{"id":4663,"date":"2023-09-17T00:00:10","date_gmt":"2023-09-16T22:00:10","guid":{"rendered":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/?p=4663"},"modified":"2023-09-16T21:05:12","modified_gmt":"2023-09-16T19:05:12","slug":"ny-niandohanny-17-oktobra-manamarika-ny-firosoanny-fisainana-momba-ny-zonolombelona","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-niandohanny-17-oktobra-manamarika-ny-firosoanny-fisainana-momba-ny-zonolombelona\/","title":{"rendered":"Ny niandohan\u2019ny 17 Oktobra: manamarika ny firosoan\u2019ny fisainana momba ny Zon\u2019olombelona."},"content":{"rendered":"<p>( &#8230; ) Tato ho ato, ny hasotriana , ny fahantrana lalina, dia lasa tena mampitaraina mihitsy, hany ka tsy azo nialana, ary tena nilaina, amin\u2019ny fotoana iray eo amin\u2019ny tantara, ny hahafahana manamarika amin\u2019ny hetsika, saika iarahan\u2019izao tontolo izao mihitsy ho fahatsiarovana ireo niharam-boina tamin\u2019ny fahantrana lalina nanerana an\u2019izao tontolo izao. Fa mba hampahatsiahy antsika ihany koa fa noho ireo olona miaina ao anatin\u2019ny hasotriana ireo, dia tena nisy ny firosoana teo amin\u2019ny fahatakarana ny Zon\u2019olombelona.<\/p>\n<p>Eny tokoa, nampianatra antsika ireo miaina ao anatin\u2019ny hasotriana ireo fa ny loza lehibe indrindra mety hahazo azy ireo dia ny famoronana fanavahana eo amin\u2019ny fahalalahana ara-piarahamiaina sy ara-politika, etsy an-daniny, ary ny zo ara-toekarena, ara-tsosialy sy ara- kolontsaina, etsy an-kilany. Satria nataontsika tokoa io fanavahana io ka izany no nahatonga ny fahantrana lalina nipoitra indray tao anatin\u2019izao taona maro faramparany izao teo amin\u2019ireo firenentsika manankarena. Nisy ny hasotriana saingy nipoitra indray izany satria variana be isika, nifantoka loatra tamin\u2019ny zo ara-piarahamiaina sy ara-politika ary toa nohadinointsika matetika loatra ny zo ara-toekarena sy ara-tsosialy ary tsy nandray fepetra ilaina isika hamongorana izany fahantrana lalina izany, satria tsy nahatonga saina antsika akory fa nisy izany, satria raha zohiana amin\u2019ny fomba hafa, niompana tamin\u2019ny lafiny hafa ny fifantohantsaintsika mbamin\u2019ny fitolomantsika.<\/p>\n<p>Hadinontsika fa ny olona iray efa tsianasa nandritra ny fotoana maro dia mora ho azy no lasa mpiandry fanampiana. Nahoana izy no lasa mpiandry fanampiana? Satria izy tsy mahazo fiantohana ara-tsosialy intsony, tsy ao anatin\u2019ny sendik\u00e0 na antoko politika intsony, tsy akana hevitra intsony izy, tsy olona afaka intsony. Izy dia olona miankin-doha amin\u2019izay manampy azy, ary tsy raharahaina intsony koa. Izany no nahitanay indray fa io olona io dia tsy olona afaka sy mandray anjara intsony ; ny olona izay voaroaka amin\u2019ny tranony, mirenireny etsy sy eroa, dia tsy manana zo hahazo kara-pifidianana intsony, tsy olom-pirenena intsony izy ; raha tsy manana asa dia tsy mpikambana amin\u2019ny sendik\u00e0 na antoko politika intsony, rehefa tsy manana trano fonenana, tsy olom-pirenena ary tsy olona manan-jo hifidy intsony, ity olona mahantra mifanena amintsika ity, ity fianakaviana mahantra mifanena amintsika ity dia tsy olom-pirenena intsony ary tsy manan-jo hifidy intsony.<\/p>\n<p>Fantantsika ihany koa fa ireo olona ireo, ireo lehilahy ireo, ireo fianakaviana tsy manana trano fonenana azo fantarina ireo, dia tsy afaka mandray anjara amin\u2019ny fikambanana miaro ny tombon-tsoan\u2019ny mpanofa trano. Toy izany koa ho an\u2019ny olona lanin\u2019ny aretina ka ao anatin\u2019io fahantrana be io, dia tsy afaka mankany amin\u2019ny hopitaly ary mety holavin\u2019ny hopitaly mihitsy aza ;<br \/>\nAraka izany, tsikelikely dia tsapa fa raha tsy misy fahasalamana, tsy misy vola, rehefa sahiran-tsaina amin\u2019ny olana momba izay fahaveloman-tena manokana na am-pianakaviana, fianakaviana ao anatin\u2019ny fahantrana lalina, lehilahy sy vehivavy ao anatin\u2019ny fahantrana lalina dia tsy ho afaka hanana fiainam-pikambanana. Rehefa hiala amin\u2019ny sekoly ny zanak\u2019 izy ireo dia ao anatin\u2019ny tsy fifehezana ny famakian-teny sy ny fanoratana akory; izay manozona azy ireo tsy hanana asa rahampitso, ary noho izany dia tsy vitan\u2019ny hoe tsy hanana fiainam-pianakaviana fotsiny, tsy vitan\u2019ny hoe tsy hanana fiainana araka asa mitombina, marin-toerana ihany koa, fa tsy ho afaka &#8211; ary izany angamba no ratsy indrindra \u2013 tsy hanana fiainana ara-tsendikaly sy ara-politika mendrika ary manana fahafahana toy ny olon-drehetra haneho hevitra ary hahatsapa ny tenany ho toy ny mpandray anjara feno amin\u2019ny firenena izay iainany, amin\u2019ny fampandrosoana ny firenena izay ivelomany.<\/p>\n<p>Izany tokoa no fandrosoana vitan\u2019ny hevi-bahoaka, noho ireo fahadiranovana indrindra ireo ; efa mihena tsikelikely ny fandavana io tsy fizarazarana ny zo io. Ary eo am-pitomboana hatrany, eken\u2019ny maro izany. Izany \u00e0ry no antony hanaovana izao hetsika amin\u2019ny 17 oktobra izao : satria zava-dehibe loatra ny fanamarihana ny firosoan\u2019ny fiheverana momba io zon\u2019olombelona io.<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>( &#8230; ) Tato ho ato, ny hasotriana , ny fahantrana lalina, dia lasa tena mampitaraina mihitsy, hany ka tsy (&#8230;) <a class=\"more-link\" href=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-niandohanny-17-oktobra-manamarika-ny-firosoanny-fisainana-momba-ny-zonolombelona\/\">Read more <span class=\"meta-nav\">&rarr;<\/span><\/a><\/p>\n","protected":false},"author":4,"featured_media":4656,"comment_status":"open","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"_acf_changed":false,"ep_exclude_from_search":false,"footnotes":""},"categories":[57,12,159],"tags":[],"class_list":["post-4663","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-malagasy","category-news","category-other-languages"],"acf":[],"yoast_head":"<!-- This site is optimized with the Yoast SEO plugin v27.5 - https:\/\/yoast.com\/product\/yoast-seo-wordpress\/ -->\n<title>Ny niandohan\u2019ny 17 Oktobra: manamarika ny firosoan\u2019ny fisainana momba ny Zon\u2019olombelona. - Joseph Wresinski EN<\/title>\n<meta name=\"robots\" content=\"index, follow, max-snippet:-1, max-image-preview:large, max-video-preview:-1\" \/>\n<link rel=\"canonical\" href=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-niandohanny-17-oktobra-manamarika-ny-firosoanny-fisainana-momba-ny-zonolombelona\/\" \/>\n<meta property=\"og:locale\" content=\"en_US\" \/>\n<meta property=\"og:type\" content=\"article\" \/>\n<meta property=\"og:title\" content=\"Ny niandohan\u2019ny 17 Oktobra: manamarika ny firosoan\u2019ny fisainana momba ny Zon\u2019olombelona. - Joseph Wresinski EN\" \/>\n<meta property=\"og:description\" content=\"( &#8230; ) Tato ho ato, ny hasotriana , ny fahantrana lalina, dia lasa tena mampitaraina mihitsy, hany ka tsy (...) Read more &rarr;\" \/>\n<meta property=\"og:url\" content=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-niandohanny-17-oktobra-manamarika-ny-firosoanny-fisainana-momba-ny-zonolombelona\/\" \/>\n<meta property=\"og:site_name\" content=\"Joseph Wresinski EN\" \/>\n<meta property=\"article:published_time\" content=\"2023-09-16T22:00:10+00:00\" \/>\n<meta property=\"og:image\" content=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2023\/09\/PJW_SEL20.jpg\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:width\" content=\"848\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:height\" content=\"1178\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:type\" content=\"image\/jpeg\" \/>\n<meta name=\"author\" content=\"Jean Tonglet\" \/>\n<meta name=\"twitter:card\" content=\"summary_large_image\" \/>\n<meta name=\"twitter:label1\" content=\"Written by\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data1\" content=\"Jean Tonglet\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:label2\" content=\"Est. reading time\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data2\" content=\"3 minutes\" \/>\n<script type=\"application\/ld+json\" class=\"yoast-schema-graph\">{\"@context\":\"https:\\\/\\\/schema.org\",\"@graph\":[{\"@type\":\"Article\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-niandohanny-17-oktobra-manamarika-ny-firosoanny-fisainana-momba-ny-zonolombelona\\\/#article\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-niandohanny-17-oktobra-manamarika-ny-firosoanny-fisainana-momba-ny-zonolombelona\\\/\"},\"author\":{\"name\":\"Jean Tonglet\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\"},\"headline\":\"Ny niandohan\u2019ny 17 Oktobra: manamarika ny firosoan\u2019ny fisainana momba ny Zon\u2019olombelona.\",\"datePublished\":\"2023-09-16T22:00:10+00:00\",\"mainEntityOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-niandohanny-17-oktobra-manamarika-ny-firosoanny-fisainana-momba-ny-zonolombelona\\\/\"},\"wordCount\":646,\"commentCount\":0,\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-niandohanny-17-oktobra-manamarika-ny-firosoanny-fisainana-momba-ny-zonolombelona\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2023\\\/09\\\/PJW_SEL20.jpg\",\"articleSection\":[\"MALAGASY\",\"News\",\"Other languages\"],\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"CommentAction\",\"name\":\"Comment\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-niandohanny-17-oktobra-manamarika-ny-firosoanny-fisainana-momba-ny-zonolombelona\\\/#respond\"]}]},{\"@type\":\"WebPage\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-niandohanny-17-oktobra-manamarika-ny-firosoanny-fisainana-momba-ny-zonolombelona\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-niandohanny-17-oktobra-manamarika-ny-firosoanny-fisainana-momba-ny-zonolombelona\\\/\",\"name\":\"Ny niandohan\u2019ny 17 Oktobra: manamarika ny firosoan\u2019ny fisainana momba ny Zon\u2019olombelona. - Joseph Wresinski EN\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#website\"},\"primaryImageOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-niandohanny-17-oktobra-manamarika-ny-firosoanny-fisainana-momba-ny-zonolombelona\\\/#primaryimage\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-niandohanny-17-oktobra-manamarika-ny-firosoanny-fisainana-momba-ny-zonolombelona\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2023\\\/09\\\/PJW_SEL20.jpg\",\"datePublished\":\"2023-09-16T22:00:10+00:00\",\"author\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\"},\"breadcrumb\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-niandohanny-17-oktobra-manamarika-ny-firosoanny-fisainana-momba-ny-zonolombelona\\\/#breadcrumb\"},\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"ReadAction\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-niandohanny-17-oktobra-manamarika-ny-firosoanny-fisainana-momba-ny-zonolombelona\\\/\"]}]},{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-niandohanny-17-oktobra-manamarika-ny-firosoanny-fisainana-momba-ny-zonolombelona\\\/#primaryimage\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2023\\\/09\\\/PJW_SEL20.jpg\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2023\\\/09\\\/PJW_SEL20.jpg\",\"width\":848,\"height\":1178},{\"@type\":\"BreadcrumbList\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-niandohanny-17-oktobra-manamarika-ny-firosoanny-fisainana-momba-ny-zonolombelona\\\/#breadcrumb\",\"itemListElement\":[{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":1,\"name\":\"Home\",\"item\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/\"},{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":2,\"name\":\"Ny niandohan\u2019ny 17 Oktobra: manamarika ny firosoan\u2019ny fisainana momba ny Zon\u2019olombelona.\"}]},{\"@type\":\"WebSite\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#website\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/\",\"name\":\"Joseph Wresinski EN\",\"description\":\"A website coordinated by the Joseph Wresinski Centre\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"SearchAction\",\"target\":{\"@type\":\"EntryPoint\",\"urlTemplate\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/?s={search_term_string}\"},\"query-input\":{\"@type\":\"PropertyValueSpecification\",\"valueRequired\":true,\"valueName\":\"search_term_string\"}}],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"Person\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\",\"name\":\"Jean Tonglet\",\"image\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"url\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"caption\":\"Jean Tonglet\"},\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/author\\\/jean\\\/\"}]}<\/script>\n<!-- \/ Yoast SEO plugin. -->","yoast_head_json":{"title":"Ny niandohan\u2019ny 17 Oktobra: manamarika ny firosoan\u2019ny fisainana momba ny Zon\u2019olombelona. - Joseph Wresinski EN","robots":{"index":"index","follow":"follow","max-snippet":"max-snippet:-1","max-image-preview":"max-image-preview:large","max-video-preview":"max-video-preview:-1"},"canonical":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-niandohanny-17-oktobra-manamarika-ny-firosoanny-fisainana-momba-ny-zonolombelona\/","og_locale":"en_US","og_type":"article","og_title":"Ny niandohan\u2019ny 17 Oktobra: manamarika ny firosoan\u2019ny fisainana momba ny Zon\u2019olombelona. - Joseph Wresinski EN","og_description":"( &#8230; ) Tato ho ato, ny hasotriana , ny fahantrana lalina, dia lasa tena mampitaraina mihitsy, hany ka tsy (...) Read more &rarr;","og_url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-niandohanny-17-oktobra-manamarika-ny-firosoanny-fisainana-momba-ny-zonolombelona\/","og_site_name":"Joseph Wresinski EN","article_published_time":"2023-09-16T22:00:10+00:00","og_image":[{"width":848,"height":1178,"url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2023\/09\/PJW_SEL20.jpg","type":"image\/jpeg"}],"author":"Jean Tonglet","twitter_card":"summary_large_image","twitter_misc":{"Written by":"Jean Tonglet","Est. reading time":"3 minutes"},"schema":{"@context":"https:\/\/schema.org","@graph":[{"@type":"Article","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-niandohanny-17-oktobra-manamarika-ny-firosoanny-fisainana-momba-ny-zonolombelona\/#article","isPartOf":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-niandohanny-17-oktobra-manamarika-ny-firosoanny-fisainana-momba-ny-zonolombelona\/"},"author":{"name":"Jean Tonglet","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0"},"headline":"Ny niandohan\u2019ny 17 Oktobra: manamarika ny firosoan\u2019ny fisainana momba ny Zon\u2019olombelona.","datePublished":"2023-09-16T22:00:10+00:00","mainEntityOfPage":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-niandohanny-17-oktobra-manamarika-ny-firosoanny-fisainana-momba-ny-zonolombelona\/"},"wordCount":646,"commentCount":0,"image":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-niandohanny-17-oktobra-manamarika-ny-firosoanny-fisainana-momba-ny-zonolombelona\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2023\/09\/PJW_SEL20.jpg","articleSection":["MALAGASY","News","Other languages"],"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"CommentAction","name":"Comment","target":["https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-niandohanny-17-oktobra-manamarika-ny-firosoanny-fisainana-momba-ny-zonolombelona\/#respond"]}]},{"@type":"WebPage","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-niandohanny-17-oktobra-manamarika-ny-firosoanny-fisainana-momba-ny-zonolombelona\/","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-niandohanny-17-oktobra-manamarika-ny-firosoanny-fisainana-momba-ny-zonolombelona\/","name":"Ny niandohan\u2019ny 17 Oktobra: manamarika ny firosoan\u2019ny fisainana momba ny Zon\u2019olombelona. - Joseph Wresinski EN","isPartOf":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#website"},"primaryImageOfPage":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-niandohanny-17-oktobra-manamarika-ny-firosoanny-fisainana-momba-ny-zonolombelona\/#primaryimage"},"image":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-niandohanny-17-oktobra-manamarika-ny-firosoanny-fisainana-momba-ny-zonolombelona\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2023\/09\/PJW_SEL20.jpg","datePublished":"2023-09-16T22:00:10+00:00","author":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0"},"breadcrumb":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-niandohanny-17-oktobra-manamarika-ny-firosoanny-fisainana-momba-ny-zonolombelona\/#breadcrumb"},"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"ReadAction","target":["https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-niandohanny-17-oktobra-manamarika-ny-firosoanny-fisainana-momba-ny-zonolombelona\/"]}]},{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-niandohanny-17-oktobra-manamarika-ny-firosoanny-fisainana-momba-ny-zonolombelona\/#primaryimage","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2023\/09\/PJW_SEL20.jpg","contentUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2023\/09\/PJW_SEL20.jpg","width":848,"height":1178},{"@type":"BreadcrumbList","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-niandohanny-17-oktobra-manamarika-ny-firosoanny-fisainana-momba-ny-zonolombelona\/#breadcrumb","itemListElement":[{"@type":"ListItem","position":1,"name":"Home","item":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/"},{"@type":"ListItem","position":2,"name":"Ny niandohan\u2019ny 17 Oktobra: manamarika ny firosoan\u2019ny fisainana momba ny Zon\u2019olombelona."}]},{"@type":"WebSite","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#website","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/","name":"Joseph Wresinski EN","description":"A website coordinated by the Joseph Wresinski Centre","potentialAction":[{"@type":"SearchAction","target":{"@type":"EntryPoint","urlTemplate":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/?s={search_term_string}"},"query-input":{"@type":"PropertyValueSpecification","valueRequired":true,"valueName":"search_term_string"}}],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"Person","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0","name":"Jean Tonglet","image":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","url":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","contentUrl":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","caption":"Jean Tonglet"},"url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/author\/jean\/"}]}},"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/4663","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/users\/4"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=4663"}],"version-history":[{"count":3,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/4663\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":4670,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/4663\/revisions\/4670"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/media\/4656"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=4663"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=4663"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=4663"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}