{"id":4179,"date":"2022-04-07T00:00:50","date_gmt":"2022-04-06T22:00:50","guid":{"rendered":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/?p=4179"},"modified":"2022-04-06T09:44:47","modified_gmt":"2022-04-06T07:44:47","slug":"any-aminny-tontolonny","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/any-aminny-tontolonny\/","title":{"rendered":"Ny fahasalamana : tena tebiteby tokoa any amin&#8217;ny tontolon&#8217;ny fahantrana lalina."},"content":{"rendered":"<p>Any amin\u2019ny tontolon\u2019ny fahantrana lalina, (\u2026) ny fahasalamana dia tena mampivadika atidoha mihitsy\u00a0; io firariantsoa atao momba azy tsy an-kijanona io dia avy amin\u2019ny tsy fahafahan\u2019ny ny olona mifehy ny vatany sy ny aretina\u2026Tsy voafehiny ireo satria havizanana tafahoatra sy tebiteby lalandava no iainany\u00a0;\u00a0 Voatery izy \u00ab\u00a0hitarika tsy an-kijanona toy ny ampondra\u00a0\u00bb\u00a0; tsy afa-mijanona izy noho ny fil\u00e0n\u2019ny vatana.<\/p>\n<p>Ny fanairana dia ny fivatravatran\u2019ny fijaliana. Rehefa marary izy, ary rehefa marary ihany, vao mijanona Ny hany fotoana ikarakaran\u2019ny mpitrongy vao homana ny fahasalamany dia rehefa izy mijaly. Fijalina manikitra be fa tsy ilay fijaliana mahazatra. Araka izany,\u00a0 dia gaga ny fianakaviana any amin\u2019ny site raha nahita mpirotsaka an-tsitrpo ao amin\u2019ny Firohotana ATD Quart Monde noho izy \u00ab\u00a0folaka fotsiny teo amin\u2019ny tongony\u00a0\u00bb niresaka fialan-tsasatra. Toy izany koa, ny vehivavy dia mihevitra fa noho ny fiterahana tsy aretina (ary marina aloha izany), dia mbola afaka manohy miasa izy ora vitsivitsy aorian\u2019ny niterahany\u00a0; ny fari-piainan\u2019ny fianakaviana moa no tena manery azy amin\u2019izany.<\/p>\n<p>Eny, mba hijanonana any amin\u2019ny Quart Monde,dia tsy maintsy misy fijaliana tsy ampoizina, tampoka, (fery mivonto eo amin\u2019ny kibo, raboka, homamiadana\u2026), ny aretina rehetra izay matetika lovan\u2019ny mahantra. Amin\u2019ny ankapobeny, ny havizanana tsy misy farany, ny harerahana, dia manjary miteraka fahazarana amin\u2019ny faharariana hany ka tsy tsaroana ny fijaliana, tsy afaka manambara azy\u00a0; tsy afaka \u00ab\u00a0hihaino ny tena\u00a0\u00bb tokoa mantsy raha tsy efa tena azo antoka fa tsy hisy voka-dratsy mety haterak\u2019izany.<\/p>\n<p>Tsy manana fitaovana enti-mifehy ny vatana ny mahantra ka roso hatramin\u2019ny farany\u00a0; mino rahateo izy fa tsy mendrika ny hotsaboina. Angaha tokoa moa tsy rehefa tena mahazo antoka ny momba ny tena, ny momba ny asa fivelomana, ny momba ny vady aman-janaka, , mahazo antoka fa tena mahazo an-tsaina marina izy ka hiandraikitra ny fandehan-javatra ka ho afaka mifandamina tsy misy anao hankato, tsy misy tebibety hanaiky hotsaboina\u00a0? Araka izany, Rtoa H. voan\u2019ny homamiadana,dia nandositra ny hopitaly vao tsy mbola natomboka akory ny fitsaboana azy\u00a0: tsy azony antoka fa ho vitan\u2019ny vadiny ny hikarakara ny ankizy\u00a0; Sao izy ireo dia hapetraka any aman\u2019olona toy ny efa nahazo azy taona vitsivitsy lasa izay noho io antony io ihany\u00a0?<\/p>\n<p>Tsy takatry ny tontolony izany, tsy ekeny, hany ka very hevitra izy rehefa misy aretina mahazo azy. Sady rehefa ao anatin\u2019ny tsy fahampiana tanteraka, dia tsy misy azo atao afa-tsy ny miantehitra amin\u2019ny tena ihany. Na misy aza olona te hanome tanana anao, dia tsy afaka ny hiantehitra aminy tahaka izany. Mihabetsaka ny ahiahy mikasika azy\u00a0;\u00a0 Raha toa moa ka very fotsiny ny vola\u00a0?\u00a0 Ary raha laniany any izay mba kely ananana\u00a0? Ary raha tsy manan-koraisina intsony ny ankizy aorian\u2019izany\u00a0?<\/p>\n<p>Mikasika ny fitsaboana harahina, mitovy ihany ny ahiahy sy ny tsy fahalalana manjakazaka.Any amin\u2019ny Quart Monderaha vao afaka ny maharary dia tsy azo inoana intsony ny mbola fisian\u2019ny aretina sy ny tokony mbola hanohizana ny fitsaboana , hany ka matetika no izany no atsahatra. Raha tsy misy toejavatra manentana, raha tsy misy tontolo manodidina manohana ny ezaka ataonao, any amin\u2019ny sehatra izay tsy ahitana mihitsy intsony ny fiheverana ny maharitra sy ny mitozo, ahoana moa no haharetana amin\u2019ny fitsaboana\u00a0?<\/p>\n<p>Maro be loatra ny zavatra tsikaritra mampiteny sy mampamerina antsika hiteny fa ny tontolon\u2019ny fitsaboana dia tsy maintsy manome ho an\u2019ny rehetra, ary loha laharana amin\u2019izany ny ankizy\u00a0 tena fadiranovana, ny hafalian\u2019ny vatana, ary hafaliana ahitana\u00a0: fahafahana manana vatana voakarakara, voavatsy, voakolikoly ho tsara (Fikolokoloana endrika amam-bika, fampiasam-batana). Vatana azo ireharehana, izay ahazoana milaza zavatra betsaka\u00a0; fahatsapan-tena ho afa-po amin\u2019ny vatan\u2019ny tena, tsy misalasala intsony, tsy matahotra intsony hiseho, hiteny\u2026<\/p>\n<p>Izany zavatra izany dia ny mpitsabo no voalohany nioty ny tombontsoa avy amin\u2019ny Quart Monde, anjarany ny mampihatra marina ny Satan\u2019ny Firenena Mikambana momba ny Fahasalamana\u00a0:\u00a0\u00ab\u00a0<em>Ny fananana toe-pahasalamana faran\u2019izay tsara mety ho azony dia anisan\u2019ny zo fototra ho an\u2019ny olon-drehetra, na inona na inona volon-kodiny, na finoany, na hevitra politikany, na toe-piainany ara-tokarena na ara-tsosialy.\u00a0\u00bb<\/em>Ary tsy hanao izany izy raha tsy manolo-tena ho an\u2019ny valala tsy mandady harona, raha tsy tena mpanabe momba ny fiainana sy ny fahasalamana marina tokoa izy rehefa any amin\u2019ny site.<\/p>\n<p>Ho fehiny, hita amin\u2019izany fa tsy maintsy vehivavy sy lehilahy mahavita mamorona kolontsaina vaovao momba ny fahasalamana miainga avy any amin\u2019ny mahantra indrindra izy ireny, mamorona fitsaboana ho an\u2019ny hoavy izay hampitovy amin\u2019izay ny olona rehetra manoloana ny fiainana, ary indrindra ho an\u2019ny ankizy.<\/p>\n<p>Amin\u2019izay fotoana izay ny mpitsabo dia tsy ho ireo mpanao majia intsony izay mpizara fanafody mahagaga manome vokany malaky dia malaky\u00a0: hanjary sakaiza izy ireo izay azo itokisana, izay mpiara-manorina ny fanafahana sy ny maha olona manontolo, na dia ho an\u2019izay faran\u2019izay osa indrindra aza, miara-manangana fiarahamonina vaovao tanteraka izay mametraka ny mahantra eo amin\u2019ny laharana voalohany.<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Any amin\u2019ny tontolon\u2019ny fahantrana lalina, (\u2026) ny fahasalamana dia tena mampivadika atidoha mihitsy\u00a0; io firariantsoa atao momba azy tsy an-kijanona (&#8230;) <a class=\"more-link\" href=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/any-aminny-tontolonny\/\">Read more <span class=\"meta-nav\">&rarr;<\/span><\/a><\/p>\n","protected":false},"author":4,"featured_media":4162,"comment_status":"open","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"_acf_changed":false,"ep_exclude_from_search":false,"footnotes":""},"categories":[134,57,159],"tags":[],"class_list":["post-4179","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-ecrits-malgache","category-malagasy","category-other-languages"],"acf":[],"yoast_head":"<!-- This site is optimized with the Yoast SEO plugin v27.5 - https:\/\/yoast.com\/product\/yoast-seo-wordpress\/ -->\n<title>Ny fahasalamana : tena tebiteby tokoa any amin&#039;ny tontolon&#039;ny fahantrana lalina. - Joseph Wresinski EN<\/title>\n<meta name=\"robots\" content=\"index, follow, max-snippet:-1, max-image-preview:large, max-video-preview:-1\" \/>\n<link rel=\"canonical\" href=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/any-aminny-tontolonny\/\" \/>\n<meta property=\"og:locale\" content=\"en_US\" \/>\n<meta property=\"og:type\" content=\"article\" \/>\n<meta property=\"og:title\" content=\"Ny fahasalamana : tena tebiteby tokoa any amin&#039;ny tontolon&#039;ny fahantrana lalina. - Joseph Wresinski EN\" \/>\n<meta property=\"og:description\" content=\"Any amin\u2019ny tontolon\u2019ny fahantrana lalina, (\u2026) ny fahasalamana dia tena mampivadika atidoha mihitsy\u00a0; io firariantsoa atao momba azy tsy an-kijanona (...) Read more &rarr;\" \/>\n<meta property=\"og:url\" content=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/any-aminny-tontolonny\/\" \/>\n<meta property=\"og:site_name\" content=\"Joseph Wresinski EN\" \/>\n<meta property=\"article:published_time\" content=\"2022-04-06T22:00:50+00:00\" \/>\n<meta property=\"og:image\" content=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2022\/03\/Munch_Det_Syke_Barn_1896.jpg\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:width\" content=\"1458\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:height\" content=\"1500\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:type\" content=\"image\/jpeg\" \/>\n<meta name=\"author\" content=\"Jean Tonglet\" \/>\n<meta name=\"twitter:card\" content=\"summary_large_image\" \/>\n<meta name=\"twitter:label1\" content=\"Written by\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data1\" content=\"Jean Tonglet\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:label2\" content=\"Est. reading time\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data2\" content=\"4 minutes\" \/>\n<script type=\"application\/ld+json\" class=\"yoast-schema-graph\">{\"@context\":\"https:\\\/\\\/schema.org\",\"@graph\":[{\"@type\":\"Article\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/any-aminny-tontolonny\\\/#article\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/any-aminny-tontolonny\\\/\"},\"author\":{\"name\":\"Jean Tonglet\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\"},\"headline\":\"Ny fahasalamana : tena tebiteby tokoa any amin&#8217;ny tontolon&#8217;ny fahantrana lalina.\",\"datePublished\":\"2022-04-06T22:00:50+00:00\",\"mainEntityOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/any-aminny-tontolonny\\\/\"},\"wordCount\":831,\"commentCount\":0,\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/any-aminny-tontolonny\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2022\\\/03\\\/Munch_Det_Syke_Barn_1896.jpg\",\"articleSection\":[\"Asasoratra\",\"MALAGASY\",\"Other languages\"],\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"CommentAction\",\"name\":\"Comment\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/any-aminny-tontolonny\\\/#respond\"]}]},{\"@type\":\"WebPage\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/any-aminny-tontolonny\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/any-aminny-tontolonny\\\/\",\"name\":\"Ny fahasalamana : tena tebiteby tokoa any amin'ny tontolon'ny fahantrana lalina. - Joseph Wresinski EN\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#website\"},\"primaryImageOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/any-aminny-tontolonny\\\/#primaryimage\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/any-aminny-tontolonny\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2022\\\/03\\\/Munch_Det_Syke_Barn_1896.jpg\",\"datePublished\":\"2022-04-06T22:00:50+00:00\",\"author\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\"},\"breadcrumb\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/any-aminny-tontolonny\\\/#breadcrumb\"},\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"ReadAction\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/any-aminny-tontolonny\\\/\"]}]},{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/any-aminny-tontolonny\\\/#primaryimage\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2022\\\/03\\\/Munch_Det_Syke_Barn_1896.jpg\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2022\\\/03\\\/Munch_Det_Syke_Barn_1896.jpg\",\"width\":1458,\"height\":1500},{\"@type\":\"BreadcrumbList\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/any-aminny-tontolonny\\\/#breadcrumb\",\"itemListElement\":[{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":1,\"name\":\"Home\",\"item\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/\"},{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":2,\"name\":\"Ny fahasalamana : tena tebiteby tokoa any amin&#8217;ny tontolon&#8217;ny fahantrana lalina.\"}]},{\"@type\":\"WebSite\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#website\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/\",\"name\":\"Joseph Wresinski EN\",\"description\":\"A website coordinated by the Joseph Wresinski Centre\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"SearchAction\",\"target\":{\"@type\":\"EntryPoint\",\"urlTemplate\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/?s={search_term_string}\"},\"query-input\":{\"@type\":\"PropertyValueSpecification\",\"valueRequired\":true,\"valueName\":\"search_term_string\"}}],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"Person\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\",\"name\":\"Jean Tonglet\",\"image\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"url\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"caption\":\"Jean Tonglet\"},\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/author\\\/jean\\\/\"}]}<\/script>\n<!-- \/ Yoast SEO plugin. -->","yoast_head_json":{"title":"Ny fahasalamana : tena tebiteby tokoa any amin'ny tontolon'ny fahantrana lalina. - Joseph Wresinski EN","robots":{"index":"index","follow":"follow","max-snippet":"max-snippet:-1","max-image-preview":"max-image-preview:large","max-video-preview":"max-video-preview:-1"},"canonical":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/any-aminny-tontolonny\/","og_locale":"en_US","og_type":"article","og_title":"Ny fahasalamana : tena tebiteby tokoa any amin'ny tontolon'ny fahantrana lalina. - Joseph Wresinski EN","og_description":"Any amin\u2019ny tontolon\u2019ny fahantrana lalina, (\u2026) ny fahasalamana dia tena mampivadika atidoha mihitsy\u00a0; io firariantsoa atao momba azy tsy an-kijanona (...) Read more &rarr;","og_url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/any-aminny-tontolonny\/","og_site_name":"Joseph Wresinski EN","article_published_time":"2022-04-06T22:00:50+00:00","og_image":[{"width":1458,"height":1500,"url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2022\/03\/Munch_Det_Syke_Barn_1896.jpg","type":"image\/jpeg"}],"author":"Jean Tonglet","twitter_card":"summary_large_image","twitter_misc":{"Written by":"Jean Tonglet","Est. reading time":"4 minutes"},"schema":{"@context":"https:\/\/schema.org","@graph":[{"@type":"Article","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/any-aminny-tontolonny\/#article","isPartOf":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/any-aminny-tontolonny\/"},"author":{"name":"Jean Tonglet","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0"},"headline":"Ny fahasalamana : tena tebiteby tokoa any amin&#8217;ny tontolon&#8217;ny fahantrana lalina.","datePublished":"2022-04-06T22:00:50+00:00","mainEntityOfPage":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/any-aminny-tontolonny\/"},"wordCount":831,"commentCount":0,"image":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/any-aminny-tontolonny\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2022\/03\/Munch_Det_Syke_Barn_1896.jpg","articleSection":["Asasoratra","MALAGASY","Other languages"],"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"CommentAction","name":"Comment","target":["https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/any-aminny-tontolonny\/#respond"]}]},{"@type":"WebPage","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/any-aminny-tontolonny\/","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/any-aminny-tontolonny\/","name":"Ny fahasalamana : tena tebiteby tokoa any amin'ny tontolon'ny fahantrana lalina. - Joseph Wresinski EN","isPartOf":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#website"},"primaryImageOfPage":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/any-aminny-tontolonny\/#primaryimage"},"image":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/any-aminny-tontolonny\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2022\/03\/Munch_Det_Syke_Barn_1896.jpg","datePublished":"2022-04-06T22:00:50+00:00","author":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0"},"breadcrumb":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/any-aminny-tontolonny\/#breadcrumb"},"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"ReadAction","target":["https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/any-aminny-tontolonny\/"]}]},{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/any-aminny-tontolonny\/#primaryimage","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2022\/03\/Munch_Det_Syke_Barn_1896.jpg","contentUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2022\/03\/Munch_Det_Syke_Barn_1896.jpg","width":1458,"height":1500},{"@type":"BreadcrumbList","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/any-aminny-tontolonny\/#breadcrumb","itemListElement":[{"@type":"ListItem","position":1,"name":"Home","item":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/"},{"@type":"ListItem","position":2,"name":"Ny fahasalamana : tena tebiteby tokoa any amin&#8217;ny tontolon&#8217;ny fahantrana lalina."}]},{"@type":"WebSite","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#website","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/","name":"Joseph Wresinski EN","description":"A website coordinated by the Joseph Wresinski Centre","potentialAction":[{"@type":"SearchAction","target":{"@type":"EntryPoint","urlTemplate":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/?s={search_term_string}"},"query-input":{"@type":"PropertyValueSpecification","valueRequired":true,"valueName":"search_term_string"}}],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"Person","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0","name":"Jean Tonglet","image":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","url":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","contentUrl":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","caption":"Jean Tonglet"},"url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/author\/jean\/"}]}},"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/4179","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/users\/4"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=4179"}],"version-history":[{"count":8,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/4179\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":4199,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/4179\/revisions\/4199"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/media\/4162"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=4179"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=4179"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=4179"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}