{"id":5349,"date":"2026-09-03T13:00:42","date_gmt":"2026-09-03T11:00:42","guid":{"rendered":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/?p=5349"},"modified":"2026-09-04T16:21:58","modified_gmt":"2026-09-04T14:21:58","slug":"inona-no-hatao-amin-ity-taona-1987-ity","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/inona-no-hatao-amin-ity-taona-1987-ity\/","title":{"rendered":"Inona no hatao amin\u2019 ity taona 1987 ity?"},"content":{"rendered":"<p><em>Tany am-piandohan&#8217;ny taona 1987, nandritra ny fivoriana niarahana tamin&#8217;ireo mpilatsaka an-tsitrapo tao amin&#8217;ny Ivotoerana\u00a0 Iraisam-pirenenan\u2019ny Fikambanana tao M\u00e9ry-sur-Oise, no \u00a0nizaran\u2019i Mompera \u00a0Joseph Wresinski ny fanantenany ny amin&#8217;io taona io izay\u00a0 nanamarika ny faha-30 taonan&#8217;ny Fikambanana. Ity lahatsoratra ity, nivoaka tao amin&#8217;ny Tahirinkevitr\u2019i Pierrelaye, \u00a0tamin&#8217;ny volana Janoary-Martsa 1987, no\u00a0 namerina ny zavatra nolazainy. Eto am-piomanantsika ny Andro manerantany ho an&#8217;ny fandavana ny fahantrana lalina , dia handeha hovakiana indray ny voalazany\u00a0 mikasika\u00a0 ny dikan&#8217;io andro fahatsiarovana ireo olona nijaly noho ny \u00a0fahantrana lalina ho avy io \u00a0na dia mbola tsy voafaritra aza ny datin&#8217;ny 17 Oktobra tamin\u2019izany, sy ireo &#8220;fotoana \u00a0telo&#8221; ho raiketina ao anatiny.<\/em><\/p>\n<p>Marina \u00a0fa ho antsika dia \u00a0taona ho an&#8217;ny daholobe\u00a0 ny taona 1987, miaraka amin&#8217;ireo hetsika rehetra hanamarihana ny faha-30 taonan&#8217;ny Firohotana. Tsy manakana azy \u00a0ho taonan\u2019ny fandinihana koa anefa \u00a0izany.<\/p>\n<p>Tsy azo ial\u00e0na mihitsy ary izany raha tiantsika ny hanome fototra mafy orina sy dikany manokana ho an&#8217;ny faha-telopolo taonan\u2019ny Firohotana.<\/p>\n<p>Ity taona ity ho antsika dia tsy maintsy ho taona \u00a0ahafahantsika \u00a0miverina indray mahafantatra ireo fianakaviana sy ny andraikitsika amin&#8217;izy ireo (&#8230;) Nandritra izay telopolo taona, nihaonantsika \u00a0tamin&#8217;ireo fianakaviana niaina tao anatin&#8217;ny fahantrana lalina ireo, dia nanandrana isika ny\u00a0 namaly tamin&#8217;ny fomba nifanaraka indrindra tamin\u2019 ny toe-javatra niainan\u2019izy ireo : tamin&#8217;ny fananganana\u00a0 sehatr&#8217;asa \u00a0Fahazazana voalohany ho an\u2019ny ankizy kely indrindra\u00a0 sy ny renin\u2019izy ireo, sehatr\u2019asa ho an&#8217;ny ankizy, sehatr&#8217;asa ho an&#8217;ny tanora\u2026 Kanefa\u00a0 na inona na inona sehatr&#8217;asa nataontsika, dia ilaintsika foana ny maneho, mampahafantatra \u00a0ny <strong>fianakaviana sahirana rehetra<\/strong>. Nihevitra isika fa ny sehatr\u2019asa manokana rehetra izay natao dia nahakasika sy tsy maintsy nanetsika \u00a0ny\u00a0 \u00a0fianakaviana iray manontolo. (&#8230;)<\/p>\n<p>Amin&#8217;ny alalan&#8217;ireo sehatra\u2019asantsika ireo isika no\u00a0 vavolombelon\u2019ireo mponina, vavolombelon\u2019ny fahafahany manao zavatra, vavolombelona fa afaka \u00a0miditra ao amin&#8217;ny fiaraha-monina izy ireo. Mba hahatratrarana izany, dia tsy maintsy mbola manamafy hatrany isika \u00a0ny fahalalana entitra \u00a0ny fiaraha-monina izay efa iainan&#8217;ireo fianakaviana ireo sy izay mbola hiainany, miaraka amin&#8217;ireo tolotra azony homena azy ireo , sy ireo zava-dratsy homaniny ho an\u2019izy ireo koa. . Tompon&#8217;andraikitra amin&#8217;ny mponina iray isika, amin&#8217;ny hoaviny. (&#8230;)<\/p>\n<p>Io fahalalana nohamafisina io, io sehatr\u2019asa mazava tsara io no tohana\u00a0 sy zezika \u00a0ho an&#8217;ity tsingerintaona ity. Ho an&#8217;ity fotoana ity, eo amin&#8217;ny lafiny\u00a0 ho an&#8217;ny daholobe, ny Firohotana\u00a0 iraisam-pirenena dia hifantoka amin&#8217;ny sori-dalana\u00a0 telo matotra tsara\u00a0:<\/p>\n<p>&#8211; ny fanombohana ny fanentanana manodidina ny tatitra &#8220;Fahantrana lalina \u00a0sy \u00a0ny fahantrana\u00a0 ara-toekarena sy ara-tsosialy,&#8221; izay hatolotra ny Filankevitra ara-toekarena sy ara-tsosialy amin&#8217;ny volana Febroary;<\/p>\n<p>&#8211; ny fihaonambe any\u00a0 Amerika Atsimo karakarain&#8217;ny Vondrona maharitra\u00a0 momba ny Fahantrana faraidiny \u00a0manerantany atao \u00a0amin&#8217;ny volana Jona;<\/p>\n<p>ary<\/p>\n<p>&#8211; ny andro fahatsiarovana ireo olona rehetra nijaly \u00a0tamin&#8217;ny fanitsakitsahana ny zon&#8217;olombelona, \u200b\u200bizay hotanterahina \u00a0amin&#8217;ny fizarana telo:<\/p>\n<ul>\n<li><strong>Ny fotoam-bavaka ara-pinoana <\/strong>, izay tokony hatao ao amin&#8217;ny Katedralin&#8217;i Notre-Dame de Paris;<\/li>\n<li><strong>Ny fotoanan\u2019ny \u00ab\u00a0vavaka tsy miankina amin\u2019ny finoana\u00a0\u00bb<\/strong>: ny fahatsiarovana izay antenaintsika\u00a0 handraisan\u2019 ireo nahazo ny loka Nobel, ireo olo-malaza misehatra amin\u2019ny \u00a0Zon&#8217;olombelona, \u200b\u200bary angamba ny Filohan&#8217;ny Repoblika Frantsay.<\/li>\n<\/ul>\n<p>Ireo rehetra ireo, dia antenaina fa\u00a0 ho lasa fomba amam-panao\u00a0 ao anatin&#8217;ny Firohotana \u00a0ity andro fahatsiarovana ity. Iza no mahalala\u00a0? ampiarahina\u00a0 amin\u2019ny faharetana be dia be\u00a0 sy diplaomasia ve, tsy ho lasa androm-pirenena \u00a0any amin&#8217;ny firenena maro ?<\/p>\n<ul>\n<li><strong>Fotoanan\u2019ny fetim-bahoaka<\/strong>, ny hariva, ao amin&#8217;ny Kianjan\u2019ny fanatanjahan-tena ao \u00a0Bercy, ao Paris, eo anatrehan&#8217;ny manampahefana ara-politika maro..<\/li>\n<\/ul>\n<p>Izay raha fintinina, ny \u00a0rafitra hanohanana ity tsingerintaona ity. (&#8230;) Raha afaka manangona ny herintsika isika fa tsy manaparitaka azy, dia ho afaka hanao izay telopolo taona izay ho fotoana ahafahantsika manamafy ny maha-izy antsika.<\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Tany am-piandohan&#8217;ny taona 1987, nandritra ny fivoriana niarahana tamin&#8217;ireo mpilatsaka an-tsitrapo tao amin&#8217;ny Ivotoerana\u00a0 Iraisam-pirenenan\u2019ny Fikambanana tao M\u00e9ry-sur-Oise, no \u00a0nizaran\u2019i (&#8230;) <a class=\"more-link\" href=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/inona-no-hatao-amin-ity-taona-1987-ity\/\">Read more <span class=\"meta-nav\">&rarr;<\/span><\/a><\/p>\n","protected":false},"author":4,"featured_media":3808,"comment_status":"open","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"_acf_changed":false,"ep_exclude_from_search":false,"footnotes":""},"categories":[134,57,159],"tags":[],"class_list":["post-5349","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-ecrits-malgache","category-malagasy","category-other-languages"],"acf":[],"yoast_head":"<!-- This site is optimized with the Yoast SEO plugin v28.4 - https:\/\/yoast.com\/product\/yoast-seo-wordpress\/ -->\n<title>Inona no hatao amin\u2019 ity taona 1987 ity? - Joseph Wresinski EN<\/title>\n<meta name=\"robots\" content=\"index, follow, max-snippet:-1, max-image-preview:large, max-video-preview:-1\" \/>\n<link rel=\"canonical\" href=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/inona-no-hatao-amin-ity-taona-1987-ity\/\" \/>\n<meta property=\"og:locale\" content=\"en_US\" \/>\n<meta property=\"og:type\" content=\"article\" \/>\n<meta property=\"og:title\" content=\"Inona no hatao amin\u2019 ity taona 1987 ity? - Joseph Wresinski EN\" \/>\n<meta property=\"og:description\" content=\"Tany am-piandohan&#8217;ny taona 1987, nandritra ny fivoriana niarahana tamin&#8217;ireo mpilatsaka an-tsitrapo tao amin&#8217;ny Ivotoerana\u00a0 Iraisam-pirenenan\u2019ny Fikambanana tao M\u00e9ry-sur-Oise, no \u00a0nizaran\u2019i (...) Read more &rarr;\" \/>\n<meta property=\"og:url\" content=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/inona-no-hatao-amin-ity-taona-1987-ity\/\" \/>\n<meta property=\"og:site_name\" content=\"Joseph Wresinski EN\" \/>\n<meta property=\"article:published_time\" content=\"2026-09-03T11:00:42+00:00\" \/>\n<meta property=\"article:modified_time\" content=\"2026-09-04T14:21:58+00:00\" \/>\n<meta property=\"og:image\" content=\"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2019\/12\/AR0300126006.jpg\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:width\" content=\"775\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:height\" content=\"1100\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:type\" content=\"image\/jpeg\" \/>\n<meta name=\"author\" content=\"Jean Tonglet\" \/>\n<meta name=\"twitter:card\" content=\"summary_large_image\" \/>\n<meta name=\"twitter:label1\" content=\"Written by\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data1\" content=\"Jean Tonglet\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:label2\" content=\"Est. reading time\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data2\" content=\"3 minutes\" \/>\n<script type=\"application\/ld+json\" class=\"yoast-schema-graph\">{\"@context\":\"https:\\\/\\\/schema.org\",\"@graph\":[{\"@type\":\"Article\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/inona-no-hatao-amin-ity-taona-1987-ity\\\/#article\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/inona-no-hatao-amin-ity-taona-1987-ity\\\/\"},\"author\":{\"name\":\"Jean Tonglet\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\"},\"headline\":\"Inona no hatao amin\u2019 ity taona 1987 ity?\",\"datePublished\":\"2026-09-03T11:00:42+00:00\",\"dateModified\":\"2026-09-04T14:21:58+00:00\",\"mainEntityOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/inona-no-hatao-amin-ity-taona-1987-ity\\\/\"},\"wordCount\":635,\"commentCount\":0,\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/inona-no-hatao-amin-ity-taona-1987-ity\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2019\\\/12\\\/AR0300126006.jpg\",\"articleSection\":[\"Asasoratra\",\"MALAGASY\",\"Other languages\"],\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"CommentAction\",\"name\":\"Comment\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/inona-no-hatao-amin-ity-taona-1987-ity\\\/#respond\"]}]},{\"@type\":\"WebPage\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/inona-no-hatao-amin-ity-taona-1987-ity\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/inona-no-hatao-amin-ity-taona-1987-ity\\\/\",\"name\":\"Inona no hatao amin\u2019 ity taona 1987 ity? - Joseph Wresinski EN\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#website\"},\"primaryImageOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/inona-no-hatao-amin-ity-taona-1987-ity\\\/#primaryimage\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/inona-no-hatao-amin-ity-taona-1987-ity\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2019\\\/12\\\/AR0300126006.jpg\",\"datePublished\":\"2026-09-03T11:00:42+00:00\",\"dateModified\":\"2026-09-04T14:21:58+00:00\",\"author\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\"},\"breadcrumb\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/inona-no-hatao-amin-ity-taona-1987-ity\\\/#breadcrumb\"},\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"ReadAction\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/inona-no-hatao-amin-ity-taona-1987-ity\\\/\"]}]},{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/inona-no-hatao-amin-ity-taona-1987-ity\\\/#primaryimage\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2019\\\/12\\\/AR0300126006.jpg\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/wp-content\\\/uploads\\\/sites\\\/3\\\/2019\\\/12\\\/AR0300126006.jpg\",\"width\":775,\"height\":1100},{\"@type\":\"BreadcrumbList\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/inona-no-hatao-amin-ity-taona-1987-ity\\\/#breadcrumb\",\"itemListElement\":[{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":1,\"name\":\"Home\",\"item\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/\"},{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":2,\"name\":\"Inona no hatao amin\u2019 ity taona 1987 ity?\"}]},{\"@type\":\"WebSite\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#website\",\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/\",\"name\":\"Joseph Wresinski EN\",\"description\":\"A website coordinated by the Joseph Wresinski Centre\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"SearchAction\",\"target\":{\"@type\":\"EntryPoint\",\"urlTemplate\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/?s={search_term_string}\"},\"query-input\":{\"@type\":\"PropertyValueSpecification\",\"valueRequired\":true,\"valueName\":\"search_term_string\"}}],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"Person\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0\",\"name\":\"Jean Tonglet\",\"image\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"url\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g\",\"caption\":\"Jean Tonglet\"},\"url\":\"https:\\\/\\\/www.joseph-wresinski.org\\\/en\\\/author\\\/jean\\\/\"}]}<\/script>\n<!-- \/ Yoast SEO plugin. -->","yoast_head_json":{"title":"Inona no hatao amin\u2019 ity taona 1987 ity? - Joseph Wresinski EN","robots":{"index":"index","follow":"follow","max-snippet":"max-snippet:-1","max-image-preview":"max-image-preview:large","max-video-preview":"max-video-preview:-1"},"canonical":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/inona-no-hatao-amin-ity-taona-1987-ity\/","og_locale":"en_US","og_type":"article","og_title":"Inona no hatao amin\u2019 ity taona 1987 ity? - Joseph Wresinski EN","og_description":"Tany am-piandohan&#8217;ny taona 1987, nandritra ny fivoriana niarahana tamin&#8217;ireo mpilatsaka an-tsitrapo tao amin&#8217;ny Ivotoerana\u00a0 Iraisam-pirenenan\u2019ny Fikambanana tao M\u00e9ry-sur-Oise, no \u00a0nizaran\u2019i (...) Read more &rarr;","og_url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/inona-no-hatao-amin-ity-taona-1987-ity\/","og_site_name":"Joseph Wresinski EN","article_published_time":"2026-09-03T11:00:42+00:00","article_modified_time":"2026-09-04T14:21:58+00:00","og_image":[{"width":775,"height":1100,"url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2019\/12\/AR0300126006.jpg","type":"image\/jpeg"}],"author":"Jean Tonglet","twitter_card":"summary_large_image","twitter_misc":{"Written by":"Jean Tonglet","Est. reading time":"3 minutes"},"schema":{"@context":"https:\/\/schema.org","@graph":[{"@type":"Article","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/inona-no-hatao-amin-ity-taona-1987-ity\/#article","isPartOf":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/inona-no-hatao-amin-ity-taona-1987-ity\/"},"author":{"name":"Jean Tonglet","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0"},"headline":"Inona no hatao amin\u2019 ity taona 1987 ity?","datePublished":"2026-09-03T11:00:42+00:00","dateModified":"2026-09-04T14:21:58+00:00","mainEntityOfPage":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/inona-no-hatao-amin-ity-taona-1987-ity\/"},"wordCount":635,"commentCount":0,"image":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/inona-no-hatao-amin-ity-taona-1987-ity\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2019\/12\/AR0300126006.jpg","articleSection":["Asasoratra","MALAGASY","Other languages"],"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"CommentAction","name":"Comment","target":["https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/inona-no-hatao-amin-ity-taona-1987-ity\/#respond"]}]},{"@type":"WebPage","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/inona-no-hatao-amin-ity-taona-1987-ity\/","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/inona-no-hatao-amin-ity-taona-1987-ity\/","name":"Inona no hatao amin\u2019 ity taona 1987 ity? - Joseph Wresinski EN","isPartOf":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#website"},"primaryImageOfPage":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/inona-no-hatao-amin-ity-taona-1987-ity\/#primaryimage"},"image":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/inona-no-hatao-amin-ity-taona-1987-ity\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2019\/12\/AR0300126006.jpg","datePublished":"2026-09-03T11:00:42+00:00","dateModified":"2026-09-04T14:21:58+00:00","author":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0"},"breadcrumb":{"@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/inona-no-hatao-amin-ity-taona-1987-ity\/#breadcrumb"},"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"ReadAction","target":["https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/inona-no-hatao-amin-ity-taona-1987-ity\/"]}]},{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/inona-no-hatao-amin-ity-taona-1987-ity\/#primaryimage","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2019\/12\/AR0300126006.jpg","contentUrl":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-content\/uploads\/sites\/3\/2019\/12\/AR0300126006.jpg","width":775,"height":1100},{"@type":"BreadcrumbList","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/inona-no-hatao-amin-ity-taona-1987-ity\/#breadcrumb","itemListElement":[{"@type":"ListItem","position":1,"name":"Home","item":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/"},{"@type":"ListItem","position":2,"name":"Inona no hatao amin\u2019 ity taona 1987 ity?"}]},{"@type":"WebSite","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#website","url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/","name":"Joseph Wresinski EN","description":"A website coordinated by the Joseph Wresinski Centre","potentialAction":[{"@type":"SearchAction","target":{"@type":"EntryPoint","urlTemplate":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/?s={search_term_string}"},"query-input":{"@type":"PropertyValueSpecification","valueRequired":true,"valueName":"search_term_string"}}],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"Person","@id":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/#\/schema\/person\/93469e0206778753beddb73f4e07c8e0","name":"Jean Tonglet","image":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","url":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","contentUrl":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/599cfd98b536979bcebf2d6839f0c694333341f1caf7ba53413b62de5453de40?s=96&d=mm&r=g","caption":"Jean Tonglet"},"url":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/author\/jean\/"}]}},"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/5349","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/users\/4"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=5349"}],"version-history":[{"count":1,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/5349\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":5350,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/5349\/revisions\/5350"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/media\/3808"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=5349"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=5349"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.joseph-wresinski.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=5349"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}