{"id":4711,"date":"2023-11-20T00:00:51","date_gmt":"2023-11-19T23:00:51","guid":{"rendered":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/?p=4711"},"modified":"2023-11-19T11:49:19","modified_gmt":"2023-11-19T10:49:19","slug":"ny-fihetsika-maneho-fitiavana-rehetra-dia-fototry-ny-fanantenanny-mahantra-avokoa","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-fihetsika-maneho-fitiavana-rehetra-dia-fototry-ny-fanantenanny-mahantra-avokoa\/","title":{"rendered":"Ny fihetsika maneho fitiavana rehetra dia fototry ny fanantenan&#8217;ny mahantra avokoa."},"content":{"rendered":"<p>Manodidina an&#8217;i Georgette ny ankizy, mitampifipify eo aminy izy ireo, tahaka ireny voninavoko misitrika any anaty bozaka ireny.<\/p>\n<p>Zaza iraika ambin&#8217;ny folo.<br \/>\nHoy i Jacques: \u201cMangatsiaka aho\u201d, hoy i Claudine: \u201cratsy.\u201d<br \/>\nNy ratsy d ilay site izay ravaina, arodana tsirairay ny trano.<br \/>\nAny anaty fony lalina any dia samy tsy tia maizina an&#8217;io site io ny ankizy.<br \/>\nNangatsiaka foana izy tao, naloto foana io site io. Na dia ireo voninkazo novolena nanaraka ny vodirindrina aza ohatra ny ratsy.<br \/>\nFa androany dia vao mainka koa ratsy.<br \/>\nIzay trano voarava rehetra dia samy namela lavaka mangotanatana avokoa,<br \/>\nIzay trano voarava rehetra diat avela teo, mitsangan-drery,<br \/>\nMisavovona ho korontam-biriky, hazo fisaka efa lo,<br \/>\nFanitso mitrangatranga etsy sy eroa&#8230;.<\/p>\n<p>Io tontolo io, atahoran&#8217;ny ankizy io!<br \/>\nTsy mahagaga raha halan&#8217;nyankizy io siten-dry zareo io.<br \/>\nSoa ihany fa teo i dada, neny, ny rahalahy sy ny anabavy.<br \/>\nSaingy tsy dia tiany hatrany hatrany anefa ireo&#8230;<br \/>\nSoa ihany fa tsy toy izany ny an&#8217;ny biby, ny alika, ny saka, na dia roritina tahaka ny inona aza izy.<br \/>\nSoa fa teo i Georgette.<br \/>\nSatria tao amin&#8217;io tontolo hafahafa io, tao amin&#8217;io korontana io,<br \/>\nDia mbola notohizin&#8217;i Georgette hatrany ny akanin-jaza, ary<br \/>\nmainka koa aza izy nikasa hanao mihoatra ny taloha!<br \/>\nIsa-maraina dia teteziny tsirairay ny trano,<br \/>\nMamakivaky ny fako misavovona,<br \/>\nny korontam-biriky miavosa<br \/>\nizay manambana ny tsy hihetsika intsony.<br \/>\nAlainy tsirairay eo an-tokotaniny ny ankizy.<br \/>\nAndrasany raha mbola tsy vonona,<br \/>\nAmpiany ny reniny hampiakanjo azy raha ilaina.<br \/>\nTambitambazany i Rosita kely fa tsy sahy mivoaka ny tranony,<br \/>\nfa mampatahotra azy loatra io korontana io.<br \/>\nAry mbola misy koa ny loza atahoran&#8217;i Rosita:<br \/>\nIlay zandriny lahy kely dia nianjeran&#8217;ny hazofisaka mavesatra be ny tongony,dia io izy izao matory eo am-pandriana.<\/p>\n<p>Ho an&#8217;i Georgette, isan&#8217;andro isan&#8217;andro<br \/>\ndia tsy maintsy eo daholo ireo zaza iraika ambin&#8217;ny folo.<br \/>\nTsy misy na iray aza foiny tsy hoe androany,<br \/>\nfa indrindra tsy tantiny ny hoe rahampitso<br \/>\ndia mbola hahantra toy ny androany ihany izy ireo.<\/p>\n<p>Matetika i Georgette no miteny hoe:<br \/>\n\u201cTsy azo ekena raha io korontana io<br \/>\nno hampitsahatra ny fitaran&#8217;ny sainy.<br \/>\nTsy maintsy manohy miara-mihaona izy mba hananany toky.<br \/>\nTsy maintsy tsara tarehy ny akanin-jaza,<br \/>\nMahavariana lavitra noho ny taloha ary mafana tsara ao anatiny.\u201d<br \/>\nSaingy tsy mora izany.<br \/>\nTao ho ao dia efa narodana ny trano<br \/>\nManakaiky ny akanin-jaza hany ka mitriatra ny rindrina!<br \/>\n\u201cTsy maintsy mahazo \u201cgo\u00fbter\u201d tsara izy tsara noho ny taloha, betsaka kokoa.<br \/>\nTsy tokony hankarary fo azy ny fandravana ny tontolony\u201d, hoy izy.<br \/>\nDia iny izy mamakivaky ilay site efa ravaina.<br \/>\nFandravana izay efa naharitra volana maro.<br \/>\nRehefa hodidinin&#8217;ny ankizy kely izy dia ohatra ireny ilay goavam-be ireny ery.<br \/>\nMandeha miaraka amin&#8217;ireto vahoaka keliny izy, mamakivaky ny lalana manodidina,any amin&#8217;izay mbola tsy nokasihina,<br \/>\nmbola misy hazo maniry sy falifaly,<br \/>\nmisy voninkazo tsy mitsahatra mitsikitsiky.<\/p>\n<p>Nony nifarana ny taona, vitan&#8217;i Georgette ny fanamby nataony,<br \/>\nna teo aza ny bilidaozera, na teo aza n yfandravana, na teo aza ny tahotra.<br \/>\nNy fitsapam-pahaizana dia nanamarina fa tsy nisy ankizy na iray aza tsy nahomby tamin&#8217;ny fampivoarana ny sainy, hany ka tafiditra tao amin&#8217;ny garabola izay ankizy efa ampy taona.<\/p>\n<p>Hahatadidy an&#8217;i Georgette ve ireo ankizyireo?<br \/>\nHo tadidiny ve hoe tahaka ny inona ny hevitra, ny hamorana, ny herimpo tsy maintsy nananana<br \/>\nmba hisarihana azy ireo tamin&#8217;nyherin-tsandry<br \/>\ntsy ho difotra tao anatin&#8217;ny savorovoro?<br \/>\nHanadino an&#8217;i Geogette angamba izy, saingy ny fitiavam-be toy izany kosa tsy mety ho very.<br \/>\nHo lehilahy sy vehivavy lehibe izy rahampitso, ary raha sendra mbola mifanena ihany ny lalany dia hiteny angamba izy hoe:<br \/>\n\u201cIny ilay vehivavy nampitia anay ny sekoly.\u201d<br \/>\nNy nahatonga izany dia satria nisy olona iray nandresy ny rikorikony, nyfahatahorany, ka nitroatra hatramin&#8217;ny farany mba hitia misimisy kokoa hatrany.<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Manodidina an&#8217;i Georgette ny ankizy, mitampifipify eo aminy izy ireo, tahaka ireny voninavoko misitrika any anaty bozaka ireny. Zaza iraika (&#8230;) <a class=\"more-link\" href=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-fihetsika-maneho-fitiavana-rehetra-dia-fototry-ny-fanantenanny-mahantra-avokoa\/\">Read more <span class=\"meta-nav\">&rarr;<\/span><\/a><\/p>\n","protected":false},"author":4,"featured_media":4704,"comment_status":"open","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"_acf_changed":false,"ep_exclude_from_search":false,"footnotes":""},"categories":[57,159],"tags":[],"class_list":["post-4711","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-malagasy","category-other-languages"],"acf":[],"yoast_head":"<!-- This site is optimized with the Yoast SEO plugin v27.5 - https:\/\/yoast.com\/product\/yoast-seo-wordpress\/ -->\n<title>Ny fihetsika maneho fitiavana rehetra dia fototry ny fanantenan&#039;ny mahantra avokoa. - Joseph Wresinski EN<\/title>\n<meta name=\"robots\" content=\"index, follow, max-snippet:-1, max-image-preview:large, max-video-preview:-1\" \/>\n<link rel=\"canonical\" href=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-fihetsika-maneho-fitiavana-rehetra-dia-fototry-ny-fanantenanny-mahantra-avokoa\/\" \/>\n<meta property=\"og:locale\" content=\"en_US\" \/>\n<meta property=\"og:type\" content=\"article\" \/>\n<meta property=\"og:title\" content=\"Ny fihetsika maneho fitiavana rehetra dia fototry ny fanantenan&#039;ny mahantra avokoa. - Joseph Wresinski EN\" \/>\n<meta property=\"og:description\" content=\"Manodidina an&#8217;i Georgette ny ankizy, mitampifipify eo aminy izy ireo, tahaka ireny voninavoko misitrika any anaty bozaka ireny. Zaza iraika (...) Read more &rarr;\" \/>\n<meta property=\"og:url\" content=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-fihetsika-maneho-fitiavana-rehetra-dia-fototry-ny-fanantenanny-mahantra-avokoa\/\" \/>\n<meta property=\"og:site_name\" content=\"Joseph Wresinski EN\" \/>\n<meta property=\"article:published_time\" content=\"2023-11-19T23:00:51+00:00\" \/>\n<meta property=\"og:image\" content=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2023\/11\/Jurg_Kreienbuhl_La_zone_1972.jpeg\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:width\" content=\"768\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:height\" content=\"500\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:type\" content=\"image\/jpeg\" \/>\n<meta name=\"author\" content=\"Jean Tonglet\" \/>\n<meta name=\"twitter:card\" content=\"summary_large_image\" \/>\n<meta name=\"twitter:label1\" content=\"Written by\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data1\" content=\"Jean Tonglet\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:label2\" content=\"Est. reading time\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data2\" content=\"3 minutes\" \/>\n<script type=\"application\/ld+json\" class=\"yoast-schema-graph\">{\"@context\":\"https:\\\/\\\/schema.org\",\"@graph\":[{\"@type\":\"Article\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-fihetsika-maneho-fitiavana-rehetra-dia-fototry-ny-fanantenanny-mahantra-avokoa\\\/#article\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-fihetsika-maneho-fitiavana-rehetra-dia-fototry-ny-fanantenanny-mahantra-avokoa\\\/\"},\"author\":{\"name\":\"Jean Tonglet\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\"},\"headline\":\"Ny fihetsika maneho fitiavana rehetra dia fototry ny fanantenan&#8217;ny mahantra avokoa.\",\"datePublished\":\"2023-11-19T23:00:51+00:00\",\"mainEntityOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-fihetsika-maneho-fitiavana-rehetra-dia-fototry-ny-fanantenanny-mahantra-avokoa\\\/\"},\"wordCount\":647,\"commentCount\":0,\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-fihetsika-maneho-fitiavana-rehetra-dia-fototry-ny-fanantenanny-mahantra-avokoa\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2023\\\/11\\\/Jurg_Kreienbuhl_La_zone_1972.jpeg\",\"articleSection\":[\"MALAGASY\",\"Other languages\"],\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"CommentAction\",\"name\":\"Comment\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-fihetsika-maneho-fitiavana-rehetra-dia-fototry-ny-fanantenanny-mahantra-avokoa\\\/#respond\"]}]},{\"@type\":\"WebPage\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-fihetsika-maneho-fitiavana-rehetra-dia-fototry-ny-fanantenanny-mahantra-avokoa\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-fihetsika-maneho-fitiavana-rehetra-dia-fototry-ny-fanantenanny-mahantra-avokoa\\\/\",\"name\":\"Ny fihetsika maneho fitiavana rehetra dia fototry ny fanantenan'ny mahantra avokoa. - Joseph Wresinski EN\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#website\"},\"primaryImageOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-fihetsika-maneho-fitiavana-rehetra-dia-fototry-ny-fanantenanny-mahantra-avokoa\\\/#primaryimage\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-fihetsika-maneho-fitiavana-rehetra-dia-fototry-ny-fanantenanny-mahantra-avokoa\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2023\\\/11\\\/Jurg_Kreienbuhl_La_zone_1972.jpeg\",\"datePublished\":\"2023-11-19T23:00:51+00:00\",\"author\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\"},\"breadcrumb\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-fihetsika-maneho-fitiavana-rehetra-dia-fototry-ny-fanantenanny-mahantra-avokoa\\\/#breadcrumb\"},\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"ReadAction\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-fihetsika-maneho-fitiavana-rehetra-dia-fototry-ny-fanantenanny-mahantra-avokoa\\\/\"]}]},{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-fihetsika-maneho-fitiavana-rehetra-dia-fototry-ny-fanantenanny-mahantra-avokoa\\\/#primaryimage\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2023\\\/11\\\/Jurg_Kreienbuhl_La_zone_1972.jpeg\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2023\\\/11\\\/Jurg_Kreienbuhl_La_zone_1972.jpeg\",\"width\":768,\"height\":500},{\"@type\":\"BreadcrumbList\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/ny-fihetsika-maneho-fitiavana-rehetra-dia-fototry-ny-fanantenanny-mahantra-avokoa\\\/#breadcrumb\",\"itemListElement\":[{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":1,\"name\":\"Home\",\"item\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/\"},{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":2,\"name\":\"Ny fihetsika maneho fitiavana rehetra dia fototry ny fanantenan&#8217;ny mahantra avokoa.\"}]},{\"@type\":\"WebSite\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#website\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/\",\"name\":\"Joseph Wresinski EN\",\"description\":\"A website coordinated by the Joseph Wresinski Centre\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"SearchAction\",\"target\":{\"@type\":\"EntryPoint\",\"urlTemplate\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/?s={search_term_string}\"},\"query-input\":{\"@type\":\"PropertyValueSpecification\",\"valueRequired\":true,\"valueName\":\"search_term_string\"}}],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"Person\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\",\"name\":\"Jean Tonglet\",\"image\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"url\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"caption\":\"Jean Tonglet\"},\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/author\\\/jean\\\/\"}]}<\/script>\n<!-- \/ Yoast SEO plugin. -->","yoast_head_json":{"title":"Ny fihetsika maneho fitiavana rehetra dia fototry ny fanantenan'ny mahantra avokoa. - Joseph Wresinski EN","robots":{"index":"index","follow":"follow","max-snippet":"max-snippet:-1","max-image-preview":"max-image-preview:large","max-video-preview":"max-video-preview:-1"},"canonical":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-fihetsika-maneho-fitiavana-rehetra-dia-fototry-ny-fanantenanny-mahantra-avokoa\/","og_locale":"en_US","og_type":"article","og_title":"Ny fihetsika maneho fitiavana rehetra dia fototry ny fanantenan'ny mahantra avokoa. - Joseph Wresinski EN","og_description":"Manodidina an&#8217;i Georgette ny ankizy, mitampifipify eo aminy izy ireo, tahaka ireny voninavoko misitrika any anaty bozaka ireny. Zaza iraika (...) Read more &rarr;","og_url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-fihetsika-maneho-fitiavana-rehetra-dia-fototry-ny-fanantenanny-mahantra-avokoa\/","og_site_name":"Joseph Wresinski EN","article_published_time":"2023-11-19T23:00:51+00:00","og_image":[{"width":768,"height":500,"url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2023\/11\/Jurg_Kreienbuhl_La_zone_1972.jpeg","type":"image\/jpeg"}],"author":"Jean Tonglet","twitter_card":"summary_large_image","twitter_misc":{"Written by":"Jean Tonglet","Est. reading time":"3 minutes"},"schema":{"@context":"https:\/\/schema.org","@graph":[{"@type":"Article","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-fihetsika-maneho-fitiavana-rehetra-dia-fototry-ny-fanantenanny-mahantra-avokoa\/#article","isPartOf":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-fihetsika-maneho-fitiavana-rehetra-dia-fototry-ny-fanantenanny-mahantra-avokoa\/"},"author":{"name":"Jean Tonglet","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0"},"headline":"Ny fihetsika maneho fitiavana rehetra dia fototry ny fanantenan&#8217;ny mahantra avokoa.","datePublished":"2023-11-19T23:00:51+00:00","mainEntityOfPage":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-fihetsika-maneho-fitiavana-rehetra-dia-fototry-ny-fanantenanny-mahantra-avokoa\/"},"wordCount":647,"commentCount":0,"image":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-fihetsika-maneho-fitiavana-rehetra-dia-fototry-ny-fanantenanny-mahantra-avokoa\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2023\/11\/Jurg_Kreienbuhl_La_zone_1972.jpeg","articleSection":["MALAGASY","Other languages"],"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"CommentAction","name":"Comment","target":["https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-fihetsika-maneho-fitiavana-rehetra-dia-fototry-ny-fanantenanny-mahantra-avokoa\/#respond"]}]},{"@type":"WebPage","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-fihetsika-maneho-fitiavana-rehetra-dia-fototry-ny-fanantenanny-mahantra-avokoa\/","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-fihetsika-maneho-fitiavana-rehetra-dia-fototry-ny-fanantenanny-mahantra-avokoa\/","name":"Ny fihetsika maneho fitiavana rehetra dia fototry ny fanantenan'ny mahantra avokoa. - Joseph Wresinski EN","isPartOf":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#website"},"primaryImageOfPage":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-fihetsika-maneho-fitiavana-rehetra-dia-fototry-ny-fanantenanny-mahantra-avokoa\/#primaryimage"},"image":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-fihetsika-maneho-fitiavana-rehetra-dia-fototry-ny-fanantenanny-mahantra-avokoa\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2023\/11\/Jurg_Kreienbuhl_La_zone_1972.jpeg","datePublished":"2023-11-19T23:00:51+00:00","author":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0"},"breadcrumb":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-fihetsika-maneho-fitiavana-rehetra-dia-fototry-ny-fanantenanny-mahantra-avokoa\/#breadcrumb"},"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"ReadAction","target":["https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-fihetsika-maneho-fitiavana-rehetra-dia-fototry-ny-fanantenanny-mahantra-avokoa\/"]}]},{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-fihetsika-maneho-fitiavana-rehetra-dia-fototry-ny-fanantenanny-mahantra-avokoa\/#primaryimage","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2023\/11\/Jurg_Kreienbuhl_La_zone_1972.jpeg","contentUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2023\/11\/Jurg_Kreienbuhl_La_zone_1972.jpeg","width":768,"height":500},{"@type":"BreadcrumbList","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/ny-fihetsika-maneho-fitiavana-rehetra-dia-fototry-ny-fanantenanny-mahantra-avokoa\/#breadcrumb","itemListElement":[{"@type":"ListItem","position":1,"name":"Home","item":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/"},{"@type":"ListItem","position":2,"name":"Ny fihetsika maneho fitiavana rehetra dia fototry ny fanantenan&#8217;ny mahantra avokoa."}]},{"@type":"WebSite","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#website","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/","name":"Joseph Wresinski EN","description":"A website coordinated by the Joseph Wresinski Centre","potentialAction":[{"@type":"SearchAction","target":{"@type":"EntryPoint","urlTemplate":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/?s={search_term_string}"},"query-input":{"@type":"PropertyValueSpecification","valueRequired":true,"valueName":"search_term_string"}}],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"Person","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0","name":"Jean Tonglet","image":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","url":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","contentUrl":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","caption":"Jean Tonglet"},"url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/author\/jean\/"}]}},"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/4711","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/users\/4"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=4711"}],"version-history":[{"count":2,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/4711\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":4723,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/4711\/revisions\/4723"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/media\/4704"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=4711"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=4711"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=4711"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}