MALAGASY
Tonga soa ato amin’ny sita Joseph Wresinski nohavaozina
Noho ny fankalazana ny fahazato taona nahaterahan’i Joseph Wresinski, ny 12 febroary 1917 tao Angers, ilay sita noforonin’ny Foibe Joseph Wresinski mba hanapariahana sy hampahafantarana ny fiainany sy ny asa soa vitany ary ny hevitry ny mpamorona ny Fikambanana ATD Quart Monde dia nohatsaraina ka atolotra anao mirakitra harena bebe kokoa: ankoatra ny lahatsoratra manomboka izao dia hisy koa sary sy sarivelona ary horonampeo.
Vaovao koa ny milina fikarohana ka ho mora kokoa ho anao ny hahita ny zavatra tadiavinao.
Hisy ezaka goavana hatao mba ho tahirin-kevitra faran’izay betsaka amin’ny fiteny maro samy hafa no ho hitanao ao. Hisy amin’ny teny (azo isafidianana poloney, portogey, Malagasy, kreoly…). Mbola tsy afaka mamelatra tanteraka ny sita izahay amin’izao fotoana izao fa efa afaka manolotra ho anao kosa takila manokana izay hohatevenina ombieny ombieny, ary manantena ny fandraisanao anjara amin’izany koa izahay raha misy ny azonao atao. Aza mihambahamba ny hampahafantatra sy hanome anay izay dikanteny misy kanefa tsy voatery ho fantatray.
Hiteny ny olona hoe: “tsy azo tohizina intsony izany”
“Mitsikitsikia moa e!”, hoy ny bitsibitsiky ny reniko tamiko,nefa izy indrindra aza no feno tebiteby manoloana ny olona mahamenatra na (…) Read more
Toherina ny fanesorana ny haingo , tazomina ny fototra niaviana
Misy zavatra iray tsy maintsy fantarin’ ny tanoran’ny Tontolo Fahefatra: anisan’ny antokon’olona nentina tsy araka ny rariny hatramin’izay izy ireo (…) Read more
Noely, rehefa ny “farany” no iraka voalohany…
Raha tsy maintsy takarintsika ny dikan’izany hoe gaga, matahotra
manantena koa anefa , dia tamin’ny famangian’ny anjely ny mpiandry ondry, tsy (…) Read more
Inona ny zavatra iainan’ny ankizy voageja ao anatin’ny fahantrana lalina ny fianakaviany?
(…) Manao ahoana ireo ankizy ao anatin’io tontolo voahilika io, manao ahoana ny fahatsapan’izy ireo ny fahantrana lalina iainany? Niampanga (…) Read more
Iharan’ny fitsabatsabahana tsy am-piheverana sy fanalambaraka ireo olona tena sahirana
“Tamin’ny fiandohan’ny taona 1960, hoatran’ny nahatsapa ho tena nitoka-monina mihintsy ny tenako sy ireo mpiara-dia tamiko ka nanjary te-hijery aho (…) Read more
Niorina tamin’ny asan’ny finoana ny Firohotana.
Niorina tamin’ny asan’ny finoana ny Firohotana. Mino ireo mpanorina azy fa : Mahita ao amin’ny tenany ny maha-zava-dehibe ny valerany ny olombelona,dia (…) Read more
Eoropa iray hanafaka amin’izay ireo mahantra indrindra
Voasoratra sy re fa misy olona miaina ao anatin’ny fahantrana lalina maherin’ny 10 tapitrisa ao Eoropa.
Ao ambadik’io tarehimarika io, na (…) Read more
Ny ady ara-politikantsika: ny famotehina ny fahantrana lalina!
Ny hanapotehina ny mahatonga ny olona ho tena mahantra ambanin’ireo mahantra no ady ara-politikantsika, ankoatra ny foto-kevitra efa ananatsika sy (…) Read more
Teraka avy tamin’ny fandavana iray sy ny fanamby iray ny adintsika.
Rehefa niaraka tamin’ireo fianakaviana tao amin’ny Tobin’i Noisy le Grand izahay tamin’ny volana Jolay 1956, dia nianiana fa foana hatreo (…) Read more
Ho mpanompo
Rehefa nohamasinina ho pretra aho dia nanontaniana hoe: “Inona no andalan-tsoratra masina izay mitarika ny fiainanao? “. Namaly avy hatrany (…) Read more










