{"id":4469,"date":"2023-03-22T00:00:11","date_gmt":"2023-03-21T23:00:11","guid":{"rendered":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/?p=4469"},"modified":"2023-03-24T10:23:08","modified_gmt":"2023-03-24T09:23:08","slug":"miditra-aminny-tsara-indrindra-eo-aminny-zanak-olombelona","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/miditra-aminny-tsara-indrindra-eo-aminny-zanak-olombelona\/","title":{"rendered":"Miditra amin\u2019ny tsara indrindra eo  amin\u2019ny zanak\u2019 olombelona"},"content":{"rendered":"<p>Manomboka amin\u2019ny zavatra tena sarotra isika\u00a0: mametraka amin\u2019ny lalana ho takatry ny ankizy mpitrongy vao homana faraidiny, ny fahalalana\u00a0: ny tsara indrindra amin\u2019ny zanak\u2019olombelona. Izay mavesa-danja indrindra amin\u2019ny zava-drehetra, ny foto-javatra\u00a0: anisan\u2019izany ny tafitan\u2019ny olombelona ny fandrafetana azy, ny fisaintsainana azy, ny famoronana azy, eo anivon\u2019ny fisiany, ny traikefany ary ireo zavatra noraiketiny an-tsoratra ao anaty boky (\u2026) Tsy nanao angamba isika afa-tsy ireo, nahefa zavatra\u00a0 isika\u00a0 angamba araka izay ilaina ho amin\u2019ny ho avin\u2019ny mpitrongy vao homana faraidiny.<\/p>\n<p>(\u2026) Tsy azo avadika ho vola ny fahafahana amin\u2019ny alalan\u2019ny ady hevitra , amin\u2019ny alalan\u2019ny fihetsiketsehana. Azo avadika ho vola [kosa anefa] ny fahafahana eo amin\u2019ny fisaintsainana lava sy lalina\u00a0 momba ny zavatra rehetra fantany mandritra ny vanim-potoana mifanesy, ny amin\u2019izay zavatra \u00a0noheveriny sy noforoniny\u00a0 tsara indrindra, ny amin\u2019izany nafindrafindrany amin\u2019ny taranaka maro [mifandimby]\u00a0 tonga taorian\u2019izy ireo. Taranaka iray isika, isika mpitrongy vao homana faraidiny, isika izay tsy manam-bintana afaka hanangona ireo lova ary izany no mahatonga antsika tsy hanana fiarovana, tsy hanana fahafahana\u00a0 hifehy ny fiainantsika ary sady tsy hanam-pahefana no tsy hanan-teny hotenenenina.<\/p>\n<p>(\u2026) Tsy inoako ny fanafahan\u2019olombelona ary ny zanak\u2019olombelona tsy mahafehy ny tsara indrindra amin\u2019ny fiainany, ary izany tsara indrindra izany, na tiana na tsy tiana, dia izay famindrana nataon\u2019olombelona ao anaty boky, ao anaty soratra,\u00a0 ao anaty sikotra, ao anatin\u2019ny soritra samihafa, izay navelany ka manohy miteny mamakivaky ny taonjato mifandimby, harem-be tsy hita pesimpesenina izay maha izy azy ny olombelona ary hasina\u00a0 midadasika mamaritra azy ary raiki-tampisaka aminy.<\/p>\n<p>(\u2026) \u00a0Iroa ny tena adintsika, iroa no tsy maintsy\u00a0 tarihina. Misy olona \u00a0nampahatsiahy antsika\u00a0 fa amin\u2019ny endri-pitondrana s\u00f4sialista\u00a0 na endri-pitondraba kapitalista, hita fa mitovy ny arakarakisan\u2019ny mpiasa afa-miditra\u00a0 amin\u2019ny oniveresit\u00ff. Izany no famantaran\u2019ny ambarako matetika : ny tontolo na inona na inona endriny dia eo am-pelantanan\u2019ny sarangam-piarahamonina hatrany ary izay eo an-dohan\u2019ny fitondrana na inona na inona endriny, dia mipoitra amin\u2019ny tontolo iray ihany, izay notefen\u2019ny oniveresit\u00ff iray ihany ary\u00a0 nahazo fiofanana fototra iray ihany.<\/p>\n<p>Mila mitarika ady izay tena adintsika tokoa isika, ary isika tsy mila miantehitra amin\u2019ny hafa. Afaka miantehitra amintsika isika raha toa ka voafehintsika tsara ny fahiratan-tsaintsika, ny fanjohian-kevitsika, ny tetikasantsika ary ny fiainantsika. Isika irery ihany no mpanao ny fiainantsika. Isika, ary isika tsy afaka hanantena fahagagana ataon\u2019ny rafitra iray izay mety hilatsaka tampotampoka eo an-dohantsika ka mety hanova tanteraka mihitsy ny zavatra rehetra. Indrisy anefa , tsy tanteraka mihitsy \u00a0izany. \u00a0Raha tsy miady isika amin\u2019ny fahafahantsika , tsy hahazo fahafahana mihitsy isika. Raha tsy miady isika ho\u00a0 amin\u2019ny enti-manana amin\u2019ny fahazoana azy, tsy ho afaka hahazo azy mihitsy isika.<\/p>\n<p>Izany no lesona atolotra antsika amin\u2019izao hariva izao ary ilaina hotsakotsakointsika : manomboka manafaka ny tenantsika isika ary manafaka ireo manodidina antsika, ary, manokana amin\u2019izany ireo zanatsika, nony injay miady saina isika\u00a0 amin\u2019ny fampahitana amin\u2019ny alalan\u2019ny boky ireo haren-dalina\u00a0 eo amin\u2019izao tontolo izao.<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Manomboka amin\u2019ny zavatra tena sarotra isika\u00a0: mametraka amin\u2019ny lalana ho takatry ny ankizy mpitrongy vao homana faraidiny, ny fahalalana\u00a0: ny (&#8230;) <a class=\"more-link\" href=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/miditra-aminny-tsara-indrindra-eo-aminny-zanak-olombelona\/\">Read more <span class=\"meta-nav\">&rarr;<\/span><\/a><\/p>\n","protected":false},"author":4,"featured_media":4461,"comment_status":"open","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"_acf_changed":false,"ep_exclude_from_search":false,"footnotes":""},"categories":[57,159],"tags":[],"class_list":["post-4469","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-malagasy","category-other-languages"],"acf":[],"yoast_head":"<!-- This site is optimized with the Yoast SEO plugin v27.5 - https:\/\/yoast.com\/product\/yoast-seo-wordpress\/ -->\n<title>Miditra amin\u2019ny tsara indrindra eo amin\u2019ny zanak\u2019 olombelona - Joseph Wresinski EN<\/title>\n<meta name=\"robots\" content=\"index, follow, max-snippet:-1, max-image-preview:large, max-video-preview:-1\" \/>\n<link rel=\"canonical\" href=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/miditra-aminny-tsara-indrindra-eo-aminny-zanak-olombelona\/\" \/>\n<meta property=\"og:locale\" content=\"en_US\" \/>\n<meta property=\"og:type\" content=\"article\" \/>\n<meta property=\"og:title\" content=\"Miditra amin\u2019ny tsara indrindra eo amin\u2019ny zanak\u2019 olombelona - Joseph Wresinski EN\" \/>\n<meta property=\"og:description\" content=\"Manomboka amin\u2019ny zavatra tena sarotra isika\u00a0: mametraka amin\u2019ny lalana ho takatry ny ankizy mpitrongy vao homana faraidiny, ny fahalalana\u00a0: ny (...) Read more &rarr;\" \/>\n<meta property=\"og:url\" content=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/miditra-aminny-tsara-indrindra-eo-aminny-zanak-olombelona\/\" \/>\n<meta property=\"og:site_name\" content=\"Joseph Wresinski EN\" \/>\n<meta property=\"article:published_time\" content=\"2023-03-21T23:00:11+00:00\" \/>\n<meta property=\"article:modified_time\" content=\"2023-03-24T09:23:08+00:00\" \/>\n<meta property=\"og:image\" content=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2023\/03\/farmer-sitting-at-the-fireside-and-reading-18811.jpgLarge.jpg\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:width\" content=\"747\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:height\" content=\"600\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:type\" content=\"image\/jpeg\" \/>\n<meta name=\"author\" content=\"Jean Tonglet\" \/>\n<meta name=\"twitter:card\" content=\"summary_large_image\" \/>\n<meta name=\"twitter:label1\" content=\"Written by\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data1\" content=\"Jean Tonglet\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:label2\" content=\"Est. reading time\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data2\" content=\"2 minutes\" \/>\n<script type=\"application\/ld+json\" class=\"yoast-schema-graph\">{\"@context\":\"https:\\\/\\\/schema.org\",\"@graph\":[{\"@type\":\"Article\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/miditra-aminny-tsara-indrindra-eo-aminny-zanak-olombelona\\\/#article\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/miditra-aminny-tsara-indrindra-eo-aminny-zanak-olombelona\\\/\"},\"author\":{\"name\":\"Jean Tonglet\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\"},\"headline\":\"Miditra amin\u2019ny tsara indrindra eo amin\u2019ny zanak\u2019 olombelona\",\"datePublished\":\"2023-03-21T23:00:11+00:00\",\"dateModified\":\"2023-03-24T09:23:08+00:00\",\"mainEntityOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/miditra-aminny-tsara-indrindra-eo-aminny-zanak-olombelona\\\/\"},\"wordCount\":506,\"commentCount\":0,\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/miditra-aminny-tsara-indrindra-eo-aminny-zanak-olombelona\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2023\\\/03\\\/farmer-sitting-at-the-fireside-and-reading-18811.jpgLarge.jpg\",\"articleSection\":[\"MALAGASY\",\"Other languages\"],\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"CommentAction\",\"name\":\"Comment\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/miditra-aminny-tsara-indrindra-eo-aminny-zanak-olombelona\\\/#respond\"]}]},{\"@type\":\"WebPage\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/miditra-aminny-tsara-indrindra-eo-aminny-zanak-olombelona\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/miditra-aminny-tsara-indrindra-eo-aminny-zanak-olombelona\\\/\",\"name\":\"Miditra amin\u2019ny tsara indrindra eo amin\u2019ny zanak\u2019 olombelona - Joseph Wresinski EN\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#website\"},\"primaryImageOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/miditra-aminny-tsara-indrindra-eo-aminny-zanak-olombelona\\\/#primaryimage\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/miditra-aminny-tsara-indrindra-eo-aminny-zanak-olombelona\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2023\\\/03\\\/farmer-sitting-at-the-fireside-and-reading-18811.jpgLarge.jpg\",\"datePublished\":\"2023-03-21T23:00:11+00:00\",\"dateModified\":\"2023-03-24T09:23:08+00:00\",\"author\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\"},\"breadcrumb\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/miditra-aminny-tsara-indrindra-eo-aminny-zanak-olombelona\\\/#breadcrumb\"},\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"ReadAction\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/miditra-aminny-tsara-indrindra-eo-aminny-zanak-olombelona\\\/\"]}]},{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/miditra-aminny-tsara-indrindra-eo-aminny-zanak-olombelona\\\/#primaryimage\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2023\\\/03\\\/farmer-sitting-at-the-fireside-and-reading-18811.jpgLarge.jpg\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2023\\\/03\\\/farmer-sitting-at-the-fireside-and-reading-18811.jpgLarge.jpg\",\"width\":747,\"height\":600},{\"@type\":\"BreadcrumbList\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/miditra-aminny-tsara-indrindra-eo-aminny-zanak-olombelona\\\/#breadcrumb\",\"itemListElement\":[{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":1,\"name\":\"Home\",\"item\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/\"},{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":2,\"name\":\"Miditra amin\u2019ny tsara indrindra eo amin\u2019ny zanak\u2019 olombelona\"}]},{\"@type\":\"WebSite\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#website\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/\",\"name\":\"Joseph Wresinski EN\",\"description\":\"A website coordinated by the Joseph Wresinski Centre\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"SearchAction\",\"target\":{\"@type\":\"EntryPoint\",\"urlTemplate\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/?s={search_term_string}\"},\"query-input\":{\"@type\":\"PropertyValueSpecification\",\"valueRequired\":true,\"valueName\":\"search_term_string\"}}],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"Person\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\",\"name\":\"Jean Tonglet\",\"image\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"url\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"caption\":\"Jean Tonglet\"},\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/author\\\/jean\\\/\"}]}<\/script>\n<!-- \/ Yoast SEO plugin. -->","yoast_head_json":{"title":"Miditra amin\u2019ny tsara indrindra eo amin\u2019ny zanak\u2019 olombelona - Joseph Wresinski EN","robots":{"index":"index","follow":"follow","max-snippet":"max-snippet:-1","max-image-preview":"max-image-preview:large","max-video-preview":"max-video-preview:-1"},"canonical":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/miditra-aminny-tsara-indrindra-eo-aminny-zanak-olombelona\/","og_locale":"en_US","og_type":"article","og_title":"Miditra amin\u2019ny tsara indrindra eo amin\u2019ny zanak\u2019 olombelona - Joseph Wresinski EN","og_description":"Manomboka amin\u2019ny zavatra tena sarotra isika\u00a0: mametraka amin\u2019ny lalana ho takatry ny ankizy mpitrongy vao homana faraidiny, ny fahalalana\u00a0: ny (...) Read more &rarr;","og_url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/miditra-aminny-tsara-indrindra-eo-aminny-zanak-olombelona\/","og_site_name":"Joseph Wresinski EN","article_published_time":"2023-03-21T23:00:11+00:00","article_modified_time":"2023-03-24T09:23:08+00:00","og_image":[{"width":747,"height":600,"url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2023\/03\/farmer-sitting-at-the-fireside-and-reading-18811.jpgLarge.jpg","type":"image\/jpeg"}],"author":"Jean Tonglet","twitter_card":"summary_large_image","twitter_misc":{"Written by":"Jean Tonglet","Est. reading time":"2 minutes"},"schema":{"@context":"https:\/\/schema.org","@graph":[{"@type":"Article","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/miditra-aminny-tsara-indrindra-eo-aminny-zanak-olombelona\/#article","isPartOf":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/miditra-aminny-tsara-indrindra-eo-aminny-zanak-olombelona\/"},"author":{"name":"Jean Tonglet","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0"},"headline":"Miditra amin\u2019ny tsara indrindra eo amin\u2019ny zanak\u2019 olombelona","datePublished":"2023-03-21T23:00:11+00:00","dateModified":"2023-03-24T09:23:08+00:00","mainEntityOfPage":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/miditra-aminny-tsara-indrindra-eo-aminny-zanak-olombelona\/"},"wordCount":506,"commentCount":0,"image":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/miditra-aminny-tsara-indrindra-eo-aminny-zanak-olombelona\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2023\/03\/farmer-sitting-at-the-fireside-and-reading-18811.jpgLarge.jpg","articleSection":["MALAGASY","Other languages"],"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"CommentAction","name":"Comment","target":["https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/miditra-aminny-tsara-indrindra-eo-aminny-zanak-olombelona\/#respond"]}]},{"@type":"WebPage","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/miditra-aminny-tsara-indrindra-eo-aminny-zanak-olombelona\/","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/miditra-aminny-tsara-indrindra-eo-aminny-zanak-olombelona\/","name":"Miditra amin\u2019ny tsara indrindra eo amin\u2019ny zanak\u2019 olombelona - Joseph Wresinski EN","isPartOf":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#website"},"primaryImageOfPage":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/miditra-aminny-tsara-indrindra-eo-aminny-zanak-olombelona\/#primaryimage"},"image":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/miditra-aminny-tsara-indrindra-eo-aminny-zanak-olombelona\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2023\/03\/farmer-sitting-at-the-fireside-and-reading-18811.jpgLarge.jpg","datePublished":"2023-03-21T23:00:11+00:00","dateModified":"2023-03-24T09:23:08+00:00","author":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0"},"breadcrumb":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/miditra-aminny-tsara-indrindra-eo-aminny-zanak-olombelona\/#breadcrumb"},"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"ReadAction","target":["https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/miditra-aminny-tsara-indrindra-eo-aminny-zanak-olombelona\/"]}]},{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/miditra-aminny-tsara-indrindra-eo-aminny-zanak-olombelona\/#primaryimage","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2023\/03\/farmer-sitting-at-the-fireside-and-reading-18811.jpgLarge.jpg","contentUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2023\/03\/farmer-sitting-at-the-fireside-and-reading-18811.jpgLarge.jpg","width":747,"height":600},{"@type":"BreadcrumbList","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/miditra-aminny-tsara-indrindra-eo-aminny-zanak-olombelona\/#breadcrumb","itemListElement":[{"@type":"ListItem","position":1,"name":"Home","item":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/"},{"@type":"ListItem","position":2,"name":"Miditra amin\u2019ny tsara indrindra eo amin\u2019ny zanak\u2019 olombelona"}]},{"@type":"WebSite","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#website","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/","name":"Joseph Wresinski EN","description":"A website coordinated by the Joseph Wresinski Centre","potentialAction":[{"@type":"SearchAction","target":{"@type":"EntryPoint","urlTemplate":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/?s={search_term_string}"},"query-input":{"@type":"PropertyValueSpecification","valueRequired":true,"valueName":"search_term_string"}}],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"Person","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0","name":"Jean Tonglet","image":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","url":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","contentUrl":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","caption":"Jean Tonglet"},"url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/author\/jean\/"}]}},"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/4469","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/users\/4"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=4469"}],"version-history":[{"count":2,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/4469\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":4471,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/4469\/revisions\/4471"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/media\/4461"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=4469"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=4469"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=4469"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}