{"id":5137,"date":"2025-10-04T00:00:28","date_gmt":"2025-10-03T22:00:28","guid":{"rendered":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/?p=5137"},"modified":"2025-10-03T10:49:19","modified_gmt":"2025-10-03T08:49:19","slug":"tsy-ny-fijaliana-rehetra-dia-fahantrana-lalina-avokoa","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/tsy-ny-fijaliana-rehetra-dia-fahantrana-lalina-avokoa\/","title":{"rendered":"Tsy ny fijaliana rehetra dia  fahantrana lalina avokoa"},"content":{"rendered":"<p>(&#8230;). Tsy ny \u00a0fijaliana rehetra dia \u00a0fahantrana lalina avokoa, ny mifanohitra amin&#8217;izany no izy! Anisan&#8217;ny toetry ny olombelona ny fijaliana, manamboatra azy, manao izay hampitombo azy, \u00a0antoky ny fahamarinan-toerana \u00a0ara-tsaina, ara-batana, ara-panahy sy ara-tsosialy ho azy. Arofanina ho azy koa \u00a0amin\u2019ny fanoherana ny \u00a0avonavona, amin\u2019ny fanoherana ny fanamavoana ireo osa, amin\u2019ny fanoherana ny fahadontoan\u2019ny \u00a0faharetany \u00a0ara-batana sy ara-moraly, amin\u2019ny fanoherana ny\u00a0 hanirery eo anatrehan\u2019ny olon-kafa sy ny fanadinoany \u00a0an\u2019Andriamanitra. Manetsika sy mampivelatra ny heriny rehetra izy hampihoarany ny tenany.<\/p>\n<p>Tsy midika velively anefa izany fa \u00a0tokony ekena na tadiavina mihitsy aza ny fijaliana. Nahita fahoriana sy alahelo be loatra koa aho anefa \u00a0teo amin&#8217;ireo lehilahy sy vehivavy manan-karena, mba\u00a0 tsy hieritreretana \u00a0fa ny fijaliana rehetra dia mitaky\u00a0 miaraka eo ho eo fizarana sy fandavana. Mitombina \u00a0izany na ho an&#8217;ny manankarena na ho an\u2019 ny sahirana. Indrindra moa\u00a0 fa misy alahelo sasantsany mahatonga ho an\u2019izay miaina izany \u00a0\u00a0ho lasa manirery \u00a0izay mampanakaiky \u00a0\u00a0azy ireo ny olona \u00a0fadiranovana. Ny mahantra, noho ny tsy fananany na inona na inona, dia mety misarika ny fangorahana. Farafaharatsiny raha mbola tsy nahatonga azy any amin\u2019ny dingana \u00a0tsy misy ahafantarana azy intsony ny fahantrana lalina Mety hijaly ao anatin\u2019ny\u00a0 hanirery ihany koa\u00a0 \u00a0ireo mpanankarena satria tsy misoratra eny amin\u2019izy ireo ety ivelany ny\u00a0 fahoriana \u00a0mahazo azy. Manampy izany koa,\u00a0 araka ny nambaran\u2019ilay\u00a0 namana loholona iray izay nanao hoe, \u201craha \u00a0fantatry ny olona izahay fa mijaly dia hiatahany. Tsy mahay miresaka intsony amin\u2019ireo\u00a0 tratry ny fahoriana ny tontolontsika. Tsy nianatra izany izy\u00a0\u00bb.<\/p>\n<p>Saingy, mitoetra ho marina ihany fa ny tsy mahantra, , na dia ao anatin&#8217;ny fahoriana manirery sy lalina aza, \u00a0dia manana fitaovana \u00a0foana hampanantanjahany ny tenany toy ny \u00a0\u00a0amin\u2019 ny \u00a0tranga ratsy- \u00a0\u2013 farafaharatsiny raha toa ka tian\u2019izy ireo\u00a0 ny hanaiky izany. Raha manokatra ny fon\u2019izy ireo amin\u2019ny famindram-po ny fijaliana, dia manana fitaovana izy ireo \u00a0hanompoana ireo mijaly kokoa noho izy ireo. Heveriko fa i Jesoa dia \u00a0tsy nanameloka an&#8217;io fijaliana io, \u00a0izay lalana mankany amin&#8217;ny hafa.<\/p>\n<p>Ny tena\u00a0 tsy zakany, mifanohitra tanteraka amin\u2019ny sitrapon\u2019ny Rainy, dia \u00a0moa va \u00a0tsy ny fanaintainana tsy ara-drariny terena hihatra amin\u2019ny mahantra, ary ambonin\u2019izany koa, mbola hamavoina , esoina, atao fihomehezana, \u00a0eny \u00a0hatrany amin\u2019ny tsy ahafahan\u2019ireo voan\u2019izany \u00a0\u00a0hampiasa azy\u00a0 intsony entina \u00a0\u00a0hanaporofoana ny hasin\u2019izy ireo sy ny fitiavan\u2019izy ireo ny hafa. Ny tsy azony leferina \u00a0dia ny fijaliana tsy misy lalan-kivoahana ampiharina amin\u2019ireo fianakaviana mahantra indrindra, tsy manana ny fomba rehetra mba hahatonga izany ho loharanom-paharetana,\u00a0 \u00a0herim-panahy sy ny fanakaikezan\u2019 ny olombelona sy Andriamanitra.<\/p>\n<p>Lasa ny eritreritro amin\u2019 ny fijaliana\u00a0 tsy azo ekena mahazo\u00a0 ireo mpiasa mpitrongy vao homana, \u00a0\u00a0nivoaka \u00a0ny sekoly \u00a0tsy mahay mamaky teny sy manoratra akory \u00a0sady mbola \u00b2teren&#8217;ny fiaraha-monina ho menatra amin\u2019izany koa, kanefa tokony\u00a0 naka izany ho anton\u2019ny ady ho an&#8217;ny rariny. Tsy araka ny tokony ho izy \u00a0izany fiaraha-monina tsy manome ho an\u2019ny mponina rehetra ao aminy ny fitaovana \u00a0ilainy hihoarana ny\u00a0 fijaliana izany, \u00a0\u00a0handreseny azy, amin\u2019ny fanalefahana azy na amin\u2019ny\u00a0 fisintonana avy ao \u00a0aminy\u00a0 ireo antony \u00a0entiny hampitomboana ny tenany.<\/p>\n<p>. Tsy araka ny tokony ho izy ny fisian\u2019 olombelona miaina ny famoizam-po sy ny henatra \u00a0\u00a0noho ny tsy fanaovana \u00a0na inona na inona,\u00a0\u00a0 tsy misy il\u00e0na azy ary heverina ho izany mihitsy. Tena tsy zaka\u00a0 tsotra izao ny famelana ireo olona \u00a0ireo sy ny zanak\u2019izy ireo ho haratsiana, toy ny nataon\u2019ity mpiasam-panjakana iray \u00a0ana- minisitera ity: \u201c Toy izao izy ireo, tsy misy fiezahana.\u00a0 Raha mba nanana herim-po kokoa mantsy ry zareo dia \u00a0nianatra tany an-tsekoly&#8230;\u201d .&#8221; Manakana antsika tsy hiombona \u00a0amin&#8217;ny fandavan&#8217;izy ireo lalina ny \u00a0fanambaniana ity fampietrena lava ity . Fa aoka isika tsy hanampy azy ireo hanamafy orina \u00a0izany ao anatiny. . Izany no tena hanirery, no tena tebiteby manempotra \u00a0ireo fianakavian&#8217;ny Tontolo Fahaefatra ireo. Ny tebiteby \u00a0tsy vita fotsiny amin\u2019ny hoe tsy mahay inona no homena hohanin\u2019ny ankizy, fa mbola hampangaina ihany koa, hamavoin\u2019ny tontolo manodidina\u00a0 noho ny tsy fahaizana mamelona azy ireo, manafy azy, manabe azy&#8230;<\/p>\n<p>Ny lahiantitra miraikitra eo am-pandrianany noho ny fahalemena dia tsy iharan\u2019ny fanafintohinana atao aman\u2019olona amin\u2019ny maha-fanafintohinana azy. Raha manana fitaovana faran\u2019izay kely fotsiny izy, dia \u00a0efa afaka mandray olona tsara ihany, manana namana, ho tonga loharanon\u2019ny fahamboniana sy fahasambarana ho an\u2019ny manodidina azy. Tsy olona mahantra izy; \u00a0fa \u00a0manana izy ireo\u00a0 fara faharatsiny ny fahafahany\u00a0 tsy ho izany. Tsy ao anatin\u2019ny toe-javatra tena ratsy fotsiny kosa anefa \u00a0ny olona\u00a0 ao anatin\u2019ny fahantrana lalina; fa ao anatin\u2019ny toe-javatra \u00a0\u00a0mifanohitra mihitsy..<\/p>\n<p>Tsy azo ihodivirana ny fijaliana amin\u2019olombelona ary mety hahavonjy aza izy. Tsy ny iray na ny iray amin\u2019ireo anefa ny fahantrana lalina. Izy dia \u00a0fanararaotana foana. Tsy izany ve \u00a0no tian\u2019i Jesoa hampianarina antsika sy izay koa no \u00a0ampianarin\u2019ireo olona faraidiny \u00a0eo am-baravarantsika \u00a0isan\u2019andro? Ny fahantrana lalina \u00a0dia toetry ny olona izay tsy namelan&#8217;ireo rahalahiny\u00a0 fitaovana faran\u2019izay tsotra indrindra\u00a0 hahatsapany\u00a0\u00a0 sy hanehoany ny tenany fa olombelona izy ary, vokatr&#8217;izany, zanak&#8217;Andriamanitra. Tamin\u2019ny alalan\u2019ny fiainany sy ny fijaliany i Jesoa no tonga \u00a0olon\u2019io fanaintainana \u00a0manimba io fa tsy manamboatra. Avy aminy izy\u00a0 no tonga \u00a0vato fehizoron\u2019ny famonjena.<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>(&#8230;). Tsy ny \u00a0fijaliana rehetra dia \u00a0fahantrana lalina avokoa, ny mifanohitra amin&#8217;izany no izy! Anisan&#8217;ny toetry ny olombelona ny fijaliana, (&#8230;) <a class=\"more-link\" href=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/tsy-ny-fijaliana-rehetra-dia-fahantrana-lalina-avokoa\/\">Read more <span class=\"meta-nav\">&rarr;<\/span><\/a><\/p>\n","protected":false},"author":4,"featured_media":5143,"comment_status":"open","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"_acf_changed":false,"ep_exclude_from_search":false,"footnotes":""},"categories":[134,57,159],"tags":[],"class_list":["post-5137","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-ecrits-malgache","category-malagasy","category-other-languages"],"acf":[],"yoast_head":"<!-- This site is optimized with the Yoast SEO plugin v27.5 - https:\/\/yoast.com\/product\/yoast-seo-wordpress\/ -->\n<title>Tsy ny fijaliana rehetra dia fahantrana lalina avokoa - Joseph Wresinski EN<\/title>\n<meta name=\"robots\" content=\"index, follow, max-snippet:-1, max-image-preview:large, max-video-preview:-1\" \/>\n<link rel=\"canonical\" href=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/tsy-ny-fijaliana-rehetra-dia-fahantrana-lalina-avokoa\/\" \/>\n<meta property=\"og:locale\" content=\"en_US\" \/>\n<meta property=\"og:type\" content=\"article\" \/>\n<meta property=\"og:title\" content=\"Tsy ny fijaliana rehetra dia fahantrana lalina avokoa - Joseph Wresinski EN\" \/>\n<meta property=\"og:description\" content=\"(&#8230;). Tsy ny \u00a0fijaliana rehetra dia \u00a0fahantrana lalina avokoa, ny mifanohitra amin&#8217;izany no izy! Anisan&#8217;ny toetry ny olombelona ny fijaliana, (...) Read more &rarr;\" \/>\n<meta property=\"og:url\" content=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/tsy-ny-fijaliana-rehetra-dia-fahantrana-lalina-avokoa\/\" \/>\n<meta property=\"og:site_name\" content=\"Joseph Wresinski EN\" \/>\n<meta property=\"article:published_time\" content=\"2025-10-03T22:00:28+00:00\" \/>\n<meta property=\"og:image\" content=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2025\/10\/1024px-Dramaten_mask_2008a.jpg\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:width\" content=\"1024\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:height\" content=\"832\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:type\" content=\"image\/jpeg\" \/>\n<meta name=\"author\" content=\"Jean Tonglet\" \/>\n<meta name=\"twitter:card\" content=\"summary_large_image\" \/>\n<meta name=\"twitter:label1\" content=\"Written by\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data1\" content=\"Jean Tonglet\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:label2\" content=\"Est. reading time\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data2\" content=\"4 minutes\" \/>\n<script type=\"application\/ld+json\" class=\"yoast-schema-graph\">{\"@context\":\"https:\\\/\\\/schema.org\",\"@graph\":[{\"@type\":\"Article\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/tsy-ny-fijaliana-rehetra-dia-fahantrana-lalina-avokoa\\\/#article\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/tsy-ny-fijaliana-rehetra-dia-fahantrana-lalina-avokoa\\\/\"},\"author\":{\"name\":\"Jean Tonglet\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\"},\"headline\":\"Tsy ny fijaliana rehetra dia fahantrana lalina avokoa\",\"datePublished\":\"2025-10-03T22:00:28+00:00\",\"mainEntityOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/tsy-ny-fijaliana-rehetra-dia-fahantrana-lalina-avokoa\\\/\"},\"wordCount\":884,\"commentCount\":0,\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/tsy-ny-fijaliana-rehetra-dia-fahantrana-lalina-avokoa\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2025\\\/10\\\/1024px-Dramaten_mask_2008a.jpg\",\"articleSection\":[\"Asasoratra\",\"MALAGASY\",\"Other languages\"],\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"CommentAction\",\"name\":\"Comment\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/tsy-ny-fijaliana-rehetra-dia-fahantrana-lalina-avokoa\\\/#respond\"]}]},{\"@type\":\"WebPage\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/tsy-ny-fijaliana-rehetra-dia-fahantrana-lalina-avokoa\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/tsy-ny-fijaliana-rehetra-dia-fahantrana-lalina-avokoa\\\/\",\"name\":\"Tsy ny fijaliana rehetra dia fahantrana lalina avokoa - Joseph Wresinski EN\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#website\"},\"primaryImageOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/tsy-ny-fijaliana-rehetra-dia-fahantrana-lalina-avokoa\\\/#primaryimage\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/tsy-ny-fijaliana-rehetra-dia-fahantrana-lalina-avokoa\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2025\\\/10\\\/1024px-Dramaten_mask_2008a.jpg\",\"datePublished\":\"2025-10-03T22:00:28+00:00\",\"author\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\"},\"breadcrumb\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/tsy-ny-fijaliana-rehetra-dia-fahantrana-lalina-avokoa\\\/#breadcrumb\"},\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"ReadAction\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/tsy-ny-fijaliana-rehetra-dia-fahantrana-lalina-avokoa\\\/\"]}]},{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/tsy-ny-fijaliana-rehetra-dia-fahantrana-lalina-avokoa\\\/#primaryimage\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2025\\\/10\\\/1024px-Dramaten_mask_2008a.jpg\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2025\\\/10\\\/1024px-Dramaten_mask_2008a.jpg\",\"width\":1024,\"height\":832,\"caption\":\"KONICA MINOLTA DIGITAL CAMERA\"},{\"@type\":\"BreadcrumbList\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/tsy-ny-fijaliana-rehetra-dia-fahantrana-lalina-avokoa\\\/#breadcrumb\",\"itemListElement\":[{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":1,\"name\":\"Home\",\"item\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/\"},{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":2,\"name\":\"Tsy ny fijaliana rehetra dia fahantrana lalina avokoa\"}]},{\"@type\":\"WebSite\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#website\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/\",\"name\":\"Joseph Wresinski EN\",\"description\":\"A website coordinated by the Joseph Wresinski Centre\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"SearchAction\",\"target\":{\"@type\":\"EntryPoint\",\"urlTemplate\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/?s={search_term_string}\"},\"query-input\":{\"@type\":\"PropertyValueSpecification\",\"valueRequired\":true,\"valueName\":\"search_term_string\"}}],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"Person\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\",\"name\":\"Jean Tonglet\",\"image\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"url\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"caption\":\"Jean Tonglet\"},\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/author\\\/jean\\\/\"}]}<\/script>\n<!-- \/ Yoast SEO plugin. -->","yoast_head_json":{"title":"Tsy ny fijaliana rehetra dia fahantrana lalina avokoa - Joseph Wresinski EN","robots":{"index":"index","follow":"follow","max-snippet":"max-snippet:-1","max-image-preview":"max-image-preview:large","max-video-preview":"max-video-preview:-1"},"canonical":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/tsy-ny-fijaliana-rehetra-dia-fahantrana-lalina-avokoa\/","og_locale":"en_US","og_type":"article","og_title":"Tsy ny fijaliana rehetra dia fahantrana lalina avokoa - Joseph Wresinski EN","og_description":"(&#8230;). Tsy ny \u00a0fijaliana rehetra dia \u00a0fahantrana lalina avokoa, ny mifanohitra amin&#8217;izany no izy! Anisan&#8217;ny toetry ny olombelona ny fijaliana, (...) Read more &rarr;","og_url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/tsy-ny-fijaliana-rehetra-dia-fahantrana-lalina-avokoa\/","og_site_name":"Joseph Wresinski EN","article_published_time":"2025-10-03T22:00:28+00:00","og_image":[{"width":1024,"height":832,"url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2025\/10\/1024px-Dramaten_mask_2008a.jpg","type":"image\/jpeg"}],"author":"Jean Tonglet","twitter_card":"summary_large_image","twitter_misc":{"Written by":"Jean Tonglet","Est. reading time":"4 minutes"},"schema":{"@context":"https:\/\/schema.org","@graph":[{"@type":"Article","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/tsy-ny-fijaliana-rehetra-dia-fahantrana-lalina-avokoa\/#article","isPartOf":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/tsy-ny-fijaliana-rehetra-dia-fahantrana-lalina-avokoa\/"},"author":{"name":"Jean Tonglet","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0"},"headline":"Tsy ny fijaliana rehetra dia fahantrana lalina avokoa","datePublished":"2025-10-03T22:00:28+00:00","mainEntityOfPage":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/tsy-ny-fijaliana-rehetra-dia-fahantrana-lalina-avokoa\/"},"wordCount":884,"commentCount":0,"image":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/tsy-ny-fijaliana-rehetra-dia-fahantrana-lalina-avokoa\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2025\/10\/1024px-Dramaten_mask_2008a.jpg","articleSection":["Asasoratra","MALAGASY","Other languages"],"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"CommentAction","name":"Comment","target":["https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/tsy-ny-fijaliana-rehetra-dia-fahantrana-lalina-avokoa\/#respond"]}]},{"@type":"WebPage","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/tsy-ny-fijaliana-rehetra-dia-fahantrana-lalina-avokoa\/","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/tsy-ny-fijaliana-rehetra-dia-fahantrana-lalina-avokoa\/","name":"Tsy ny fijaliana rehetra dia fahantrana lalina avokoa - Joseph Wresinski EN","isPartOf":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#website"},"primaryImageOfPage":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/tsy-ny-fijaliana-rehetra-dia-fahantrana-lalina-avokoa\/#primaryimage"},"image":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/tsy-ny-fijaliana-rehetra-dia-fahantrana-lalina-avokoa\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2025\/10\/1024px-Dramaten_mask_2008a.jpg","datePublished":"2025-10-03T22:00:28+00:00","author":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0"},"breadcrumb":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/tsy-ny-fijaliana-rehetra-dia-fahantrana-lalina-avokoa\/#breadcrumb"},"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"ReadAction","target":["https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/tsy-ny-fijaliana-rehetra-dia-fahantrana-lalina-avokoa\/"]}]},{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/tsy-ny-fijaliana-rehetra-dia-fahantrana-lalina-avokoa\/#primaryimage","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2025\/10\/1024px-Dramaten_mask_2008a.jpg","contentUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2025\/10\/1024px-Dramaten_mask_2008a.jpg","width":1024,"height":832,"caption":"KONICA MINOLTA DIGITAL CAMERA"},{"@type":"BreadcrumbList","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/tsy-ny-fijaliana-rehetra-dia-fahantrana-lalina-avokoa\/#breadcrumb","itemListElement":[{"@type":"ListItem","position":1,"name":"Home","item":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/"},{"@type":"ListItem","position":2,"name":"Tsy ny fijaliana rehetra dia fahantrana lalina avokoa"}]},{"@type":"WebSite","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#website","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/","name":"Joseph Wresinski EN","description":"A website coordinated by the Joseph Wresinski Centre","potentialAction":[{"@type":"SearchAction","target":{"@type":"EntryPoint","urlTemplate":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/?s={search_term_string}"},"query-input":{"@type":"PropertyValueSpecification","valueRequired":true,"valueName":"search_term_string"}}],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"Person","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0","name":"Jean Tonglet","image":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","url":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","contentUrl":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","caption":"Jean Tonglet"},"url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/author\/jean\/"}]}},"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/5137","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/users\/4"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=5137"}],"version-history":[{"count":2,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/5137\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":5147,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/5137\/revisions\/5147"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/media\/5143"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=5137"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=5137"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=5137"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}