/2021-02-11-PEPs-ArtSi-CJW-Dessin_MDeWilde-AR0200601002-3.jpg\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2022\\\/01\\\/2021-02-11-PEPs-ArtSi-CJW-Dessin_MDeWilde-AR0200601002-3.jpg\",\"width\":675,\"height\":495},{\"@type\":\"BreadcrumbList\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/mitondra-ny-fanantenanny-mahantra-fadiranovana\\\/#breadcrumb\",\"itemListElement\":[{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":1,\"name\":\"Home\",\"item\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/\"},{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":2,\"name\":\"Mitondra ny fanantenan\u2019ny mahantra fadiranovana\"}]},{\"@type\":\"WebSite\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#website\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/\",\"name\":\"Joseph Wresinski EN\",\"description\":\"A website coordinated by the Joseph Wresinski Centre\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"SearchAction\",\"target\":{\"@type\":\"EntryPoint\",\"urlTemplate\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/?s={search_term_string}\"},\"query-input\":{\"@type\":\"PropertyValueSpecification\",\"valueRequired\":true,\"valueName\":\"search_term_string\"}}],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"Person\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\",\"name\":\"Jean Tonglet\",\"image\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"url\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"caption\":\"Jean Tonglet\"},\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/author\\\/jean\\\/\"}]}<\/script>\n<!-- \/ Yoast SEO plugin. -->","yoast_head_json":{"title":"Mitondra ny fanantenan\u2019ny mahantra fadiranovana - Joseph Wresinski EN","robots":{"index":"index","follow":"follow","max-snippet":"max-snippet:-1","max-image-preview":"max-image-preview:large","max-video-preview":"max-video-preview:-1"},"canonical":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/mitondra-ny-fanantenanny-mahantra-fadiranovana\/","og_locale":"en_US","og_type":"article","og_title":"Mitondra ny fanantenan\u2019ny mahantra fadiranovana - Joseph Wresinski EN","og_description":"Rehefa tonga tao amin\u2019ny tobin\u2019i Noisy-le-Grand aho dia tafahaona tamina fianakaviana tsy nahomby, fianakaviana izay nitondra ny teny hoe\u00a0: fijaliana, (...) Read more &rarr;","og_url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/mitondra-ny-fanantenanny-mahantra-fadiranovana\/","og_site_name":"Joseph Wresinski EN","article_published_time":"2022-02-13T23:00:13+00:00","article_modified_time":"2022-02-14T09:53:02+00:00","og_image":[{"width":675,"height":495,"url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2022\/01\/2021-02-11-PEPs-ArtSi-CJW-Dessin_MDeWilde-AR0200601002-3.jpg","type":"image\/jpeg"}],"author":"Jean Tonglet","twitter_card":"summary_large_image","twitter_misc":{"Written by":"Jean Tonglet","Est. reading time":"4 minutes"},"schema":{"@context":"https:\/\/schema.org","@graph":[{"@type":"Article","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/mitondra-ny-fanantenanny-mahantra-fadiranovana\/#article","isPartOf":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/mitondra-ny-fanantenanny-mahantra-fadiranovana\/"},"author":{"name":"Jean Tonglet","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0"},"headline":"Mitondra ny fanantenan\u2019ny mahantra fadiranovana","datePublished":"2022-02-13T23:00:13+00:00","dateModified":"2022-02-14T09:53:02+00:00","mainEntityOfPage":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/mitondra-ny-fanantenanny-mahantra-fadiranovana\/"},"wordCount":753,"commentCount":0,"image":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/mitondra-ny-fanantenanny-mahantra-fadiranovana\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2022\/01\/2021-02-11-PEPs-ArtSi-CJW-Dessin_MDeWilde-AR0200601002-3.jpg","articleSection":["Asasoratra","MALAGASY","Other languages"],"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"CommentAction","name":"Comment","target":["https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/mitondra-ny-fanantenanny-mahantra-fadiranovana\/#respond"]}]},{"@type":"WebPage","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/mitondra-ny-fanantenanny-mahantra-fadiranovana\/","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/mitondra-ny-fanantenanny-mahantra-fadiranovana\/","name":"Mitondra ny fanantenan\u2019ny mahantra fadiranovana - Joseph Wresinski EN","isPartOf":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#website"},"primaryImageOfPage":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/mitondra-ny-fanantenanny-mahantra-fadiranovana\/#primaryimage"},"image":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/mitondra-ny-fanantenanny-mahantra-fadiranovana\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2022\/01\/2021-02-11-PEPs-ArtSi-CJW-Dessin_MDeWilde-AR0200601002-3.jpg","datePublished":"2022-02-13T23:00:13+00:00","dateModified":"2022-02-14T09:53:02+00:00","author":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0"},"breadcrumb":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/mitondra-ny-fanantenanny-mahantra-fadiranovana\/#breadcrumb"},"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"ReadAction","target":["https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/mitondra-ny-fanantenanny-mahantra-fadiranovana\/"]}]},{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/mitondra-ny-fanantenanny-mahantra-fadiranovana\/#primaryimage","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2022\/01\/2021-02-11-PEPs-ArtSi-CJW-Dessin_MDeWilde-AR0200601002-3.jpg","contentUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2022\/01\/2021-02-11-PEPs-ArtSi-CJW-Dessin_MDeWilde-AR0200601002-3.jpg","width":675,"height":495},{"@type":"BreadcrumbList","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/mitondra-ny-fanantenanny-mahantra-fadiranovana\/#breadcrumb","itemListElement":[{"@type":"ListItem","position":1,"name":"Home","item":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/"},{"@type":"ListItem","position":2,"name":"Mitondra ny fanantenan\u2019ny mahantra fadiranovana"}]},{"@type":"WebSite","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#website","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/","name":"Joseph Wresinski EN","description":"A website coordinated by the Joseph Wresinski Centre","potentialAction":[{"@type":"SearchAction","target":{"@type":"EntryPoint","urlTemplate":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/?s={search_term_string}"},"query-input":{"@type":"PropertyValueSpecification","valueRequired":true,"valueName":"search_term_string"}}],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"Person","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0","name":"Jean Tonglet","image":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","url":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","contentUrl":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","caption":"Jean Tonglet"},"url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/author\/jean\/"}]}},"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/4077","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/users\/4"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=4077"}],"version-history":[{"count":5,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/4077\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":4108,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/4077\/revisions\/4108"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/media\/4075"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=4077"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=4077"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=4077"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}