{"id":4531,"date":"2023-04-21T00:00:05","date_gmt":"2023-04-20T22:00:05","guid":{"rendered":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/?p=4531"},"modified":"2023-05-01T18:16:44","modified_gmt":"2023-05-01T16:16:44","slug":"ny-fahamarinana-hafahafa","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-fahamarinana-hafahafa\/","title":{"rendered":"Ny fahamarinana hafahafa"},"content":{"rendered":"<p>Raha eo amin\u2019ny tranga miovaova foana ny tena, manano sarotra ihany ny fitantanan-kevitra,\u00a0 raha miaina ny tena eo amin\u2019ny faribohitra lavitra sy tsy voakarakara tsara\u00a0 ary<\/p>\n<p>raha ny tena manatsinontsinona ny manodidina izay tena tsy mahafantatra anao mihitsy raha tsy manohintihina azy. Mba hanamafy ny zon\u2019ny tena,\u00a0\u00a0 tsy maintsy ilaina ny mahafantatra azy ary\u00a0 tsy maintsy ilaina koa ny mahay miaro tena na manao izay hahitana mpiaro, tsy maintsy\u00a0 ilaina ny mahay mamoaka hevitra..<\/p>\n<p>Mba hanamafy ny zon\u2019ny tena, tsy maintsy ilaina koq ny mahalala ny momba ny tena ary manao izay hahatompon\u2019andraikitra amin\u2019ny ho avinao.toraka izany koa ny an\u2019ny fianakavian\u2019ny tena.<\/p>\n<p>Mba hanamafy ny zon\u2019ny tena,\u00a0 ,\u00a0 tsy maintsy mahay mametraka ny tena, araka ny rariny, hanana toerana amin\u2019ny fomba feno eo anivon\u2019ny vondron\u2019olombelona..<\/p>\n<p>Hitantsika fa izany rehetra izany dia tsy mety tanteraka eo amin\u2019ny \u201cQuart Monde\u201dizaymniaina ao anatin\u2019ny fiankinan-doha, ao anatin\u2019ny harefoana, ao anatin\u2019ny fangaihaizana izay mahatonga azy ireo hamoy ny zony izay tokony homeny hasiny hany ka vao mainka mampietry ny tenany\u00a0 bebe kokoa.<\/p>\n<p>Araka izany, ny raim-pianakaviana\u00a0 izay maty vady ary izay, manoloana sy mifamaly amin\u2019ny zava-drehetra, miady irery amin\u2019ny famelomany ny zanany.<\/p>\n<p>Amin\u2019ny maha mpiasa tsy voamarina ara-dal\u00e0na satria, manao lahasa tsy misy tambiny marina, tsuindraindray atao amin\u2019ny fomba \u00f9iafina, ary indrinndra amin\u2019ny fomba mahazatra\u00a0\u00a0 efaina amin\u2019ny fomba fohy,\u00a0 tsy misitraka fanampiam-panjakana ho an\u2019ny fianakaviana satria tsy voambara ho isan\u2019ny tsianasa. Na dia izany aza, ,ny mpanampy ara-piarahamonina dia nanatona nihaona aminy\u00a0 ary nanandrana nikarakara ny toe-pisiany. Saingy, ny navaliny azy dia hoe\u00a0: hataoko inona ny filako olona, izaho dia faka mikarakara tena samirery ; tsy ilaiko tsy hanao misaotra tsy inona.<\/p>\n<p>Na isika ihany koa dia tsy mahazo ny dikan\u2019ny fandavana ny fomba fanao ilaina mba hahazoana ny zon\u2019ny tena. Na dia izany aza, tokony ho azontsiuka vinaniana ny fangaihaizana hadikan\u2019ny fiankinan-dola amin\u2019ilay mpanampy ara-piarahamonina, manoloana ny sampan-draharaha misahana ny tsy fananana asa. Isika dia tokony mankat\u00f2 sy mankasitraka ny fitroarana tampoka miantso fahamendrehana, amin\u2019ny fankatoavana ny zo maha olombelona malalaka tsy inona. Aleo mosary toy ieay henatra, tsy inona, \u2026<\/p>\n<p>Eo amin\u2019ny ambaindain-draharaha rehetra izay tsy ananan\u2019ny olon\u2019ny Quart-Monde fitompoany feno ny zony ankatoavina hatraiza hatraiza ho an\u2019ny olona rehetra, izany fanesoran-javatra izany dia mitondra hatramin\u2019ny toe-tsifahamendrehana vao mainka manamafy izaitsizy ny fanilihana izay manosika azy ho lavitra kokoa\u00a0 hatrany amin\u2019ny fahantrana sy ny habadoana.<\/p>\n<p>Ny fanesoran-jo dia mametraka ny olona eo amin\u2019ny tontolo izay tsy ahefany na amina na amin\u2019inona, izay tsy ahafahany mihaona amin\u2019olona, tsy ahafahany mitoky aman\u2019olona. Izany dia mitarika azy amin\u2019ny tsy filaminana maharitra sy amin-tahotra. Manoloana izany tahotra izany, misy mamaly amin\u2019ny alalan\u2019ny fisafoaka, ny sasany amin\u2019ny alalan\u2019ny fikatonana sy fandosirana.<\/p>\n<p>Toraka ny fianakaviana izay, sasatry ny fifampitohizan\u2019ny fahavoazana samihafa, voatery niharan\u2019ny fisintonana ny zanany rehetra, noho ny fanelanelanan\u2019ny sampan-draharaha misahana ny fiainan-piarahamonina, afa-tsy ireo zanaka telo nateraka farany. Manomboka eo, voatampin-dalana mafy ny tokotany.\u00a0 Raha misy miantso, avy any aorian\u2019ny fefy ihany Ramatoa no mamaly, ary amin\u2019izany tsy misy famohan-dalana. Raha toa ka tsy maintsy hivoaka izy dia ahidy an-trano amam-panalahidy mihitsy ny ankizy, na dia ilay zokiny valo (8)\u00a0 taona izay voafetra ny fotoana iverenany ao an-tokantrano, tsy mandeha any an-tsekoly ihany koa. Mihataka amin\u2019ny fiarahamonina ny fianakaviana, mandavoray am-pamaranana ny fanilihana nampiharina aminy. Izany fihetsika dia, indray andro, tsy maintsy hiteraka fahatongavan\u2019ny p\u00f4lisy, mbamin\u2019ny fanapotehana ny varavarana, ary koa fidirana an-keriny hisintomana ny ankizy mipetraka ao ary hametrahana azy ireo koa hotantanan\u2019ny sampan-draharaha mpanampy ara-piarahamonina.<\/p>\n<p>Aey ny sasany, hoy isika, mamaly amin\u2019ny alalan\u2019ny fitrorana, ny sasany amin\u2019ny fisotroana. Ary vao mainla mitombo amin\u2019izany ny hantsan\u2019ny tsy fahazoana sy ny fanilihana, ary ny tontolo manodidina , raha ny aminy,\u00a0 lasa raiki-tahotra ka maneho ny famalianyamin\u2019ny alalan\u2019ny fampihatahany bebe kokoa ireo izay efa nariany. Ary toy izany no mifatratra ny toe-javatra ratsy fihodinkodina isian\u2019ny tsi-fanajana lal\u00e0na sy ny fanilikilihana.<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Raha eo amin\u2019ny tranga miovaova foana ny tena, manano sarotra ihany ny fitantanan-kevitra,\u00a0 raha miaina ny tena eo amin\u2019ny faribohitra (&#8230;) <a class=\"more-link\" href=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-fahamarinana-hafahafa\/\">Read more <span class=\"meta-nav\">&rarr;<\/span><\/a><\/p>\n","protected":false},"author":4,"featured_media":4493,"comment_status":"open","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"_acf_changed":false,"ep_exclude_from_search":false,"footnotes":""},"categories":[57,159],"tags":[],"class_list":["post-4531","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-malagasy","category-other-languages"],"acf":[],"yoast_head":"<!-- This site is optimized with the Yoast SEO plugin v27.5 - https:\/\/yoast.com\/product\/yoast-seo-wordpress\/ -->\n<title>Ny fahamarinana hafahafa - Joseph Wresinski EN<\/title>\n<meta name=\"robots\" content=\"index, follow, max-snippet:-1, max-image-preview:large, max-video-preview:-1\" \/>\n<link rel=\"canonical\" href=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-fahamarinana-hafahafa\/\" \/>\n<meta property=\"og:locale\" content=\"en_US\" \/>\n<meta property=\"og:type\" content=\"article\" \/>\n<meta property=\"og:title\" content=\"Ny fahamarinana hafahafa - Joseph Wresinski EN\" \/>\n<meta property=\"og:description\" content=\"Raha eo amin\u2019ny tranga miovaova foana ny tena, manano sarotra ihany ny fitantanan-kevitra,\u00a0 raha miaina ny tena eo amin\u2019ny faribohitra (...) Read more &rarr;\" \/>\n<meta property=\"og:url\" content=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-fahamarinana-hafahafa\/\" \/>\n<meta property=\"og:site_name\" content=\"Joseph Wresinski EN\" \/>\n<meta property=\"article:published_time\" content=\"2023-04-20T22:00:05+00:00\" \/>\n<meta property=\"article:modified_time\" content=\"2023-05-01T16:16:44+00:00\" \/>\n<meta property=\"og:image\" content=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2023\/04\/Eugene-Laermans-1864-1940-les-intrus-1903.jpg\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:width\" content=\"771\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:height\" content=\"590\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:type\" content=\"image\/jpeg\" \/>\n<meta name=\"author\" content=\"Jean Tonglet\" \/>\n<meta name=\"twitter:card\" content=\"summary_large_image\" \/>\n<meta name=\"twitter:label1\" content=\"Written by\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data1\" content=\"Jean Tonglet\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:label2\" content=\"Est. reading time\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data2\" content=\"3 minutes\" \/>\n<script type=\"application\/ld+json\" class=\"yoast-schema-graph\">{\"@context\":\"https:\\\/\\\/schema.org\",\"@graph\":[{\"@type\":\"Article\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-fahamarinana-hafahafa\\\/#article\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-fahamarinana-hafahafa\\\/\"},\"author\":{\"name\":\"Jean Tonglet\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\"},\"headline\":\"Ny fahamarinana hafahafa\",\"datePublished\":\"2023-04-20T22:00:05+00:00\",\"dateModified\":\"2023-05-01T16:16:44+00:00\",\"mainEntityOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-fahamarinana-hafahafa\\\/\"},\"wordCount\":686,\"commentCount\":0,\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-fahamarinana-hafahafa\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2023\\\/04\\\/Eugene-Laermans-1864-1940-les-intrus-1903.jpg\",\"articleSection\":[\"MALAGASY\",\"Other languages\"],\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"CommentAction\",\"name\":\"Comment\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-fahamarinana-hafahafa\\\/#respond\"]}]},{\"@type\":\"WebPage\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-fahamarinana-hafahafa\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-fahamarinana-hafahafa\\\/\",\"name\":\"Ny fahamarinana hafahafa - Joseph Wresinski EN\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#website\"},\"primaryImageOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-fahamarinana-hafahafa\\\/#primaryimage\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-fahamarinana-hafahafa\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2023\\\/04\\\/Eugene-Laermans-1864-1940-les-intrus-1903.jpg\",\"datePublished\":\"2023-04-20T22:00:05+00:00\",\"dateModified\":\"2023-05-01T16:16:44+00:00\",\"author\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\"},\"breadcrumb\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-fahamarinana-hafahafa\\\/#breadcrumb\"},\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"ReadAction\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-fahamarinana-hafahafa\\\/\"]}]},{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-fahamarinana-hafahafa\\\/#primaryimage\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2023\\\/04\\\/Eugene-Laermans-1864-1940-les-intrus-1903.jpg\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2023\\\/04\\\/Eugene-Laermans-1864-1940-les-intrus-1903.jpg\",\"width\":771,\"height\":590},{\"@type\":\"BreadcrumbList\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-fahamarinana-hafahafa\\\/#breadcrumb\",\"itemListElement\":[{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":1,\"name\":\"Home\",\"item\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/\"},{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":2,\"name\":\"Ny fahamarinana hafahafa\"}]},{\"@type\":\"WebSite\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#website\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/\",\"name\":\"Joseph Wresinski EN\",\"description\":\"A website coordinated by the Joseph Wresinski Centre\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"SearchAction\",\"target\":{\"@type\":\"EntryPoint\",\"urlTemplate\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/?s={search_term_string}\"},\"query-input\":{\"@type\":\"PropertyValueSpecification\",\"valueRequired\":true,\"valueName\":\"search_term_string\"}}],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"Person\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\",\"name\":\"Jean Tonglet\",\"image\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"url\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"caption\":\"Jean Tonglet\"},\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/author\\\/jean\\\/\"}]}<\/script>\n<!-- \/ Yoast SEO plugin. -->","yoast_head_json":{"title":"Ny fahamarinana hafahafa - Joseph Wresinski EN","robots":{"index":"index","follow":"follow","max-snippet":"max-snippet:-1","max-image-preview":"max-image-preview:large","max-video-preview":"max-video-preview:-1"},"canonical":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-fahamarinana-hafahafa\/","og_locale":"en_US","og_type":"article","og_title":"Ny fahamarinana hafahafa - Joseph Wresinski EN","og_description":"Raha eo amin\u2019ny tranga miovaova foana ny tena, manano sarotra ihany ny fitantanan-kevitra,\u00a0 raha miaina ny tena eo amin\u2019ny faribohitra (...) Read more &rarr;","og_url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-fahamarinana-hafahafa\/","og_site_name":"Joseph Wresinski EN","article_published_time":"2023-04-20T22:00:05+00:00","article_modified_time":"2023-05-01T16:16:44+00:00","og_image":[{"width":771,"height":590,"url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2023\/04\/Eugene-Laermans-1864-1940-les-intrus-1903.jpg","type":"image\/jpeg"}],"author":"Jean Tonglet","twitter_card":"summary_large_image","twitter_misc":{"Written by":"Jean Tonglet","Est. reading time":"3 minutes"},"schema":{"@context":"https:\/\/schema.org","@graph":[{"@type":"Article","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-fahamarinana-hafahafa\/#article","isPartOf":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-fahamarinana-hafahafa\/"},"author":{"name":"Jean Tonglet","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0"},"headline":"Ny fahamarinana hafahafa","datePublished":"2023-04-20T22:00:05+00:00","dateModified":"2023-05-01T16:16:44+00:00","mainEntityOfPage":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-fahamarinana-hafahafa\/"},"wordCount":686,"commentCount":0,"image":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-fahamarinana-hafahafa\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2023\/04\/Eugene-Laermans-1864-1940-les-intrus-1903.jpg","articleSection":["MALAGASY","Other languages"],"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"CommentAction","name":"Comment","target":["https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-fahamarinana-hafahafa\/#respond"]}]},{"@type":"WebPage","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-fahamarinana-hafahafa\/","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-fahamarinana-hafahafa\/","name":"Ny fahamarinana hafahafa - Joseph Wresinski EN","isPartOf":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#website"},"primaryImageOfPage":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-fahamarinana-hafahafa\/#primaryimage"},"image":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-fahamarinana-hafahafa\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2023\/04\/Eugene-Laermans-1864-1940-les-intrus-1903.jpg","datePublished":"2023-04-20T22:00:05+00:00","dateModified":"2023-05-01T16:16:44+00:00","author":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0"},"breadcrumb":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-fahamarinana-hafahafa\/#breadcrumb"},"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"ReadAction","target":["https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-fahamarinana-hafahafa\/"]}]},{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-fahamarinana-hafahafa\/#primaryimage","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2023\/04\/Eugene-Laermans-1864-1940-les-intrus-1903.jpg","contentUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2023\/04\/Eugene-Laermans-1864-1940-les-intrus-1903.jpg","width":771,"height":590},{"@type":"BreadcrumbList","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-fahamarinana-hafahafa\/#breadcrumb","itemListElement":[{"@type":"ListItem","position":1,"name":"Home","item":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/"},{"@type":"ListItem","position":2,"name":"Ny fahamarinana hafahafa"}]},{"@type":"WebSite","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#website","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/","name":"Joseph Wresinski EN","description":"A website coordinated by the Joseph Wresinski Centre","potentialAction":[{"@type":"SearchAction","target":{"@type":"EntryPoint","urlTemplate":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/?s={search_term_string}"},"query-input":{"@type":"PropertyValueSpecification","valueRequired":true,"valueName":"search_term_string"}}],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"Person","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0","name":"Jean Tonglet","image":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","url":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","contentUrl":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","caption":"Jean Tonglet"},"url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/author\/jean\/"}]}},"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/4531","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/users\/4"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=4531"}],"version-history":[{"count":2,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/4531\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":4533,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/4531\/revisions\/4533"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/media\/4493"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=4531"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=4531"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=4531"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}