Ho voninahitry ny olona ianjadian’ny fahantrana lalina

Ny 17 oktobra 1987,
dia nisy olona mpiaro ny zon’ny olombelona
sy ny olom-pirenena avy amin’ny tany rehetra

tafavory teto amin’ity kianja be ity.

Nanome hasina ireo niharan’ny hanoanana, ny
tsy fahalalana ary ny hetraketraka izy ireo.

Nohizingizininy ny finoany
fa tsy lahatra ny fahantrana.

Nataony antso avo ny fiombonany amin’ireo izay
miady manerana an’izao tontolo izao
mba hanamontsana azy.

Na aiza na aiza misy olona mbola miaina ao anaty fahantrana lalina dia voahosihosy ny zon’olombelona.

Adidy masina ny firaisankina mba hampanajana izany zo izany.

Mompera Joseph Wresinski

Read Download
0 comments Leave a comment

Leave a Reply

Your email address will not be published. Required fields are marked *

This site uses Akismet to reduce spam. Learn how your comment data is processed.