Andeha isika hihaino ireo leson’ny herim-po  omen’ireo tena sahirana   antsika.

Amin’izao fotoan-tsarotra izao, ny fironantsika ve  tsy ny fahasahiranantsika manokana ihany , tsy  ny isan’ny olona manatona ny biraon’ny  fanampiana ara-tsosialy na ireo mandondondona amin’ny fikambanana mpanao asa soa ihany no tadidintsika? , adinontsika  noho izany ny mahatsiahy  indrindra ny herim-pon’ireo fianakaviana  mba hiaina amim-pahamendrehana, ny  fahaizany mikaroka mba hiatrehany  ny  fahasahiranana vaovao, ny ezaka  mafy  avy amin’ireo lehilahy sy vehivavy  mba  hanao asaasa  an-tselika etsy sy eroa,  amin’ny karama zara fa voaloa , asa mafy sy  mampidi-doza, indraindray tsy anaovana fanambarana  ara-dalàna.

Andeha hohenointsika  ireo leson’ny herim-po, ny faharetana sy ny fahamendrehana  omen’ireo fianakaviana mahantra indrindra  ireo antsika. Very zavatra betsaka iiska raha tsy eo izany.

Tsy hampianatra antsika na inona na inona izao fotoan-tsarotra izao.

 

0 comments Leave a comment

Leave a Reply

Your email address will not be published. Required fields are marked *

This site uses Akismet to reduce spam. Learn how your comment data is processed.