{"id":5257,"date":"2026-02-14T00:00:50","date_gmt":"2026-02-13T23:00:50","guid":{"rendered":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/?p=5257"},"modified":"2026-02-16T10:33:29","modified_gmt":"2026-02-16T09:33:29","slug":"teraka-tao-angers-aho-taminny-12-febroary-1917","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/teraka-tao-angers-aho-taminny-12-febroary-1917\/","title":{"rendered":"Teraka tao Angers aho tamin&#8217;ny 12 Febroary 1917\u2026"},"content":{"rendered":"<p>Teraka tao Angers aho. P\u00f4l\u00f4ney ny raiko. Niasa tamin&#8217;ny indostria izy. Nalefa tany Madrid izy ka tany no \u00a0nihaonany tamin&#8217;ny reniko. Mbola noho ny\u00a0 asa ihany, dia tonga tany Frantsa izy ireo avy eo. Tamin\u2019ny \u00a0fanambarana ny ady, dia samy tany Parisy izy roa. Nosamborina ny raiko\u2014ary mazava ho azy fa nanaraka azy koa ny reniko\u2014tamin\u2019ny fotoana \u00a0nanambarana ny ady io. Satria moa izy teratany P\u00f4l\u00f4ney-Alem\u00e0, dia noheverina ho Alem\u00e0 izy, ka nalefa tany am-ponja, nogadraina. Notazonina izy, raha izay no tianareo hilazana azy, niaraka tamin&#8217;ny vadiny sy Louis zanany lahy. Fijaliana tsy misy toy izany foana ny fitanana am-ponja. Nisy zaza iray teraka tamin&#8217;io fotoana io \u2014ny anabaviko\u2014ary satria tsy afaka nanome sakafo azy izy ireo, dia maty noho ny hanoanana izy. Nanamarika mafy ny reniko io zaza\u00a0 matin\u2019 ny hanoanana io. Mino aho fa tokony ho herintaona teo ho eo izy tamin\u2019izany. Tena mafy no nahazo azy ireo satria avy tao am-ponja, dia nalefa tany Saumur indray. Tonga nanompa azy ireo ny mponin\u2019i Saumur, sady notorahan-dry zareo vato namaky ny fefy vy nisy azy ireo. Nohidiana \u00a0tao amin&#8217;ny tranon\u2019ny Seminera Zokiny tao Angers izay nalain\u2019ny fanjakana ho amin\u2019izany indray izy ireo taorian\u2019izay, ary mbola niaraka tamin\u2019izany foana ny reniko. Notazonina izy roa. Ny raiko moa P\u00f4l\u00f4ney-Alem\u00e0, noho izany dia noheverina ho fahavalon&#8217;ny firenena frantsay. Nisy fiantraikany lalina tamin&#8217;ny raiko izany; ary tsy tafarina tamin\u2019izany\u00a0 mihitsy izy .<\/p>\n<p>Tao amin&#8217;ny hopitalin\u2019i Angers aho no teraka \u00a0tamin&#8217;ny taona \u00a01917. Rehefa nivoaka ny fitanana am-ponja ny raiko dia nanori-ponenana tao amin&#8217;ny lalana \u00a0Saint-Jacques izy ireo. Tao ny raiko no nanandrana nanao asa fanamboaran-javatra madinidinika \u00a0mba hahazoana fivelomana. Mpanamboatra famantaranandro no asan\u2019ny raibeko, ankilany avy any Polonina; nanamboatra famantaranandro izy, ary nanomboka nanamboatra famantaranandro koa ny raiko. Indray andro, nisy olona nanankina taminy famantaranandro vita tamin\u2019ny volamena. Nisy amerikana roa niditra tao amin&#8217;ny tranokely fias\u00e0ny. Nangalarin&#8217;izy ireo ilay famantaranandro. Azonareo an-tsaina angamba fa dia niely patrana ny tsaho teo amin&#8217;ny manodidina. Nanao izay fara heriny ny raiko mba hanonerana ilay famantaranandro, kanefa\u00a0 raikitra tao amin&#8217;ny manodidina fa izahay dia toy ny \u00a0mpangalatra ihany.<\/p>\n<p>Ary vao maika nisy fiantraikany mafy \u00a0tamin&#8217;ny raiko \u00a0koa izany. Nahatonga azy hino fa tsy mety aminy intsony ny\u00a0 mijanona eto Frantsa. Nahatsiaro ho afa-baraka izy. Nipetraka tao aminy ny faniriana ny handeha, hiverina any P\u00f4l\u00f4nina. Nisalasala ny reniko satria vehivavy efa niaina fahantrana sy fahasahiranana izy ka noho izany dia tsy irony karazan\u2019 olona sahy manao vy very ny ainy irony, indrindra noho ireto zanany. Koa tsy nanaiky ny hiaraka aminy avy hatrany izy, ary indray andro, dia very tsy hitany intsony na dia ny dian-tongotry ny raiko aza. Raha fotorina dia tsy nisaraka noho ny antony ara-pianakaviana izy ireo, fa nisy io fisarahana io noho ny toe-javatra nitranga teo amin&#8217;ny fiainana. (\u2026)<\/p>\n<p>[[Tamin&#8217;ny voalohany dia nandeha\u00a0 tany Sarre ny raiko]. Nahazo vaovao avy taminy izahay; nangataka foana \u00a0ny reniko izy \u00a0hiverina, hiaraka aminy, nangataka anay rehetra hiaraka aminy any \u00a0koa izy. Saingy tsy te hitondra anay any amin\u2019ny lalana tsy fantatra ny reninay raha tsy misy antoka tsara , raha tsy misy zavatra ianteherana, azonao ve? Koa nisalasala foana izy, nisalasala teny, ary indray andro, tsy nahazo vaovao intsony izahay. Tat\u1ef3 aoriana\u2014satria nanandrana nanao fikarohana ihany izahay\u2014dia fantatray fa niverina tany P\u00f4l\u00f4nina izy ary nanjavona nandritra ny fanapoahana baomba tao Dantzig (Gdansk ankehitriny). Niverina tany Dantzig izy. Izay ihany no fantatray ny momba azy.<\/p>\n<p>Noho izany dia\u00a0 niara-nipetraka tamin&#8217;ny reninay ihany izahay. Tena olon-dehibe\u00a0 nanana ny maha-izy azy izy,\u00a0 nahay nanao izay hanajan\u2019ny manodidina\u00a0 azy azy, tsy noho izy nitaraina, fa noho izy nitazona ireo zanany. Voafehiny\u00a0 ny faharanitan-tsainy. Ary izany no antony nitolomako foana ny hahazoan\u2019ny ankizy sy ny tanora izay mihaona amintsika, dia ny hampianarantsika azy ireo hifehy ny faharanitan-tsainy. Ny mahafaty ny mahantra anie dia ny\u00a0 tsy fananana valiny rehefa ao anatin\u2019ny trangan-javatra sarotra e\u00a0; noho izay toe-javatra izay mihitsy, dia tsy afaka ny ho tafavoaka izy ireo. Tsy hananany ny fampifandraisana ny hevitra. Izany no zava-dehibe indrindra. Tsy hananan\u2019izy ireo io fampifandraisana ny fandinihana, sy ny hevitra io.\u00a0 Tsy hainy ny mandray \u00a0ny zava-mitranga, na ny zavatra fanararaotra ihany koa Fanampin\u2019izany, tsy hain\u2019izy ireo ny mangina amin\u2019ny fotoana tokony hanginana, ny miataka kely\u00a0 raha toa ka ilaina, ary mandroso\u00a0 rehefa\u00a0 tokony handroso. Azonao ve?<\/p>\n<p>Izany no iray amin&#8217;ireo antony, rehefa tonga tao amin&#8217;ny toby Noisy-le-Grand ny tenako, dia ny fananganana\u00a0 toeram-pilalaovan\u2019ny ankizy \u00a0sy \u00a0tranomboky hanarahana ny\u00a0 amin\u2019ny sekoly, no tena nanahiran-tsaina ahy kokoa\u00a0 fa tsy ny fizarana zavatra \u00a0na hafa. Ny zavatra nahamaika ahy \u00a0dia ny &#8220;fizarana fahalalana.&#8221; Nahita zazalahy sy zazavavy maro tena manana fahiratan-tsaina mahavariana aho, saingy\u00a0 tsy nanao na inona na inona izy ireo tany ampianarana. Toy ny vahiny ny fahatsapan\u2019izy ireo ny tenany, \u00a0toy ny any amin&#8217;ny tontolo hafa tanteraka. Hitako ny naha-lehibe an-dry zareo, hoy aho anakam-po\u00a0: kanefa raha tany amin\u2019ny toeran-kafa\u00a0 na aiza na aiza izao ireo ankizy ireo ankehitriny mety ho efa\u00a0 mpampianatra, mpitsabo, angamba pretra mihitsy .Tena voadingana tanteraka\u00a0 \u00a0mihitsy ny fiainan\u2019 izy ireo noho ity toe-javatra tsy voafehiny\u00a0 ity, satria tsy voafehin\u2019izy ireo\u00a0 ny fampiasan-tsainy (&#8230;) Tena lalina ilay tsy rariny e!<\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Teraka tao Angers aho. P\u00f4l\u00f4ney ny raiko. Niasa tamin&#8217;ny indostria izy. Nalefa tany Madrid izy ka tany no \u00a0nihaonany tamin&#8217;ny (&#8230;) <a class=\"more-link\" href=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/teraka-tao-angers-aho-taminny-12-febroary-1917\/\">Read more <span class=\"meta-nav\">&rarr;<\/span><\/a><\/p>\n","protected":false},"author":4,"featured_media":5252,"comment_status":"open","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"_acf_changed":false,"ep_exclude_from_search":false,"footnotes":""},"categories":[57,159],"tags":[],"class_list":["post-5257","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-malagasy","category-other-languages"],"acf":[],"yoast_head":"<!-- This site is optimized with the Yoast SEO plugin v28.0 - https:\/\/yoast.com\/product\/yoast-seo-wordpress\/ -->\n<title>Teraka tao Angers aho tamin&#039;ny 12 Febroary 1917\u2026 - Joseph Wresinski EN<\/title>\n<meta name=\"robots\" content=\"index, follow, max-snippet:-1, max-image-preview:large, max-video-preview:-1\" \/>\n<link rel=\"canonical\" href=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/teraka-tao-angers-aho-taminny-12-febroary-1917\/\" \/>\n<meta property=\"og:locale\" content=\"en_US\" \/>\n<meta property=\"og:type\" content=\"article\" \/>\n<meta property=\"og:title\" content=\"Teraka tao Angers aho tamin&#039;ny 12 Febroary 1917\u2026 - Joseph Wresinski EN\" \/>\n<meta property=\"og:description\" content=\"Teraka tao Angers aho. P\u00f4l\u00f4ney ny raiko. Niasa tamin&#8217;ny indostria izy. Nalefa tany Madrid izy ka tany no \u00a0nihaonany tamin&#8217;ny (...) Read more &rarr;\" \/>\n<meta property=\"og:url\" content=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/teraka-tao-angers-aho-taminny-12-febroary-1917\/\" \/>\n<meta property=\"og:site_name\" content=\"Joseph Wresinski EN\" \/>\n<meta property=\"article:published_time\" content=\"2026-02-13T23:00:50+00:00\" \/>\n<meta property=\"article:modified_time\" content=\"2026-02-16T09:33:29+00:00\" \/>\n<meta property=\"og:image\" content=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2026\/02\/CIJW-0070-641-002-1964-Angers-rue-Saint-Jacques-1-scaled.jpg\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:width\" content=\"2560\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:height\" content=\"1791\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:type\" content=\"image\/jpeg\" \/>\n<meta name=\"author\" content=\"Jean Tonglet\" \/>\n<meta name=\"twitter:card\" content=\"summary_large_image\" \/>\n<meta name=\"twitter:label1\" content=\"Written by\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data1\" content=\"Jean Tonglet\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:label2\" content=\"Est. reading time\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data2\" content=\"4 minutes\" \/>\n<script type=\"application\/ld+json\" class=\"yoast-schema-graph\">{\"@context\":\"https:\\\/\\\/schema.org\",\"@graph\":[{\"@type\":\"Article\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/teraka-tao-angers-aho-taminny-12-febroary-1917\\\/#article\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/teraka-tao-angers-aho-taminny-12-febroary-1917\\\/\"},\"author\":{\"name\":\"Jean Tonglet\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\"},\"headline\":\"Teraka tao Angers aho tamin&#8217;ny 12 Febroary 1917\u2026\",\"datePublished\":\"2026-02-13T23:00:50+00:00\",\"dateModified\":\"2026-02-16T09:33:29+00:00\",\"mainEntityOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/teraka-tao-angers-aho-taminny-12-febroary-1917\\\/\"},\"wordCount\":904,\"commentCount\":0,\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/teraka-tao-angers-aho-taminny-12-febroary-1917\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2026\\\/02\\\/CIJW-0070-641-002-1964-Angers-rue-Saint-Jacques-1-scaled.jpg\",\"articleSection\":[\"MALAGASY\",\"Other languages\"],\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"CommentAction\",\"name\":\"Comment\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/teraka-tao-angers-aho-taminny-12-febroary-1917\\\/#respond\"]}]},{\"@type\":\"WebPage\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/teraka-tao-angers-aho-taminny-12-febroary-1917\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/teraka-tao-angers-aho-taminny-12-febroary-1917\\\/\",\"name\":\"Teraka tao Angers aho tamin'ny 12 Febroary 1917\u2026 - Joseph Wresinski EN\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#website\"},\"primaryImageOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/teraka-tao-angers-aho-taminny-12-febroary-1917\\\/#primaryimage\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/teraka-tao-angers-aho-taminny-12-febroary-1917\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2026\\\/02\\\/CIJW-0070-641-002-1964-Angers-rue-Saint-Jacques-1-scaled.jpg\",\"datePublished\":\"2026-02-13T23:00:50+00:00\",\"dateModified\":\"2026-02-16T09:33:29+00:00\",\"author\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\"},\"breadcrumb\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/teraka-tao-angers-aho-taminny-12-febroary-1917\\\/#breadcrumb\"},\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"ReadAction\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/teraka-tao-angers-aho-taminny-12-febroary-1917\\\/\"]}]},{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/teraka-tao-angers-aho-taminny-12-febroary-1917\\\/#primaryimage\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2026\\\/02\\\/CIJW-0070-641-002-1964-Angers-rue-Saint-Jacques-1-scaled.jpg\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2026\\\/02\\\/CIJW-0070-641-002-1964-Angers-rue-Saint-Jacques-1-scaled.jpg\",\"width\":2560,\"height\":1791},{\"@type\":\"BreadcrumbList\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/teraka-tao-angers-aho-taminny-12-febroary-1917\\\/#breadcrumb\",\"itemListElement\":[{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":1,\"name\":\"Home\",\"item\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/\"},{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":2,\"name\":\"Teraka tao Angers aho tamin&#8217;ny 12 Febroary 1917\u2026\"}]},{\"@type\":\"WebSite\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#website\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/\",\"name\":\"Joseph Wresinski EN\",\"description\":\"A website coordinated by the Joseph Wresinski Centre\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"SearchAction\",\"target\":{\"@type\":\"EntryPoint\",\"urlTemplate\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/?s={search_term_string}\"},\"query-input\":{\"@type\":\"PropertyValueSpecification\",\"valueRequired\":true,\"valueName\":\"search_term_string\"}}],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"Person\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\",\"name\":\"Jean Tonglet\",\"image\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"url\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"caption\":\"Jean Tonglet\"},\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/author\\\/jean\\\/\"}]}<\/script>\n<!-- \/ Yoast SEO plugin. -->","yoast_head_json":{"title":"Teraka tao Angers aho tamin'ny 12 Febroary 1917\u2026 - Joseph Wresinski EN","robots":{"index":"index","follow":"follow","max-snippet":"max-snippet:-1","max-image-preview":"max-image-preview:large","max-video-preview":"max-video-preview:-1"},"canonical":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/teraka-tao-angers-aho-taminny-12-febroary-1917\/","og_locale":"en_US","og_type":"article","og_title":"Teraka tao Angers aho tamin'ny 12 Febroary 1917\u2026 - Joseph Wresinski EN","og_description":"Teraka tao Angers aho. P\u00f4l\u00f4ney ny raiko. Niasa tamin&#8217;ny indostria izy. Nalefa tany Madrid izy ka tany no \u00a0nihaonany tamin&#8217;ny (...) Read more &rarr;","og_url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/teraka-tao-angers-aho-taminny-12-febroary-1917\/","og_site_name":"Joseph Wresinski EN","article_published_time":"2026-02-13T23:00:50+00:00","article_modified_time":"2026-02-16T09:33:29+00:00","og_image":[{"width":2560,"height":1791,"url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2026\/02\/CIJW-0070-641-002-1964-Angers-rue-Saint-Jacques-1-scaled.jpg","type":"image\/jpeg"}],"author":"Jean Tonglet","twitter_card":"summary_large_image","twitter_misc":{"Written by":"Jean Tonglet","Est. reading time":"4 minutes"},"schema":{"@context":"https:\/\/schema.org","@graph":[{"@type":"Article","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/teraka-tao-angers-aho-taminny-12-febroary-1917\/#article","isPartOf":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/teraka-tao-angers-aho-taminny-12-febroary-1917\/"},"author":{"name":"Jean Tonglet","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0"},"headline":"Teraka tao Angers aho tamin&#8217;ny 12 Febroary 1917\u2026","datePublished":"2026-02-13T23:00:50+00:00","dateModified":"2026-02-16T09:33:29+00:00","mainEntityOfPage":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/teraka-tao-angers-aho-taminny-12-febroary-1917\/"},"wordCount":904,"commentCount":0,"image":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/teraka-tao-angers-aho-taminny-12-febroary-1917\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2026\/02\/CIJW-0070-641-002-1964-Angers-rue-Saint-Jacques-1-scaled.jpg","articleSection":["MALAGASY","Other languages"],"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"CommentAction","name":"Comment","target":["https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/teraka-tao-angers-aho-taminny-12-febroary-1917\/#respond"]}]},{"@type":"WebPage","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/teraka-tao-angers-aho-taminny-12-febroary-1917\/","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/teraka-tao-angers-aho-taminny-12-febroary-1917\/","name":"Teraka tao Angers aho tamin'ny 12 Febroary 1917\u2026 - Joseph Wresinski EN","isPartOf":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#website"},"primaryImageOfPage":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/teraka-tao-angers-aho-taminny-12-febroary-1917\/#primaryimage"},"image":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/teraka-tao-angers-aho-taminny-12-febroary-1917\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2026\/02\/CIJW-0070-641-002-1964-Angers-rue-Saint-Jacques-1-scaled.jpg","datePublished":"2026-02-13T23:00:50+00:00","dateModified":"2026-02-16T09:33:29+00:00","author":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0"},"breadcrumb":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/teraka-tao-angers-aho-taminny-12-febroary-1917\/#breadcrumb"},"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"ReadAction","target":["https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/teraka-tao-angers-aho-taminny-12-febroary-1917\/"]}]},{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/teraka-tao-angers-aho-taminny-12-febroary-1917\/#primaryimage","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2026\/02\/CIJW-0070-641-002-1964-Angers-rue-Saint-Jacques-1-scaled.jpg","contentUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2026\/02\/CIJW-0070-641-002-1964-Angers-rue-Saint-Jacques-1-scaled.jpg","width":2560,"height":1791},{"@type":"BreadcrumbList","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/teraka-tao-angers-aho-taminny-12-febroary-1917\/#breadcrumb","itemListElement":[{"@type":"ListItem","position":1,"name":"Home","item":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/"},{"@type":"ListItem","position":2,"name":"Teraka tao Angers aho tamin&#8217;ny 12 Febroary 1917\u2026"}]},{"@type":"WebSite","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#website","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/","name":"Joseph Wresinski EN","description":"A website coordinated by the Joseph Wresinski Centre","potentialAction":[{"@type":"SearchAction","target":{"@type":"EntryPoint","urlTemplate":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/?s={search_term_string}"},"query-input":{"@type":"PropertyValueSpecification","valueRequired":true,"valueName":"search_term_string"}}],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"Person","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0","name":"Jean Tonglet","image":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","url":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","contentUrl":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","caption":"Jean Tonglet"},"url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/author\/jean\/"}]}},"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/5257","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/users\/4"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=5257"}],"version-history":[{"count":3,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/5257\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":5275,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/5257\/revisions\/5275"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/media\/5252"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=5257"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=5257"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=5257"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}