{"id":4812,"date":"2024-03-28T12:00:11","date_gmt":"2024-03-28T11:00:11","guid":{"rendered":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/?p=4812"},"modified":"2024-03-27T17:05:52","modified_gmt":"2024-03-27T16:05:52","slug":"teraka-avy-taminny-fandavana-iray-sy-ny-fanamby-iray-ny-adintsika","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/teraka-avy-taminny-fandavana-iray-sy-ny-fanamby-iray-ny-adintsika\/","title":{"rendered":"Teraka avy tamin\u2019ny fandavana iray sy ny fanamby iray ny adintsika."},"content":{"rendered":"<p>Rehefa niaraka tamin\u2019ireo\u00a0 fianakaviana tao amin\u2019ny Tobin\u2019i\u00a0 Noisy le Grand \u00a0izahay tamin\u2019ny volana\u00a0 Jolay 1956, dia nianiana\u00a0 fa foana hatreo\u00a0 \u00a0ny fotoanan\u2019ny tsy rariny, ary manomboka\u00a0 kosa ny \u00a0ny fotoanan\u2019ny \u00a0rariny sy \u00a0ny hitsiny.<\/p>\n<p>Teraka \u00a0avy tamin&#8217;io fandavana io ny adintsika: tsy \u00a0hisy intsony ny henatra sy ny fahantrana lalina, tsy hisy intsony ny fahatahorana ny hirenireny, tsy hisy intsony ny fanaovana ho tsinontsinona \u00a0\u00a0noho ny tsy fahalalana, tsy hisy intsony ny famoretana ara-piaraha-monina.Ary \u00a0teraka avy tamin\u2019ny fanamby koa ny adintsika: dia ny fampivondronana ireo tena sahirana \u00a0ho\u00a0 amin&#8217;ny firohotana Quart Monde, ka hahatonga azy ireo koa ho \u00a0lasa mpiaro ny Zon&#8217;olombelona. Ny \u00a0fanamby \u00a0amin&#8217;ny hanaovana ireo olona voahilika taloha ireo ihany ho lasa mpiaro ireo zo\u00a0 nesorina tamin\u2019izy ireo hatry ny ela; mba hahatonga \u00a0ny tsy manam-peo ho lasa mpitondra tenin&#8217;ny fahamarinana, ny fahafahana ary ny firahalahiana. Ny adintsika koa dia teraka tamin\u2019ny fanamby\u00a0\u00a0\u00a0 hanaovana ireo olona atao tsindry hazo lena , ireo madinika atao tsinontsinona, ho lasa \u00a0mpiantoka ny demokrasia; ny hampanekena ny traikefan\u2019izy ireo ho mahasoa sy tsy azo ial\u00e0na\u00a0 amin\u2019ny fananganana fiaraha-monina manafoana ny fanilikilihana rehetra sy ny fahantrana lalina rehetra.<\/p>\n<p>Fa moa ve noraisina io fanamby io?\u00a0 Io demokrasia tena izy tsy mamela \u00a0olom-pirenena any aoriana na dia iray aza, fa mamondrona\u00a0 ny rehetra ao anatin\u2019ny \u00a0fiahiana amin\u2019ny rariny sy ny hitsiny \u00a0mitovy, manome ny laharam-pahamehana ho an&#8217;ireo tena sahirana, ireo\u00a0 potiky \u00a0ny tsy fisiana nandritra ny taranaka maro nifadimby,\u00a0 efa ho teraka ve izy io ? \u00a0Efa manangasanga eny \u00a0amin&#8217;ny faravodilanitra ve izany amin&#8217;izao \u00a0faran&#8217;ny taonjato izao?<\/p>\n<p>Miankina amin\u2019ny fahefana ara-politika sy ara-tsosialy, ara-toekarena, ara-kolontsaina ary ara-pivavahana izany, fa miankina mialohan\u2019izany indrindra \u00a0\u00a0amin\u2019ny sitrapon\u2019ny olom-pirenena tsirairay. . Satria ny fahavononan\u2019ny olom-pirenena maro \u00a0no hitarika ny manam-pahefana handinika ny zon\u2019ireo tena sahirana.<\/p>\n<p>Ny andraikitry ny fahefana rehetra dia ny tsy hamela \u00a0ny rariny hiandriandry, \u00a0hamerina indray sy handrindra ny ezaka ataon\u2019ny olom-pirenena, hanambara ho ren-tany ho ren-danitra \u00a0ny maha-azo itokisana ny foto-kevitra ijoroan\u2019izy ireo, hanatanteraka ny antony\u00a0 hitoloman\u2019ny olona. Ny zava-misy anefa, ny tena sahirana \u00a0miady, ary olom-pirenena an\u2019arivony no nanatona azy ireo ary nitolona miaraka aminy. \u00a0Izany no ahafahantsika miteny\u00a0 amin&#8217;ireo manam-pahefana, ny manam-pahefana rehetra tsy ankanavaka, am-pahatokiana \u00a0tanteraka, \u00a0mba hampanjaka ny \u00a0zon&#8217;ireo tena \u00a0mahantra, ny hanaovana ho \u00a0laharam-pahamehana amin\u2019ny laharam-pahamehana rehetra\u00a0 \u00a0ny fandravana tanteraka ny fahantrana lalina sy ny \u00a0fanaovana an-kila-bao.<\/p>\n<p>Mihazakazaka\u00a0 ny fotoana. Aoka tsy hatao fial\u00e0na bala ny \u00a0fihemorana isan-karazany, ny fisondrotry ny vidim-piainana ary ny tsy fananan&#8217;asa, ny\u00a0 \u00a0antony\u00a0 samihafa\u00a0\u00a0\u00a0 rehetra izao ahafahana mamindra amin\u2019ny ampitso indray ny anjara-masoandro tokony hoa an\u2019ireo tena sahirana ireo.\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0 Midika izany fa hapetraka indray \u00a0eo an-tsorok\u2019izy ireo ny vesatry ny krizy, \u00a0homena \u00a0ny laharam-pahamehana ireo tsy tena sahirana,alaina\u00a0 \u00a0amin\u2019ny fianakaviana tena \u00a0mahantra indray, angambany, ny \u00a0kely azony. Midika koa izany fa\u00a0 ekena ny zara fa homena\u00a0\u00a0 asa , trano fonenana, fanabeazana ary, hampihenana \u00a0hatrany ny fahafahan\u2019izy ireo\u00a0 hampanjaka\u00a0 ny hasina maha-olona azy.<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Rehefa niaraka tamin\u2019ireo\u00a0 fianakaviana tao amin\u2019ny Tobin\u2019i\u00a0 Noisy le Grand \u00a0izahay tamin\u2019ny volana\u00a0 Jolay 1956, dia nianiana\u00a0 fa foana hatreo\u00a0 (&#8230;) <a class=\"more-link\" href=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/teraka-avy-taminny-fandavana-iray-sy-ny-fanamby-iray-ny-adintsika\/\">Read more <span class=\"meta-nav\">&rarr;<\/span><\/a><\/p>\n","protected":false},"author":4,"featured_media":4807,"comment_status":"open","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"_acf_changed":false,"ep_exclude_from_search":false,"footnotes":""},"categories":[57,12,159,131],"tags":[],"class_list":["post-4812","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-malagasy","category-news","category-other-languages","category-news-polski"],"acf":[],"yoast_head":"<!-- This site is optimized with the Yoast SEO plugin v27.5 - https:\/\/yoast.com\/product\/yoast-seo-wordpress\/ -->\n<title>Teraka avy tamin\u2019ny fandavana iray sy ny fanamby iray ny adintsika. - Joseph Wresinski EN<\/title>\n<meta name=\"robots\" content=\"index, follow, max-snippet:-1, max-image-preview:large, max-video-preview:-1\" \/>\n<link rel=\"canonical\" href=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/teraka-avy-taminny-fandavana-iray-sy-ny-fanamby-iray-ny-adintsika\/\" \/>\n<meta property=\"og:locale\" content=\"en_US\" \/>\n<meta property=\"og:type\" content=\"article\" \/>\n<meta property=\"og:title\" content=\"Teraka avy tamin\u2019ny fandavana iray sy ny fanamby iray ny adintsika. - Joseph Wresinski EN\" \/>\n<meta property=\"og:description\" content=\"Rehefa niaraka tamin\u2019ireo\u00a0 fianakaviana tao amin\u2019ny Tobin\u2019i\u00a0 Noisy le Grand \u00a0izahay tamin\u2019ny volana\u00a0 Jolay 1956, dia nianiana\u00a0 fa foana hatreo\u00a0 (...) Read more &rarr;\" \/>\n<meta property=\"og:url\" content=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/teraka-avy-taminny-fandavana-iray-sy-ny-fanamby-iray-ny-adintsika\/\" \/>\n<meta property=\"og:site_name\" content=\"Joseph Wresinski EN\" \/>\n<meta property=\"article:published_time\" content=\"2024-03-28T11:00:11+00:00\" \/>\n<meta property=\"og:image\" content=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2024\/03\/CIJW-0070-821-052-15-05-1982-Bruxelles-25ans-du-Mouvement-1-scaled.jpg\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:width\" content=\"2560\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:height\" content=\"1710\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:type\" content=\"image\/jpeg\" \/>\n<meta name=\"author\" content=\"Jean Tonglet\" \/>\n<meta name=\"twitter:card\" content=\"summary_large_image\" \/>\n<meta name=\"twitter:label1\" content=\"Written by\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data1\" content=\"Jean Tonglet\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:label2\" content=\"Est. reading time\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data2\" content=\"3 minutes\" \/>\n<script type=\"application\/ld+json\" class=\"yoast-schema-graph\">{\"@context\":\"https:\\\/\\\/schema.org\",\"@graph\":[{\"@type\":\"Article\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/teraka-avy-taminny-fandavana-iray-sy-ny-fanamby-iray-ny-adintsika\\\/#article\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/teraka-avy-taminny-fandavana-iray-sy-ny-fanamby-iray-ny-adintsika\\\/\"},\"author\":{\"name\":\"Jean Tonglet\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\"},\"headline\":\"Teraka avy tamin\u2019ny fandavana iray sy ny fanamby iray ny adintsika.\",\"datePublished\":\"2024-03-28T11:00:11+00:00\",\"mainEntityOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/teraka-avy-taminny-fandavana-iray-sy-ny-fanamby-iray-ny-adintsika\\\/\"},\"wordCount\":520,\"commentCount\":0,\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/teraka-avy-taminny-fandavana-iray-sy-ny-fanamby-iray-ny-adintsika\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2024\\\/03\\\/CIJW-0070-821-052-15-05-1982-Bruxelles-25ans-du-Mouvement-1-scaled.jpg\",\"articleSection\":[\"MALAGASY\",\"News\",\"Other languages\",\"Wiadomo\u015bci\"],\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"CommentAction\",\"name\":\"Comment\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/teraka-avy-taminny-fandavana-iray-sy-ny-fanamby-iray-ny-adintsika\\\/#respond\"]}]},{\"@type\":\"WebPage\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/teraka-avy-taminny-fandavana-iray-sy-ny-fanamby-iray-ny-adintsika\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/teraka-avy-taminny-fandavana-iray-sy-ny-fanamby-iray-ny-adintsika\\\/\",\"name\":\"Teraka avy tamin\u2019ny fandavana iray sy ny fanamby iray ny adintsika. - Joseph Wresinski EN\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#website\"},\"primaryImageOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/teraka-avy-taminny-fandavana-iray-sy-ny-fanamby-iray-ny-adintsika\\\/#primaryimage\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/teraka-avy-taminny-fandavana-iray-sy-ny-fanamby-iray-ny-adintsika\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2024\\\/03\\\/CIJW-0070-821-052-15-05-1982-Bruxelles-25ans-du-Mouvement-1-scaled.jpg\",\"datePublished\":\"2024-03-28T11:00:11+00:00\",\"author\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\"},\"breadcrumb\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/teraka-avy-taminny-fandavana-iray-sy-ny-fanamby-iray-ny-adintsika\\\/#breadcrumb\"},\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"ReadAction\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/teraka-avy-taminny-fandavana-iray-sy-ny-fanamby-iray-ny-adintsika\\\/\"]}]},{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/teraka-avy-taminny-fandavana-iray-sy-ny-fanamby-iray-ny-adintsika\\\/#primaryimage\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2024\\\/03\\\/CIJW-0070-821-052-15-05-1982-Bruxelles-25ans-du-Mouvement-1-scaled.jpg\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2024\\\/03\\\/CIJW-0070-821-052-15-05-1982-Bruxelles-25ans-du-Mouvement-1-scaled.jpg\",\"width\":2560,\"height\":1710},{\"@type\":\"BreadcrumbList\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/teraka-avy-taminny-fandavana-iray-sy-ny-fanamby-iray-ny-adintsika\\\/#breadcrumb\",\"itemListElement\":[{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":1,\"name\":\"Home\",\"item\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/\"},{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":2,\"name\":\"Teraka avy tamin\u2019ny fandavana iray sy ny fanamby iray ny adintsika.\"}]},{\"@type\":\"WebSite\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#website\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/\",\"name\":\"Joseph Wresinski EN\",\"description\":\"A website coordinated by the Joseph Wresinski Centre\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"SearchAction\",\"target\":{\"@type\":\"EntryPoint\",\"urlTemplate\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/?s={search_term_string}\"},\"query-input\":{\"@type\":\"PropertyValueSpecification\",\"valueRequired\":true,\"valueName\":\"search_term_string\"}}],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"Person\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\",\"name\":\"Jean Tonglet\",\"image\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"url\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"caption\":\"Jean Tonglet\"},\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/author\\\/jean\\\/\"}]}<\/script>\n<!-- \/ Yoast SEO plugin. -->","yoast_head_json":{"title":"Teraka avy tamin\u2019ny fandavana iray sy ny fanamby iray ny adintsika. - Joseph Wresinski EN","robots":{"index":"index","follow":"follow","max-snippet":"max-snippet:-1","max-image-preview":"max-image-preview:large","max-video-preview":"max-video-preview:-1"},"canonical":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/teraka-avy-taminny-fandavana-iray-sy-ny-fanamby-iray-ny-adintsika\/","og_locale":"en_US","og_type":"article","og_title":"Teraka avy tamin\u2019ny fandavana iray sy ny fanamby iray ny adintsika. - Joseph Wresinski EN","og_description":"Rehefa niaraka tamin\u2019ireo\u00a0 fianakaviana tao amin\u2019ny Tobin\u2019i\u00a0 Noisy le Grand \u00a0izahay tamin\u2019ny volana\u00a0 Jolay 1956, dia nianiana\u00a0 fa foana hatreo\u00a0 (...) Read more &rarr;","og_url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/teraka-avy-taminny-fandavana-iray-sy-ny-fanamby-iray-ny-adintsika\/","og_site_name":"Joseph Wresinski EN","article_published_time":"2024-03-28T11:00:11+00:00","og_image":[{"width":2560,"height":1710,"url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2024\/03\/CIJW-0070-821-052-15-05-1982-Bruxelles-25ans-du-Mouvement-1-scaled.jpg","type":"image\/jpeg"}],"author":"Jean Tonglet","twitter_card":"summary_large_image","twitter_misc":{"Written by":"Jean Tonglet","Est. reading time":"3 minutes"},"schema":{"@context":"https:\/\/schema.org","@graph":[{"@type":"Article","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/teraka-avy-taminny-fandavana-iray-sy-ny-fanamby-iray-ny-adintsika\/#article","isPartOf":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/teraka-avy-taminny-fandavana-iray-sy-ny-fanamby-iray-ny-adintsika\/"},"author":{"name":"Jean Tonglet","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0"},"headline":"Teraka avy tamin\u2019ny fandavana iray sy ny fanamby iray ny adintsika.","datePublished":"2024-03-28T11:00:11+00:00","mainEntityOfPage":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/teraka-avy-taminny-fandavana-iray-sy-ny-fanamby-iray-ny-adintsika\/"},"wordCount":520,"commentCount":0,"image":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/teraka-avy-taminny-fandavana-iray-sy-ny-fanamby-iray-ny-adintsika\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2024\/03\/CIJW-0070-821-052-15-05-1982-Bruxelles-25ans-du-Mouvement-1-scaled.jpg","articleSection":["MALAGASY","News","Other languages","Wiadomo\u015bci"],"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"CommentAction","name":"Comment","target":["https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/teraka-avy-taminny-fandavana-iray-sy-ny-fanamby-iray-ny-adintsika\/#respond"]}]},{"@type":"WebPage","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/teraka-avy-taminny-fandavana-iray-sy-ny-fanamby-iray-ny-adintsika\/","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/teraka-avy-taminny-fandavana-iray-sy-ny-fanamby-iray-ny-adintsika\/","name":"Teraka avy tamin\u2019ny fandavana iray sy ny fanamby iray ny adintsika. - Joseph Wresinski EN","isPartOf":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#website"},"primaryImageOfPage":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/teraka-avy-taminny-fandavana-iray-sy-ny-fanamby-iray-ny-adintsika\/#primaryimage"},"image":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/teraka-avy-taminny-fandavana-iray-sy-ny-fanamby-iray-ny-adintsika\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2024\/03\/CIJW-0070-821-052-15-05-1982-Bruxelles-25ans-du-Mouvement-1-scaled.jpg","datePublished":"2024-03-28T11:00:11+00:00","author":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0"},"breadcrumb":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/teraka-avy-taminny-fandavana-iray-sy-ny-fanamby-iray-ny-adintsika\/#breadcrumb"},"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"ReadAction","target":["https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/teraka-avy-taminny-fandavana-iray-sy-ny-fanamby-iray-ny-adintsika\/"]}]},{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/teraka-avy-taminny-fandavana-iray-sy-ny-fanamby-iray-ny-adintsika\/#primaryimage","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2024\/03\/CIJW-0070-821-052-15-05-1982-Bruxelles-25ans-du-Mouvement-1-scaled.jpg","contentUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2024\/03\/CIJW-0070-821-052-15-05-1982-Bruxelles-25ans-du-Mouvement-1-scaled.jpg","width":2560,"height":1710},{"@type":"BreadcrumbList","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/teraka-avy-taminny-fandavana-iray-sy-ny-fanamby-iray-ny-adintsika\/#breadcrumb","itemListElement":[{"@type":"ListItem","position":1,"name":"Home","item":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/"},{"@type":"ListItem","position":2,"name":"Teraka avy tamin\u2019ny fandavana iray sy ny fanamby iray ny adintsika."}]},{"@type":"WebSite","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#website","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/","name":"Joseph Wresinski EN","description":"A website coordinated by the Joseph Wresinski Centre","potentialAction":[{"@type":"SearchAction","target":{"@type":"EntryPoint","urlTemplate":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/?s={search_term_string}"},"query-input":{"@type":"PropertyValueSpecification","valueRequired":true,"valueName":"search_term_string"}}],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"Person","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0","name":"Jean Tonglet","image":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","url":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","contentUrl":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","caption":"Jean Tonglet"},"url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/author\/jean\/"}]}},"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/4812","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/users\/4"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=4812"}],"version-history":[{"count":3,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/4812\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":4815,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/4812\/revisions\/4815"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/media\/4807"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=4812"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=4812"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=4812"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}