{"id":4967,"date":"2024-11-20T00:00:45","date_gmt":"2024-11-19T23:00:45","guid":{"rendered":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/?p=4967"},"modified":"2024-11-21T11:41:16","modified_gmt":"2024-11-21T10:41:16","slug":"inona-ny-zavatra-iainanny-ankizy-voageja-ao-anatinny-fahantrana-lalina-ny-fianakaviany","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/inona-ny-zavatra-iainanny-ankizy-voageja-ao-anatinny-fahantrana-lalina-ny-fianakaviany\/","title":{"rendered":"Inona\u00a0 ny zavatra\u00a0 iainan&#8217;ny ankizy voageja ao anatin&#8217;ny fahantrana lalina ny fianakaviany?"},"content":{"rendered":"<p>(\u2026) Manao ahoana\u00a0 ireo ankizy ao anatin&#8217;io tontolo voahilika io, manao ahoana ny\u00a0 fahatsapan&#8217;izy ireo\u00a0 ny fahantrana lalina iainany? Niampanga an&#8217;izao tontolo izao ho &#8220;namaky ady amin&#8217;ny ankizy&#8221; i Peter Townsend, manam-pahaizana anglisy\u00a0 malaza\u00a0 mikasika\u00a0 ny fahantrana, tao amin&#8217;ny boky nonosoratany\u00a0 vao haingana . Mihantsy\u00a0 ilay fitenenana. Mahakasika\u00a0 an&#8217;i Frantsa sy Belzika koa ve izany fiampangana izany ankehitriny? Raha miharihary ary aza fa tsy namaky ady tamin&#8217;ny ankizy isika, dia ho hitantsika eo\u00a0 fa\u00a0 mametra-panontaniana\u00a0 ihany ny sasany amin&#8217;izy ireo te hahalala\u00a0 hoe inona\u00a0 moa ny tena tiantsika atao amin&#8217;izy ireo?.<\/p>\n<p><strong>\u00a0Fampiasana ankizy<\/strong><\/p>\n<p>Voalohany aloha, ao anatin\u2019ny tontolo iray\u00a0 dia misy fandavana\u00a0 ireo olon-dehibe tena sahirana hiasa, dia hita koa anefa\u00a0 etsy an-kilany fa voatery miasa ny ankizy mba hitondra\u00a0 ny anjara birikiny\u00a0 amin\u2019izay\u00a0 hahavelona ny fianakaviany. Azo inoana ve ny fampiasana ankizy any amin\u2019ireo firenena manankarena indrindra eran-tany?\u00a0 Mifoha amin\u2019ny dimy maraina i Henriette, zokiny indrindra\u00a0 amin\u2019ny ankizy enina mianadahy. \u201cMiara-mifoha amin\u2019i Neny aho\u201d, hoy izy, \u201csatria tsy maintsy mifoha mba handefa ireo mpiray tampo amiko rehetra ho\u00a0 any an-tsekoly.\u201d Roni,\u00a0 indray, dia manangona varahina eny amin&#8217;ny fanariam-pako, na maina andro na morana andro, mba hanampiana ny rainy tsy an&#8217;asa. Mirenireny eny amin\u2019ny toeram-panorenana i Jo\u00ebl, mitaditady foana\u00a0 izay\u00a0 fitaovana mety\u00a0 adino eny,\u00a0 na fitaovana hafa mety ahazoan-drainy tombony. Ankizy iray hafa koa\u00a0 manatitra\u00a0 entana any amin\u2019ny mpivarotra,\u00a0 ny hariva, rehefa avy mianatra. Taraiky be izy vao tafody, reraka avy nanosika bisikileta lehibe loatra, sy mavesatra loatra aminy. Ireo namany indray,\u00a0 amin&#8217;ny hariva, dia mandrotsaka taratasim-barotra\u00a0 any anaty\u00a0 vata fasian- taratasy. Hahavelona azy ireo, dia mandeha mioty voninkazo\u00a0 <em>jonquille<\/em> any amin&#8217;ny toerana an-kilometatra maromaro lavitra ny misy azy ireo i Lucien sy ny rainy,\u00a0 manomboka amin&#8217;ny telo ora maraina ,amin&#8217;ny vanim-potoana fahavokarany,\u00a0 izay ho hamidin&#8217;izy ireo\u00a0 eny amoron-dalana indray avy eo. Ao amin&#8217;ny tan\u00e0na iray\u00a0 manodidina an&#8217;i\u00a0 Paris ao,\u00a0\u00a0 misy\u00a0 ankizy maro miaraka amin&#8217; ny renin&#8217;izy ireo,\u00a0\u00a0 mikarama\u00a0 any\u00a0 an-trano amin&#8217;olona mampisahana asa. Mandravaka zavatra plastika amin\u2019ny loko misy poizina izy ireo: \u201cRehefa nanao izany nandritra ny adiny iray ianao, hoy izy ireo dia\u00a0 marary ny\u00a0 andoha anao.\u201d Ny iray tamin\u2019izy ireo, roa ambin\u2019ny folo taona, dia nilaza taminay hoe: \u201c Voalohany aloha, raha ny tenako,\u00a0 tsy maintsy manao an\u2019io aho\u00a0 mba hisakafo, ara-dal\u00e0na izany amiko, fa raha tsy izany,\u00a0\u00a0 tsy mahazo izay\u00a0 mahavelona ahy aho,\u00a0 sa ahoana?\u201d<\/p>\n<p>Milanja\u00a0 andraikitra sy tebiteby izay manaisotra ny fahazazany sy ny fahatanorany ireo ankizy rehetra ireo<\/p>\n<p><strong>&#8221; Ny tranoko, tsy atao hoe trano.&#8221;<\/strong><\/p>\n<p>Tena tsapan&#8217;izy ireo\u00a0 tsara ihany\u00a0 koa ny toeram-ponenana tsy mendrika ny maha-olombelona\u00a0 misy azy ireo . Milaza zavatra betsaka\u00a0 momba io ny andram-piainany, ny nofinofiny. Andeha ary isika hihaino azy ireo.<\/p>\n<p>&#8220;Tokony hisy\u00a0 fak\u00e0na rano\u00a0 eo an-toerana.&#8221; \u201cMba te- hipetraka amin\u2019ny tan\u00e0na\u00a0 milamina sy madio aho, misy lakozia lehibe ary tsy misy soratsoratra\u00a0 eny amin\u2019ny rindrin&#8217;ny tohatra.\u201d &#8221; Toa tsara mihitsy raha mba\u00a0 mipetraka any amin&#8217;ireny\u00a0 toerana ahafahan&#8217;i Neny mihira ireny izahay! ny reniko ange\u00a0 ka tia mihira be e!&#8221; &#8221; Nipetraka tany\u00a0 amin&#8217;ireny\u00a0 tan\u00e0na\u00a0 tsizarizary ireny\u00a0 ny renin&#8217;ny renibeko, ny renibeko indray\u00a0 dia nipetraka tao anatin&#8217;ireny\u00a0 fiara-trano ireny.&#8221; \u00ab Raha sendra manana\u00a0 fanaka tokony haloa vola ianao\u00a0 ka tsy afaka nandoa azy, dia misy\u00a0 ramose tonga dia maka azy indray.\u00a0 Ireo kesika\u00a0 sisa no tavela ao an-tranonay. &#8221; Mangamanga ny trano tiako hipetrahana.\u00a0 Matetika ange dia miloko volon-davenona\u00a0\u00a0 ny trano e&#8221; &#8220;Ny tranoko ,\u00a0 tsy atao hoe trano, tsy misy varavarana&#8221; &#8230;<\/p>\n<p><strong>&#8220;Tany am-pianarana, tsy nahay nianatra aho.&#8221;<\/strong><\/p>\n<p>Manakana\u00a0 ny ankizy tsy hianatra any an-tsekoly ny fahasahiranana, ny fanilihana, ny fanambaniana: anisan\u2019ireo alefa\u00a0 mitodika any\u00a0 amin\u2019ny fampianarana manokana izy ireo, ireo izay zara raha mahatratra sy\u00a0 tsy hahatafahoatra\u00a0 na oviana na oviana ny fampianarana teknika arak&#8217;asa. Izy ireo no ireo tratra farany\u00a0 mandany ny fotoam-pianarany any amin\u2019ireo\u00a0 sampam-pianarana antsisintosin&#8217;ny\u00a0 fanabeazam-pirenena. Sahala amin&#8217;ny ankamaroan&#8217;ireo ray aman-dreniny, izay tsy tonga\u00a0 tany amin&#8217;ny fifehezana\u00a0 ny fanoratana sy ny famakian-teny akory.<\/p>\n<p>Ny tena zava-doza dia ny\u00a0 tsy fisalasalana fa\u00a0 tsy manampy ny zanaky ny Tontolo Fahaefatra hahatakatra ny maha-izy azy, ny zavatra iainany, ny sekoly, na\u00a0 ny hizarana\u00a0 izany amin&#8217;ny hafa.\u00a0 Mirakitra zava-misy hafa nohon&#8217;ny\u00a0 hiainany ny fahalalana omena azy any.\u00a0\u00a0 Voaheloky ny fahamenarana izy any: menatra ny vatany, ny fitafiany, ny toeram-ponenany, menatra\u00a0 ny fahatsapana\u00a0 ny fanaovana ho tsinontsinona ireo ray aman-dreniny, menatra\u00a0 ny fahasamihafana goavana mampisaraka azy amin\u2019ireo hafa. &#8221; Mihanihany\u00a0 ny\u00a0 rehetra rehefa tsy mahay mamaky teny ianao &#8230;&#8221; &#8220;Tany am-pianarana, tsy nahay nianatra aho, be\u00a0 zavatra loatra tao an-tsaiko;\u00a0 Mieritreritra\u00a0 foana ny any an-trano aho, any amin&#8217;ny reniko, any amin&#8217;ny mpiray tam-po amiko , ahoana izahay raha tsy manana trano intsony ? \u201d Ary hoy i Valentin taminay: &#8221; izaho ilay ao ambadiky ny hafa rehetra ;\u00a0\u00a0 tsy afa-manoatra ny mpampianatra, tsy hitany aho!&#8221;<\/p>\n<p>Fa ny\u00a0 tena ratsy indrindra dia ny fomba hitondrana ny fianakaviany: &#8220;Tsy hahavita izany ianao; ahoana mihitsy moa,\u00a0 ny ao amin&#8217;ny fianakavianao anie ka\u00a0 olona tsy misy il\u00e0na azy\u00a0 daholo e!&#8221;Tsy misy afa-tsy ny\u00a0 fialokalofana ao anatin\u2019ny fikatonana na\u00a0 anatin\u2019ny herisetra sisa ny an&#8217;io zaza io,\u00a0 amin\u2019ny faniriana hoe: \u201cTsy andriko ny handao ny sekoly\u00a0 handeha hiasa sy hanome vola ny reniko\u201d.<\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>(\u2026) Manao ahoana\u00a0 ireo ankizy ao anatin&#8217;io tontolo voahilika io, manao ahoana ny\u00a0 fahatsapan&#8217;izy ireo\u00a0 ny fahantrana lalina iainany? Niampanga (&#8230;) <a class=\"more-link\" href=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/inona-ny-zavatra-iainanny-ankizy-voageja-ao-anatinny-fahantrana-lalina-ny-fianakaviany\/\">Read more <span class=\"meta-nav\">&rarr;<\/span><\/a><\/p>\n","protected":false},"author":4,"featured_media":4972,"comment_status":"open","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"_acf_changed":false,"ep_exclude_from_search":false,"footnotes":""},"categories":[134,57,159],"tags":[],"class_list":["post-4967","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-ecrits-malgache","category-malagasy","category-other-languages"],"acf":[],"yoast_head":"<!-- This site is optimized with the Yoast SEO plugin v27.5 - https:\/\/yoast.com\/product\/yoast-seo-wordpress\/ -->\n<title>Inona\u00a0 ny zavatra\u00a0 iainan&#039;ny ankizy voageja ao anatin&#039;ny fahantrana lalina ny fianakaviany? - Joseph Wresinski EN<\/title>\n<meta name=\"robots\" content=\"index, follow, max-snippet:-1, max-image-preview:large, max-video-preview:-1\" \/>\n<link rel=\"canonical\" href=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/inona-ny-zavatra-iainanny-ankizy-voageja-ao-anatinny-fahantrana-lalina-ny-fianakaviany\/\" \/>\n<meta property=\"og:locale\" content=\"en_US\" \/>\n<meta property=\"og:type\" content=\"article\" \/>\n<meta property=\"og:title\" content=\"Inona\u00a0 ny zavatra\u00a0 iainan&#039;ny ankizy voageja ao anatin&#039;ny fahantrana lalina ny fianakaviany? - Joseph Wresinski EN\" \/>\n<meta property=\"og:description\" content=\"(\u2026) Manao ahoana\u00a0 ireo ankizy ao anatin&#8217;io tontolo voahilika io, manao ahoana ny\u00a0 fahatsapan&#8217;izy ireo\u00a0 ny fahantrana lalina iainany? Niampanga (...) Read more &rarr;\" \/>\n<meta property=\"og:url\" content=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/inona-ny-zavatra-iainanny-ankizy-voageja-ao-anatinny-fahantrana-lalina-ny-fianakaviany\/\" \/>\n<meta property=\"og:site_name\" content=\"Joseph Wresinski EN\" \/>\n<meta property=\"article:published_time\" content=\"2024-11-19T23:00:45+00:00\" \/>\n<meta property=\"article:modified_time\" content=\"2024-11-21T10:41:16+00:00\" \/>\n<meta property=\"og:image\" content=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2024\/11\/lob2_bashkirtseff_001f.jpg\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:width\" content=\"1229\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:height\" content=\"1400\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:type\" content=\"image\/jpeg\" \/>\n<meta name=\"author\" content=\"Jean Tonglet\" \/>\n<meta name=\"twitter:card\" content=\"summary_large_image\" \/>\n<meta name=\"twitter:label1\" content=\"Written by\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data1\" content=\"Jean Tonglet\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:label2\" content=\"Est. reading time\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data2\" content=\"4 minutes\" \/>\n<script type=\"application\/ld+json\" class=\"yoast-schema-graph\">{\"@context\":\"https:\\\/\\\/schema.org\",\"@graph\":[{\"@type\":\"Article\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/inona-ny-zavatra-iainanny-ankizy-voageja-ao-anatinny-fahantrana-lalina-ny-fianakaviany\\\/#article\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/inona-ny-zavatra-iainanny-ankizy-voageja-ao-anatinny-fahantrana-lalina-ny-fianakaviany\\\/\"},\"author\":{\"name\":\"Jean Tonglet\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\"},\"headline\":\"Inona\u00a0 ny zavatra\u00a0 iainan&#8217;ny ankizy voageja ao anatin&#8217;ny fahantrana lalina ny fianakaviany?\",\"datePublished\":\"2024-11-19T23:00:45+00:00\",\"dateModified\":\"2024-11-21T10:41:16+00:00\",\"mainEntityOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/inona-ny-zavatra-iainanny-ankizy-voageja-ao-anatinny-fahantrana-lalina-ny-fianakaviany\\\/\"},\"wordCount\":892,\"commentCount\":0,\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/inona-ny-zavatra-iainanny-ankizy-voageja-ao-anatinny-fahantrana-lalina-ny-fianakaviany\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2024\\\/11\\\/lob2_bashkirtseff_001f.jpg\",\"articleSection\":[\"Asasoratra\",\"MALAGASY\",\"Other languages\"],\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"CommentAction\",\"name\":\"Comment\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/inona-ny-zavatra-iainanny-ankizy-voageja-ao-anatinny-fahantrana-lalina-ny-fianakaviany\\\/#respond\"]}]},{\"@type\":\"WebPage\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/inona-ny-zavatra-iainanny-ankizy-voageja-ao-anatinny-fahantrana-lalina-ny-fianakaviany\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/inona-ny-zavatra-iainanny-ankizy-voageja-ao-anatinny-fahantrana-lalina-ny-fianakaviany\\\/\",\"name\":\"Inona\u00a0 ny zavatra\u00a0 iainan'ny ankizy voageja ao anatin'ny fahantrana lalina ny fianakaviany? - Joseph Wresinski EN\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#website\"},\"primaryImageOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/inona-ny-zavatra-iainanny-ankizy-voageja-ao-anatinny-fahantrana-lalina-ny-fianakaviany\\\/#primaryimage\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/inona-ny-zavatra-iainanny-ankizy-voageja-ao-anatinny-fahantrana-lalina-ny-fianakaviany\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2024\\\/11\\\/lob2_bashkirtseff_001f.jpg\",\"datePublished\":\"2024-11-19T23:00:45+00:00\",\"dateModified\":\"2024-11-21T10:41:16+00:00\",\"author\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\"},\"breadcrumb\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/inona-ny-zavatra-iainanny-ankizy-voageja-ao-anatinny-fahantrana-lalina-ny-fianakaviany\\\/#breadcrumb\"},\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"ReadAction\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/inona-ny-zavatra-iainanny-ankizy-voageja-ao-anatinny-fahantrana-lalina-ny-fianakaviany\\\/\"]}]},{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/inona-ny-zavatra-iainanny-ankizy-voageja-ao-anatinny-fahantrana-lalina-ny-fianakaviany\\\/#primaryimage\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2024\\\/11\\\/lob2_bashkirtseff_001f.jpg\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2024\\\/11\\\/lob2_bashkirtseff_001f.jpg\",\"width\":1229,\"height\":1400},{\"@type\":\"BreadcrumbList\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/inona-ny-zavatra-iainanny-ankizy-voageja-ao-anatinny-fahantrana-lalina-ny-fianakaviany\\\/#breadcrumb\",\"itemListElement\":[{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":1,\"name\":\"Home\",\"item\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/\"},{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":2,\"name\":\"Inona\u00a0 ny zavatra\u00a0 iainan&#8217;ny ankizy voageja ao anatin&#8217;ny fahantrana lalina ny fianakaviany?\"}]},{\"@type\":\"WebSite\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#website\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/\",\"name\":\"Joseph Wresinski EN\",\"description\":\"A website coordinated by the Joseph Wresinski Centre\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"SearchAction\",\"target\":{\"@type\":\"EntryPoint\",\"urlTemplate\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/?s={search_term_string}\"},\"query-input\":{\"@type\":\"PropertyValueSpecification\",\"valueRequired\":true,\"valueName\":\"search_term_string\"}}],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"Person\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\",\"name\":\"Jean Tonglet\",\"image\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"url\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"caption\":\"Jean Tonglet\"},\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/author\\\/jean\\\/\"}]}<\/script>\n<!-- \/ Yoast SEO plugin. -->","yoast_head_json":{"title":"Inona\u00a0 ny zavatra\u00a0 iainan'ny ankizy voageja ao anatin'ny fahantrana lalina ny fianakaviany? - Joseph Wresinski EN","robots":{"index":"index","follow":"follow","max-snippet":"max-snippet:-1","max-image-preview":"max-image-preview:large","max-video-preview":"max-video-preview:-1"},"canonical":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/inona-ny-zavatra-iainanny-ankizy-voageja-ao-anatinny-fahantrana-lalina-ny-fianakaviany\/","og_locale":"en_US","og_type":"article","og_title":"Inona\u00a0 ny zavatra\u00a0 iainan'ny ankizy voageja ao anatin'ny fahantrana lalina ny fianakaviany? - Joseph Wresinski EN","og_description":"(\u2026) Manao ahoana\u00a0 ireo ankizy ao anatin&#8217;io tontolo voahilika io, manao ahoana ny\u00a0 fahatsapan&#8217;izy ireo\u00a0 ny fahantrana lalina iainany? Niampanga (...) Read more &rarr;","og_url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/inona-ny-zavatra-iainanny-ankizy-voageja-ao-anatinny-fahantrana-lalina-ny-fianakaviany\/","og_site_name":"Joseph Wresinski EN","article_published_time":"2024-11-19T23:00:45+00:00","article_modified_time":"2024-11-21T10:41:16+00:00","og_image":[{"width":1229,"height":1400,"url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2024\/11\/lob2_bashkirtseff_001f.jpg","type":"image\/jpeg"}],"author":"Jean Tonglet","twitter_card":"summary_large_image","twitter_misc":{"Written by":"Jean Tonglet","Est. reading time":"4 minutes"},"schema":{"@context":"https:\/\/schema.org","@graph":[{"@type":"Article","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/inona-ny-zavatra-iainanny-ankizy-voageja-ao-anatinny-fahantrana-lalina-ny-fianakaviany\/#article","isPartOf":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/inona-ny-zavatra-iainanny-ankizy-voageja-ao-anatinny-fahantrana-lalina-ny-fianakaviany\/"},"author":{"name":"Jean Tonglet","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0"},"headline":"Inona\u00a0 ny zavatra\u00a0 iainan&#8217;ny ankizy voageja ao anatin&#8217;ny fahantrana lalina ny fianakaviany?","datePublished":"2024-11-19T23:00:45+00:00","dateModified":"2024-11-21T10:41:16+00:00","mainEntityOfPage":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/inona-ny-zavatra-iainanny-ankizy-voageja-ao-anatinny-fahantrana-lalina-ny-fianakaviany\/"},"wordCount":892,"commentCount":0,"image":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/inona-ny-zavatra-iainanny-ankizy-voageja-ao-anatinny-fahantrana-lalina-ny-fianakaviany\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2024\/11\/lob2_bashkirtseff_001f.jpg","articleSection":["Asasoratra","MALAGASY","Other languages"],"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"CommentAction","name":"Comment","target":["https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/inona-ny-zavatra-iainanny-ankizy-voageja-ao-anatinny-fahantrana-lalina-ny-fianakaviany\/#respond"]}]},{"@type":"WebPage","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/inona-ny-zavatra-iainanny-ankizy-voageja-ao-anatinny-fahantrana-lalina-ny-fianakaviany\/","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/inona-ny-zavatra-iainanny-ankizy-voageja-ao-anatinny-fahantrana-lalina-ny-fianakaviany\/","name":"Inona\u00a0 ny zavatra\u00a0 iainan'ny ankizy voageja ao anatin'ny fahantrana lalina ny fianakaviany? - Joseph Wresinski EN","isPartOf":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#website"},"primaryImageOfPage":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/inona-ny-zavatra-iainanny-ankizy-voageja-ao-anatinny-fahantrana-lalina-ny-fianakaviany\/#primaryimage"},"image":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/inona-ny-zavatra-iainanny-ankizy-voageja-ao-anatinny-fahantrana-lalina-ny-fianakaviany\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2024\/11\/lob2_bashkirtseff_001f.jpg","datePublished":"2024-11-19T23:00:45+00:00","dateModified":"2024-11-21T10:41:16+00:00","author":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0"},"breadcrumb":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/inona-ny-zavatra-iainanny-ankizy-voageja-ao-anatinny-fahantrana-lalina-ny-fianakaviany\/#breadcrumb"},"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"ReadAction","target":["https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/inona-ny-zavatra-iainanny-ankizy-voageja-ao-anatinny-fahantrana-lalina-ny-fianakaviany\/"]}]},{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/inona-ny-zavatra-iainanny-ankizy-voageja-ao-anatinny-fahantrana-lalina-ny-fianakaviany\/#primaryimage","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2024\/11\/lob2_bashkirtseff_001f.jpg","contentUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2024\/11\/lob2_bashkirtseff_001f.jpg","width":1229,"height":1400},{"@type":"BreadcrumbList","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/inona-ny-zavatra-iainanny-ankizy-voageja-ao-anatinny-fahantrana-lalina-ny-fianakaviany\/#breadcrumb","itemListElement":[{"@type":"ListItem","position":1,"name":"Home","item":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/"},{"@type":"ListItem","position":2,"name":"Inona\u00a0 ny zavatra\u00a0 iainan&#8217;ny ankizy voageja ao anatin&#8217;ny fahantrana lalina ny fianakaviany?"}]},{"@type":"WebSite","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#website","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/","name":"Joseph Wresinski EN","description":"A website coordinated by the Joseph Wresinski Centre","potentialAction":[{"@type":"SearchAction","target":{"@type":"EntryPoint","urlTemplate":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/?s={search_term_string}"},"query-input":{"@type":"PropertyValueSpecification","valueRequired":true,"valueName":"search_term_string"}}],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"Person","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0","name":"Jean Tonglet","image":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","url":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","contentUrl":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","caption":"Jean Tonglet"},"url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/author\/jean\/"}]}},"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/4967","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/users\/4"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=4967"}],"version-history":[{"count":2,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/4967\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":4976,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/4967\/revisions\/4976"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/media\/4972"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=4967"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=4967"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=4967"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}