{"id":4529,"date":"2023-05-01T18:08:20","date_gmt":"2023-05-01T16:08:20","guid":{"rendered":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/?p=4529"},"modified":"2023-05-01T18:08:20","modified_gmt":"2023-05-01T16:08:20","slug":"ny-asa-ahazoana-voninahitra","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-asa-ahazoana-voninahitra\/","title":{"rendered":"Ny asa ahazoana voninahitra"},"content":{"rendered":"<p>Na dia ny asa izay horahan\u2019ny olona aza dia afaka manome ho an\u2019izay manatanteraka azy fahatsapana fahasoavana sy fahamendrehana ho an\u2019ireo manoloana ny hafa ; ny mpandraoka fako, rehefa nahavita ny fihodinany am-piarabe amin\u2019ny fandraofana fako , ny vehivavy mpikolokolo ny kalesin-dalamb\u00ff, ny mpamafa ny lalantsaran\u2019ny fiara-dalamb\u00ff, ny mpihady mivoaka ny fitoeram-ptrandrahana akora ambanin\u2019ny tany, dia misasa, mitafy akanjo madio ; ny asa dia afaka manao ny olona hadio , ahafahany miseho amin\u2019ny hafa. Tsy misy asa mihaja na asa iva. Ny asan\u2019olombelona rehetra dia manan-jo hanome hasina antsika satria izay manatontosa azy di rahalahintsika.. Ny manivaiva ny mpiasa tsy dia ny asa efainy loatra fa ny fiheverana azy ho toy ny hery azo ampiasaina, azo trandrahana,, izay, rahampitso angamba, mety ho azo soloana soloolona , na hanjary tsy ilaina fotsiny satria mihatonta ny hery. Ny mpiasa rehetra , na inona na inona asany, dia namana, izay ny heriny manatsara ny herin\u2019ny rehetra, mandray anjara amin\u2019ny fivoaran-toe-piainan\u2019ny rehetra.<\/p>\n<p>Andraikitry ny fiarahamonina rehetra ny hahatonga ny mpikambana tsirairay ao aminy hiasa ; ny fiarahamonina tsirairay dia tsy maintsy miatrika ny fanavaozana ny famokarana sy ny tsenan\u2019asa, nefa tsy maintsy ataony ny fomba hahafahan\u2019ny olombelona rehetra, vehivavy sy tanora, hahazo ny toerany sy ny voninahiny.<br \/>\n(\u2026) Saingy tsy ampy ny hahatonga ny tsirairay hanan-javatra handaniam-potoana, : ny mpiasa rehetra dia tsy maintsy mahazo fiofanana, ary ny asa tsirairay ankehitriny dia hanomana ny mpiasa rehetra amin\u2019ny lahasa rahampitso.. Ireo izay iharan\u2019ny tsi-rariny eo amin\u2019ny fizarana ny fahalalana sy ny fiofanana, ireo izay amparefoina amin\u2019ny alalan\u2019ny toe-piainana sy ny toetrasa mahazo azy noho ny heriny sy ny fahasalamany, mendrika petra-karem-pamokarana maika mba hahatonga azy ireo ho afaka mandramby lahatrasa ho amin\u2019ny ampitso, eo anilan\u2019 ny mpiasa rehetra . Izany dia resaka finiavana ara-politika sy fifanarahana eo amin\u2019ny samy antoko sy olom-pirenena.<\/p>\n<p>Ny olombelona dia voatokana ho mpamorona sy tompon\u2019ny tenan-javatra. Hatramin\u2019ny fotoana tena fahagola, nikaroka mafy ihany koa izy mba hanalefaka ny fahasahiranany, mba hifehy ny tontolo manodidina azy, mba hiala fatorana amin\u2019ny faneren\u2019ny tenan-javatra izay mihantsy ny heriny ary mametraka ny ainy tsindraindray amin\u2019ny loza.. Nataony ny fomba samihafa hanatsarana ny fiainan\u2019ny maro, eny \u00e0ry na amin\u2019ny alalan\u2019ny fanandevozana, ny hamenakely, nilainy aza matetika ny hampibaby ny olon-dresy ny vesatry ny lahasa tsy maintsy efaina mahasasatra indrindra.<\/p>\n<p>Mpanefy ihany koa ny fandrosoana ara-teknolojia ny olombelona : ilaina ve izay iainantsika ankehitriny hatamby karazana\u2019andevo vaovao ? Ary hatao andevo fotsiny, ireo izay terena amin\u2019ny hatsinontsinona maharitra ? Tsy misy amintsika ireo, na inona na inona anjara asa sahanina, hanaiky tsi-fahamarinana toy izany. Na isika aza mpampiasa, sendikalista, mpanao politika na olom-pirenena tsotra, Aoka ny fahatongavan-tsain\u2019ny rehetra , ny fampivondronana ny ezaky ny rehetra hampitambatra hery mba hisakanana izany.<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Na dia ny asa izay horahan\u2019ny olona aza dia afaka manome ho an\u2019izay manatanteraka azy fahatsapana fahasoavana sy fahamendrehana ho (&#8230;) <a class=\"more-link\" href=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-asa-ahazoana-voninahitra\/\">Read more <span class=\"meta-nav\">&rarr;<\/span><\/a><\/p>\n","protected":false},"author":4,"featured_media":4507,"comment_status":"open","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"_acf_changed":false,"ep_exclude_from_search":false,"footnotes":""},"categories":[57,159],"tags":[],"class_list":["post-4529","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-malagasy","category-other-languages"],"acf":[],"yoast_head":"<!-- This site is optimized with the Yoast SEO plugin v27.5 - https:\/\/yoast.com\/product\/yoast-seo-wordpress\/ -->\n<title>Ny asa ahazoana voninahitra - Joseph Wresinski EN<\/title>\n<meta name=\"robots\" content=\"index, follow, max-snippet:-1, max-image-preview:large, max-video-preview:-1\" \/>\n<link rel=\"canonical\" href=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-asa-ahazoana-voninahitra\/\" \/>\n<meta property=\"og:locale\" content=\"en_US\" \/>\n<meta property=\"og:type\" content=\"article\" \/>\n<meta property=\"og:title\" content=\"Ny asa ahazoana voninahitra - Joseph Wresinski EN\" \/>\n<meta property=\"og:description\" content=\"Na dia ny asa izay horahan\u2019ny olona aza dia afaka manome ho an\u2019izay manatanteraka azy fahatsapana fahasoavana sy fahamendrehana ho (...) Read more &rarr;\" \/>\n<meta property=\"og:url\" content=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-asa-ahazoana-voninahitra\/\" \/>\n<meta property=\"og:site_name\" content=\"Joseph Wresinski EN\" \/>\n<meta property=\"article:published_time\" content=\"2023-05-01T16:08:20+00:00\" \/>\n<meta property=\"og:image\" content=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2023\/04\/Signorini_Telemaco_-_Lalzaia_-_1864.jpg\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:width\" content=\"1024\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:height\" content=\"345\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:type\" content=\"image\/jpeg\" \/>\n<meta name=\"author\" content=\"Jean Tonglet\" \/>\n<meta name=\"twitter:card\" content=\"summary_large_image\" \/>\n<meta name=\"twitter:label1\" content=\"Written by\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data1\" content=\"Jean Tonglet\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:label2\" content=\"Est. reading time\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data2\" content=\"2 minutes\" \/>\n<script type=\"application\/ld+json\" class=\"yoast-schema-graph\">{\"@context\":\"https:\\\/\\\/schema.org\",\"@graph\":[{\"@type\":\"Article\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-asa-ahazoana-voninahitra\\\/#article\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-asa-ahazoana-voninahitra\\\/\"},\"author\":{\"name\":\"Jean Tonglet\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\"},\"headline\":\"Ny asa ahazoana voninahitra\",\"datePublished\":\"2023-05-01T16:08:20+00:00\",\"mainEntityOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-asa-ahazoana-voninahitra\\\/\"},\"wordCount\":465,\"commentCount\":0,\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-asa-ahazoana-voninahitra\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2023\\\/04\\\/Signorini_Telemaco_-_Lalzaia_-_1864.jpg\",\"articleSection\":[\"MALAGASY\",\"Other languages\"],\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"CommentAction\",\"name\":\"Comment\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-asa-ahazoana-voninahitra\\\/#respond\"]}]},{\"@type\":\"WebPage\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-asa-ahazoana-voninahitra\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-asa-ahazoana-voninahitra\\\/\",\"name\":\"Ny asa ahazoana voninahitra - Joseph Wresinski EN\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#website\"},\"primaryImageOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-asa-ahazoana-voninahitra\\\/#primaryimage\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-asa-ahazoana-voninahitra\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2023\\\/04\\\/Signorini_Telemaco_-_Lalzaia_-_1864.jpg\",\"datePublished\":\"2023-05-01T16:08:20+00:00\",\"author\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\"},\"breadcrumb\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-asa-ahazoana-voninahitra\\\/#breadcrumb\"},\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"ReadAction\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-asa-ahazoana-voninahitra\\\/\"]}]},{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-asa-ahazoana-voninahitra\\\/#primaryimage\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2023\\\/04\\\/Signorini_Telemaco_-_Lalzaia_-_1864.jpg\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2023\\\/04\\\/Signorini_Telemaco_-_Lalzaia_-_1864.jpg\",\"width\":1024,\"height\":345},{\"@type\":\"BreadcrumbList\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-asa-ahazoana-voninahitra\\\/#breadcrumb\",\"itemListElement\":[{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":1,\"name\":\"Home\",\"item\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/\"},{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":2,\"name\":\"Ny asa ahazoana voninahitra\"}]},{\"@type\":\"WebSite\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#website\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/\",\"name\":\"Joseph Wresinski EN\",\"description\":\"A website coordinated by the Joseph Wresinski Centre\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"SearchAction\",\"target\":{\"@type\":\"EntryPoint\",\"urlTemplate\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/?s={search_term_string}\"},\"query-input\":{\"@type\":\"PropertyValueSpecification\",\"valueRequired\":true,\"valueName\":\"search_term_string\"}}],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"Person\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\",\"name\":\"Jean Tonglet\",\"image\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"url\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"caption\":\"Jean Tonglet\"},\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/author\\\/jean\\\/\"}]}<\/script>\n<!-- \/ Yoast SEO plugin. -->","yoast_head_json":{"title":"Ny asa ahazoana voninahitra - Joseph Wresinski EN","robots":{"index":"index","follow":"follow","max-snippet":"max-snippet:-1","max-image-preview":"max-image-preview:large","max-video-preview":"max-video-preview:-1"},"canonical":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-asa-ahazoana-voninahitra\/","og_locale":"en_US","og_type":"article","og_title":"Ny asa ahazoana voninahitra - Joseph Wresinski EN","og_description":"Na dia ny asa izay horahan\u2019ny olona aza dia afaka manome ho an\u2019izay manatanteraka azy fahatsapana fahasoavana sy fahamendrehana ho (...) Read more &rarr;","og_url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-asa-ahazoana-voninahitra\/","og_site_name":"Joseph Wresinski EN","article_published_time":"2023-05-01T16:08:20+00:00","og_image":[{"width":1024,"height":345,"url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2023\/04\/Signorini_Telemaco_-_Lalzaia_-_1864.jpg","type":"image\/jpeg"}],"author":"Jean Tonglet","twitter_card":"summary_large_image","twitter_misc":{"Written by":"Jean Tonglet","Est. reading time":"2 minutes"},"schema":{"@context":"https:\/\/schema.org","@graph":[{"@type":"Article","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-asa-ahazoana-voninahitra\/#article","isPartOf":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-asa-ahazoana-voninahitra\/"},"author":{"name":"Jean Tonglet","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0"},"headline":"Ny asa ahazoana voninahitra","datePublished":"2023-05-01T16:08:20+00:00","mainEntityOfPage":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-asa-ahazoana-voninahitra\/"},"wordCount":465,"commentCount":0,"image":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-asa-ahazoana-voninahitra\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2023\/04\/Signorini_Telemaco_-_Lalzaia_-_1864.jpg","articleSection":["MALAGASY","Other languages"],"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"CommentAction","name":"Comment","target":["https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-asa-ahazoana-voninahitra\/#respond"]}]},{"@type":"WebPage","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-asa-ahazoana-voninahitra\/","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-asa-ahazoana-voninahitra\/","name":"Ny asa ahazoana voninahitra - Joseph Wresinski EN","isPartOf":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#website"},"primaryImageOfPage":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-asa-ahazoana-voninahitra\/#primaryimage"},"image":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-asa-ahazoana-voninahitra\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2023\/04\/Signorini_Telemaco_-_Lalzaia_-_1864.jpg","datePublished":"2023-05-01T16:08:20+00:00","author":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0"},"breadcrumb":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-asa-ahazoana-voninahitra\/#breadcrumb"},"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"ReadAction","target":["https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-asa-ahazoana-voninahitra\/"]}]},{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-asa-ahazoana-voninahitra\/#primaryimage","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2023\/04\/Signorini_Telemaco_-_Lalzaia_-_1864.jpg","contentUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2023\/04\/Signorini_Telemaco_-_Lalzaia_-_1864.jpg","width":1024,"height":345},{"@type":"BreadcrumbList","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-asa-ahazoana-voninahitra\/#breadcrumb","itemListElement":[{"@type":"ListItem","position":1,"name":"Home","item":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/"},{"@type":"ListItem","position":2,"name":"Ny asa ahazoana voninahitra"}]},{"@type":"WebSite","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#website","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/","name":"Joseph Wresinski EN","description":"A website coordinated by the Joseph Wresinski Centre","potentialAction":[{"@type":"SearchAction","target":{"@type":"EntryPoint","urlTemplate":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/?s={search_term_string}"},"query-input":{"@type":"PropertyValueSpecification","valueRequired":true,"valueName":"search_term_string"}}],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"Person","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0","name":"Jean Tonglet","image":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","url":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","contentUrl":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","caption":"Jean Tonglet"},"url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/author\/jean\/"}]}},"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/4529","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/users\/4"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=4529"}],"version-history":[{"count":1,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/4529\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":4530,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/4529\/revisions\/4530"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/media\/4507"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=4529"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=4529"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=4529"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}