{"id":4997,"date":"2024-12-24T11:17:21","date_gmt":"2024-12-24T10:17:21","guid":{"rendered":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/?p=4997"},"modified":"2024-12-24T11:17:21","modified_gmt":"2024-12-24T10:17:21","slug":"noely-rehefa-ny-farany-no-iraka-voalohany","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/noely-rehefa-ny-farany-no-iraka-voalohany\/","title":{"rendered":"Noely, rehefa ny \u201cfarany\u201d no iraka voalohany\u2026"},"content":{"rendered":"<p>Raha tsy maintsy takarintsika ny dikan&#8217;izany hoe gaga, matahotra<br \/>\nmanantena koa anefa , dia tamin\u2019ny famangian&#8217;ny anjely ny mpiandry ondry, tsy maintsy manontany ny mahantra indrindra amin&#8217;izao androntsika izao isika.<\/p>\n<p>Izy ireo, raha ny marina, no tsara toerana kokoa hanazava izany amintsika.<\/p>\n<p>Izy ireo no manambara amintsika fa tena mitovy tamin\u2019 ny fiainan\u2019ny mpiandry ondry tamin\u2019izany ny fiainan\u2019izy ireo..<br \/>\nToy ireo mpiandry ondry ireo, mahantra indrindra tamin\u2019izany fotoana izany, izay tena natao tsinontsinona sy nailikilika.<br \/>\nNa any Frantsa, na any Eoropa, toy ny tany Israely koa,<br \/>\nnolazaina fa ny mahantra dia toy ny tsy misy ,eny fa na dia amin\u2019Andriamanitra aza.<\/p>\n<p>Tahaka ireo mpiandry ondry ireo, ny mahantra indrindra amin&#8217;izao androntsika izao dia tsy tafiditra any amin&#8217;ny Fiangonantsika akory.<br \/>\nToa anay koa, hoy izy ireo, tsy nisy te hahalala koa ny mpiandry ondry tamin\u2019izany ary ny teninay dia heverina ho tsinontsinona eo anatrehan\u2019ny fitsarana.<\/p>\n<p>Ho an&#8217;ny mahantra rehetra,<br \/>\nna vanim-potoana oviana na firenena iza , dia mampahory foana ny trano fonenan\u2019izy ireo.<\/p>\n<p>Etsy ny trano bongo sy lava-bato, ery tan\u00e0na-fadiranovana,<br \/>\nary ny firenirenena etsy sy eroa no anjarany, amin&#8217;ny fotoana rehetra, , toy ny olom-boahozona.<\/p>\n<p>Amin&#8217;io fotoanan&#8217;ny fanisam-bahoaka resahin&#8217;ny Filazantsara amintsika io dia maro dia maro tamin\u2019ireny ny mpirenireny.<br \/>\nNifanerasera tamin\u2019izy ireny i Josefa sy i Maria, teny an-dalana ho any Betlehema ary ankehitriny dia lasa iray ihany izy ireo.<\/p>\n<p>Lasa iray ihany izy ireo, Satria izy ireo koa dia sady tsy nampandrosoina, no tsy noraharahiana, no tsy noraisina tao amin\u2019io tan\u00e0na io, izay tan\u00e0nan\u2019ny tranon\u2019i Davida, izay tranon\u2019izy ireo ihany koa.<\/p>\n<p>Lasa olona tsy manan-kialofana, tsy fantatra anarana,<br \/>\nnampitoviana tamin\u2019ireo izay tsy nanantenaina na inona na inona<br \/>\nary natosika sy mbola atosika foana mandrak\u2019ankehitriny, any ivelan&#8217;ny tan\u00e0na.<\/p>\n<p>Ahoana \u00e0ry no hiheverana fa ireo mpiandry ondry , izay nailiky\u2019ny rehetra, no lasa nofidin\u2019Andriamanitra satria ve izy ireo nandray an&#8217;i Maria sy Josefa ary Jesoa?<\/p>\n<p>Ahoana no nahafahan\u2019ny olona nieritreritra tany Israely<br \/>\nfa izy ireo no iraka voalohan\u2019 ny Zanak\u2019Andriamanitra, naterak\u2019i Maria?<\/p>\n<p>Eo anoloan\u2019ny iraka toy izany,<br \/>\nMeteza isika hipetraka eo amin\u2019ny toeran\u2019ny mahantra amin\u2019izao fotoana izao haminavina izay mety ho eritreretry ny mpiandry ondry tamin\u2019izany.<\/p>\n<p>Imbetsaka izy ireo no nandre tamin\u2019ny olona fa tsy miraharaha azy ireo Andriamanitra. Kanefa na izany aza dia tsy azon\u2019izy ireo nosakanana ny fanantenana adala\u00a0 nifoha tao am-pon\u2019izy ireo rehefa niteny tamin\u2019izy ireo ny anjely hoe: \u201cNy Mpamonjy, dia i Kristy, no teraka eto Betlehema.\u201d<\/p>\n<p>Avy hatrany dia nino izany izy ireo,<br \/>\nsatria efa niandry izany hatrizay,hatry ny ela,<br \/>\nfa ny mahery hiongana amin&#8217;ny seza fiandrianany, ary hasandratra ny voahosihosy, ny manetri-tena sy ny ory.<\/p>\n<p>Kanefa ny mahantra indrindra (&#8230;), ny mpiandry ondry dia nahafantatra fa tsy hinoana izy ireo.<br \/>\nNila famantarana izy ireo, nomena famantarana na dia iray ihany aza, vao sahy nitory ny vaovao nahavariana tamin\u2019ny vahoaka rehetra.<\/p>\n<p>Ary ho famantarana, dia hoy ny anjely tamin\u2019izy ireo:<br \/>\n\u201cHahita zaza voahodidina lamban-jaza mandry eo amin\u2019ny fihinanam-bilona ianareo\u201d.<\/p>\n<p>Ny naha-iraka tsy nitokisana teo imason&#8217;ny vahoaka Jiosy dia efa zavatra iray sahady, fa hoe mahantra no manambara, ary maika moa fa zaza mahantra no lazaina fa Mesia, dia tena fanozonana ny mpiandry ondry tamin\u2019ny eso tokoa, ka niampangana azy ireo ho niteny ratsy an&#8217;Andriamanitra, satria tsy nisy na dia iray aza teo amin\u2019 Israely afaka nanaiky fisehoan-javatra tsy nampoizina toy izany.<\/p>\n<p>Nino ireo mpiandry ondry, ary nankany amin\u2019ilay lava-bato.<br \/>\nAry tany izy ireo dia nahita, tamin\u2019ny mason\u2019Andriamanitra sy nino tamin\u2019ny fon\u2019Andriamanitra.<\/p>\n<p>Nino izy ireo fa io zaza io, na dia teo aza ny fiaviany, ny fahantrany, dia ho mpanjakan&#8217;ny Jiosy izy io, ary izy, tamin\u2019izany sy mandrak\u2019izao, dia efa Mpamonjy an\u2019 izao tontolo izao sahady.<\/p>\n<p>Ankoatra izany koa, nahatsinjo ireto mpiandry ondry ireto<br \/>\nfa io zaza tao amin&#8217;ny tranonomby io dia hanana namana tsy hahasaraka azy mandritra ny androm-piainany,<br \/>\ndia ireo manetry tena, ireo madinika, ireo tsy manan-jo,<br \/>\nary izay hatao amin&#8217;ireo dia hatao amin&#8217;ny tenany ihany koa.<\/p>\n<p>Efa tsinjon\u2019izy ireo sahady<br \/>\nfa izay manaraka an\u2019i Jesoa dia tsy misy saron-tava, tsy misy fitaka,<br \/>\nizy ireo no hanao ny rariny ho tena ady mafy indrindra<br \/>\nsy ny fitiavana ho fototry ny olombelona rehetra.<\/p>\n<p>Izany no holazain\u2019ny mpiandry ondry amin\u2019ny manodidina azy.<br \/>\nHandeha izy ireo ka hanambara izay nambaran\u2019ny tafiky ny lanitra hoe: \u201cMisy fiadanana eto an-tany raha mifankatia ny olona. \u201d<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Raha tsy maintsy takarintsika ny dikan&#8217;izany hoe gaga, matahotra manantena koa anefa , dia tamin\u2019ny famangian&#8217;ny anjely ny mpiandry ondry, (&#8230;) <a class=\"more-link\" href=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/noely-rehefa-ny-farany-no-iraka-voalohany\/\">Read more <span class=\"meta-nav\">&rarr;<\/span><\/a><\/p>\n","protected":false},"author":4,"featured_media":4981,"comment_status":"open","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"_acf_changed":false,"ep_exclude_from_search":false,"footnotes":""},"categories":[134,57,159],"tags":[],"class_list":["post-4997","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-ecrits-malgache","category-malagasy","category-other-languages"],"acf":[],"yoast_head":"<!-- This site is optimized with the Yoast SEO plugin v27.5 - https:\/\/yoast.com\/product\/yoast-seo-wordpress\/ -->\n<title>Noely, rehefa ny \u201cfarany\u201d no iraka voalohany\u2026 - Joseph Wresinski EN<\/title>\n<meta name=\"robots\" content=\"index, follow, max-snippet:-1, max-image-preview:large, max-video-preview:-1\" \/>\n<link rel=\"canonical\" href=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/noely-rehefa-ny-farany-no-iraka-voalohany\/\" \/>\n<meta property=\"og:locale\" content=\"en_US\" \/>\n<meta property=\"og:type\" content=\"article\" \/>\n<meta property=\"og:title\" content=\"Noely, rehefa ny \u201cfarany\u201d no iraka voalohany\u2026 - Joseph Wresinski EN\" \/>\n<meta property=\"og:description\" content=\"Raha tsy maintsy takarintsika ny dikan&#8217;izany hoe gaga, matahotra manantena koa anefa , dia tamin\u2019ny famangian&#8217;ny anjely ny mpiandry ondry, (...) Read more &rarr;\" \/>\n<meta property=\"og:url\" content=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/noely-rehefa-ny-farany-no-iraka-voalohany\/\" \/>\n<meta property=\"og:site_name\" content=\"Joseph Wresinski EN\" \/>\n<meta property=\"article:published_time\" content=\"2024-12-24T10:17:21+00:00\" \/>\n<meta property=\"og:image\" content=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2024\/12\/Un-berger-avec-son-troupeai-dans-les-monts-Fagaras-en-Roumanie-2005-cc-Wikicommons.jpeg\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:width\" content=\"700\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:height\" content=\"501\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:type\" content=\"image\/jpeg\" \/>\n<meta name=\"author\" content=\"Jean Tonglet\" \/>\n<meta name=\"twitter:card\" content=\"summary_large_image\" \/>\n<meta name=\"twitter:label1\" content=\"Written by\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data1\" content=\"Jean Tonglet\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:label2\" content=\"Est. reading time\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data2\" content=\"4 minutes\" \/>\n<script type=\"application\/ld+json\" class=\"yoast-schema-graph\">{\"@context\":\"https:\\\/\\\/schema.org\",\"@graph\":[{\"@type\":\"Article\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/noely-rehefa-ny-farany-no-iraka-voalohany\\\/#article\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/noely-rehefa-ny-farany-no-iraka-voalohany\\\/\"},\"author\":{\"name\":\"Jean Tonglet\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\"},\"headline\":\"Noely, rehefa ny \u201cfarany\u201d no iraka voalohany\u2026\",\"datePublished\":\"2024-12-24T10:17:21+00:00\",\"mainEntityOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/noely-rehefa-ny-farany-no-iraka-voalohany\\\/\"},\"wordCount\":767,\"commentCount\":0,\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/noely-rehefa-ny-farany-no-iraka-voalohany\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2024\\\/12\\\/Un-berger-avec-son-troupeai-dans-les-monts-Fagaras-en-Roumanie-2005-cc-Wikicommons.jpeg\",\"articleSection\":[\"Asasoratra\",\"MALAGASY\",\"Other languages\"],\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"CommentAction\",\"name\":\"Comment\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/noely-rehefa-ny-farany-no-iraka-voalohany\\\/#respond\"]}]},{\"@type\":\"WebPage\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/noely-rehefa-ny-farany-no-iraka-voalohany\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/noely-rehefa-ny-farany-no-iraka-voalohany\\\/\",\"name\":\"Noely, rehefa ny \u201cfarany\u201d no iraka voalohany\u2026 - Joseph Wresinski EN\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#website\"},\"primaryImageOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/noely-rehefa-ny-farany-no-iraka-voalohany\\\/#primaryimage\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/noely-rehefa-ny-farany-no-iraka-voalohany\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2024\\\/12\\\/Un-berger-avec-son-troupeai-dans-les-monts-Fagaras-en-Roumanie-2005-cc-Wikicommons.jpeg\",\"datePublished\":\"2024-12-24T10:17:21+00:00\",\"author\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\"},\"breadcrumb\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/noely-rehefa-ny-farany-no-iraka-voalohany\\\/#breadcrumb\"},\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"ReadAction\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/noely-rehefa-ny-farany-no-iraka-voalohany\\\/\"]}]},{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/noely-rehefa-ny-farany-no-iraka-voalohany\\\/#primaryimage\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2024\\\/12\\\/Un-berger-avec-son-troupeai-dans-les-monts-Fagaras-en-Roumanie-2005-cc-Wikicommons.jpeg\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2024\\\/12\\\/Un-berger-avec-son-troupeai-dans-les-monts-Fagaras-en-Roumanie-2005-cc-Wikicommons.jpeg\",\"width\":700,\"height\":501},{\"@type\":\"BreadcrumbList\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/noely-rehefa-ny-farany-no-iraka-voalohany\\\/#breadcrumb\",\"itemListElement\":[{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":1,\"name\":\"Home\",\"item\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/\"},{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":2,\"name\":\"Noely, rehefa ny \u201cfarany\u201d no iraka voalohany\u2026\"}]},{\"@type\":\"WebSite\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#website\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/\",\"name\":\"Joseph Wresinski EN\",\"description\":\"A website coordinated by the Joseph Wresinski Centre\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"SearchAction\",\"target\":{\"@type\":\"EntryPoint\",\"urlTemplate\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/?s={search_term_string}\"},\"query-input\":{\"@type\":\"PropertyValueSpecification\",\"valueRequired\":true,\"valueName\":\"search_term_string\"}}],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"Person\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\",\"name\":\"Jean Tonglet\",\"image\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"url\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"caption\":\"Jean Tonglet\"},\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/author\\\/jean\\\/\"}]}<\/script>\n<!-- \/ Yoast SEO plugin. -->","yoast_head_json":{"title":"Noely, rehefa ny \u201cfarany\u201d no iraka voalohany\u2026 - Joseph Wresinski EN","robots":{"index":"index","follow":"follow","max-snippet":"max-snippet:-1","max-image-preview":"max-image-preview:large","max-video-preview":"max-video-preview:-1"},"canonical":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/noely-rehefa-ny-farany-no-iraka-voalohany\/","og_locale":"en_US","og_type":"article","og_title":"Noely, rehefa ny \u201cfarany\u201d no iraka voalohany\u2026 - Joseph Wresinski EN","og_description":"Raha tsy maintsy takarintsika ny dikan&#8217;izany hoe gaga, matahotra manantena koa anefa , dia tamin\u2019ny famangian&#8217;ny anjely ny mpiandry ondry, (...) Read more &rarr;","og_url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/noely-rehefa-ny-farany-no-iraka-voalohany\/","og_site_name":"Joseph Wresinski EN","article_published_time":"2024-12-24T10:17:21+00:00","og_image":[{"width":700,"height":501,"url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2024\/12\/Un-berger-avec-son-troupeai-dans-les-monts-Fagaras-en-Roumanie-2005-cc-Wikicommons.jpeg","type":"image\/jpeg"}],"author":"Jean Tonglet","twitter_card":"summary_large_image","twitter_misc":{"Written by":"Jean Tonglet","Est. reading time":"4 minutes"},"schema":{"@context":"https:\/\/schema.org","@graph":[{"@type":"Article","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/noely-rehefa-ny-farany-no-iraka-voalohany\/#article","isPartOf":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/noely-rehefa-ny-farany-no-iraka-voalohany\/"},"author":{"name":"Jean Tonglet","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0"},"headline":"Noely, rehefa ny \u201cfarany\u201d no iraka voalohany\u2026","datePublished":"2024-12-24T10:17:21+00:00","mainEntityOfPage":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/noely-rehefa-ny-farany-no-iraka-voalohany\/"},"wordCount":767,"commentCount":0,"image":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/noely-rehefa-ny-farany-no-iraka-voalohany\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2024\/12\/Un-berger-avec-son-troupeai-dans-les-monts-Fagaras-en-Roumanie-2005-cc-Wikicommons.jpeg","articleSection":["Asasoratra","MALAGASY","Other languages"],"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"CommentAction","name":"Comment","target":["https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/noely-rehefa-ny-farany-no-iraka-voalohany\/#respond"]}]},{"@type":"WebPage","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/noely-rehefa-ny-farany-no-iraka-voalohany\/","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/noely-rehefa-ny-farany-no-iraka-voalohany\/","name":"Noely, rehefa ny \u201cfarany\u201d no iraka voalohany\u2026 - Joseph Wresinski EN","isPartOf":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#website"},"primaryImageOfPage":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/noely-rehefa-ny-farany-no-iraka-voalohany\/#primaryimage"},"image":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/noely-rehefa-ny-farany-no-iraka-voalohany\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2024\/12\/Un-berger-avec-son-troupeai-dans-les-monts-Fagaras-en-Roumanie-2005-cc-Wikicommons.jpeg","datePublished":"2024-12-24T10:17:21+00:00","author":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0"},"breadcrumb":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/noely-rehefa-ny-farany-no-iraka-voalohany\/#breadcrumb"},"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"ReadAction","target":["https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/noely-rehefa-ny-farany-no-iraka-voalohany\/"]}]},{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/noely-rehefa-ny-farany-no-iraka-voalohany\/#primaryimage","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2024\/12\/Un-berger-avec-son-troupeai-dans-les-monts-Fagaras-en-Roumanie-2005-cc-Wikicommons.jpeg","contentUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2024\/12\/Un-berger-avec-son-troupeai-dans-les-monts-Fagaras-en-Roumanie-2005-cc-Wikicommons.jpeg","width":700,"height":501},{"@type":"BreadcrumbList","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/noely-rehefa-ny-farany-no-iraka-voalohany\/#breadcrumb","itemListElement":[{"@type":"ListItem","position":1,"name":"Home","item":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/"},{"@type":"ListItem","position":2,"name":"Noely, rehefa ny \u201cfarany\u201d no iraka voalohany\u2026"}]},{"@type":"WebSite","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#website","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/","name":"Joseph Wresinski EN","description":"A website coordinated by the Joseph Wresinski Centre","potentialAction":[{"@type":"SearchAction","target":{"@type":"EntryPoint","urlTemplate":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/?s={search_term_string}"},"query-input":{"@type":"PropertyValueSpecification","valueRequired":true,"valueName":"search_term_string"}}],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"Person","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0","name":"Jean Tonglet","image":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","url":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","contentUrl":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","caption":"Jean Tonglet"},"url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/author\/jean\/"}]}},"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/4997","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/users\/4"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=4997"}],"version-history":[{"count":1,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/4997\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":4998,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/4997\/revisions\/4998"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/media\/4981"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=4997"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=4997"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=4997"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}