{"id":5069,"date":"2025-05-06T00:00:00","date_gmt":"2025-05-05T22:00:00","guid":{"rendered":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/?p=5069"},"modified":"2025-05-05T16:12:38","modified_gmt":"2025-05-05T14:12:38","slug":"tomponandraikitra-ihany-koa-aminny-ho-avinizao-tontolo-izao-ny-mahantra-indrindra","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/tomponandraikitra-ihany-koa-aminny-ho-avinizao-tontolo-izao-ny-mahantra-indrindra\/","title":{"rendered":"Tompon&#8217;andraikitra ihany koa  amin&#8217;ny ho avin&#8217;izao tontolo izao ny mahantra indrindra"},"content":{"rendered":"<p>Lasa\u00a0\u00a0 any amin&#8217;ireo fianakaviana nongotana tamin&#8217;ny tan\u00e0nany, any atsimon&#8217;i Sahara ny eritreritro. Ny fahantrana lalina no nanosika \u00a0azy ireo\u00a0 hanjohy\u00a0\u00a0 ny lalankely, ny \u00ab sampanana maro \u00bb, ny lalana vita tara. Mitoby eny amin&#8217;ny sisin&#8217;ny tan\u00e0n-dehibe\u00a0 izy ireo avy eo, \u00a0tsy misy fomba ahafahany\u00a0 miorina\u00a0 eo anefa. Tsy afaka manatanteraka intsony ny andraikiny sy ny zony araka ny fomba amam-panaony izy ireo\u00a0 raha oharina\u00a0 amin\u2019 \u00a0ny fivelomany arak\u2019 asa,\u00a0 raha oharina \u00a0amin\u2019 ny fiarovana ny ankizy amin\u2019ny trano honenana sy fanabeazana azy ireo ara-pomban-drazana. Ny \u00a0fianakaviana \u00a0tsy afaka intsony mamerina indray ny \u00a0fiainany ara-tsosialy sy ara-piarahamonina \u00a0dia tsy vitan\u2019ny hoe \u00a0mahantra fotsiny ihany. \u00a0Teo ao anatin&#8217;ny fahantrana faraidiny \u00a0izy ireo izay mametraka azy any ivelan&#8217;ny fandaharan&#8217;asa fampandrosoana rehetra. Rehefa tonga any amin&#8217;ny sisiny\u00a0 izay nametrahan&#8217;izy ireo ny toeram-pialofany vonjimaika indray \u00a0ny fanitarana ny\u00a0 tan\u00e0n-dehibe dia tsy maintsy miala eo \u00a0\u00a0izy ireo. Satria ,izy ireo \u00a0tsy afaka mitana intsony \u00a0na \u00a0andraikitra na zo , dia osa\u00a0 loatra ny\u00a0 handray\u00a0 ireo fitaovam-pampivoarana \u00a0ny tan\u00e0na izay atolotra . Tsy handray anjara amin\u2019ny fanov\u00e0na, na \u00a0amin\u2019ny tombontsoa vaovao azo avy amin\u2019izany koa izy ireo.<\/p>\n<p>Lasa any amin\u2019ireo \u00a0lehilahy, vehivavy ary tanora iharan\u2019ny tsy fananan&#8217;asa maharitra any amin&#8217;ny firenena mandroso\u00a0 koa ny eritreritro. \u00a0Rehefa tsy misy fahaizana na tahiry \u00a0ara-batana sy ara-tsosialy azo raisina , dia\u00a0 miafara any amin\u2019ny sokajin\u2019olona mila ampiana fotsiny . Ratsy trano fonenana\u00a0 ny fianakavian\u2019izy ireo\u00a0;\u00a0 tsy afaka manohana \u00a0ny fianaran-janany. Raha ny marina dia tsy misy\u00a0 fandaharan\u2019asa fanofanana arak&#8217;asa na dia iray aza tena mahatratra azy ireo\u00a0 eny amin&#8217;ny tsenan&#8217;asa ho an\u2019ny ampitso. Any amin\u2019ny tany mandroso, dia tsy afaka manatanteraka ny andraikitra \u00a0maha-ray aman-dreny azy koa ireo tena mahantra, toy izany koa \u00a0ny zony amin\u2019ny maha-mpiasa na amin\u2019ny maha- olom-pirenena azy . Tsy manana toerana na inona na \u00a0inona koa izy ireo , afa-tsy ny ho sokajin\u2019ny\u00a0 olona mila \u00a0ampiana fotsiny, ao anatin\u2019 ny\u00a0 fiarahamonin\u2019ny kajy mirindra sy ny \u00a0fifandraisana.<\/p>\n<p>Lasa any amin\u2019ireo ankizy, ireo tanora miaina ao anatin&#8217;ny fahantrana lalina eny an-dalambe any amin&#8217;ny tan\u00e0na sasany any Amerika Latina ihany \u00a0koa ny eritreritro. Tsy manana anjara amin\u2019ny fiainam-pianakaviana izy ireo, na ara-paharazana izany\u00a0 na an-dalam-piovana. Tsy mahazo fanabeazana ara- kolotsaina sy \u00a0\u00a0ara-fandraisan\u2019andraikitra amin\u2019ny ho avy, izay raha ny tokony ho izy omen\u2019ny \u00a0fianakaviana, ny manodidina ary ny vondrona sosialy misy azy. Noho izany, manerana an&#8217;izao tontolo izao, dia misy olona, \u200b\u200bfianakaviana ary vondrom-piaraha-monina \u00a0ao anatin&#8217;ny toe-pahantrana\u00a0 \u00a0tanteraka \u00a0tsy afaka mandray andraikitra na inona na inona\u00a0 \u00a0amin&#8217;ny fiainana sy ny fiovana ara-tsosialy, ara-toe-karena, ara-kolontsaina ary ara- politika ao amin&#8217;ny fireneny. Ireo izay tsy mandray anjara amin&#8217;izany anefa \u00a0dia tsy mahazo tombony koa na \u00a0zo vaovao, any am-parany. Ny fandrosoana ara-tsosialy sy ara-toekarena izay andraisan&#8217;ny hafa anjara dia tsy manapaka ny faribolana maloto izay mitazona azy ireo ho voahidy.<\/p>\n<p>Eto mihitsy\u00a0 no mipetraka ny fanambin\u2019ny Zon\u2019Olombelona. Amin&#8217;ny toe-javatra manao ahoana no ahafahan&#8217;ireo fianakaviana sy vahoaka \u00a0ireo ho tompon&#8217;andraikitra amin&#8217;ny tenany, amin&#8217;ny tokantranony, ho tompon\u2019andraikitra miaraka \u00a0amin&#8217;ny ho avin&#8217;ny fianakaviambem-pirenena sy iraisam-pirenena araka ny tokony ho izy?<\/p>\n<p>Ho afaka hanao izany izy ireo , raha toa isika mandroso amin\u2019ny faniavana te- hitambatra \u2013 mihoatra izay rehetra mety hampisaraka antsika\u00a0sady\u00a0 eo koa \u2013 ny tanantsika, ny fontsika ary ny saintsika mankany amin\u2019ny fanompoana ireo ankizy sy fianakaviana izay tena tavela\u00a0 hatreto.<\/p>\n<p>Ho afaka hanao izany izy ireo, raha toa isika mihevitra azy ireo \u00a0ho olona sy fianakaviana tamin\u2019ny androny, izay manana traikefa amin\u2019izao \u00a0faran\u2019ny taonjato faha-20 izao, izay tena \u00a0tsy maintsy ampitain\u2019izy ireo\u00a0 amintsika.<\/p>\n<p>Ho afaka hanao izany izy ireo, raha toa isika manaiky koa\u00a0 fa mpitondra ny hevitry \u00a0ny fiaraha-monina ankehitriny sy ny mpiara-belona aminy izy ireo.<\/p>\n<p>Ho afaka hanao izany\u00a0 izy ireo,\u00a0 raha toa isika\u00a0 mandray \u00a0ho zava-dehibe ny faniriany hanorina hoavy ho an&#8217;ny zanany sy ho an&#8217;ny ankizy rehetra izay hiditra amin&#8217;ny taonjato faha-21.<\/p>\n<p>Noho izany, amin&#8217;izay fepetra izay, dia hampianatra antsika ny fahalalana tena ilaina izy ireo, ny fahalalany momba ny maha-manerantany sy ny maha-tsy azo sarahina\u00a0 \u00a0ny Zon&#8217;olombelona.<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Lasa\u00a0\u00a0 any amin&#8217;ireo fianakaviana nongotana tamin&#8217;ny tan\u00e0nany, any atsimon&#8217;i Sahara ny eritreritro. Ny fahantrana lalina no nanosika \u00a0azy ireo\u00a0 hanjohy\u00a0\u00a0 (&#8230;) <a class=\"more-link\" href=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/tomponandraikitra-ihany-koa-aminny-ho-avinizao-tontolo-izao-ny-mahantra-indrindra\/\">Read more <span class=\"meta-nav\">&rarr;<\/span><\/a><\/p>\n","protected":false},"author":4,"featured_media":5063,"comment_status":"open","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"_acf_changed":false,"ep_exclude_from_search":false,"footnotes":""},"categories":[57,159],"tags":[],"class_list":["post-5069","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-malagasy","category-other-languages"],"acf":[],"yoast_head":"<!-- This site is optimized with the Yoast SEO plugin v27.5 - https:\/\/yoast.com\/product\/yoast-seo-wordpress\/ -->\n<title>Tompon&#039;andraikitra ihany koa amin&#039;ny ho avin&#039;izao tontolo izao ny mahantra indrindra - Joseph Wresinski EN<\/title>\n<meta name=\"robots\" content=\"index, follow, max-snippet:-1, max-image-preview:large, max-video-preview:-1\" \/>\n<link rel=\"canonical\" href=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/tomponandraikitra-ihany-koa-aminny-ho-avinizao-tontolo-izao-ny-mahantra-indrindra\/\" \/>\n<meta property=\"og:locale\" content=\"en_US\" \/>\n<meta property=\"og:type\" content=\"article\" \/>\n<meta property=\"og:title\" content=\"Tompon&#039;andraikitra ihany koa amin&#039;ny ho avin&#039;izao tontolo izao ny mahantra indrindra - Joseph Wresinski EN\" \/>\n<meta property=\"og:description\" content=\"Lasa\u00a0\u00a0 any amin&#8217;ireo fianakaviana nongotana tamin&#8217;ny tan\u00e0nany, any atsimon&#8217;i Sahara ny eritreritro. Ny fahantrana lalina no nanosika \u00a0azy ireo\u00a0 hanjohy\u00a0\u00a0 (...) Read more &rarr;\" \/>\n<meta property=\"og:url\" content=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/tomponandraikitra-ihany-koa-aminny-ho-avinizao-tontolo-izao-ny-mahantra-indrindra\/\" \/>\n<meta property=\"og:site_name\" content=\"Joseph Wresinski EN\" \/>\n<meta property=\"article:published_time\" content=\"2025-05-05T22:00:00+00:00\" \/>\n<meta property=\"og:image\" content=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2025\/05\/Geoffroy_Le_Collier_de_misere.jpg\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:width\" content=\"900\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:height\" content=\"654\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:type\" content=\"image\/jpeg\" \/>\n<meta name=\"author\" content=\"Jean Tonglet\" \/>\n<meta name=\"twitter:card\" content=\"summary_large_image\" \/>\n<meta name=\"twitter:label1\" content=\"Written by\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data1\" content=\"Jean Tonglet\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:label2\" content=\"Est. reading time\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data2\" content=\"3 minutes\" \/>\n<script type=\"application\/ld+json\" class=\"yoast-schema-graph\">{\"@context\":\"https:\\\/\\\/schema.org\",\"@graph\":[{\"@type\":\"Article\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/tomponandraikitra-ihany-koa-aminny-ho-avinizao-tontolo-izao-ny-mahantra-indrindra\\\/#article\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/tomponandraikitra-ihany-koa-aminny-ho-avinizao-tontolo-izao-ny-mahantra-indrindra\\\/\"},\"author\":{\"name\":\"Jean Tonglet\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\"},\"headline\":\"Tompon&#8217;andraikitra ihany koa amin&#8217;ny ho avin&#8217;izao tontolo izao ny mahantra indrindra\",\"datePublished\":\"2025-05-05T22:00:00+00:00\",\"mainEntityOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/tomponandraikitra-ihany-koa-aminny-ho-avinizao-tontolo-izao-ny-mahantra-indrindra\\\/\"},\"wordCount\":717,\"commentCount\":0,\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/tomponandraikitra-ihany-koa-aminny-ho-avinizao-tontolo-izao-ny-mahantra-indrindra\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2025\\\/05\\\/Geoffroy_Le_Collier_de_misere.jpg\",\"articleSection\":[\"MALAGASY\",\"Other languages\"],\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"CommentAction\",\"name\":\"Comment\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/tomponandraikitra-ihany-koa-aminny-ho-avinizao-tontolo-izao-ny-mahantra-indrindra\\\/#respond\"]}]},{\"@type\":\"WebPage\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/tomponandraikitra-ihany-koa-aminny-ho-avinizao-tontolo-izao-ny-mahantra-indrindra\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/tomponandraikitra-ihany-koa-aminny-ho-avinizao-tontolo-izao-ny-mahantra-indrindra\\\/\",\"name\":\"Tompon'andraikitra ihany koa amin'ny ho avin'izao tontolo izao ny mahantra indrindra - Joseph Wresinski EN\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#website\"},\"primaryImageOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/tomponandraikitra-ihany-koa-aminny-ho-avinizao-tontolo-izao-ny-mahantra-indrindra\\\/#primaryimage\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/tomponandraikitra-ihany-koa-aminny-ho-avinizao-tontolo-izao-ny-mahantra-indrindra\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2025\\\/05\\\/Geoffroy_Le_Collier_de_misere.jpg\",\"datePublished\":\"2025-05-05T22:00:00+00:00\",\"author\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\"},\"breadcrumb\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/tomponandraikitra-ihany-koa-aminny-ho-avinizao-tontolo-izao-ny-mahantra-indrindra\\\/#breadcrumb\"},\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"ReadAction\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/tomponandraikitra-ihany-koa-aminny-ho-avinizao-tontolo-izao-ny-mahantra-indrindra\\\/\"]}]},{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/tomponandraikitra-ihany-koa-aminny-ho-avinizao-tontolo-izao-ny-mahantra-indrindra\\\/#primaryimage\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2025\\\/05\\\/Geoffroy_Le_Collier_de_misere.jpg\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2025\\\/05\\\/Geoffroy_Le_Collier_de_misere.jpg\",\"width\":900,\"height\":654},{\"@type\":\"BreadcrumbList\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/tomponandraikitra-ihany-koa-aminny-ho-avinizao-tontolo-izao-ny-mahantra-indrindra\\\/#breadcrumb\",\"itemListElement\":[{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":1,\"name\":\"Home\",\"item\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/\"},{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":2,\"name\":\"Tompon&#8217;andraikitra ihany koa amin&#8217;ny ho avin&#8217;izao tontolo izao ny mahantra indrindra\"}]},{\"@type\":\"WebSite\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#website\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/\",\"name\":\"Joseph Wresinski EN\",\"description\":\"A website coordinated by the Joseph Wresinski Centre\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"SearchAction\",\"target\":{\"@type\":\"EntryPoint\",\"urlTemplate\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/?s={search_term_string}\"},\"query-input\":{\"@type\":\"PropertyValueSpecification\",\"valueRequired\":true,\"valueName\":\"search_term_string\"}}],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"Person\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\",\"name\":\"Jean Tonglet\",\"image\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"url\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"caption\":\"Jean Tonglet\"},\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/author\\\/jean\\\/\"}]}<\/script>\n<!-- \/ Yoast SEO plugin. -->","yoast_head_json":{"title":"Tompon'andraikitra ihany koa amin'ny ho avin'izao tontolo izao ny mahantra indrindra - Joseph Wresinski EN","robots":{"index":"index","follow":"follow","max-snippet":"max-snippet:-1","max-image-preview":"max-image-preview:large","max-video-preview":"max-video-preview:-1"},"canonical":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/tomponandraikitra-ihany-koa-aminny-ho-avinizao-tontolo-izao-ny-mahantra-indrindra\/","og_locale":"en_US","og_type":"article","og_title":"Tompon'andraikitra ihany koa amin'ny ho avin'izao tontolo izao ny mahantra indrindra - Joseph Wresinski EN","og_description":"Lasa\u00a0\u00a0 any amin&#8217;ireo fianakaviana nongotana tamin&#8217;ny tan\u00e0nany, any atsimon&#8217;i Sahara ny eritreritro. Ny fahantrana lalina no nanosika \u00a0azy ireo\u00a0 hanjohy\u00a0\u00a0 (...) Read more &rarr;","og_url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/tomponandraikitra-ihany-koa-aminny-ho-avinizao-tontolo-izao-ny-mahantra-indrindra\/","og_site_name":"Joseph Wresinski EN","article_published_time":"2025-05-05T22:00:00+00:00","og_image":[{"width":900,"height":654,"url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2025\/05\/Geoffroy_Le_Collier_de_misere.jpg","type":"image\/jpeg"}],"author":"Jean Tonglet","twitter_card":"summary_large_image","twitter_misc":{"Written by":"Jean Tonglet","Est. reading time":"3 minutes"},"schema":{"@context":"https:\/\/schema.org","@graph":[{"@type":"Article","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/tomponandraikitra-ihany-koa-aminny-ho-avinizao-tontolo-izao-ny-mahantra-indrindra\/#article","isPartOf":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/tomponandraikitra-ihany-koa-aminny-ho-avinizao-tontolo-izao-ny-mahantra-indrindra\/"},"author":{"name":"Jean Tonglet","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0"},"headline":"Tompon&#8217;andraikitra ihany koa amin&#8217;ny ho avin&#8217;izao tontolo izao ny mahantra indrindra","datePublished":"2025-05-05T22:00:00+00:00","mainEntityOfPage":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/tomponandraikitra-ihany-koa-aminny-ho-avinizao-tontolo-izao-ny-mahantra-indrindra\/"},"wordCount":717,"commentCount":0,"image":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/tomponandraikitra-ihany-koa-aminny-ho-avinizao-tontolo-izao-ny-mahantra-indrindra\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2025\/05\/Geoffroy_Le_Collier_de_misere.jpg","articleSection":["MALAGASY","Other languages"],"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"CommentAction","name":"Comment","target":["https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/tomponandraikitra-ihany-koa-aminny-ho-avinizao-tontolo-izao-ny-mahantra-indrindra\/#respond"]}]},{"@type":"WebPage","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/tomponandraikitra-ihany-koa-aminny-ho-avinizao-tontolo-izao-ny-mahantra-indrindra\/","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/tomponandraikitra-ihany-koa-aminny-ho-avinizao-tontolo-izao-ny-mahantra-indrindra\/","name":"Tompon'andraikitra ihany koa amin'ny ho avin'izao tontolo izao ny mahantra indrindra - Joseph Wresinski EN","isPartOf":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#website"},"primaryImageOfPage":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/tomponandraikitra-ihany-koa-aminny-ho-avinizao-tontolo-izao-ny-mahantra-indrindra\/#primaryimage"},"image":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/tomponandraikitra-ihany-koa-aminny-ho-avinizao-tontolo-izao-ny-mahantra-indrindra\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2025\/05\/Geoffroy_Le_Collier_de_misere.jpg","datePublished":"2025-05-05T22:00:00+00:00","author":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0"},"breadcrumb":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/tomponandraikitra-ihany-koa-aminny-ho-avinizao-tontolo-izao-ny-mahantra-indrindra\/#breadcrumb"},"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"ReadAction","target":["https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/tomponandraikitra-ihany-koa-aminny-ho-avinizao-tontolo-izao-ny-mahantra-indrindra\/"]}]},{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/tomponandraikitra-ihany-koa-aminny-ho-avinizao-tontolo-izao-ny-mahantra-indrindra\/#primaryimage","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2025\/05\/Geoffroy_Le_Collier_de_misere.jpg","contentUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2025\/05\/Geoffroy_Le_Collier_de_misere.jpg","width":900,"height":654},{"@type":"BreadcrumbList","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/tomponandraikitra-ihany-koa-aminny-ho-avinizao-tontolo-izao-ny-mahantra-indrindra\/#breadcrumb","itemListElement":[{"@type":"ListItem","position":1,"name":"Home","item":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/"},{"@type":"ListItem","position":2,"name":"Tompon&#8217;andraikitra ihany koa amin&#8217;ny ho avin&#8217;izao tontolo izao ny mahantra indrindra"}]},{"@type":"WebSite","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#website","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/","name":"Joseph Wresinski EN","description":"A website coordinated by the Joseph Wresinski Centre","potentialAction":[{"@type":"SearchAction","target":{"@type":"EntryPoint","urlTemplate":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/?s={search_term_string}"},"query-input":{"@type":"PropertyValueSpecification","valueRequired":true,"valueName":"search_term_string"}}],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"Person","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0","name":"Jean Tonglet","image":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","url":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","contentUrl":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","caption":"Jean Tonglet"},"url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/author\/jean\/"}]}},"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/5069","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/users\/4"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=5069"}],"version-history":[{"count":1,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/5069\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":5070,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/5069\/revisions\/5070"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/media\/5063"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=5069"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=5069"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=5069"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}